Hay Hay Hay (Mahaleo)

Key: Em (G)

Intro: Em(add9)
       Em....D7....   |G........
       G.... D7/F#....|G....
       C-G/B-Am7-G-Dsus4..D  
Verse 1
 Em              D7   G
Hay hay hay hay hay, hay
  G        D7/F#     G
'Zao vao tsapanao tokoa
    C G/B Am7 G Dsus4..DFa mafy  ny  fi_ainana

 Em              D7     G
Hay hay hay hay hay, mafaitra
 G    D7/F#     GNy mikaroka ny soa
         C G/B Am7  G Dsus4..DRehefa tsisy  ny hitarainana

Verse 2
 Em               D7        G
Fony mbola teo i dada sy i neny
  G             D7/F#       GTsy nohenoina akory raha niteny
     C  G/B Am7 G  Dsus4..DSy mba na__nahanatranatra

     Chorus
            G                C     D
     Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha      G             C        D
     Mila ho vaky teo re ny loha
      Em          D7  G  
     Fa tsy misy ny atokona      G            D7/F#     G
     Ny manodidina ahy toa ngazana        C G/B Am7 G Dsus4..D
     Nahoana no  mitokona     (Chorus #1)
     Ny totohondry no avokona (Chorus #2)

Verse 4
 Em              D7   G  
Hay hay hay hay hay, mafy
  G     D7/F#    G'Zany tsy mba mitafy      C G/B Am7 G  Dsus4..D
Afa-tsy an_kan_jo rovitra
 
 Em                D7    G 
Hay rehefa tsy eo koa i neny
 G       D7/F#     GDia tsy maintsy mihafy
        C  G/B Am7 G  Dsus4..DNa dia noana  sy  mangovitra

Am7:      x0201x
D7/F#:    2x0212
Dsus4:    xx0233
Em(add9): xx2002
G/B:      x2x03x na x2x00x

Tondrompeon'i Mahaleo hafa: Mahaleo


Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.