Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Tendry Gasy (CGDGBE)
C: 0x2010 C/E : 4x5553
Dm7: xx0768 Dm7': 2x3211
Em7: 4x5433
F: 557565
G: x00433 G7 : x0x767 G7': x00001Intro: C...C/E...| F...Dm7...| G7-Dm/G..G|F/C....CTonony 1 C C/E F Dm7
Handeha ianao ry zanako vavy
G G F/C C
F'efa io ilay fanilon’ny andronao ho a__vy
C C/E F Dm7
Handeha ianao handeha ka mahere__za
G7 G-G7' G C C-Dm7-C/E
Ny tokatranonao hiriko hateza
Fiverenana F G Em7
Ny masoko raha toa manganohano
D D/F# G
Tsy tomanin’alahelo fa andon-tsodrano
G/B Am G [Riff 2]
O o o
C C/E F Dm
Hifarana_eto ny_anay ny adi__dy
G7 G--G7' G/C-C
Lehibe ianao ka tompon-tsafi__dy
Tonony 2 C C/E F Dm7
Handeha ianao Lasan’iny olona iny
G G F/C C Riff
Tsy fanta-pototra mpandalo mpivahi__ny
C C/E F Dm7
Handeha ianao Ianao ilay tsy sarako
G7 G G7' G-C C-Dm7-C/E
Hanadino ahy hanadino ny anarako
Fiverenana F G Em7
Aza mieritreritra fa hasarotam-piaro
D D/F# G
Samy tia anao izahay nefa fitia tsy azo hafangaro
G/B Am G
O o o
C C/E F Dm7
Fa izahay no tany naniriana
G7 G G7' G/C_C Riff 1
Mahararirary na tiana na tsy tia_na
C Dm7' C/E
Handeha Lala__ô,
F Em7 D
O o handeha Lala_ô
G G F/C C Riff 1
Mpihindrana izahay fa tsy natao ho tompony
C Dm7' C/E
Handeha Lala__ô,
F Em7 D
O o handeha Lala_ô
G G G/C C Riff 1
Ny mamy lasany ka ny anay dia ny fofony
Tonony 3 C C/E F Dm7
Handeha ianao ry zanako vavy
G G F/C C Riff 1
F'efa io ilay hameno ny andronao ho a__vy
C C/E F Dm7
Handeha ianao handeha ka matokia
G7 G G7' G/C C C-Dm7-C/E
Enga anie mba tsy ho sampona ny di___a
Fiverenana F G Em7
Ny reninao aza avela hangina
D D/F# G
Fa efa nisotro ny rano tsy tiana
G/B Am G [Riff 2]
O o o
C C/E F Dm7
Raha mibaliaka ny fitiavanao ani_o
G7 G G7' G/C C Riff 1
Ireo nahary mba tsiditsidi___o
Tonony 4 C C/E F Dm7
Omeko anao Ho anao ry tovolahy
G G F/C C Riff 1
Ity harena tokana sy sarobidy ho a__hy
C C/E F Dm7
Omeko anao Fa izaho tsy ho sarotiny
G7 G G7' G/C C C-Dm7-C/E
Nefa mba hamelao fitia potipotiny
Fiverenana F G Em7
Izahay tsy mitady vali-babena
D D/F# G
Fa ny fitiavany no aza avela hihena
G/B Am G [Riff 2]
O o o
C C/E F Dm7
Fa raha tsy izany dia hahatsiaro ho kamboty
G G C Riff 1
Toy ny mpamboly tsy afa-nioty
C Dm7' C/E
Handeha Lala__ô,
F Em7 D
O o handeha Lala_ô
G G C
Voatery hangina na tsy mahafoy
C Dm7' C/E
Handeha Lala__ô,
F Em7 D
O o handeha Lala_ô
G G C
Raha misy mahaory izy amin’izay no antsoy
Riff 1: Riff 2
g|-2-1-0- g|-4-2-0-
D|------- D|-------
G|-2-1-0- G|-4-2-0-