Hiran'i Nirina sy Liva rehetra: Nirina sy Liva Fampidirana E C (2x) E Am G C Am G F C F Am G Am G F C F G C E Tonony 1 Am G C Eny hoy aho ry aiko G C Faly anie izany saiko Am G F C Fa toa ny faniriako F Am G Eto anilanao re ry tiako Am G F C Toa ny faniriako F G C E Eto anilanao re ry tiako Tonony 2 Am G C Eny hoy aho ry lala G C Lazaiko tsy misalasala Am G F C Fa tretrika sy sambatra aho F Am G Fa tena mba tojo anao Am G F C Tretrika sy sambatra aho F G C D Fa tena mba tojo anao Fiverenana G D Tiako ianao ka tiako C G Ianao no fifaliako G C Am Ianao no nofidiko D G Satria ianao no tiako C Em Indreto ary isika izao F C Efa mahalala F C Fa ny ato am-poko sy ao am-ponao D G Dia tena fitia sahala C Em F C Izaho sy ianao samy mahalala C Dm Em F K’handeha isika manomboka izao C G C Hiombom-pitia fa sahala C Dm Em F K'handeha isika manomboka izao C G C E Hiombom-pitia fa sahala Tonony 3 Am G C Na ho mamy na hangidy G C 'Sika ef'iray safidy Am G F C Ka na ho tsara na_ho_ratsy koa F Am G Dia vonona hifanasoa Am G F C Na ho tsara na_ho_ratsy koa F G C E Dia vonona hifanasoa Tonony 4 Am G C 'Reo lasa izay nahaory G C Tsy ahoantsika akory Am G F C 'Reo toloko sy tomany F Am G Hisolo hiram-pitia izany Am G F C 'Reo toloko sy tomany F G C D Hisolo hiram-pitia izany Fiverenana G D Tiako ianao ka tiako C G Ianao no fifaliako G C Am Ianao no nofidiko D G Satria ianao no tiako C Em Indreto ary isika izao F C Efa mahalala F C Fa ny ato am-poko sy ao am-ponao D G Dia tena fitia sahala C Em F C Izaho sy ianao samy mahalala C Dm Em F K’handeha isika manomboka izao C G C Hiombom-pitia fa sahala C Dm Em F K'handeha isika manomboka izao C G C Hiombom-pitia fa sahala E Tetezana: Am G C G C Am G F C F Am G Am G F C F G C..D Fiverenana
Tag Archives: tononkira
Neny (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Bekoto rehetra : Bekoto Key: Em (G) Ny B7 eo amin'ny Em-B7-Em-(D7/F#) dia x24242 A7: x02020 B7: x21202 B7/F#: 2x1202 C/E: 032010 D7/F#:2xx21x D/F#: 2xx232 G6: 3x0030 Intro G6..F..| C/E.... A7.... | D.... F#..B7-B7/F# | Em.... C..D/F#..| Em-D/F#-Em-D7/F# Chorus G F C/E Neny neny neny neny A7 D Neny nitondra biby ankibo B7 B7/F# Em Neny nibaby varatra C D Em-D/F#-Em Neny fola-damosina Verse 1 Am Em Nitaiza biby antrano ianao B7 Raha tsy afolakao B7 Em Tonga izy dia hitroatra Am Em Raha lasa gaigy ny zanakao B7 Hisavorovoro ireo olona B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Handeha hamono ilay biby Chorus Verse 2 Am Em Tantananao ny diany Em B7 Itsahiny ny lohanao B7 Em Nefa ianao tsy hiteny Am Em Hihazakazaka handeha Em B7 Ny volana sy ny taona B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Ho aiza izao ’lay zanakao
Chorus Verse 3 Am Em Vaky ny tafotranonao Em B7 Hanidina ny zanakao B7 Em Hanaraka ny habakabaka Am Em Zaza teraka amoron-drano Em B7 Hanonja ny fiainany B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Hohadinony 'lay reniny
Chorus
Vinanto (Tirike)
Hiran'i Tirike rehetra: Tirike Capo: 2 (D ny kle fa tsy misy capo dia C=D, D=E, G=A, Em=F#m) Fampidirana: C D G (2x) Tonony 1 C D Fa misy ndroa andro izay e G Em Tsy nahitako an’azy e C D Tsy haiko marina_e G Ty tany nandehanany_e Tonony 2 C D Tsy ady nifanaovanay e G Em Nilany ty tranonay C D Fa de nandeha anao G C..D.. Tsy mba nanambara Fiverenana (2x) G C G C..D.. Vinantonao baba tsy hitako G C G Zanakao rafozako fa tsy anjara Tonony 3 C D Aza omena tsiny izy e G Em Fa fomba valy zatse e C D Laha teagne G Mampisy korontagne Tonony 4 C D Iha tsy mandineke G Em Fa mora mivalike C D Halignonao G C..D.. Voady nifanaovagne Fiverenana (2x) G C G C..D.. Vinantonao baba tsy hitako G C G Zanakao rafozako fa tsy anjara Tetezana: C D G (2x) Tonony 1/Tonony 2/Fiverenana
Ravitoto (Tselonina)
Hiran'i Tselonina rehetra: Tselonina Capo: 2 (A ny kle orijinaly, raha tsy misy capo (G=A, C=D, D=E) Tonony 1 (2x) G C G Potika aminao mafy aho zany sombinaiko tena tiako D G D Ravitoto mivelatra eo am-bilihako G C G Nampirafesinao aho zany tain’omby tain-gisa D G C-G Mbola potika aminao aho e Tonony 2 (2x) G C G Tany ampitan-dranomasina aho nalahelo saika lasa adala D G D Nanjomonjomotra sy mototra lasa vinany o G C G Saika handeha hamono tena aho nefa tojotojo taovan-kena D D G C-G Taovan-kena ratsy fositra malanilany Tonony 3 (2x) G C G Ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko D G C-G Manao veloma an’ahy izy e G C G Namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy D D G Fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko Tetezana: G C G D D G C-G Tonony 4 G C G Ravitoto aloha ny androany fa ny ampitso izay vao tsaramaso D G Miaraka amin’ny vary be mitafotafo G C G Ravitoto sy voanio anie no recette tena Malagasy D D G Trafon-kena mievitrevitra any anatiny any (2x) Famaranana G C G Potika aminao mafy aho zany sombinaiko tena tiako D G D Ravitoto mivelatra eo am-bilihako
Nofinofy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 C*: inty ny fomba fitendrena an'ilay solo eo amin'ny e kely Ny bass sy ny naoty dia C ihany e| 3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-3 C**:3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-12 Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A7: x22020 C: 0x2010 C/E: 4xx553 na 4x2010 D: 0x0232 D/F#: 6x0775 Dm:2x0231 E: 446454 E/G#: x12100 F: 557565 G: x0343x G/B: x4043x Fampidirana: C* Tonony 1 C Am Omeko anao mba hanjakanao D D/F# G Ny habakaba__ka Dm G C Ny kintana azoko hakana A7 Dm G Hataonao firavaka Tonony 2 C Am Na ny masoandro aza D D/F# G Sakanako tsy hatory Dm G C Mba hanome hafanana sahaza Dm G C Ny fonao oriory Fiverenana C C/E F Vontom-pahoriana E E/G# Am Ory ny tsy fananana Dm C/E F'izay mba nirina G G/B C___ Tsy misy hananana Tonony 3 C Am D D/F# G Etsy akipio ny masonao roa Dm G C F’izay irinao anio A7 Dm G Ho azonao avokoa Tonony 4 C Am D D/F# G Fa manan-karena nofinofy aho Dm G C Ka azoko omena Dm G C Izay rehetra tianao Fiverenana C C/E F Raha sendra hetaheta E E/G# Am Omeko anao ny ony Dm C/E Sotroy izay laninao rehetra G G/B C Mandra-pahatony C C/E F Raha toa sendra mosary E E/G# Am Ho tolorako sakafo Dm C/E Na laoka na vary Dm G C 'Lay tena tsa_ra sy lafo Tonony 5 C C/E F Raha sendra hirifiry E E/G# Am Omeko mpitsabo ianao Dm C/E Na firy na firy G G/B C Eran’izao tontolo izao Tonony 6 C C/E F Raha tianao tany E E/G# Am S'izay rehetra ao Dm C/E Raha ilainao izany G G/B C Dia atolotro anao Tetezana: C* Tonony 7 C C/E F Raha 'zay vola foana E E/G# Am Tsy ho zakanao babena Dm C/E Tsy avelako ho noana G G/B C Hampiondanako harena Tonony 8 C C/E F Raha te hitety tany E E/G# Am Hanodidina ny tontolo Dm C/E Na aiza n'aiza izany G G/B C Hataoko hitanao daholo Tonony 9 C Am Aoka, aoka aloha D D/F# G Avelao hitohy ny nofy Dm G C Aza mbola mifoha A7 Dm G Ny zava-misy tsy mitovy Tonony 10 C Am Ary ianao toa tomany D D/F# G Mangina sombinaina Dm G C Ao,manofisa ihany Dm G C Raha toa izany no ilaina Fiverenana C C/E F Fa ny nofy tadidio E E/G# Am Hitovizana amin’ny maro Dm C/E Ny maso fotsiny no akimpio Dm G C Ny saina no ampiakaro Famaranana: C** Tendry Tsotra (EADGBE) A7: x02020 C/E: 0x2010 D/F#: 2xx232 E/G#: 4x2100 G/B: x2003x
Ny Endrikao (Aloma)
Hiran'i Aloma rehetra: Aloma C7: x32310 Fm: 133111 Tonony 1 (2x) C C7 Raha sendra hakiviana F Fm Ka tsy hita izay hatao C Am D G Dia mitondra hafaliana ny_endrikao C C7 Toa masoandro vao maraina F Fm Mampisava tsotr'izao C Am G C Irony zavon'adintsaina ny_endrikao Tetezana F Em Tena feno hazavana F Em Izao tontolo izao F Em F G Raha mirana mazana izany endrikao Tonony 2 C C7 Fa maizana ny tany F Fm Ka majombondava ao C Am C Raha lalovana tomany ny_endrikao Tetezana C A Dm G Azoko ambara tsotr'izao tsotr'izao C A Dm G Marobe no tsara noho ianao noho ianao C C7 F Fm Nefa asa lahy fa ny endrikao C Am D G No nanintony ahy lalandava izao Tonony 1 miverina
Rakoto Matiloha (Jerome Randria)
Hiran'i Jerome Randria rehetra: Jerome Randria Misy Capo 1 raha ilay version-i Railola A#: 688766 D#: x68886 F#m:244222 G#: 466544 Gm: 355333 Tonony 1 D Toa takona tsy tazana D A Any ambadik'any ho any ilay tanànako A Ho saraka tsy hita anoloana ny tavako D 'Reo havako D Hofan-tànan'olon-tiana D G Gm Kopakopaka mosara no nilaozako D Em A Morontsiraka mafana tora-pasika mandoro D No vantaniko Tonony 2 D Any an-dranomasina D A Any ambany lanitra mangina no honenako A Alin-kitana amam-bolana sy rivotra madio D no mba làlako D Eny an-tokontanin-tsambo D G Gm Miaraka amin'ny gitara no hiràko D Em A Ireo hira izay fikaloko ireo hirahirantsika D Tena mamiko Fiverenana D D Veloma ry Iarivo, ry Iarivo A Mamin'ny fo A Veloma mandra-pihaona A D Tsy hanadino anao, Rakoto matiloha D D La la la la la la, la la la A La la la la A La la la la la la A D La la la la la la, Rakoto matiloha Tonony 3 D Raha sendra embonembona D A Any ho any ka voatonona ny anarako A Dia tsarovy fa manjohy anareo any koa D Ny eritreritro D Ireo sarin'ny sakaiza D G Gm Sy ny sarinao ry tiana no fandrianako D Em A Isan'andro vao mifoha, na ny alina hatory D Ho voajeriko A# Tonony 4 (Ambony) D# Eto taona maro angamba D# A# Eny mbola tsy voafetra, hiverenako A# Aza malahelo foana antenaiko hisy fihaonana D# Ny anjarako D# Amin'izay fotoana izay D# G# G#m Hifampiatoraka isika hifamihina D# F#m A# Ho eo imolotro indray ireo teny mamintsika D# Fahizay
Fiverenana (Ambony)
D# D#
Veloma ry Iarivo, ry Iarivo
A#
Mamin'ny fo
A#
Veloma mandra-pihaona
A# D#
Tsy hanadino anao, Rakoto matiloha
D# D#
La la la la la la, la la la
A#
La la la la
A#
La la la la la la
A# D#
La la la la la la, Rakoto matiloha
Gadra (Iniah)
Hiran'i Iniah rehetra: Iniah Dm: xx0231 D2: xx0230 Fampidirana (2x) Am Dm G C F D2 E Tonony 1 Am Dm Faly be aho fa mbola nisy nahita G C Na dia solafaka aza amin'ny lalina F D2 Tsy hitako intsony izay havaly amin'izany E Fa tena fahasoavana be Tonony 2 Am Dm Tena vita ny amiko, tsy ho avotr'intsony G C Ataovy izay mahasoa ny fiainanao F D2 Tsy afak'intsony fa tonga dia vita E E Mandrakizay aho no hiaina am-pigadrana e Fiverenana Am Dm Gadra aho, tena gadra aho G C Miala ny aiko vao afaka any aho F D2 Very aho, tena very aho E E Tena latsaka any an-kady, nefa tokony hiarina Am Dm Gadra aho, tena gadra aho G C Miala ny aiko vao afaka any aho F D2 Very aho, tena very aho E E Ny teny any ambony sisa no iankinana Am Dm G C F D2 E Tonony 3 Am Dm Tsy nampoiziko mihitsy ny nidirako tany G C Fa endrikendrika tsy misy ohatr’izany F D2 Rehefa tena ambany ianao tsy misy dikany E E Fa voahitsaka amin'ny tampon’ny ambony Fiverenana Am Dm Gadra aho, tena gadra aho G C Miala ny aiko vao afaka any aho F D2 Very aho, tena very aho E E Tena latsaka any an-kady, nefa tokony hiarina Am Dm Gadra aho, tena gadra aho G C Miala ny aiko vao afaka any aho F D2 Very aho, tena very aho E E A Ny teny any ambony sisa no iankinana
Tetezana A F Dia nihodina aho, fa tsy anjarako G C Ny hanohy ireny nofintsika roa Dm Niezaka aho ny hanadino E Fa tsy hahatsiaro ireo A F Nefa mino aho fa mbola hitady ianao G C Hanohy ny fiainana kasainao Dm Fa ny lalana iraisantsika E Dia ho tapitra hatreo Solo (2x): F G Em Am Dm.. E Fiverenana (2x) Am Dm Gadra aho, tena gadra aho G C Miala ny aiko vao afaka any aho F D2 Very aho, tena very aho E E Tena latsaka any an-kady, nefa tokony hiarina Am Dm Gadra aho, tena gadra aho G C Miala ny aiko vao afaka any aho F D2 Very aho, tena very aho E E Ny teny any ambony sisa no iankinana Famaranana (2x) Am Dm G C F D2 E
Inty Aho (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Intro (2x) Am..E/G#..| C/G..D/F#.. Am..Dm.. | Am-E-Am.... Tonony 1 Am E G D Lasa ny saiko hoe,'lay silaky ny aiko Am Dm Am E Am.. Atomboko aiza ny fitaizana anao Am E G D Ho tantanako ve mba tsy hianjera Am Dm Am E Am Sa avela kely mba hahay andeha irery Tetezana Dm Am G Am Tena hanao izay heriko aho, hahatafita anao Dm Am Na sedra aza ny any aoriana G C Soa lavo hahay hamindra Dm Am G F Mbola ho be ny ho atrehinao, inty aho Fiverenana C F Am G Ho haiko anie, ny hampita irery C F Am G Anatra maro, fahalalana fahendrena C F G Toroy aho ry Ray mba ho tena Am' E' G' D' Ray aman-dreny Am Dm Am E..Am Tonony 2 Am E C D Be reo ratsy fanahy, maro ireo ratsy fo Am Dm Am E Am.. Ataovy ny tsara, manaova ny soa Am E C D 'Lay Ray ao ambony ao, Raiko sady mbola Rainao Am Dm Am E Am Izy no fantaro fa izy no miaro Tetezana Dm Am G Am Mbola ho tojo fitiavana, rehefa any aoriana any Dm Am G C Na sendra latsa-tomany, dingana ihany izany Dm Am G F Raha mila manontany ianao, inty aho Fiverenana C F Am G Ho haiko anie, ny hampita irery C F Am G Anatra maro, fahalalana fahendrena C F G Toroy aho ry Ray mba ho tena F G C (2x) F G Em F G Famaranana C F Am G Hanampy kely izay kely mba haiko C F Am G Fitiavana ho anao ry ilay silaky ny aina C F G Toroy aho ry Ray mba ho tena Am' Ray aman-dreny Am' E' G' D' Am Dm Am..E Am
Te Hiara Dia (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Bm: x24432 Fampidirana #1 Em D C G Em. G... D Fampidirana #2 (3x) Em Bm C G Em...G...D Tonony 1 G D Raha vahotra aho ela izay Am Em Tsy niala ao anatiko ao G D 'Reo teny novolenao Am G D Voafafinao hatrizay Tonony 2 G D Na irery aho tsy afa-nania Am Em Satria tia te hiara-dia G D Nafeniko anao ilay foko tia Am G D Voafatotrao hatrizay Am G D Niafina irery ho anao Fiverenana Em Bm C G Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Em G D Mangetaheta anao aho Em Bm C G Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe C D Em___ Tsisy ohatranao raha ny ety Em Bm C G Feno fitiavana ao am-poko ao Em G D Tsy misy toerana intsony Em Bm C G Rakotra tantely tsy hay hidirana C D G Toeran’ny mamy ho anao Solo (2x): Em Bm C G Em G D Em Tonony 3 G D Toy ny masoandroko ianao Am Em Tsy handao ny androm-piainako G D Hery sy hafanana ho ahy Am G D Osa aho raha lavitra anao Tetezana G D Am Manam-pinoana aho anio (hanantena aho f’izao) Am Em G Fefy no iombonana ('Lay faniriana ho hatrizay) G D Am 'Lay fonao mamiko aty (Fantatrao fa) Am G D Toy ny fenon'ny fitia (tsy sahy niteny aho satria) Am G D Satria voaloham-pitia Fiverenana (2x) Em Bm C G Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Em G D Mangetaheta anao aho Em Bm C G Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe C D Em___ Tsisy ohatranao raha ny ety Solo: Em Bm C G Em G D Em Bm C G C D Em Fiverenana Em Bm C G Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe Em G D Mangetaheta anao aho Em Bm C G Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe C D Em___ Tsisy ohatranao raha ny ety Em Bm C G Feno fitiavana ao am-poko ao Em G D Tsy misy toerana intsony Em Bm C G Rakotra tantely tsy hay hidirana C D G Toeran’ny mamy ho anao