Hiran'i'Zay rehetra:'Zay Am7: x02010 A2/F#:2x2200 B7 : x21212 C/G: 3x201x D/F#:2xx232 Em7: 0x2003 G6: 3x0030 G/B: x20033 Fampidirana G..C G C/G G A2/F# B7 Tonony 1 Em7 B7 Iny masoandro iny C G/B Na hilentika aza Am7 G/B Iny volana iny C D Na ho sarona aza Tonony 2 Em7 B7 Ho feno hazavana C G/B Ny androm-piainako Am7 G/B Rehefa ianao no Am7 D/F# G G-D/F# Eo ani_lako Fiverenana Em D/F# Am7 Toa ho rako-javona aman’e_rika G C/G G G6 C/G D/F# Am7-E Toa ho ra_tsy foana ny eritreritra Am7 G Am7 G/B C C-G/B Raha la_vi_tra anao Am7 B7 Em7 Raha toa ka tsy eo ianao C G/B Am7 Ka aza ilaozanao G/B Am7 G Inty aho anjakao Am7 B7 Ekeko tsotra izao Tetezana C G/B Am7, G/B Am7 G Am7 B7 Tonony 3 Em7 B7 Na ho levona aza C G/B Izao rehetra izao Am7 G/B Na tsy hisy intsony C D Ny ankoatrako sy ianao Tonony 4 Em7 B7 Ho feno dia ho feno C G/B Ny fiainako tontolo Am7 G/B Rehefa ianao Am7 D/F# G G D/F# No eo anila_ko Fiverenana (2x) Em D/F# Am7 Toa ho rako-javona aman’e_rika G C/G G G6 C/G G D/F# Am7-E Toa ho ra_tsy foana ny e___ritreritra Am7 G Am7 G/B C C-G/B Raha la..vi.tra anao Am7 B7 Em7 Raha toa ka tsy eo ianao C G/B Am7 Ka aza ilaozanao G/B Am7 G Inty aho anjakao Am7 B7 Ekeko tsotra izao
Famaranana
C G/B Am7
Ka aza ilaozanao
G/B Am7 G
Inty aho anjakao
Am7 D G
...Ekeko tsotr' izao
Advertisements