Hiran'i Johary rehetra: Johary
Intro
C Caug | Am7/C Dm7b5
C Caug | Am7/E Dm7b5
Tonony 1 C/E
Ianao taloha
Dm7 G
Nanintona ahy, nahasarika ahy
C/E
Ianao taloha
Dm7 G
'lay nantenaiko, no lalaiko
Tetezana E Am7 (G)
Satriko moa
D/F# G
Ho isika roa
E/G# Am7
Nefa nangaina
Bb Gsus4-G
Heri-po very mai____na
Fiverenana C G Am7
Efa fantatrao
F A7 Dm7 (Am7-G/B)
Nefa vitanao
C E7 Am7
Nanalavitra ahy
F C
Nefa ny alokao toa
Bb C
Eo anilako eo
Tonony 2C/E
Izaho moa
Dm7 G
Niantso anao, nitady anao
C/E
Ianao koa
Dm7 G
Ilay nanda, Tsy nandray ahy
Tetezana E Am7 (G)
Niova ny fo
D/F# G
Niova tokoa
E/G# Am7
Nanary dia
Bb G
Nanavao ilay fitia
Fiverenana C G Am7
Efa lasa any aho,
F A7 Dm7 (Am7-G/B)
F’efa vizana aho
C E7 Am7
Tsy mahandry anao
F C
Nefa ny alokao toa
G Bb
Mbola ao
Bb C
Mbola ao (X2)
Tetezana E Am7 (G)
Naontsa ahy
D/F# G
Ny sentosentonao
E/G# Am7
Ianao nandao
A#-F/A
Nintsan’aho...
F#/G# F#/G#-G#-C#
Aho.ouh ouh ouh ouh ouh...
G# A#m7
......
F# A#7 D#m7 (A#m7-G#/C)
Fiverenana (miakatra ambony) C# F7 A#m7
Nanalavitra ahy
F# C#
Nefa ny alokao toa
G# A#m7-G#/C
Eo anilako eeeeeeeo
C# G# A#m7
Efa lasa any aho
F# A#7 D#m7 (A#m7-G#/C)
F’efa viza__na
C# F7 A#m7
Tsy mahandry anao
F# C#
Nefa ny alokao toa
G# C#
Mbola ao
C# G# A#m7
Efa fantatrao
F# A#7 D#m7
Nefa vitanao
C# F7 Bbm7
Nanalavitra ahy
F# C#
Nefa ny alokao toa
G# B
Eo anilako eo
C#
Mbola ao (3X)