Diso Ve Aho (Tselatra)

Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidiriana
D....A..D..

Tonony 1
 D      D
Diso ve aho
A-D      D            D 
   Raha lasana ka nandao
A               A            D
.Fa leo ny fijaliana ataonao ahy e
  D             D
Omenao tsiny ve aho
A-D              D          A       
....Raha hipitsika ny tavanao
        A         A         D
Fa tsy haiko ny miaraka aminao

     Fiverenana
     G       G                 D  
      Efa mba noporofoiko taminao ihany
     A            A             D
      Fa tena tia aho, tena tianao aho e
     Bm          Bm
      Nafoiko daholo
     Em         Em
      Ny rendrarendrako taloha
     D           D            A
      Nafoiko daholo, noho ianao

Tonony 2
D             D
Avelao aho andeha
A-D           D
   Fa fitiavana hafahafa be
A            A       D
Nentinao, taty amiko e
D          D
Aoka ny ho avy
A-D             D         D
   No hitsara isika sy ndry
A            A             D    
.Fa tsy kilalao anie ny fitia

     Fiverenana 
     G         G                 D     D
      Ny lasa sisa no mba mitandriiisa e
     A       A               D
       Ireo lasa, vita hatrizay e
     Bm         Bm          Em
      Na mbola misy aza,indray ny tia
                     Em             D
      Tsy handalo intsony any aho akia
               D         A
      Na koa hoe hanambitamby
Tetezana (Solo)
D....A..D..
D....A..D..
G..D..D..A..D..Bm..Em..D..A..
Tonony 3
 D      D
Diso ve aho
A-D      D            D 
...Raha lasana ka nandao
A               A           D
.Fa leo ny filafila ataonao ahy e
  D             D
Omenao tsiny ve aho
A-D              D          A       
    Raha hipitsika ny tavanao
        A           A                    D
Fa tsy haiko, tsy haiko e ny miaraka aminao

Famaranana
             D       D
Dia hody im-piry aho oa
                D                
Tsy hiaraka aminao e
              D
Fa aoko hifandao
     D                   D 
Tsy aiko, ny miaraka aminao
            D
Tsy mitovy fomba fisaina e
       D           D
Tsy mitovy fomba fiaina 
        Em D
eieeeee

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.