Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Tendry Gasy (CGDGBE)
A': x2x2xx
C: 0x2010
Dm7: 2x3211 Dm7': xx0568
Em: 442000 Em7: 4x5433
F: 557565
G: x05433 G#': x1x1xx G': x0x0xxTonony 1
C Em F Dm7'
Handeha ianao ry zanako vavy
G G F C A'-G#'-G'
F'efa io ilay fanilon’ny andronao ho avy
C Em F Dm7'
Handeha ianao handeha ka mahere__za
G G C
Ny tokatranonao hiriko hateza
C-Dm7-Em7
Fiverenana
F G Em7
Ny masoko raha toa manganohano
Dm7 D G
Tsy tomanin’alahelo fa andon-tsodrano
B' A' G'
O o o
C Em F Dm7'
Hifarana_eto ny_anay ny adi__dy
G G C A'-G#'-G'
Lehibe ianao ka tompon-tsafidy
Tonony 2
C Em F Dm7'
Handeha ianao Lasan’iny olona iny
G G F C A'-G#'-G
Tsy fanta-pototra mpandalo mpivahiny
C Em F Dm7'
Handeha ianao Ianao ilay tsy sarako
G G C
Hanadino ahy hanadino ny anarako
C-Dm7-Em7
Fiverenana
F G Em7
Aza mieritreritra fa hasarotam-piaro
Dm7 D G
Samy tia anao izahay nefa fitia tsy azo hafangaro
B' A' G'
O o o
C Em F Dm7'
Fa izahay no tany naniriana
G G C A'-G#'-G'
Mahararirary na tiana na tsy tiana
C F Em7
Handeha Lala_ô,
F Em7 Dm7
O o handeha Lala_ô
G G C A'-G#'-G'
Mpihindrana izahay fa tsy natao ho tompony
C F Em7
Handeha Lala_ô,
F Em7 Dm7
O o handeha Lala_ô
G G C A'-G#'-G'
Ny mamy lasany ka ny anay dia ny fofony
Tonony 3
C Em F Dm7'
Handeha ianao ry zanako vavy
G G F C A'-G#'-G'
F'efa io ilay hameno ny andronao ho avy
C Em F Dm7'
Handeha ianao handeha ka matokia
G G C
Enga anie mba tsy ho sampona ny dia
C-Dm7-Em7
Fiverenana
F G Em7
Ny reninao aza avela hangina
Dm7 D G
Fa efa nisotro ny rano tsy tiana
B' A' G'
O o o
C Em F Dm7'
Raha mibaliaka ny fitiavanao anio
G G C A'-G#'-G'
Ireo nahary mba tsiditsidio
Tonony 4
C Em F Dm7'
Omeko anao (omeko anao) Ho anao ry tovolahy
G G C A'-G#'-G'
Ity harena tokana sy sarobidy ho ahy
C Em F Dm7'
Omeko anao (omeko anao) Fa izaho tsy ho sarotiny
G G C
Nefa mba hamelao fitia potipotiny
C-Dm7-Em7
Fiverenana
F G Em7
Izahay tsy mitady vali-babena
Dm7 D G
Fa ny fitiavany no aza avela hihena
B' A' G'
O o o
C Em F Dm7'
Fa raha tsy izany (raha tsy izany) dia hahatsiaro ho kamboty
G G C A'-G#'-G'
Toy ny mpamboly tsy afa-nioty
C F Em7
Handeha Lala_ô,
F Em7 Dm7
O o handeha Lala_ô
G G C A'-G#'-G'
Voatery hangina na tsy mahafoy
C F Em7
Handeha Lala_ô,
F Em7 Dm7
O o handeha Lala_ô
G G C
Raha misy mahaory izy amin’izay no antsoy
Tab 1:
Tendry Standard (EADGBE) Dm7: xx0211 Dm7': xx0568 Em7: 0x5433 G: 3x5433