Mba Tahio (Joseph d’Af)

Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af
Capo: 2
Bm:    x24432
Cadd9: x32033
Em7:   022033
F#m:   244222

Fampidirana
G  Cadd9 (2x)
Tonony 1
G         Cadd9
 Jesosy o, aiza anao o 
G                  Cadd9
 Tandrignesa foko mitady anao 
G         Cadd9
 Jesosy o, valia 'zahay
G                  Am            
 Fa tsy mahatokan-tegna 

Tetezana
C       Em7  Am
 Mba tahio, Tompo mila anao 'zahay
C       Em7        D
 Mba tahio ,zay mahantra masikiny 
C       Em7        Am              Am        C    
 Mba tahio ireo sahiragna sy ireo mijaly iny e
C       G         D
 Mba tahio, mila vonjy ny aty 

     Fiverenana
            G  C                      Em 
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        Em          D        C
     Tanora ambony tany atoy
           G   C                       Em       
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          Em            D C 
     Agnamia zay mahazava 
                 G  C
     Masoandro avao  (2x)

Tonony 2
G            Cadd9              G
 Zagnahary e, magniry tegna magniry 
      G         Cadd9
 Ny ahita fahasoavagna avy aminao 
G                     Cadd9           
 Ny agnaboanao fahagagana tsy mety lany
G                    C            
 Ny hanasitrananao areti-mandringa, maharary

Tetezana
C       Em7  Am
 Mba tahio, Tompo mila anao 'zahay
C       Em7        D
 Mba tahio ,zay mahantra masikiny 
C       Em7        Am              Am        C    
 Mba tahio ireo sahiragna sy ireo mijaly iny e
C       G         D
 Mba tahio, mila vonjy ny aty

     Fiverenana (2x)
            G  C                      Em
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        Em          D        C
     Tanora ambony tany atoy
           G   C                       Em       
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          Em            D C 
     Agnamia zay mahazava  

            G  C
Masoandro avao
Tetezana
Em               Bm
O mitaraigny ny tany
C                        G
 Mba tsy ho very fanantenana 
       Am                  Bm        
Na ho kotsan-dranomaso, hivavaka hatrany hatrany 
Am                    D              
 Mandrapisokatry ny lanitra
     Fiverenana
            G  C                      Em
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        Em          D        C
     Tanora ambony tany atoy
           G   C                       Em      
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          Em            D C 
     Agnamia zay mahazava 
                 G  C     E
     Masoandro avao  (2x)
     Fiverenana (Ambony)
            A  D  F#m E D
     Mba tahio
            A  D                      F#m
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        F#m         E        D
     Tanora ambony tany atoy
           A   D                       F#m     
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          F#m           E D 
     Agnamia zay mahazava 
                 A  D     
     Masoandro avao  (4x)

Tiako Hitoetra (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona 
Raha manahirana ny naoty dia asio Capo: 1
A#m: x13321 (Am: x02210 raha misy capo 1)
C#:  x46664 (C raha misy capo 1)
F#:  244322 (F raha misy capo 1)
G#:  466544  (G raha misy capo 1)

Tonony 1
C#                                 G#  
 Eto no ilazako tsy hanafenako aminao 
    A#m         F#         G#    C#  
Izarako indray fa faly ny fo, fanahy 
C#                          G#
 Lasalasa saina manembona anao 
        A#m             G#                 F#
Mila mihaona indray fa zatra anao ny momba ahy

Tetezana
F#                      G#       A#m    G#
 Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy
   C#              F# G#
Mamihina ahy toy iza__o 

     Fiverenana
     C#                  G#        
      Efa fantatrao f'ianao irery ihany 
           F#            A#m          G#     C#       
     Tsy niova izany, nihaino ahy, nitia hatrany 
              C#         G#   
     Ireo fiarahantsika tena mamy 
          A#m                 F#       G# C#        
     Tsy foiko ho lany, mba tiako hitoetra  

Tonony 2
C#                                   G#
 Tsy haiko adinoina mitamberina an-tsaina 
       A#m          F#    G#   C#          
Taona maro izay, no efa niainanay 
C#                                   G#
 Ataoko fahatsiarovana raketina an-tsary 
      A#m            G#          F#
Izay vita izay, ho tsangambato iray

Tetezana
F#                      G#       A#m    G#
 Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy
   C#              F# G#
Mamihina ahy toy iza__o 

     Fiverenana
     C#                  G#        
      Efa fantatrao f'ianao irery ihany 
           F#          A#m            G#     C#       
     Tsy niova izany, nihaino ahy, nitia hatrany 
              C#         G#   
     Ireo fiarahantsika tena mamy 
          A#m                 F#      G# C#        
     Tsy foiko ho lany, mba tiako hitoetra
Tetezana #2 (2x)
C#
 Na na, na na na na
G#
 Na na, na na na na
A#m
 Na na, na na na na
F# G#  C#

      Fiverenana

Tetezana #2

Dada o (Joy K)

Hiran'i Joy K rehetra: Joy K 
Bm: x24432
D7: xx0212
Gm: 355333

Fampidirana
D G Bm A (4x)

Tonony 1
               D             G
Dia mbola ho tsinjona ihany ve
         Bm        A        G
'Lay rainay nanolokolo nanabe
           D     A
Dada o mba aiza re
   G             A                 D7      
Ianao hatramin'izao, tsy_hita tsy re

Tonony 2
           D              G
Dia ho tanteraka ve ilay teny
       Bm            A           G
Fa izahay dia ho kamboty ray sy reny
               D            A
F'efa nialoha lalana_any i Neny
       G              A                D      
Raha izay no lahatra moa tsy maintsy ekena

     Fiverenana
              A                 D
     N'aiza toerana izay misy anao
          A                   D
     Na mbola eto na lasa nandao
      Bm     A        G  Gm
     Dada ianao am-ponay
          A                D         
     Ory tokoa 'zahay zanakao
             A               D    
     Fa lehibe ireo soa vitanao
     Bm      A           G  Gm      
     Embona mahatsiaro anao
          D G Bm A (2x)
     Dada o

Kely Loatra (Njakatiana)

Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
Bb: x1333x Bm: x24432 G/B: x20033
C#m:x46654
F#: 244322

Fampidirana
C G/B Bb A (2x)

Tonony 1
D         Em         D
 Mandreraka ny foko tia
G           A      Bm    G  A
 Niarahako aminao, eny akia

Tonony 2 (2x)
D       Em          D
 Misalasala aho satria
G         A           Bm    G
 Tia ahy loatra ianao eny akia
           D
Nefa ny fisainanao
      A                   D
Toa mbola ao amin'ny kilalao

Tetezana - C G/B Bb A (2x)

     Fiverenana (2x)
       A                  E
     Mbola kely loatra ianao
      E                   A            E
     Kely loatra akia ka dia matahotra aho
      A                    D     
     Fa raha ny ao am-poko ao
          Bm           E
     Dia foiko omena anao 
             E              A
     Fa tsy haiko akia ny atao

Tetezana C G/B Bb A

Tonony 2
     Fiverenana

Tetezana: F# B   F#
             F#  B   F#
             B   E   
             C#m F#
             F#  B
     Fiverenana (Ambony)
       B                  F#
     Mbola kely loatra ianao
      F#                  B            F#
     Kely loatra akia ka dia matahotra aho
      B                    E     
     Fa raha ny ao am-poko ao
          C#m          F#
     Dia foiko omena anao 
             F#             B
     Fa tsy haiko akia ny atao

Tsy Irery Ianao (Dillie)

Hiran'i Dillie rehetra: Dillie
Ny kle orijinaly dia Cm (midina kle 2
daholo ny naoty, Em lasa Cm)
B7: x24242

Fampidirana
Em C D Em (2x)

     Fiverenana
       Em         C        D            Em
     Tsy irery ianao, raha any alavitra any 
       Em         C        D            Em
     Tsy irery ianao, fa mbola misy olona 

Tonony 1
       Em            C
Mahatsiahy anao isan’andro 
            D             Em
Mahatsiaro foana ny endrikao 
   Em          C
Manisa lava ny andro 
                D   B7
Mba hihaona indray...

     Fiverenana
            Em               C    D        B7
     .. Aminao, tsy irery ianao f’aza mitomany         
         Em             C       D               B7
     o o o tsy irery ianao, f’izaho mbola eto ihany 

Tetezana: Em C D Em (2x)

Tonony 2
    Em                C          D           Em
Ny foko efa ela no nizara, izay teny afak'hitana
      Em        C          D               Em
Ka ny elanelan-tany tsy hanova ny foko efa any
  Em            C              D            Em
Hiahy anao isan'andro, hiahy anao amin'ny akaso 
   Em         C                         D  B7
Hanome ny masoandro mba tsy hanariany izay
     Fiverenana
                 Em                C    D        B7
     Lavitry ny maso, tsy irery ianao f’aza mitomany         
         Em             C       D               B7  
     o o o tsy irery ianao, f’izaho mbola eto ihany 

Tetezana
B7
O...
 G           D             Em C D   Em 
Ka mino aho na ho ela aza ha_hita anao (2x)

Em C D B7 (4x)
    Fiverenana (4x)

Raha Mbola Hiverina (Dillie)

Hiran'i Dillie rehetra: Dillie
B7: x21202 B': 799877
C#m:x46654
D#m:x68876
F#: 244322
G#m:466444
Naotin'ny fampidirana
Am: x0221x-x0223x-x0221x
C:  x3201x-x3203x-x3201x 
Em: 02201x-02203x-02201x

Fampidirana
Em.. B7..
Em C Am  B7
Em
Tonony 1
          Em               C
Tsy aleo ve mijanona eto irery 
      B7                Em
Raha vetivety ianao mankany 
      Em               C
Ny fotoana koa tsy ho very 
       B7                  Em
Handrasako ihany ianao avy any 

Tetezana
D                     C
 Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry 
 G                 C
Tonga dia lasa aho  tsy ho hitanao 
D                    C
 Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty 
           G                       B7
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao 

     Fiverenana
     D#m                  E          
      Faingana re raha ho avy any_ianao 
     G#m        C#m         
      Aza ela fa manam-petra 
           E         F#      B
     Ny fotoana iandrasako anao 
     D#m                   E          
      Faingana re raha ho tonga any_ianao 
     G#m           C#m
      Aza ilaozanao milalao 
            E      F#    B
     Raha mbola hiverina aty 

Solo: Em..Am..D..G..
      C.. Am..
      F#  B   Em

Tonony 2
        Em               C
Izaho akory tsy hoe hanadino 
        B7                  Em    
Na dia lavitra aza ny alehanao 
         Em               C
Raha tsy ela ianao izaho mino 
     B7               Em
Fa mbola hiaraka hilalao

Tetezana
D                     C
 Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry 
 G                 C
Tonga dia lasa aho  tsy ho hitanao 
D                    C
 Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty 
           G                       B7
Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao 

     Fiverenana
     D#m                  E          
      Faingana re raha ho avy any_ianao 
     G#m        C#m         
      Aza ela fa manam-petra 
           E         F#      B
     Ny fotoana iandrasako anao 
     D#m                   E          
      Faingana re raha ho tonga any_ianao 
     G#m           C#m
      Aza ilaozanao milalao 
            E      F#    B
     Raha mbola hiverina aty 

Solo: Em C B7 Em (2x)
      Em C Am D 
      D-D#m-Em

Tetezana/Fiverenana

Tanalahy Ny Foko (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2
Ny C dia C C/G C ny tsara hitendrana
azy (C/G: 3x2010)

Fampidirana: C (tab 1)

Tonony 1
  C          G   
Izay mena valala 
C              F
 Izay tiana malala 
 F                   C   C-G/B-Am7
Nefa ianao raha te-hiala 
G               C   
 Dia aza misalasala 

Tonony 2
 C          G  
Hatrizay ianao
C               F
 No tompon’ny safidy 
F                 C  C-G/B-Am7
Izay tianao no natao 
G                 C   tab 2
 Satria ianao no didy          

     Fiverenana (2x)
      F                C   C-G/B-Am7
     Nefa tanalahy ny foko 
     G             C
      Mahay hiova loko 

Tetezana: C (tab 1)

Tonony 3
 C              G
Raha ny tany malemy 
C                  F
 Azo hanorenam-pangady 
 F               C   C-G/B-Am7
Feno eny rehetra eny 
G                     C   
 F’izaho no tsy te-hitady 

Tonony 4
 C                 G
Nefa raha tianao izany 
C                 F
 Dia sahiko ny milaza 
 F                C       C-G/B-Am7
F’izao dia izao ihany aho 
G             C   tab 2
 Hahita ny sahaza

     Fiverenana (2x)
      F                  C   C-G/B-Am7
     Satria tanalahy ny foko 
     G             C
      Mahay hiova loko 

Tetezana: C (tab 1)
Tonony 5
  C                 G         
Tsy ny masoandro matory 
C                 F
 No hahafoana ny taratra 
    F                   C   C-G/B-Am7
Ny volana koa anie boribory 
G                 C  
 Mirehitra fatratra 

Tonony 6
 C              G
Ianao no te-handeha
C                F
 Soava dia, mahereza 
 F                 C C-G/B-Am7
Ny tia ahy be dia be 
G              C   tab 2
 Be ny mitady seza

     Fiverenana (2x)
      F                  C   C-G/B-Am7
     Satria tanalahy ny foko 
     G             C
      Mahay hiova loko 

Tetezana: C (tab 1)         

Tonony 7
 C             G
Nefa aza manantena 
C                F
 F’izaho no hitomany 
 F                  C   C-G/B-Am7
Na hiantso hoe miverena 
G           C   
 Nofinofy izany 

Tonony 8
 C            G
Fa fanajana anao 
C                F
 No nampipetraka ahy 
 F                     C  C-G/B-Am7
Ianao indray no te-handao 
    G              C   tab 2
Oadray, soa ihany lahy

     Fiverenana (2x)
       F                    C   C-G/B-Am7
     Tretrika, tretrika ny foko 
     G             C
      Hahay hiova loko

Tab 1        
e|-----------------------------------------
b|-3===>5-5---5-----4-3-1-----1------1-----
g|-3===>5--5---5--------------0-----0------
D|-3===>5---5---5---4-3---2-----2----------
A|----------------------3-----3------3-
E|------------------------------3-----3----

Tab 2
e|--5--4--3--------------------------------
b|-----------------------------------------
g|--5--4--3--------------------------------
D|-----------------------------------------
A|-----------------------------------------
E|-----------------------------------------
    C--G/B-Am7..G
e|--------------3--------------------------
b|--1--3---1----0---------------------------
g|-----------------------------------------
D|-----------------------------------------
A|--3--2---0----2--------------------------
E|--------------3--------------------------

Naleoko Ihany (Olombelo Ricky)

Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky
A4:  x0223x
Bm:  x24432
D/A: x0x232 D/F#:xx4232
Em7: xx2033
Gm:  xx5333 (na  355333)

Fampidirana 
D  Em7  D  Em7 (2x)
 D   Em7  D   Em7
Ouh Ouh  Ouh Ouh (2x)

Tonony 1
          D        A      Bm
Naleoko ihany tsy nisy ianao 
Em7              A
 Toy izay hanandratsy aho 
          D      A       Bm
Fa ny antsika anie vao omaly 
Gm           A4               D
 Adinonao sahady ka nandratra ahy 
D Em7 D Em7 (2x)

Tonony 2
          D         A          Bm
Naleoko ihany olom-pantatro ianao 
Em7           A
 Arahaba dia vita 
        D        A              Bm
Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy 
Gm           A4                   D  Em7
 Irony zava-bitantsika hatramin’izay 
D Em7

     Fiverenana (2x)
         D       D/A       D/F#
     Avelao, avelao amin’izao 
            D        Gm D..A
     Fa ho namako ianao 
     
    Fiverenana (2x)
         Bm    A         G
     Avelao mihitsy anie aho 
         A        D
     Ho namako ianao 

D    Em7  D   Em7
Ouh ouh, ouh ouh (2x)

Tonony 3
      D    A           Bm
Aza asianao resaka intsony 
Em7             A
 Izay vita dia vita 
       D        A         Bm
Fa fitiavana madio no atolory 
Gm            A4                 D  
 Fa io no nahaory anay hatramn’izay 

D Em7 D Em7 (2x)

Tonony 4
        D          A         Bm
Ny lalanao tsy ho lalako intsony 
Em7        A
 Samia mandeha 
       D        A       Bm
Ireny tantara ireny avalony 
Gm                        A4
 Tsy tiako ho henoina intsony
      A                  D   Em7
Tsy tiako ho henoina intsony
D Em7

     Fiverenana (2x)
         D       D/A       D/F#
     Avelao, avelao amin’izao 
            D        Gm D..A
     Fa ho namako ianao 
     
     Fiverenana (2x)
         Bm    A         G
     Avelao mihitsy anie aho 
         A        D  Em7
     Ho namako ianao 
     D Em7

			

Serana (Rija Ramanantoanina & Nanie)

Key: F

Intro (2x)  F....Ebmaj9..
            F....Eb6/9

Verse 1
F            Bbmaj7          Am7
 Nidify tsy hita taratra intsony 
             Gm7/C           F
Nandalo vetivety toy ny tsy teo 
           Bbmaj7        Am7
Ny entana nentiny aza nafoiny 
          Gm7           Bbmaj7
Hivalona ve sa mbola hitohy 
            Am7
Ny anganontsika roa 
     Dbdim7        D7sus4 D7
Toa fohy fa nanohina ny  fo 
     G7                  
Toa fohy fa nampifoha 
       C7
Ny masoandroko 

Verse 2
F            Bbmaj7        Am7
 Tsiriry mandalo lavitra akany aho 
          Gm7/C            F
Mitety farihy havoana tsy teo 
            Bbmaj7         Am7
Tsiriry manjohy fodiana tokoa 
             Gm7         Bbmaj7
Tsy manana akany an-tananao 
             Am7
Tonga nampangovitra 
  Dbdim7       D7sus4 D7
Ilay hafanana kely   teo 
      G7
Ilay fo niniana tsy hangina 
       C7
Tsy naloam-peo 

     Pre-Chorus
         Bbm                 C7
     Fa sara-namana vao hitany 

     Chorus
      C/F    Bb/F Bbm/F
     Tojo fitia 
                        F        Bb/F Bbm/F
     Nampifanantona ny fontsika roa 
                         F      Gbdim7
     Fitia mandalo nefa moa nifoha 
     Gm7                       C7              Fmaj7
       Iza no tsy nahalala antsika roa nisara dia
                         Bbmaj7           Em7b5
     F’ilay fitia no vetivety dia noraisiny 
                          A7             (Dadd9..Cadd9..x2)
     Zary fitia mitondra ratra nitamberina

Verse 3 (Key: G)
G            Cmaj7           Bm7
 Nidify tsy hita taratra intsony 
             Am7             G
Nandalo vetivety toy ny tsy teo
            Cmaj7          Bm7
Tsiriry manjohy fodiana tokoa 
             Am7         Cmaj7
Tsy manana akany an-tananao 
             Bm7
Tonga nampangovitra 
  Ebdim7       E7sus4 E7
'Lay hafanana kely   teo 
      A7
'Lay fo niniana tsy hangina 
       D7
Tsy naloam-peo 

     Pre-Chorus
         Cm                  D7
     Fa sara-namana vao hitany

     Chorus
      D/G    C/G Cm/G
     Tojo fitia 
-------------------------------
3x
                        G  C/G
     Nampifanantona ny fo
     Cm/G                  D/G  C/G
       Fitia mandalo nefa moa

Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina 
Hiran'i Nanie rehetra: Nanie

Andro Ririnina (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
D ny kle orijinaly tamin'ny 1977 fa taty aoriana 
novain'i Dadah C ny kle (mety kokoa amin'ny tendry gasy)

Tendry Gasy (CGDGBE)
A7:x22020     Am:  x02210
C: 0x2010
Dm:2x0231 (na Dm7: 2x3211)
Em:4xx453 (na Em7: 4x5433)
G: x0343x

Intro (Version Gitara): C....Em....| Dm....Gsus4..G..
Intro (version Piano): Cmaj7...C....


Tonony 1
C           Em          
 Tsy ny fanananao harena 
Dm                  G
 No hampiova ny fitiavako
C                   Em          
 Fa na misy na tsy misy volamena 
Dm             G          C
 Ianao no mba hany firavako

     Fiverenana
     Dm             G   
      Ity foko efa tery 
     Em                A7       
      Feno fitiavana anao oh  
     Dm               G 
      Nahoana eh no dia havela irery
     G                      C
      Moa va tsy mendrika anao 

Tonony 2
C                Em            
 Na ny masoandro_aza akia e
Dm              G
 Tsy mamiratra noho ianao
C          Em        
 Maizimaizina ny aty e
Dm              G    C
 Raha toa ka hilaozanao

     Fiverenana
     Dm               G      
      Feno rahona ny lanitra
     Em            Am
      Rava ny faniriako
     Dm            G       
      Naleonao nangarika 
     Em                           Dm G
      Toy izay hanatrika ny hakivia_ko

Tonony 3
C                  Em           
 Lasa ianao toy ny andro ririnina
Dm                    G
 Nitondra tsitra tsy taratra
C                Em                  
 Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Dm            G               C
 Irery tratra andro fahavaratra

Tonony 4
C           Em      
 Tsy ny helanelan-tany 
Dm                G
 No hanova izato foko
C           Em          
 Eny na dia  lavitra ihany
Dm               G   C....
 Ianao no ho tsarovako