Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick MananaHiran'i Bodo rehetra: BodoA': x07655 A": x0x9(10)9 Asus: x02230 A/C#: x4222x
Bm: x24432
D': x57775
E': 0xx454 E": x79997 Esus: x799(10)7 Eadd2: 022102
F#m7/C#:x42222FampidiranaE E'D A' A"
E" Esus-E" D' A'Tonony 1 E' D E Eadd2 E D
Manitra fi_tia____va_na
A Asus D A
Ny efitrao ry vony ô
E' D E Eadd2 E D
Milamina tsara voara_____va_ka
A Asus D A
Vao miditra aho dia tony ô
Fiverenana Esus4 E" E" Esus4 E"
Mitory fahasambara____na
A' E' D
Mitory fiadanana
Bm A/C# D E
Lalovako ma___tetika
E D A
Fa maha-te honina
TetezanaE E'-D A' A"
E" Esus-E" D' A'Tonony 2
E' D E Eadd2 E D
Satriko tratr'a____lina
A Asus D A
An'hefitrao ry vony ô
E' D E Eadd2 E D
Masoandro mahazo miva____rina
A Asus D A
F’izaho tsy maha-hody intsony ô
Fiverenana Esus4 E" E" Esus4 E"
Nihazo__na ny hani_____tra
A' E' D
Tontolo iainana
Bm A/C# D E
Fa raha mba ny foko onenanao
E D A
Ho tapitra ny olana
FamarananaE E'-D A' A"
E" Esus-E" D' A'