Antsika Roa Irery (Tovo J’Hay)

Key: Dm (F)

Intro:
Fsus4..F..| Bb/F..F.. Bbmaj7-F/A-Gm-C7..| F.... Verse 1 Fsus4 F Aoka aloha Bb/F F Dbdim Efa samy miaiky isika roa Dm C Bbmaj7 F/A N'inoninona mety hiseho Gm C7 F Hiarahan-tsika mizaka ireo Verse 2 Fsus4 F Ny toky izay Bb/F F Dbdim Hifanaovantsika indray Dm C Bbmaj7 F/A Ho namanao foana hatrany hatrany Gm C7 F Na ho tsiky io na tomany Pre-Chorus C Bb F Miezaka mitia maniry ny hiaraka C Bb F Mifanjoy ery malaina hisaraka Gm Nefa hiaraha mahalala izao C Ianao dia manana ny fiainanao Dbdim Dm G9 Gm Matahotra aho, ka vaotra C7 F A7 Sao dia manahirana Chorus Dm Niniako tsy lazaina Gm Tsy tiako ho tantaraina Em7b5 A7 Aleo aloha hiafina aho tsy hiseho Dm G9 Mbola ho hita eo Gm A7 Dm Antsika roa irery, fiainana ireny Dm Ny fontsika misento Gm Indray miara mitempo Em7b5 A7 Miezaka hifanantona indraindray Dm G9 Dia avy eo tsy sahy Gm A7 Dm Te hifankatia , am-po mangina

-> intro

Verse 3
Fsus4 F Indray androany
Bb/F F Dbdim
Mety fiomehezantsika ihany
Dm C Bbmaj7 F/A Izao tantara izao, ninina natao
Gm C7 F Nefa voafaritra

Verse 4 Fsus4 F Izaho akia
Bb/F F Dbdim Maniry hiaraka ho doria Dm C Bbmaj7 F/A
Mba ho matotra nefa voafatotra
Gm C7 F Ka aleo dia samy mionona


Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.