Mila Namana (Samoela)

Hiran'i Samoela rehetra: Samoela
*:    Bass ihany no tendrena
Am7:  x02010
D2/F#:2xx23x 
Em7:  02203x

Tonony 1
                Am7  D2/F#        G      
Aza fantatro anie,  ny adiresinao iny e
  Em7              Am7 D2/F#          G 
F'hamangivangiko anao     matetika ange
Em7              Am7 D2/F#             G     
  Aza fantatro anie   ny télephone nao iny e
   Em7        Am7      D2/F#             G      
F'handaniako 25 unités      amin’ny télécarte e

Am7 D2/F# G F#* Em7 (2x)

Tonony 3
                 Am7 D2/F#               G    
Fa ny bikasoanao iny,    dia tsy matiko lolo o
 Em7                        Am7 D2/F#           G   
Ny tsikitsikinao iny ihany koa,    dia mandorondoro 
    Em7              Am7         D2/F#            G   
Ny hevitra ambaranao amiko ange, ohatran'ny mifonofono o 
    Em7                Am7            D2/F#            G 
K'izany ny nahatonga anah,    hisary zoro aminao 'zaho e 

     Fiverenana (2x)
                Am7 D2/F#                G   F#* Em7
     Dia hikotikoty,      dia hisavikavika 
                Am7   D2/F#            G   F#* Em7
     Dia hikitikitika,  dia hisarisarika e

Am7 D2/F# G F#*Em7 (2X)

Tonony 4
              Am7 D2/F#            G 
Efa fantatro fa,    misy fitiavana e                
  Em7             Am7 D2/F#        G 
Anatin’ny lohanao e,     misy fikasana 
 Em7            Am7 D2/F#         G 
Anatin’ny fonao e,    misy entana oa 
        Em7                   Am7 D2/F#        G 
Amin'ny atin’ny akanjonao any e,   mila namana oa 
           Em7               Am7    
Ny amin'ny atin’ny akanjonao any e,   
D2/F#                    G     Em7
 K'aza hodianao fanina 'zany an

     Fiverenana
         Em7                          Am7
     F'isika sy ianao no mitambatra anie,    
     D2/F#               G Em7
      Hikatsaka ny fifaliana
          Em7                           Am7 
     Dia ho tonga amin’ny tanjona irina oa,  
     D2/F#                     G
      Ho eny amin’ny tanin’ny sambatra

Tonony 5
 Em7                   Am7    
Manao domy ny mpifankatia, 
   D2/F#           G 
ianao no mitelina ny double enina 
 Em7               Am7 
Manao ramy oa ny mpifakantia
       D2/F#            G 
Tsy maninona hihafiko trefle e

     Fiverenana (2x)
     Em7                Am7  D2/F#            G 
        F'efa matotra tsara, ao amin'ny aradalana 
               Em7               Am7    D2/F#            G 
     Tsy hanampiana ary tsy hanalana oa, f'efa matotra tsara e 

Famaranana (2x)
Em7       Am7 D2/F#                 G F#* Em7 
 Ay Ay ie,        ay ay la la la la 
       Am7 D2/F#           G F#* Em
Ay ay ie,         ay ay ia o 
       Am7 D2/F#                 G F#* Em7 
Ay Ay ie,        ay ay la la la la 
       Am7 D2/F#           G F#* Em
Ay ay ie,         ay ay ia o 


Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s