Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel: Dadah Rabel Capo: 4 (miovaova arakarak'ilay mpihira miaraka amin'i Dadah) Tendry Gasy (CGDGBE) Am/C: 0x2210 Am: 22210 C: 0x2010 C/E: 4x2010 C/G: x02010 C7: 0x5557 Cmaj7: 0x2000 Ddim/G#: x1x131 Dm: 2xx231 Em7: 4x5433 E/G#: x12100 G: x05433 na x03430 F5: 553xxx Fampidirana C Dm G C Tonony 1 C C/E Dm Manahy aho, ho hataonao toy ny sary indray mipika G C (-C/G C C/G) Na koa toy irony fasika hoentin-driaka C7 Em7 Em7 Dm Ny foko tia fa ts’isy fiarovana Ddim/G# C Manahy ny hataonao fandalovana G E/G# Am Hozary fahatsiarovana G E/G# C Hozary fahatsiarovana Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C Tsara angamba, raha dieny izao Dm Dieny mbola tia ahy ianao Dm G C... Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao Tonony 2 C C/E F5 Em Dm Manahy aho, ho hataonao toy ny aloka miserana G C (-C/G C C/G) Na koa toy irony mamy tojo fahataperana C7 Em7 Em7 Dm Ianao voky fitia fa natao tsara fahana Ddim/G# G7 C Izaho toy ny lovia avy nihinanana G E/G# Am Hozary atosi-tànana G E/G# C Hozary atosi-tànana Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C Tsara angamba, raha dieny izao Dm Dieny mbola tia ahy ianao Dm G C... Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao Tonony 3 C C/E F5 Em Dm Tsy ho fahavalo fa hisaraka toy ny mpihavana G C (-C/G C C/G) Ka ny tsara ihany no hifanodiavana C7 Em7 Em7 Dm Ka raha mifankahita any aoriana any Ddim/G# C Hiara-hitanisa ireo andro mamy G E/G# Am Toy ny fitia tsy mety lany G E/G# C Toy ny fitia tsy mety lany Fiverenana (2x) C Am/C Cmaj7 C Tsara angamba, raha dieny izao Dm Dieny mbola tia ahy ianao Dm G C... Hoy aho hoe ny mety hatao mifandao Tendry Tsotra (EADGBE) Am/C: 032210 C7: x3x557 Cmaj7: x32000 C/E: 0x2010 C/G: 3x2010 Ddim/G#: xxx131 Dm: xx0231 Em7: 0x5433 na 022033 E/G#: 422100 F5: 553xxx
Tag Archives: tononkira
Avelao Hifaly (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Tonony 1 C A Dm Fa hafanana hafa indray no tadiavinao Dm G C Satria efa maty ilay niaraha-namindro C A Dm Fo sy fiainana vaovao no ndeha ho potehinao Dm G G C A F’efa rava tsisy intsony ny teo aloha rehetra te_o Fiverenana (2x) Dm G Hainao ny misangy ireny Em A Hainao ny manimba fo mandratra Dm G Fa tsy hainao ny mamela azy ireny C A Ho faly Tetezana: C Am Dm Em-F-G C Tonony 2 C A Dm Ny takaitra avelanao tsy ho voafafa_ Dm G C Ny alahelo anatiko ao no sisa mandatsa ahy C A Dm Raha odiana tsy tsaroana,tsy ela akory_ Dm G C A Dia miverina indray mamaivay ny afony Fiverenana (2x) Dm G Hainao ny misangy ireny Em A Hainao ny manimba fo mandratra Dm G Fa tsy hainao ny mamela azy ireny C A Ho faly Famaranana Dm G Sitrapo niaraha-nanao Em A Nefa ianao afaka Dm F G Ankehitriny aho izao C A Mifatotra__ Dm G Ny hambo-po anatiko ao Em A Tsy ho hainao fantarina Dm G A Tsy ho valifaty fa fitiavana
Aleo Aloha (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Bb: 688766 Cm: x35543 G#: 466544 G: 355433 ...: Taritina in-3 ilay naoty Tonony 1 Cm Cm G# Toa tsy_haritro ihany, ny hiandry anao G Niezaka ihany aho fa toa Cm Cm G# Ho mafy ihany, tsy ho eo ianao G G# Ho rava ve reo zay efa natao Bb G# Tsy maintsy mbola hihaona indray andro_any Bb 'zaho kosa hiteny hoe Fiverenana Cm Tsy andrinao G# Tsy_ho_kivy aho anefa Bb Cm Tsy hitàna anao akory aho mandehana G# Tsy_ho_ahy intsony ny fonao Bb Cm... Aleo aloha samy haka ho azy indray Tonony 2 Cm Cm G# 'Zaho koa nino, ho eo foana ianao G# G Indrisy fo vaky, sento sisa iny lasa ianao Cm Cm G# Tsy alaelo ihany na koa hoe tomany G G# F’izaho anefa mbola hitraka hatrany Bb G# Ny momba anao koa efa lavitra ahy Bb Taraina sisa ny ahy hoé Fiverenana (2x) Cm Tsy andrinao G# Tsy_ho_kivy aho anefa Bb Cm Tsy hitàna anao akory aho mandehana G# Tsy_ho_ahy intsony ny fonao Bb Cm... Aleo aloha samy haka ho azy indray
Rava (Samoela)
Hiran'i Samoela rehetra: Samoela Fampidirana Am F G C F G C F G C Tonony 1 C G F C Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa F C F G Mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha C G F C 'Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava 'ty niafarany F C F G Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa Tetezana Am G Am G Toa latsalatsa sy vazavaza, ianao no tena basy vava Am G Am G 'Lay fianakaviana koa mba niangaviana maika koa nanisy sira Am G Am G Mamoron-dainga sy mifosa lava ô tsisy zavatra mazava Am G Am G Miantsaravelatsihy, misaron-tava, fita-bitro lalan-dava Am G Am G 'Lay tokantranontsika mila ho rava, tsisy mba nandanjalanja Am G Am G Ketoketoka matetitetika maka lagy sy manjetoka Am G Am G Manana ny adala ka manampi-bava, aiza ihany lay mazava Am G Rahoviana re vao mba hisava Am G C Hangatahana amin'ny Avo lalandava mafy fa satria Fiverenana F G C F 'Zaho mbola tia an-dry G Am F Mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô G C Mahita tsirony amin-dry Tonony 2 C G F C Dia rava tanteraka tokoa moa izany lay fitiavantsika roa F C F G Mangina aloha fa mbola voa, marary fo sy miasa loha C G F C 'Lay fitiavantsika tsisy raha nanjary rava 'ty niafarany F C F G Samia mandinin-tena aloha, raha manina dia mba miantsoa Tetezana Am G Am G Le mody ato an-trano tsisy teny mamy fa laginina avy hatrany Am G Am G Manangam-bovona tsy mety mirana, mampandainga manahirana Am G Am G Ny hasarotam-piaronao mameno trano, iretsy koa milaza angano Am G Am G Tsy maraina tsy hariva tsy antoandro zany no analanao andro Am G Am G Ny ato an-trano lasa tsakinady, ati-kena miampy lagy Am G Am G Vao lalovan'ny mpanatsatso d'efa mahonena sy mijaly Am G Am G Isika roa angamba hitokamonina any alavitra tsy koboko any Am G Am G C Any angamba mahafinaritra e, Angatahana amin' tena Andriamanitra satria Fiverenana F G C F 'Zaho mbola tia an-dry G Am F Mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô G C F Mahita tsirony amin-dry G C F Mbola tena mankafy ho'aho zaho ô ô ô G C Mahita fafiny amin-dry
Ny Efitrao (Erick Manana & Bodo)
Key: A
Intro (short) E..E'-D/E | A.... E"-D/E"-E' D/E-A/C#.... Verse 1 E' D/E E Esus4add2 E D/E' Manitra fi_tia________va_na A D/A A' D/A' A' Ny efitrao ry vony ô E' D/E E Esus4add2 E D/E' Milamina tsara voara________va_ka A D/A A' D/A' A' Vao miditra aho dia tony ô Chorus Dmaj7 E/D E'/D D E/D Miory fahasamba____rana Dmaj7 E/D D..D6.. Mitory fiadanana Bm7 A/C# D E Lalovako ma___tetika E' D/E E D/E" A Fa maha-te ho_ni___na ->Intro Verse 2 E' D/E E Esus2add4 E D/E Satriko tratr'a________lina A D/A A D/A A An'efitrao ry vony ô E' D/E E Esus2add4 E D/E Masoandro mahazo miva________rina A D/A A' D/A A F’izaho tsy maha-ho__dy intsony ô
Chorus Dmaj7 E/D E'/D D' E/D Nihazo_ na ny ha___nitra Dmaj7 E/D D..D6.. Tontolo iainana Bm7 A/C# D E Fa raha mba ny foko onenanao E' D/E E D/E" A Ho tapitra ny ola___na ->Intro A': x0x655 A/C#: x4225x Bm7: x24232
Dmaj7:xx0675 D': xx0x75 D6: xx0202 D/A: x0423c D/A': x0x55x D/E: 0xx232 D/E': 0xx2x2 D/E': 0x4232 E': 0xx454 E": 0xxx97 E/D: xx0454 Esus4add2: 0xx2x2 Tondrompeon'i Erick Manana hafa: Erick Manana Tondrompeon'i Bodo hafa: Bodo
Maloya (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana A6': x07677 A6: 5x465x Amaj7: 55665x A/C#: x4x255 Aadd2: x0x420 (x02420 rehefa fiverenana) Bm7': 7x777x Bm7: x24232 Bdim7: x2313x Bm7/A:x04232 Bm11: 7x77(10)9 Cm7: 8x789x Cm7: x3x343 C#m7': 9x799x C#m7: x4x454 Ddim7: xx0101 na x5646x Dmaj7: xx0222 Eaug11 :x7x798 E11/B: 7x6755 E/G#: 4x2100 F#aug7: 2x233x G6: 3x242x Fampidirana C#m7' Cm7' Bm7' Bm11 Eaug11 A6' C#m7' Cm7' Bm7' E11/B Amaj7 Tonony C#m7' Cm7' Bm7' Injay manako any ambadika any ny feon’angorodao e Bm11 Eaug11' A6' Miampy korintsana, mitopatopa malefaka C#m7' Cm7' Bm7' Arahina lamako, velively daba, kidodon-tany e E11/B Amaj7 Miala any i Maloya ry zalahy ka samia misikina Tetezana A6 G6 F#aug7 Bm7 Somary milaika tsy rototra firy kanefa miangola Bdim7 Ddim7 Aadd2 Fa mody tsotsotra tsy dia be filatro fa midoladola C#m7 Cm7 Bm7 Arahina tsiky tosiky ny fo ka maharavoravo e Bdim7 Ddim7 Aadd2 Izy no Maloya ka handihizo miadana G6 F#aug7 Bm7 F’efa latsaka anaty tena lalim-paka ka tonga fanahy Bdim7 Ddim7 Aadd2 Nandalo sikilôny niampy avandra, fa izy tsy maty C#m7 Cm7 Bm7 Fanilon’ireo olo-maro voarara tsy hahita masoandro e Bdim7 Ddim7 Aadd2 Izy no Maloya, naterak’i la Reuniô Fiverenana (2x) Dmaj7 A/C# O ra Maloya, 'ty aho ra Maloya Bm7 Bm7/A Mba ho ento misidina E/G# E Aadd2 Misy ratra tsy sitrana Dmaj7 A/C# O ra Maloya, 'ty aho ra Maloya Bm7 Bm7/A Aleveno ao anatin’ny dihy re ny lasa E/G# E Aadd2 Nandrao manahirana a
Mason’ny Alina (Tsiakoraka)
Hiran'i Tsiakoraka rehetra: Tsiakoraka B7: x21202 B: x24442 G#*: 4xxxx (G# bass) Fampidirana E... A E (2x) E... A E B7 Tonony 1 E A Ny andro no nandalo f’izaho no niaritra E A Nimbanjina ny fara-vodilanitra E A B Niandry ny hariva , ny masoandro diva E A Ny alina no tonga f'izaho efa lasana E A Lasa lavitra tsy hita ho andrasana E A B Nitety tany hafa, tsy hitan’olon-kafa Fiverenana A B E.. Embona elan’elan-tany A B E G#* A.. Olontiana ho nofisi-mamy, maaaamy B A E.. Hmm hmm hmm B D B.. Hmm hmm hmm
Tetezana E A E A E A B B Tonony 2 E A Fa 'lay taratrao manga fijery E A Mason’ny alina namana mahery E A B No niantso nitaona nitondra mba ho eny Fiverenana A B E.. Vetsovetso no_alefa sesilany A B E G#* A.. Hiampita any ambadika any, aaaany B A E.. Hmm hmm hmm B A E... Hmm hmm hmm
Tiana Ve (Mahaleo)
Hiran'i i Mahaleo rehetra: Mahaleo Bm: x24432 Fampidirana: Em C G (2x) Tonony 1 G Am Mangitakitaka aho, mitebiteby aho Bm C Bm Mibitabitaka ary somebiseby ny foko Am D Rehefa manina an-dry G Am Ireo andro niarahana, toa fohy dia fohy Bm C Bm Tiako hitarina sy tiako hitohy, kanefa Am D G Ianao indray no tsy sahy Fiverenana (2x) Em C Tiana ve, diso tiana? Am D Ka mampitondra fahoriana Bm Em Mamo ve? Diso mamo? F C Andraso kely ary aho G Raha toa ianao ka kamo Tetezana: Em C G (2x) Tonony 2 G Am Tsy andriko intsony, ny ampitso maraina Bm C Bm Hibedako ny fony ary hitenenako ireo teny Am C D Izay efa noforoniko an-dry G Am Tsy mahasaraka aho, tsy mahatombona aho Bm C Bm Efa niaraka, efa niombona isika Am D G Izay vao nifankatia Fiverenana (2x) Em C Foiko ho anao,tsisy fetra Am D Ny fitiavako rehetra Bm Em Omeko anao, raha sitrakao F C Ireo nofinofy matory G Ao anatiko ao Famaranana: Em C G
Eo Foana (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Fampidirana Am G (2x) Tonony 1 Am C Impiry moa no nolazaina ianao D F G Mba hiteny aloha vao manao ny atao Am C Avy eo mitanondri-dava, toy ireny resy lava D F G Tsy sahy mitaraina, hita rera-tsaina Tonony 2 Am C Tsy teo ve aho, ka nahatsiaro irery ianao D F G Sa aleonao irery, amin’izay tsy miery Am C Saingy tsy fantatrao, izay fotoana izay D F G Tsy mba ho azonao, averina indray Am G Averina indray Fiverenana C F G Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho C F G Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho C F G E Tsy irery ianao fa teo foana aho, ary ho eo aho Am G F Ouh Ouh Ouh F Am Raha irery ianao, dia irery aho Tonony 3 Am C Aza omena tsiny, raha sahirana indraindray D F G Fa fitadiavana io, ary ho anao sy ho ahy Am C Aza sorena akory, f’efa ato am-poko ianao D F G Na andeha hatory Na hifoha aho Am G Na hifoha aho Fiverenana C F G Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho C F G Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho C F G E Tsy irery ianao fa teo foana aho, ary ho eo a__aho Am G F Ouh Ouh Ouh F Am Raha irery ianao, dia irery aho Tonony 4 Am C Impiry moa no nolazaina ianao D F G Mba hiteny aloha vao manao ny atao Am C Avy eo mitanondri-dava, toy ireny resy lava D F G Kivikivy foana, nefa ao teo foana Am G Ary ho eo foana Fiverenana C F G Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho C F G Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho C F G Nila ahy ianao hatramin’izay, dia teo aho C F G Raha mila ahy ianao anio, dia ho eo aho C F G E Tsy irery ianao fa teo foana aho, ary ho eo a__aho Am G F Ouh Ouh Ouh Am Dia ho eo foana aho
Hanaraka Anao (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tendry Tsotra (EADGBE) A7b9: x02323 C': x32013 Cmaj7: x32000 E/G#: 4x2100 Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A: x22220 A7b9: x22323 C: 0x2010 C': 0x2013 Cmaj7: 0x2000 Dm: 2xx231 Em: 442000 E/G#: x12100 G: x0343x F: 557565 Fampidirana (2x) Cmaj7 C Dm G Tonony 1 C Am Em Am Hanaraka anao,toy ny aloka Dm C C G Ka tsy hifandao, raha tsy andro tena maloka C' A A7b9 Dm Fa raha mbola misy, tarapa-hazavana Dm C G G E/G# Am Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana F Dm G Cmaj7-C Tsy hiala teo mihintsy aho raha toa mbola tamana Tetezana: Cmaj7 C Dm G Tonony 2 C Am Em Am Tsy andriko intsony, ny andro maraina Dm C C G Azahoako hifoha, hamonjy anao ry aina C' A A7b9 Dm Ka tsy hiala teo indray, raha tsy ny andro no hariva Dm C G G E/G# Am Rehefa injay ny masoandro iva dia iva F Dm G Cmaj7-C Rehefa injay ny masoandro iva dia iva Tetezana: Cmaj7 C Dm G Tonony 3 C Am Em Am Izaho anie ka zaza, tsy mahasara-dreny Dm C C G Hanaraka anao, eny rehetra eny C' A A7b9 Dm Ianao irery no afaka, ampitony ny tomany Dm C G G E/G# Am Ary raha toa ho solafaka, ianao no hanarina ahy hatrany F Dm G Cmaj7-C Raha toa ho solafaka, ianao no hanarina ahy hatrany Tetezana: Cmaj7 C Dm G Tonony 4 C Am Em Am Ny vavan'ny sasany, tsy ahoako intsony Dm C C G Fa ny fitiavantsika no asandratro ambony C' A A7b9 Dm Fa ny vavaka hatao, dia ny mba aharitra hatrany Dm C G G E/G# Am Aharitra tokoa anie, zany fiarahantsika izany F Dm G Cmaj7-C Aharitra tokoa anie, zany fiarahtsika izany Famaranana : Cmaj7 C Dm G..C