Key: Dm (F)
Intro Dm....(2x) | Am....(2x) Gm....| C9.... F ....| Em7-A7 Verse 1 Dm Am Mpivahiny indray, no iantsoako anao Gm Satria mpandalo C9 F Tsy nijanona hiara mikalo Em7 A7 Miserana toa nofy Verse 2 Dm Am Trano foana indray no ho namanay Gm No sisa zohiana C9 F Mamanala tsy hisy hafaliana Em7 A7 Jiro kely mitsilopy Chorus (Key: D) Dmaj7 G Dmaj7 Fa____niriany ny hijanona eto G Hatry ny ela Em7 A7 Nefa voasakan ny zava-misy Dmaj7....|Em7-A7 Tsy ho tavela Dmaj7 G Dmaj7 Raha ny tiany izy tsy hiala teto G Ndrisy anefa Em7 A7 Reo namana hafa koa mbola misy Dmaj7....| Em7-A7 Tsy ahy irery -> Intro Verse 3 Dm Am Any andro iray, zay fotoana izay Gm No ho mamy indrindra C9 F Hifanena ilay ela tsy hita Em A7 Mila saro tsaroany -> Chorus Outro Dmaj7 G Dmaj7 ...Hiato tsy hitempo angamba ny fony G Amin'izay andro izay Em7 A7 Dmaj7 Em7-A7 Lasa tokoa lay fisaonan ny fo Dmaj7 G Dmaj7 Ny ora aza hitsetra tsy handeha G Tsy hihodina ihany Em7 A7 Dm Foana ireo nampijaly taloha C9: x3233x Dmaj7: x35453x Tondrompeon'i Nanie hafa: Nanie
Tag Archives: tononkira
Mirary Soa (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Asus4: x02230 C7: x32310 Cmaj7:x3200x Cadd4: x32011 Dsus4: xx0233 D7: xx0121 D7sus2: xx0210 G7: 320001 G/B: x20030 Fampidirana G-Am7-G/B Cadd4 C C G/B Am Am D D7 D7sus2 G Tonony 1 C C7 F Mangatsiatsiahy, mirary soa ny aminao D7 G G7 Raha toa tsy metimety, farofirofy ianao C C7 F ‘Zaho anefa tsy afaka D D7 G Hanatona ny aminao, hikarakara anao Fiverenana C Am Lavitra loatra akia, ny any aminao D D7 G Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra C F C Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao D D7 G Hihazakazaka, reraka ny aina Tetezana C-G-F F C C-Cmaj7-C D7 D7sus2 G Tonony 2 C C7 F ‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao D7 G G7 Hamalifaly anao sy ho fampiononana C C7 F ‘Reo hira fihirako ho anao D D7 G Ataovy siotsioka aloha, raha tsy dia tsaroana Fiverenana C Am Lavitra loatra akia, ny any aminao D D7 G Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra C F C Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao D D7 G Hihazakazaka, reraka ny aina Famaranana C C7
Nandalo (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Bm: X24432 F#: 244322 Tonony 1 A D A Nandalo , toy ny zavona maraina D A Tsy hita akory hoantenaina D A D Ny omalintsika teo Tonony 2 A D A Nandalo,toy ilay ririnin-dasa D A Tsy tsaroana izay nandratra D A Isika aza samy leo Tetezana Bm E A F# Fa tonga....ny tsy azo hihodivirana Bm E D F Ka rava.... ilay manda nanahirana Fiverenana A D Variana niolakolaka D E A Ny tena izy toa lalao F# Bm Lany andro nifamolaka E A E Ka ny fotoana no nandao A D Tsy hita izay marina D E A Isika koa moa zaza be F# Bm Tsy nety tafarina D D F Ireo tsy tia faly nihomehy Tonony 3 A D A Nandalo , ilay eritrerintsika D A ..Nilokaloka ny ho tafita D A D ..Ho tabia sy rehareha Tonony 4 A D A Nandalo , ireo andro nibaliaka D A ..Fa hirifiry sisa hita D A D ..Feno fanala izay aleha Tetezana Bm E A F# Soa aza... mbola nisy fatotra Bm E D Fa...angamba , izay iray isika safotra Fiverenana A D Samia ary ho tafita soa D E A Fa mbola lavitra ny aleha F# Bm ..Ampy izay ny kitoatoa E A E ..Fa samy olon-dehibe A D Fa mbola tsy anjarako D E A Hatreo ny fiainana eo aloha F# Bm ..Herezo hatrakao ny loha E A D ..Hampandefero ny ao am-po Famaranana A D A Nandalo,nandalo,nandalo,.....
Adin-tsaina (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika F#m:244222 Tonony 1 (2x) D F#m G Entiko mankany aminao Em A Em A Ny adin-tsaina, mandreraka aina D F#m G Zay tsy voafafa indrisy Em A A D Mihamitombo, sy mihombo Fiverenana (2x) D F#m G Raha mankany aho mantsy mety hahita Em A A D Eny hahita.... fifaliana Tonony 2 D F#m G Reo nantenaiko hanirina vao maika Em A Em A Nampihiratra,...nivandravandra D F#m G Any aminao no hany sisa Em A A D Noheverina...mba hianteherana Fiverenana D F#m G Raha toa ka ianao tsy handao Em A A D Hankahery, sy hijery
Tsy Adala Aho (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona Dsus: xx0233 Tonony 1 G C Em ...Sao heverinao ho adala aza aho G C D ...Leo miandry anao G C Em ...Toa tsy hohaiko intsony ny mitana G C Dsus D ...Ilay fitiavako taloha Tonony 2 G C Em ...Sao heverinao ho adala aza aho G C D ...Leo miandry anao G C Em ...Toa tsy hohaiko intsony ny mitana G C Dsus D Dsus D ...Ilay fitiavako taloha Fiverenana Em C G D ...Izany foana ve……… no hiainako Em C D ...Rehefa eo ianao Em C G D ...Sao kosa ary ...neninao Em D G ...Ny nahita ahy Tonony 3 G C Em ...Tsia sanatria ny lany manja G C D ...Izay niarahana hatrizay G C G Em ...Tofoka loatra aho, ..leo anao G C D Dsus D ...Ka ny miala sisa no azo atao Fiverenana Em C G D ...Izany foana ve……… no hiainako Em C D ...Rehefa eo ianao Em C G D ...Sao kosa ary ...neninao Em D G ...Ny nahita ahy Tetezana F ...Tsy zakanao G Raha miresaka ny ataonao F G ...Ka aleo hijanona eo F G ...F'izay vita aleo hivalona ho tantara F G ...Manavao indray no mety Fiverenana Em C G D ...Izany foana ve……… no hiainako Em C D ...Rehefa eo ianao Em C G D ...Sao kosa ary ...neninao Em D G ...Ny nahita ahy
Indray Hariva Izay (Eric Tahina)
Key: G Intro C..D..| C-D-G.. (2x) C/G..G.. Verse 1 G Indray hariva izay C D Sento sisa nenti-nody e e C Nialoha lalana ahy C D Hamonjy ny fodiana, eny e Verse 2 G Eny mamy raha hitohy C D No_iriko tsy hifankafohy ô o C Izay alehanao C D Alehako avokoa ry lahy Chorus C D Raha lavitra ahy ianao D G Izato dia tsy veriko irery ô C D Azo foana an'eritreritra C D G Ireo ora niarahana C D Nitamberina ao an-tsaiko ireo C D G..C/G.. Ireo teny nisarahana Verse 3 G Tsy tafandry ny alin'iny C D Nitanisanisa ireo fahiny C Na rotso-pifaliana C D Na ady nifandirana, eny o Verse 4 G Toa tahirim-bolamena C D Moa ho vasoka rahoviana C C D G No nandraisako ny herim-pitiavana Chorus C D Ankehitriny moa D G Indro izaho irery no hananaka C D Hanohy ity tantara C D G Hiandrandra izay mahasoa C D Ny fahatsiarovana anao anie C D G Hipody hery hampionona ahy...indray Outro G Indray hariva izay C D Sento sisa nenti-nody e e C Nialoha lalana ahy C D G..C/G..G... Nilaozan'olon-tiana ----------------- C/G: 3x201x Tondrompeon'Eric Tahina hafa: Eric Tahina
Taratra (Olombelo Ricky)
Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky Bm: x24432 F#m7: 2xx220 Fampidirana Bm A G (4x) Tonony 1 Bm A G Toy ny taratr’hazavana Em A D ’Zato endrikao misariaka G F#m7 Em Ny fitsikinao mijery A D Toy ny masoandro mibaliaka G Em Nampitsiry vetsom-po Em F#m7 Tsy mba ho haiko ho tantaraina Bm A Manafana ny ao anatiko G Em Manodikodina ny loha Em F#m7 Maha lasalasa saina Bm A G Ka manjary nofinofiko Bm A G (4x) Tonony 2 Bm A G Tsy mety ho_afaka ao an-tsaiko ao Em A D Lasa nofy, vita sary G F#m7 Em Tsy mba ho_adinoko ho lalaiko A D ’Lay masonao mibaribary G Em Ny molotrao raha mitsiky Em F#m7 Masoandro vao maraina Bm A Manazava ny tontoloko G Em Voninkazo tsara loko Em A Voleko an-jaridaina Bm A G Mba ho haingon’ny tanànako Bm A G (2x) Tetezana D G Miboiboika tsy tàna Em A D Loharano tsy hay fefena G F#m7 Em Nandresy lahatra avy hatrany A D Tsy mba haiko noresena G F#m7 Em Ny fitsirin’ny fitiavako Em F#m7 Ianao ve mahalàla Fiverenana Bm A G Fa ny foko anie A D Efa babo tsy ankisala G A D Efa babo tsy ankizara G A Bm Efa babo tsy ankisala Bm A G (4x) Tonony 3 Bm A G Ny mba tsy_haritry ny saiko Em A D Dia ny ho_eo anilanao G F#m7 Em Raha vao nanomboka ny andro A D Nahafantarako anao G Em Tiako ho lazaina Em F#m7 Ho bitsihina aminao Bm A Ny ao anatiko mangina G Em Tsy foiko raha ho zaraina Em F#m7 Fa ho antsika sy ianao Bm A G Satria ianao no mba namako Bm A G (2x) Tetezana D G Na ny oram-pahavaratra Em A D Na merik’andro ny ririnina G F#m7 Em Raha toa ka ho_eo anilanao aho A D Dia ho foana tsisy ho_inona G A Em Fa lohataona lalandava Em F#m7 Diavolana mazava Fiverenana Bm A G Fa ny amintsika anie A D Dia ho iray tsy ho rava G A D Dia ho iray tsy ho rava G A Bm Dia ho iray tsy ho rava
Ento Aho (Rebika)
Key: E, F Intro (Key: E) E..A/E..(2x) Verse 1 E(add9) G#m B/A A Ho ento aho, hanaraka anao aho F#m7 B7 Mangina irery aho A B7 E(add9) Raha ilaozanao ka raiso G#m B/A A Tantano mba ho any aho F#m7 B7 Miangavy mafy aho A B7 E(add9)..E7 Mitalaho fa te handeha Chorus A Efa mandroso miha alina ny andro E(add9) Ka ento aho mba hiaro anao F#7 Ny orana efa manakotroka B7 Ka ento aho hanelo anao A Tsy andriko izay hiverenanao E(add9) E7 Ka ento aho hanary dia A B7 Ho any aho mba handrotsirotsy anao E(add9) Ka ento aho Verse 2 G#m B/A A Hanampy anao aho F#m7 B Izay kasainao A B7 E(addd9) Raha iaraha-manao dia mba faly aho G#m B/A A Hanaraka anao aho F#m7 B7 Miangavy mafy aho A B7 E(add9) Mitalaho fa te handeha Chorus Modulation (E -> F) C F --> Ho ento aho Chorus Bb Efa mandroso miha alina ny andro F Ka ento aho mba hiaro anao G7 Ny orana efa manakotroka C7 Ka ento aho hanelo anao Bb Tsy andriko izay iverenanao F F7 Ka ento aho hanary dia Bb C7 Ho any aho mba handrotsirotsy anao F F/A Ka ento aho Outro Bb..Gm..| C7..Bb-C7-F.... Bb/F..F.... Bb: x13331 B7: x24242 B/A: x04442 C7: x35353 E7: 020130 E(add9): 024100 F7: 131211 F/A: x03211 F#7: 2x2320 F#m7: 2x2220 G7: 3x343x Gm: 355333 G#m: 466444 Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Farakely (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Capo: 2 Am':x02255 (na 577555) Bm: x24432 C: x32013 C/G:3x2013 D7: xx0212 G: 320033 G': 32000x G6: 32001x Fampidirana G-G' C/G (x2) Tonony 1 G Am Em G Tonga aho dia nanoroka C D G Ny takolakao C Bm Am C Nefa ianao toa tsy mba nangoraka ahy Em D7 G Tab 1 Angamba kosa efa lao Tonony 2 G Am Em G Mba hitanao tokoa va re C D G G' G6 G Ireto masoko mitoloko o o o C Bm Am C Mitady fitiavana be dia be Em D7 G Tab 1 Mba hampitony ny foko Fiverenana #1 Am Bm C G Nangarika fotsiny ianao Am Bm D Ka nanao jado-tongotra Am' C G Em Malama anie ny lalana ho diavinao Am D7 G G' G6 G Ka sao ianao ho potraka o! o! o! Am' C G Em Malama anie ny lalana ho diavinao Am D7 G Tab 1 Ka sao ianao ho potraka Tonony 3 G Am Em G Dia handao ahy tokoa va ianao C D G Ry Farakely o G' G6 G o o o C Bm Am C Fo maratra anie no sisa navelanao Em D7 G Tab 1 o o o o o o Fiverenana #2 Am Bm C G Nefa ianao sao mihevitra Am Bm D Fa izaho hanaraka anao Am' C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G G' G6 G Zory ny lalanao o ! o! o! Am' C G Em Ry Farakely mahalasa eritreritra Am D7 G Zory ny lalanao Solo G Am Em G C' D G G'-G6-G C Bm Am C' Em D7 G
Fiverenana #2 Famaranana G-G', C/G (2x) Tab 1 e|--------------- b|--------------- g|--------------- D|--0-2-0 A|--------0-2-0-- E|---------------
Tehina (Iraimbilanja)
Key: Em (G) Intro: A(add9)..D(add9)/A-A A(add9)-E/G# | D(qdd9)/F#-A(add9)/E A(add9)-E/G# | E-B/D# A/C#-B/E E-B/D# A/C#....E Verse 1 Em Vao zaza sy vao niana-mandeha 'reo tongotrao D/F# G Ka nitehina tamin'i Neny ianao Am C Izy no andry tsy hampianjera anao Em Izy no vatolampinao Verse 2 Em Taona maromaro taty aoriana D/F# G Nifanao fotoana tamin'ny olon-tiana ianao Am C Tsy mbola tonga izy, tsy mbola tonga foana Em Em-D/F# Ka niankin-drindrina ianao Chorus Em-D/F#-G D Tsy misy mahavita irery Am Em Fa mbola miankina amin'ny tsy hay G D Na rindrina io na hazo Am C Em Tehina, tehina foana -> intro Verse 3 Em Nitombo ny taona sy ny fara mandimby G Ka niahosa ny tongotrao Am C Nitady ka nahita, hazo itehenana Em Hazo ho namanao Solo: Em....|C.... G.... |D.... Am....|Em.... C..B7..| Em.....> Chorus Tondrompeon'i Iraimbilanja hafa: Iraimbilanja