Te Ho Soa (Johary)

Hiran'i ny Johary rehetra: Johary
Bm:   x24432   B:  x24442
D/F#: 2xx232   Dm: xx0231
Em':  x79987
G':   xx9787

Tonony 1
G              D/F#
..Fitia tsy vorindra 
     Em             Bm
Tsy nety hafana ny fo 
   C                A
Nikasa hifindra, hanova famindra 
G'              Em'
..Fa mba te ho soa 
     Am
Efa leo ny mihafy 
D               C      G
..Fa tratry ny herika mafy 

Tonony 2
G              D/F#
..Ka mila hazavana 
   Em             Bm
Mitady ny mety kokoa 
 C                A
Lasa tsy tana, hanavao filalao
G'              Em'
..Fa mba te ho soa 
      Am
Handositra ditra 
D           C         G
..Fa be ny ratra sy tritra 

     Fiverenana
                  C
     Ka indro ny tanako 
     D/F#           C           
     ..Hanome ny anjarako 
     B              Em
     ..Hanoro, ankahery 
     G                   C
     ..Ny havia sy ny havanako 
     D/F#           C 
     ..Hamihina ny havako 
     B                 Em  Dm
     ..Raha sendra ka very 

Tetezana
C..D/F#..,C..B..
Em.. G-D-C

Tonony 3
G              D/F#
..Koa aza sondrina 
    Em          Bm
Ho lavitra ny aleha 
  C                 A
Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana 
G'                 Em'
..Fa ny tsiny efa be 
      Am
Mahitsia ,mahereza 
D         C        G
..Enga anie mba hateza

Tetezana
             C
Izaho tsy havanana 
D/F#           C 
..Raha toa ka resaka 
B            Em
..Ahasahirankirana 
G                  C
..Raha kosa ka fitiavana 
D/F#           C 
..Dia ananako betsaka 
B             Em
..Azo hivalamparana 

     Fiverenana (2x)
     G              C
     ..Ka indro ny tanako 
     D/F#           C 
     ..Hanome ny anjarako 
     B              Em
     ..Hanoro, ankahery 
     G                   C
     ..Ny havia sy ny havanako 
     D/F#           C 
     ..Hamihina ny havako 
     B                 Em 
     ..Raha sendra ka very


Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s