Tehina (Iraimbilanja)

Key: Em (G)

Intro: A(add9)..D(add9)/A-A
       A(add9)-E/G# | D(qdd9)/F#-A(add9)/E
       A(add9)-E/G# | E-B/D# A/C#-B/E
       E-B/D# A/C#....E
       
Verse 1
     Em
Vao zaza sy vao niana-mandeha 'reo tongotrao
D/F#   G
 Ka nitehina tamin'i Neny ianao
Am                C
Izy no andry tsy hampianjera anao
  Em
Izy no vatolampinao

Verse 2
 Em
Taona maromaro taty aoriana
D/F#   G
  Nifanao fotoana tamin'ny olon-tiana ianao
      Am                   C
Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana
     Em                     Em-D/F#
Ka niankin-drindrina ianao

     Chorus
Em-D/F#-G                    D
         Tsy misy mahavita irery
         Am                         Em
     Fa mbola miankina amin'ny tsy hay
     G                   D
      Na rindrina io na hazo
      Am    C         Em 
     Tehina,  tehina foana

-> intro
Verse 3
 Em
Nitombo ny taona sy ny fara mandimby
       G
Ka niahosa ny tongotrao
   Am              C
Nitady ka nahita, hazo itehenana
 Em
Hazo ho namanao

Solo: Em....|C....
      G.... |D....
      Am....|Em....
      C..B7..| Em.....> Chorus

Tondrompeon'i Iraimbilanja hafa: Iraimbilanja

Mandehana (Dillie)

Hiran'i Dillie rehetra: Dillie
Bb: x13331
Dm: xx0231
E7: 020100

Tonony 1
        Dm                      Am
Efa ho taona maro izay no niandrasako anao
    C                          Dm
Efa ela ihany izay fa toa tsy nampiraika anao
      Bb         F             E     E7
Hany hery azo hatao dia ny mandao anao

     Fiverenana
           Am         Dm            G          C
     Nanantena valiny aho, tsy taratasy nalefanao        
             Am        F           E       E7
     Dia ho sahinao sahady ve, ny hanadino ahy
              Am  Dm           G           C
     Dia noravanao  ireo toky maro nomenao ahy
          F               E       E7     Am
     Noravanao, fa tsy ho ahy intsony ianao
         
Tonony 2
      Dm                      Am
Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao
          C                     Dm
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
      Bb          F         E           E7
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

     Fiverenana
           Am         Dm            G          C
     Nanantena valiny aho, tsy taratasy nalefanao        
             Am        F           E       E7
     Dia ho sahinao sahady ve, ny hanadino ahy
              Am  Dm           G           C
     Dia noravanao  ireo toky maro nomenao ahy
          F               E       E7     Am
     Noravanao, fa tsy ho ahy intsony ianao
Tonony 3
      Dm                      Am
Hany hery azo atao dia ny mitso-drano anao
          C                     Dm
Tsy hanantena anao intsony hanadino tsotra izao
      Bb          F         E           E7
Mandehana lasa ianao raha izay no sitrakao

     Fiverenana
           Am         Dm            G          C
     Nanantena valiny aho, tsy taratasy nalefanao        
             Am        F           E       E7
     Dia ho sahinao sahady ve, ny hanadino ahy
              Am  Dm           G           C
     Dia noravanao  ireo toky maro nomenao ahy
          F               E       E7     Am
     Noravanao, fa tsy ho ahy intsony ianao

Nivadika (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona

Tonony 1
G                D  Am             Em
..Lasa aiza izy teo.... no taratasy sisa
G            C                   D         G   C-G
..No hany napetrany f'izy tsy hiverina intsony
G            D     Am                 Em
..Nilaozany mantsy.... ny akanin'izy roa 
G              C          D              G   C-G-D
..Ka foana ny rehetra fa vovoka sisa mitoetra

     Fiverenana
      G             C
     Nangina izy ho'aho (nanala ny alina)
        G       C                Em
     Nivadibadika (Niandry ny mazava)
        C       D                   G   C-G-C
     Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
      G         C
     Manantena koa (Niandry ny maraina)
      G        C                         Em
     Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
         C          D                    G 
     Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina

Tonony 2
G             D     Am          Em
..Nidify izy mantsy... sy mafy loha
G                C            D                G   C-G
..Ka raha vao hanarina dia miseho ho be hambo-po
G             D     Am            Em
..Sakaizan'ny alina... sy ny tavohangy
G             C           D               G   
..Tofokin'ny tebitebiny anao sy ireo revirevy.

Tetezana
Am             Em Am            Em
..Koa hafa indray,.. ny tantarany 
G          C           D              G    
..Izy indray izao no miandry ny olon-tiany

     Fiverenana
      G             C
     Nangina izy ho'aho (nanala ny alina)
        G       C                Em
     Nivadibadika (Niandry ny mazava)
        C       D                   G   C-G-C
     Kanefa ny aizina ity mbola ho lava
      G         C
     Manantena koa (Niandry ny maraina)
      G        C                         Em
     Rehefa hifoha (Ho tonga ny andrandraina)
         C          D                    G 
     Ho tapitra hatreo ny sento sy ny taraina

Naleonao (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona
G/B:x20030 G7:320001
Tonony 1
C  G     Am
..Taitra aho 
          F           C
Raha nahare fa hay ianao
            G        F
Tsy nitia ahy akory hatrizay.
C              G
..Tsy noheverinao 
Am         F           C
...ho tena izy fa kilalao 
           G           F
Ireo tambitamby izay niarahana.

Tetezana
F Em Dm     C               G/B
      Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Dm      C             G        G7          
.. nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy

     Fiverenana
      C  G   Am       F             C      
     Fa   naleonao namitaka ahy foana
       C    G          Am
     Tsy nihevitra ny hitia ahy 
         F             C
     Na hilaza ny marina
      C G    Am        F       C
     Fa   nataonao tsinontsinona 
              G       F         C  G F
     Ilay fitiavako anao  hatrizao

Tonony 2
C        G    
..Anio izaho
Am         F        C
..manjary tena babonao 
              G               F
Satria ny antsika roa tsy ho lafatra.
C           G
...Izany angamba 
Am              F              C
...no mety hahitana izay ho anjara 
       G            F
ka ho feno ny hasambarana.

Tetezana
F Em Dm     C               G/B
      Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Dm      C             G        G7          
.. nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy

     Fiverenana
      C G   Am       F             C      
     Fa  naleonao namitaka ahy foana
       C      G          Am
     Tsy nihevitra ny hitia ahy 
         F             C
     Na hilaza ny marina
     C  G   Am      F         C
     Fa  nataonao tsinontsinona 
              G       F         C  G F
     ilay fitiavako anao  hatrizao

Tetezana
F Em Dm     C               G/B
      Fa nahoana ianao no tsy mba niezaka
Dm      C             G        G7          
.. nahafantatra ka hitia koa ohatra ahy

     Fiverenana (Ambony)
     D  A    Bm       G             D      
      Fa  naleonao namitaka ahy foana
       D      A          Bm
     Tsy nihevitra ny hitia ahy 
         G             D
     Na hilaza ny marina
     D  A    Bm        G       D
     fa   nataonao tsinontsinona 
              A       G         D       
     Ilay fitiavako anao  hatrizao

Aina Miray (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Capo: 2
A':   x05433
Bm:   x24432
D/F#: 200232
Em:   022000

Fampidirana
G  D/F# A
D  A'   G
Em A    D
Tonony
G                  A
 Ny fitiavantsika roa
         D
Kanto tokoa
G               A
 Nofinofy mamy soa
            D
Tsy mba ho lo
G               A
 Embona mameno fo
      D                A
Tsisy ahiahy, mety hampanahy
Bm          A         G
 Ny androntsika hatramin’izao
A                 D
 Tanana tsy mifandao

     Fiverenana
             Em             A
     Aina miray, tsy vaky ilay
                   D            
     Toa ‘ty sy ‘nday
              Em           A
     Lakam-pitia, fo mifangia
            D
     Miara-dia

Fampidirana/Tonony
     Fiverenana (2x)

Aza Manitsaka (Njakatiana)

Key: C

Intro
Fmaj7.. G..| Am....
Fmaj7.. G..| C..G..G7-G

Verse 1
 C                   Em
Raha momba ilay resakao
             Am                  F
Dia tsy hoe faly ny hanohitra ihany
 C                  D7         G
Fa dia vahotra anie aho amin’izany

Pre-Chorus
Fmaj7'               Em7'
..   Raha ny ao an-tsaina indray
       Dm7'                  Am'
Tsy hamadika ilay notiavinao aho 
       F     G    
An an an, fa izy anie
   F                G           C  G*-C-G6/B
Fa izy anie no efa namako hatrizay

     Chorus
      Am                   Em       
     Nahoana loatra ary ianao 
        F        G        C
     Hanitsaka azy, aoka re
       E              Am
     Tsy mety izany akia
        G                  C
     Hajao ilay nomenao fitia
        C#dim7                   
     Hamitaka azy ianao dia
       Dm   Em   F
     Izay izaho ve
         F          G     C
     Ka hoy aho hoe an an an

-> Intro

Verse 2
   C                     Em
Ianao aloha dia tsara tokoa 
        Am                 F
Fa na izany aho anefa tsy sahy
 C                D7        G
Fihavananay no taloha mampanahy

Pre-Chorus
 Fmaj7'           Em7'
 ..    Ka ny faniriako anie
         Dm7'             Am'
Tsy handratra mihitsy ny fony aho
      F      G
An an an, fa izy anie
   F                 G          C  G*-C-G6/B
Fa izy anie no efa akamako ela be

     Chorus (2x)

Outro
      C#dim7                 
Hiantsampy ihany ianao dia
  Dm   Em   F
Izay izaho ve
     F         G     C 
Ka hoy aho hoe an an an

Tondrompeon'i Njakatiana hafa: Njakatiana

Am': 577555 na x07555 
C#dim7: x4535x 
D7: xx0212 Dm7': x57565 
Em: 022000 Em7': x79789 
Fmaj7: 1x3210 Fmaj7':x8(10)9(10)8 
G6/B: x20030 G7: 3x0001

Teny Mamy (Tovo J’Hay) – Gitara

Key: G

Verse 1
G6                 D2/F#     
 Ny teny mamy nolazaiko
Em        G Am7     G/B  
  Nanambita___mby anao
C     G/B       Am7        
 Matokisa sombinaiko
         Dsus4        G   Am7 Dsus4
Fa tsy hiova hatram’izao

Verse 2
G6              D2/F#           
 Hatezerako ombieny ombieny
Em      G   Am7  G/B
  Nankararirary fo
C     G/B       Am7
 Aza raisinao ireny
        Dsus4     G  C/G-G
Aoka hivalona avokoa

     Chorus
             D         C
     Ianao irery no nilaiko
                     G
     Ianao ilay nofinidy
                        Dsus4  C
     Mahay mandamindamina ny  saiko
                    G
     Diamondra sarobidy
    
    --------------------------
    2x
     Am7                 D7/C
       Raha misy ny hadalako
     B7              Em
       Olombelona tokoa
     C       Bm7        Am7
       Aoka re mba hofafàko
            Dsus4    G
     Dia hovaiko ho zava-tsoa

Verse 3
G6               D2/F#
 Ny sangisangy izay fanao
Em    G   Am7  G/B
 Horokoroka fahiny
C      G/B       Am7 
 Raha mety re ianao
        Dsus4       G   Am7 Dsus4
Averiko eto ankehitriny

Verse 4
G6             D2/F#
 Ny bedibedy ’zay tsy tanty
Em         G Am7     G/B
 ’Zay nandreraka ny loha
C              G/B          Am7
 Tsy ataoko intsony mandra-maty
           Dsus4        G      C/G-G
’Zao dia ’zao aho dia hiova fo
-------------------------------------

Am7: x0201x 
B7: x21202 Bm7:x24232 
C/G: 3x201x 
D2/F#: 2xx230 Dsus4: x5403x D7/C: x3x232 
G/B: x2003x G6: 320030 

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay

 

Lazao Azy (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Asus: x02230
D2': xx4230 D2 : xx0230  
F#m:244222

Fampidirana
D2' E A
D2' E A

Tonony 1
          D2  E         Asus A   
Ampitampitao,   any ny hafatro
             D2         E               F#m  E
Raha mba mandalo any ianao, lazao izy hoe:
          D2 E          Asus A 
Efa ela ihany,  No tsy tazany
        D2        E            F#m  E
Sa efa hadinonao,   Ny fisiany ao
      A        D2  E
Raha toa sitrakao
            Asus A
Dia izao lazao

     Fiverenana
                     D            E
     Fa mbola tiany foana hono ianao
           Asus  A       
     Tsy mio____va
             D         E     F#m  E
     Na ho ela, na ho haingana 
        A          D          E
     Fitia tsy sangisangy na koa
          Asus   A
     Haitrai___tra
                D        E    F#m  E
     Fa rehefa tia, dia ho doria
      A         D
     Valio tsotra
     E        A
     Eny na tsia

Tonony 2
             D2 E        Asus  A
Dia bitsibitsio, eo an-tsofiny
          D2         E           F#m  E
Fa mbola tia azy aho, hatramin’izao
           D2 E      Asus  A             
Raha sanatria,  mifanohitra, 
              D2  E          F#m  E
'Zay valin-teniny, Lazainy anao 
      A        D2  E
Raha toa sitrakao
            Asus A
Dia izao lazao

     Fiverenana (2x)
                     D            E
     Fa mbola tiany foana hono ianao
           Asus  A       
     Tsy mio____va
             D         E     F#m  E
     Na ho ela, na ho haingana 
        A          D          E
     Fitia tsy sangisangy na koa
          Asus   A
     Haitrai___tra
                D        E    F#m  E
     Fa rehefa tia, dia ho doria
      A         D
     Valio tsotra
     E        A
     Eny na tsia

Raha Mankany Ialahy (Lolo sy ny Tariny)

Key: C

Intro: G..Bm..(2x)
       C..G ..(2x)
       Am..C..(2x)
       G..Am.. (3x)
       G..C..| G....
Verse 1 (2x) G        Bm          G       Bm .. Raha mankany ialahy,..mandalo any ialahy C       G          C        G .. Mahita an'azy ialahy,..mivovo any ialahy Am    C           Am     C Hitondray any aho, hivimbino any aho G   Am             G    Am Tapatapany ihany a!..Sombitsombiny ihany a G   Am             G C      G Fofopofony ihany a!Poootipotiny ihany a Chorus (2x) Am    C            D             Am ...Lazao azy fa raha ritra ange ny rano Am    C           D      Am .. Diaviko tongotra ny làlana mankany Bm ... Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy Am    C      G Hitondra Paradisa -> Intro Verse 2 (2x) G        Bm          G       Bm .. Raha mankany ialahy,..mandalo any ialahy C       G          C        G .. Mahita an'azy ialahy,..mivovo any ialahy Am    C           Am     C Hitondray any aho, hivimbino any aho G   Am         G    Am Singam-bolony any,...piti-drorany any G   Am           G C   G Sombim-piainany any,saaary anankiray ------------------------ Bm: x24432 Tondrompeon'i Lolo sy ny Tariny hafa : Lolo sy ny Tariny