Intro (Key: C#m7 na E) C#m7-G#m7 | G#m7-F#m7 F#m7 | A/B-E Verse 1 E C#m7 Tsy mahagaga raha toy izao F#m7 B-A Raha toa nosoloiny ianao G#m7 C#m7 F#m7 A/B Olon-kafa vaovao ny anilany eo E C#m7 Vao niandoha dia fantany F#m7 B-A Toa mahatsapa izy hoe resinao G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao Pre-Chorus D A F#m7 Bm7 Noheverinao adala angamba izy samirery A G#m7 F#m7 Esus4..E.. Tsy ahalala fitia tsy ho azy D A F#m7 Bm7 Nataony am-po tadidiny satria mafy A G#m7 F#m7 Esus4..E.. Fony izy nanjo ny hafa Chorus (2x) - Key: C# C# G# F# C# Dia nafoiny nosoloiny ny momba anao C# G# Nohadinoiny tsisy intsony F# A Bsus4.. (E outro) Tsy ho azy ianao Verse 2 (Key: E) E C#m7 Fahotana avy aminao F#m7 B-A No nahatonga izao rehetra izao G#m7 C#m7 F#m7 A/B Mety ho tsapany tokoa, raha niova ianao E C#m7 Vao niandoha dia fantany F#m7 B-A Toa mahatsapa izy hoe resinao G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook
Tag Archives: tondrompeo gasy
Mandigny (Tana Gospel Choir)
Hiran'ny Tana Gospel Choir rehetra: Tana Gospel Choir Intro (2x): Cm7 Bb/D | Fsus4 Eb Fm7 Ddim -Edim7 | D7-D7/F#-Gsus4-G/B Cm7 Tonony Bb/D-Eb Bb/D Ab Mikorontagne ty tagne toy eh! Ab-Eb/G Fm7 Gm7 Cm7 Aly avao ro treana, mbatia mbaroy eh! Cm7-Bb/D-Eb Bb/D Eb/G-Ab Ombia avao vo hiova? Ombia kay ty fara eh? Gm7 Fm7 Gm7 Abmaj7 Zagnahary e.....Madigny hise fiova Fm7-Gm7-Ab-Bb -> miverina tonony 1 Fiverenana Bb-Cm7 Bb/D Ab Ao ty kere, Tsisy oragne, G7 Cm7 Ajaja reo mahaferignay e! 4x ---------------------------------- Bb/D Abmaj7 Mandigny hise fiova Cm7 Bb/D Abmaj7 Zagnahary...Mandigny ety fiavia’Ao. Sax Solo Bb/D-Eb Bb/D | Eb/G - Ab Gm7-Fm7 Gm7 | Cm7 Bb/D-Eb Bb/D | Am7b5-Bdim Gm7-Cm7 Fm7 Gm7 | Abmaj7 Bb/D Famaranana Cm7 Bb Ab Bb (5x) Cm7 Bdim-Bbm7-Eb/G Abmaj7 G7 Aia rehe, aia rehe mandigny ty fi avia’Ao
Fa Izay (Aina Cook)
Key: Bb
Intro: F/C-Cm7
F/C..Cm7..| Bb/C..F/C..
F/C..Cm7..| Bb/C....
Verse 1
Cm7 Bb F/A
Eny, akipio ny maso tsy_hijery
Bb Bb/D Eb
'Zay fiainany tsy anilanao
D7
Tsy akaikinao
Verse 2
Cm7 Bb F/A
Eny, hodio tsy hita tsy hay
Bb Bb/D Eb
Na dia fantatra fa mahamay
D7 G
Ny vokatr’iza__y
Chorus (2x - Key: C
C C7/Bb F/A
Fa izay, fa izay ihany no azo atao
G/B C
Raha tena tia azy ianao
C7/Bb F/A
Ny ho avy tsy hay vinaniana
G C
Raha mba hiova izy any aoriana
Verse 2
Cm7 Bb F/A
Nefa, fantaro fa manampetra
Bb Bb/D Eb
Ny fiafiana amin-java-drehetra
D7 G
Handalo sy hitoe_tra
Chorus
Bridge
C F(add9)
Hifaliana fa tsy_hijaliana
G C-F/A-G
Ny fitiavana
C F(add9)
Misy fetra nefa ny fihafiana
G
Na ny fiarahana, nefa
Chorus
Tondrompen'i Aina Cook hafa