Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Intro (2x) Am..E/G#..| C/G..D/F#.. Am..Dm.. | Am-E-Am.... Tonony 1 Am E G D Lasa ny saiko hoe,'lay silaky ny aiko Am Dm Am E Am.. Atomboko aiza ny fitaizana anao Am E G D Ho tantanako ve mba tsy hianjera Am Dm Am E Am Sa avela kely mba hahay andeha irery Tetezana Dm Am G Am Tena hanao izay heriko aho, hahatafita anao Dm Am Na sedra aza ny any aoriana G C Soa lavo hahay hamindra Dm Am G F Mbola ho be ny ho atrehinao, inty aho Fiverenana C F Am G Ho haiko anie, ny hampita irery C F Am G Anatra maro, fahalalana fahendrena C F G Toroy aho ry Ray mba ho tena Am' E' G' D' Ray aman-dreny Am Dm Am E..Am Tonony 2 Am E C D Be reo ratsy fanahy, maro ireo ratsy fo Am Dm Am E Am.. Ataovy ny tsara, manaova ny soa Am E C D 'Lay Ray ao ambony ao, Raiko sady mbola Rainao Am Dm Am E Am Izy no fantaro fa izy no miaro Tetezana Dm Am G Am Mbola ho tojo fitiavana, rehefa any aoriana any Dm Am G C Na sendra latsa-tomany, dingana ihany izany Dm Am G F Raha mila manontany ianao, inty aho Fiverenana C F Am G Ho haiko anie, ny hampita irery C F Am G Anatra maro, fahalalana fahendrena C F G Toroy aho ry Ray mba ho tena F G C (2x) F G Em F G Famaranana C F Am G Hanampy kely izay kely mba haiko C F Am G Fitiavana ho anao ry ilay silaky ny aina C F G Toroy aho ry Ray mba ho tena Am' Ray aman-dreny Am' E' G' D' Am Dm Am..E Am
Tag Archives: tondrompeo
Te Hiara Dia (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Bm: x24432 Fampidirana #1 Em D C G Em. G... D Fampidirana #2 (3x) Em Bm C G Em...G...D Tonony 1 G D Raha vahotra aho ela izay Am Em Tsy niala ao anatiko ao G D 'Reo teny novolenao Am G D Voafafinao hatrizay Tonony 2 G D Na irery aho tsy afa-nania Am Em Satria tia te hiara-dia G D Nafeniko anao ilay foko tia Am G D Voafatotrao hatrizay Am G D Niafina irery ho anao Fiverenana Em Bm C G Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Em G D Mangetaheta anao aho Em Bm C G Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe C D Em___ Tsisy ohatranao raha ny ety Em Bm C G Feno fitiavana ao am-poko ao Em G D Tsy misy toerana intsony Em Bm C G Rakotra tantely tsy hay hidirana C D G Toeran’ny mamy ho anao Solo (2x): Em Bm C G Em G D Em Tonony 3 G D Toy ny masoandroko ianao Am Em Tsy handao ny androm-piainako G D Hery sy hafanana ho ahy Am G D Osa aho raha lavitra anao Tetezana G D Am Manam-pinoana aho anio (hanantena aho f’izao) Am Em G Fefy no iombonana ('Lay faniriana ho hatrizay) G D Am 'Lay fonao mamiko aty (Fantatrao fa) Am G D Toy ny fenon'ny fitia (tsy sahy niteny aho satria) Am G D Satria voaloham-pitia Fiverenana (2x) Em Bm C G Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Em G D Mangetaheta anao aho Em Bm C G Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe C D Em___ Tsisy ohatranao raha ny ety Solo: Em Bm C G Em G D Em Bm C G C D Em Fiverenana Em Bm C G Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Em G D Mangetaheta anao aho Em Bm C G Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe C D Em___ Tsisy ohatranao raha ny ety Em Bm C G Feno fitiavana ao am-poko ao Em G D Tsy misy toerana intsony Em Bm C G Rakotra tantely tsy hay hidirana C D G Toeran’ny mamy ho anao
Mba Tahio (Joseph d’Af)
Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af Capo: 2 Bm: x24432 Cadd9: x32033 Em7: 022033 F#m: 244222 Fampidirana G Cadd9 (2x) Tonony 1 G Cadd9 Jesosy o, aiza anao o G Cadd9 Tandrignesa foko mitady anao G Cadd9 Jesosy o, valia 'zahay G Am Fa tsy mahatokan-tegna Tetezana C Em7 Am Mba tahio, Tompo mila anao 'zahay C Em7 D Mba tahio ,zay mahantra masikiny C Em7 Am Am C Mba tahio ireo sahiragna sy ireo mijaly iny e C G D Mba tahio, mila vonjy ny aty Fiverenana G C Em Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky Em D C Tanora ambony tany atoy G C Em Zaho mino, fo andra araiky agny Anao Em D C Agnamia zay mahazava G C Masoandro avao (2x) Tonony 2 G Cadd9 G Zagnahary e, magniry tegna magniry G Cadd9 Ny ahita fahasoavagna avy aminao G Cadd9 Ny agnaboanao fahagagana tsy mety lany G C Ny hanasitrananao areti-mandringa, maharary Tetezana C Em7 Am Mba tahio, Tompo mila anao 'zahay C Em7 D Mba tahio ,zay mahantra masikiny C Em7 Am Am C Mba tahio ireo sahiragna sy ireo mijaly iny e C G D Mba tahio, mila vonjy ny aty Fiverenana (2x) G C Em Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky Em D C Tanora ambony tany atoy G C Em Zaho mino, fo andra araiky agny Anao Em D C Agnamia zay mahazava G C Masoandro avao
Tetezana
Em Bm
O mitaraigny ny tany
C G
Mba tsy ho very fanantenana
Am Bm
Na ho kotsan-dranomaso, hivavaka hatrany hatrany
Am D
Mandrapisokatry ny lanitra
Fiverenana
G C Em
Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
Em D C
Tanora ambony tany atoy
G C Em
Zaho mino, fo andra araiky agny Anao
Em D C
Agnamia zay mahazava
G C E
Masoandro avao (2x)
Fiverenana (Ambony)
A D F#m E D
Mba tahio
A D F#m
Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
F#m E D
Tanora ambony tany atoy
A D F#m
Zaho mino, fo andra araiky agny Anao
F#m E D
Agnamia zay mahazava
A D
Masoandro avao (4x)
Tiako Hitoetra (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Raha manahirana ny naoty dia asio Capo: 1 A#m: x13321 (Am: x02210 raha misy capo 1) C#: x46664 (C raha misy capo 1) F#: 244322 (F raha misy capo 1) G#: 466544 (G raha misy capo 1) Tonony 1 C# G# Eto no ilazako tsy hanafenako aminao A#m F# G# C# Izarako indray fa faly ny fo, fanahy C# G# Lasalasa saina manembona anao A#m G# F# Mila mihaona indray fa zatra anao ny momba ahy Tetezana F# G# A#m G# Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy C# F# G# Mamihina ahy toy iza__o Fiverenana C# G# Efa fantatrao f'ianao irery ihany F# A#m G# C# Tsy niova izany, nihaino ahy, nitia hatrany C# G# Ireo fiarahantsika tena mamy A#m F# G# C# Tsy foiko ho lany, mba tiako hitoetra Tonony 2 C# G# Tsy haiko adinoina mitamberina an-tsaina A#m F# G# C# Taona maro izay, no efa niainanay C# G# Ataoko fahatsiarovana raketina an-tsary A#m G# F# Izay vita izay, ho tsangambato iray Tetezana F# G# A#m G# Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy C# F# G# Mamihina ahy toy iza__o Fiverenana C# G# Efa fantatrao f'ianao irery ihany F# A#m G# C# Tsy niova izany, nihaino ahy, nitia hatrany C# G# Ireo fiarahantsika tena mamy A#m F# G# C# Tsy foiko ho lany, mba tiako hitoetra
Tetezana #2 (2x) C# Na na, na na na na G# Na na, na na na na A#m Na na, na na na na F# G# C# Fiverenana Tetezana #2
Dada o (Joy K)
Hiran'i Joy K rehetra: Joy K Bm: x24432 D7: xx0212 Gm: 355333 Fampidirana D G Bm A (4x) Tonony 1 D G Dia mbola ho tsinjona ihany ve Bm A G 'Lay rainay nanolokolo nanabe D A Dada o mba aiza re G A D7 Ianao hatramin'izao, tsy_hita tsy re Tonony 2 D G Dia ho tanteraka ve ilay teny Bm A G Fa izahay dia ho kamboty ray sy reny D A F'efa nialoha lalana_any i Neny G A D Raha izay no lahatra moa tsy maintsy ekena Fiverenana A D N'aiza toerana izay misy anao A D Na mbola eto na lasa nandao Bm A G Gm Dada ianao am-ponay A D Ory tokoa 'zahay zanakao A D Fa lehibe ireo soa vitanao Bm A G Gm Embona mahatsiaro anao D G Bm A (2x) Dada o
Kely Loatra (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Bb: x1333x Bm: x24432 G/B: x20033 C#m:x46654 F#: 244322 Fampidirana C G/B Bb A (2x) Tonony 1 D Em D Mandreraka ny foko tia G A Bm G A Niarahako aminao, eny akia Tonony 2 (2x) D Em D Misalasala aho satria G A Bm G Tia ahy loatra ianao eny akia D Nefa ny fisainanao A D Toa mbola ao amin'ny kilalao Tetezana - C G/B Bb A (2x) Fiverenana (2x) A E Mbola kely loatra ianao E A E Kely loatra akia ka dia matahotra aho A D Fa raha ny ao am-poko ao Bm E Dia foiko omena anao E A Fa tsy haiko akia ny atao Tetezana C G/B Bb A Tonony 2
Fiverenana
Tetezana: F# B F#
F# B F#
B E
C#m F#
F# B
Fiverenana (Ambony)
B F#
Mbola kely loatra ianao
F# B F#
Kely loatra akia ka dia matahotra aho
B E
Fa raha ny ao am-poko ao
C#m F#
Dia foiko omena anao
F# B
Fa tsy haiko akia ny atao
Tsy Irery Ianao (Dillie)
Hiran'i Dillie rehetra: Dillie Ny kle orijinaly dia Cm (midina kle 2 daholo ny naoty, Em lasa Cm) B7: x24242 Fampidirana Em C D Em (2x) Fiverenana Em C D Em Tsy irery ianao, raha any alavitra any Em C D Em Tsy irery ianao, fa mbola misy olona Tonony 1 Em C Mahatsiahy anao isan’andro D Em Mahatsiaro foana ny endrikao Em C Manisa lava ny andro D B7 Mba hihaona indray... Fiverenana Em C D B7 .. Aminao, tsy irery ianao f’aza mitomany Em C D B7 o o o tsy irery ianao, f’izaho mbola eto ihany Tetezana: Em C D Em (2x) Tonony 2 Em C D Em Ny foko efa ela no nizara, izay teny afak'hitana Em C D Em Ka ny elanelan-tany tsy hanova ny foko efa any Em C D Em Hiahy anao isan'andro, hiahy anao amin'ny akaso Em C D B7 Hanome ny masoandro mba tsy hanariany izay
Fiverenana Em C D B7 Lavitry ny maso, tsy irery ianao f’aza mitomany Em C D B7 o o o tsy irery ianao, f’izaho mbola eto ihany Tetezana B7 O... G D Em C D Em Ka mino aho na ho ela aza ha_hita anao (2x) Em C D B7 (4x) Fiverenana (4x)
Raha Mbola Hiverina (Dillie)
Hiran'i Dillie rehetra: Dillie B7: x21202 B': 799877 C#m:x46654 D#m:x68876 F#: 244322 G#m:466444 Naotin'ny fampidirana Am: x0221x-x0223x-x0221x C: x3201x-x3203x-x3201x Em: 02201x-02203x-02201x Fampidirana Em.. B7.. Em C Am B7 Em Tonony 1 Em C Tsy aleo ve mijanona eto irery B7 Em Raha vetivety ianao mankany Em C Ny fotoana koa tsy ho very B7 Em Handrasako ihany ianao avy any Tetezana D C Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry G C Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao D C Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty G B7 Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao Fiverenana D#m E Faingana re raha ho avy any_ianao G#m C#m Aza ela fa manam-petra E F# B Ny fotoana iandrasako anao D#m E Faingana re raha ho tonga any_ianao G#m C#m Aza ilaozanao milalao E F# B Raha mbola hiverina aty Solo: Em..Am..D..G.. C.. Am.. F# B Em Tonony 2 Em C Izaho akory tsy hoe hanadino B7 Em Na dia lavitra aza ny alehanao Em C Raha tsy ela ianao izaho mino B7 Em Fa mbola hiaraka hilalao Tetezana D C Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry G C Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao D C Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty G B7 Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao Fiverenana D#m E Faingana re raha ho avy any_ianao G#m C#m Aza ela fa manam-petra E F# B Ny fotoana iandrasako anao D#m E Faingana re raha ho tonga any_ianao G#m C#m Aza ilaozanao milalao E F# B Raha mbola hiverina aty Solo: Em C B7 Em (2x) Em C Am D D-D#m-Em Tetezana/Fiverenana
Tanalahy Ny Foko (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Ny C dia C C/G C ny tsara hitendrana azy (C/G: 3x2010) Fampidirana: C (tab 1) Tonony 1 C G Izay mena valala C F Izay tiana malala F C C-G/B-Am7 Nefa ianao raha te-hiala G C Dia aza misalasala Tonony 2 C G Hatrizay ianao C F No tompon’ny safidy F C C-G/B-Am7 Izay tianao no natao G C tab 2 Satria ianao no didy Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Nefa tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1) Tonony 3 C G Raha ny tany malemy C F Azo hanorenam-pangady F C C-G/B-Am7 Feno eny rehetra eny G C F’izaho no tsy te-hitady Tonony 4 C G Nefa raha tianao izany C F Dia sahiko ny milaza F C C-G/B-Am7 F’izao dia izao ihany aho G C tab 2 Hahita ny sahaza Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Satria tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1)
Tonony 5 C G Tsy ny masoandro matory C F No hahafoana ny taratra F C C-G/B-Am7 Ny volana koa anie boribory G C Mirehitra fatratra Tonony 6 C G Ianao no te-handeha C F Soava dia, mahereza F C C-G/B-Am7 Ny tia ahy be dia be G C tab 2 Be ny mitady seza Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Satria tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1) Tonony 7 C G Nefa aza manantena C F F’izaho no hitomany F C C-G/B-Am7 Na hiantso hoe miverena G C Nofinofy izany Tonony 8 C G Fa fanajana anao C F No nampipetraka ahy F C C-G/B-Am7 Ianao indray no te-handao G C tab 2 Oadray, soa ihany lahy Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Tretrika, tretrika ny foko G C Hahay hiova loko Tab 1 e|----------------------------------------- b|-3===>5-5---5-----4-3-1-----1------1----- g|-3===>5--5---5--------------0-----0------ D|-3===>5---5---5---4-3---2-----2---------- A|----------------------3-----3------3- E|------------------------------3-----3---- Tab 2 e|--5--4--3-------------------------------- b|----------------------------------------- g|--5--4--3-------------------------------- D|----------------------------------------- A|----------------------------------------- E|-----------------------------------------
C--G/B-Am7..G e|--------------3-------------------------- b|--1--3---1----0--------------------------- g|----------------------------------------- D|----------------------------------------- A|--3--2---0----2-------------------------- E|--------------3--------------------------
Naleoko Ihany (Olombelo Ricky)
Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky A4: x0223x Bm: x24432 D/A: x0x232 D/F#:xx4232 Em7: xx2033 Gm: xx5333 (na 355333) Fampidirana D Em7 D Em7 (2x) D Em7 D Em7 Ouh Ouh Ouh Ouh (2x) Tonony 1 D A Bm Naleoko ihany tsy nisy ianao Em7 A Toy izay hanandratsy aho D A Bm Fa ny antsika anie vao omaly Gm A4 D Adinonao sahady ka nandratra ahy D Em7 D Em7 (2x) Tonony 2 D A Bm Naleoko ihany olom-pantatro ianao Em7 A Arahaba dia vita D A Bm Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy Gm A4 D Em7 Irony zava-bitantsika hatramin’izay D Em7 Fiverenana (2x) D D/A D/F# Avelao, avelao amin’izao D Gm D..A Fa ho namako ianao Fiverenana (2x) Bm A G Avelao mihitsy anie aho A D Ho namako ianao D Em7 D Em7 Ouh ouh, ouh ouh (2x) Tonony 3 D A Bm Aza asianao resaka intsony Em7 A Izay vita dia vita D A Bm Fa fitiavana madio no atolory Gm A4 D Fa io no nahaory anay hatramn’izay D Em7 D Em7 (2x) Tonony 4 D A Bm Ny lalanao tsy ho lalako intsony Em7 A Samia mandeha D A Bm Ireny tantara ireny avalony Gm A4 Tsy tiako ho henoina intsony A D Em7 Tsy tiako ho henoina intsony D Em7 Fiverenana (2x) D D/A D/F# Avelao, avelao amin’izao D Gm D..A Fa ho namako ianao Fiverenana (2x) Bm A G Avelao mihitsy anie aho A D Em7 Ho namako ianao D Em7