Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra G/B: x2003x Fampidirana (2x) G D C (2x) Tonony 1 G C Misy andro maloka mangatsiaka G C Rakofan-draho-mainty tsy hibaliaka e G C Misy andro manjombona sy mahonena G C Vao nihiran-tsaina nefa dia nianjera e Fiverenana D Avia, avia isika anie D Hifampitantana hiara-dia re D Avia avia isika androany D Hitaditady ny marina hatrany Tonony 2 G C Misy andro dia manontany tena G C Nahoana no_hanompo vola sy harena_e G C Fa ny omaly ihany no mbola androany G C Nangoninao tety tsy manaraka anao any e Fiverenana D Mba avia avia isika andeha D Hivavaka hifankatia be D Avia avia isika androany C G/B D Hanaraka ny tsara sy mamy Tonony 3 G C Aza tsindrina ny olona mahantra G C Mba jerijereo ny ady tsy ombi-tratra G C Doro atidoha adabohy fa tsy soa e D C G Mpiray tanindrazana soavina mialoha D C G Mpiray tanindrazana tiavina tokoa_e Fiverenana D Ka avia avia isika re D Fa tsy fiainana ny mafy ady lava ity e D D Avia avia isika androany C G/B D Hifanolotra ny mofo tsy lany Tetezana/solo (4x) G C Tonony 4 G C Dia aza variana mitsetsitra foana G C Hitady voninahitra mandavan-taona e G C K'angoro-karena fa olo-tia-tena G C Mba zarazarao ny vokam-pirenena_e Fiverenana D Avia avia isika andeha D Hiaraka hihira hivavaka be D Avia avia isika androany D C G/B D Hiara-dalana ho any lavitra any Tonony 1/Tonony 2
Tag Archives: tselatra
Malahelo (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra Fampidirana G C (4x) ------- G D Em C Bm Am (2x) Tonony 1 G D Em Malahelo aho fa hody ianao rahampitso C Bm Am Hilaozanao 'zany 'ty tanana G D Em Rahoviana indray vao hifankahita C Bm Am Malahelo aho ka mahatsiaro irery Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity tanàna G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Tonony 2 G D Em Iza indray izao no ho namako C Bm Am Hitafako sy mba hiresahako G D Em Marary ity foko manirery C Bm Am Mahatsiaro anao ry akama tena favy e Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity akama G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Ka tomany e Tetezana G D Em C Bm Am G D Em C Bm Am Tonony 3 G D Em Iza indray izao no ho havako C Bm Am Hitantaraiko sy mba hilalaovako G D Em Marary ity foko manirery C Bm Am Malahelo anao 'lay akama tena tiako Fiverenana G D Am Lasa ianao fa tsy tamana G D Am Nilaozanao ity akama G D Am Lasa dila ka tsy tana G D C Tavela irery ka tomany Ka tomany e Famaranana (6x) G D Am
Mionona (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra Capo: 3 A': x07655 D/F#: xx4232 G/B: x20033 Fampidirana (2x) D D/F# G (3x) A D Tonony 1 D D/F# G G/B Maro ireo alondrano D D/F# G G/B Ao koa ny loza sy angano e D D/F# G G/B Mila handrendrika antsika a A D Mibohibohika tsy mety ritra Tonony 2 D D/F# G G/B Ao ireo mpisopatra D D/F# G G/B Indrindra koa ny mpialona D D/F# G G/B Mitady ny amotraka_e A D Mijery antsika miarakaraka Fiverenana #1 G G/B D D/F# Tanjoko foana e G G/B D D/F# Ny ho eo anilanao G G/B D D/F# Katsahiko mafy ery A A' Ny hahafalifaly foana an-dry Tonony 3 D D/F# G G/B Mitraka fa aza miondrika D D/F# G G/B Fa tsy irery akory ialahy D D/F# G G/B Avy antratrako A D Rotsirotsiko fitiavana Tonony 4 D D/F# G G/B Izaho akory tsy mba hiala D D/F# G G/B Fa mato_kisa ry malala e D D/F# G G/B Tantely nahita mamy A D Ka makamaka fy atrany Fiverenana #2 G G/B D D/F# Satriko foana e G G/B D D/F# Ny ho eo akaikinao oa G G/B D D/F# Mamiko ery A A' Ny hirahira mihaja ho an-dry Tetezana D G Tena tia re D G Makafy oa D G A' Manaja foana ny aty Tonony 1 Fiverenana #1 Famaranana D G Tena tia re D G Makafy oa D G Manaja foana an-dry A D Mandrakizay doria (4x)
Tovolahy (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidirana Em..C..D..Em.(x3) Tonony 1 Em .Indro ange tazano C .Ity tovolahy toa efa mamo D .Toa mandroroa fijery G .Toa miteny irery Em Miezaka ampiarina ny tena C .Nefa impiry toa mivembena D .Nilaozan'ny tiana a G Ka nangina e Fiverenana C Oriory G Misotro sy migoka D Ka mamo koa ny fony e C Bm Am Dia mamo koa ny fony oa
Tonony 2
Em
.Tovolahy tsy mba misotro firy
C
. O niova izy ankehitriny
D
.Tsy maotimaotina toy ny fahiny
Em
.Pinara sisa fanafody
C
.Fa i kalakely lasana tsy nody
D
.Maharary izy e
G G
Dia tsy ho avotra intsony ve
Fiverenana
C
Oriory
G
Misotro sy migoka
D
Ka mamo koa ny fony e
C Bm Am
Dia mamo koa ny fony oa
Solo
Em..C..D..Em.G..(4x)
Fiverenana
C
Oriory
G
Misotro sy migoka
D
Ka mamo koa ny fony e
C Bm Am
Dia mamo koa ny fony oa
Tonony 3
Em
.Tavoahangy botakely
C
.Io indray nanjary toa mamy toa tantely
D G
.Hanadinoana an'ilay anjelikely
Em
.Pinara sisa fanafody
C D
.Fa le tiany lasa ratsy loha ve
D
Marany izy e
G
Dia ho arianareo tokoa ve
Fiverenana C Oriory G Misotro sy migoka D Ka mamo koa ny fony e C Bm Am Ka katry koa ny fony oa
Diso Ve Aho (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidiriana D....A..D.. Tonony 1 D D Diso ve aho A-D D D Raha lasana ka nandao A A D .Fa leo ny fijaliana ataonao ahy e D D Omenao tsiny ve aho A-D D A ....Raha hipitsika ny tavanao A A D Fa tsy haiko ny miaraka aminao Fiverenana G G D Efa mba noporofoiko taminao ihany A A D Fa tena tia aho, tena tianao aho e Bm Bm Nafoiko daholo Em Em Ny rendrarendrako taloha D D A Nafoiko daholo, noho ianao Tonony 2 D D Avelao aho andeha A-D D Fa fitiavana hafahafa be A A D Nentinao, taty amiko e D D Aoka ny ho avy A-D D D No hitsara isika sy ndry A A D .Fa tsy kilalao anie ny fitia Fiverenana G G D D Ny lasa sisa no mba mitandriiisa e A A D Ireo lasa, vita hatrizay e Bm Bm Em Na mbola misy aza,indray ny tia Em D Tsy handalo intsony any aho akia D A Na koa hoe hanambitamby
Tetezana (Solo)
D....A..D..
D....A..D..
G..D..D..A..D..Bm..Em..D..A..
Tonony 3 D D Diso ve aho A-D D D ...Raha lasana ka nandao A A D .Fa leo ny filafila ataonao ahy e D D Omenao tsiny ve aho A-D D A Raha hipitsika ny tavanao A A D Fa tsy haiko, tsy haiko e ny miaraka aminao Famaranana D D Dia hody im-piry aho oa D Tsy hiaraka aminao e D Fa aoko hifandao D D Tsy aiko, ny miaraka aminao D Tsy mitovy fomba fisaina e D D Tsy mitovy fomba fiaina Em D eieeeee
Mbola Ho Avy (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra Fampidirana C....F....(2x) C....F....(2x) F-G Tonony 1 C C Hisaraka izaho sy ianao F F F .Nefa aoka ho fantatrao Em Em Fa tsy kilalao e Em F-F-G Fitiavako anao Tonony 2 C C Efa fantatrao ihany e F F F .Ny antony andehanako any e Em Em Hikatsaka aho, ho ahy sy ianao Em F-F-G Fiainam-baovao Fiverenana F G Fa mbola ho avy aho, hiverina indray e F G Mbola ho avy aho, anilanao F G Mbola ho avy aho, hitsabo indray e C Ny aretinao
Tetezana
C....F....(2x) F-G
Tonony 3
C C
Efa mino sahady aho
F F F
.Fa efa kaopy ianao
Em Em
Amin’izay miseho
Em F-F-G
Amin’ny fiainana
Tonony 4 C C Fa ny volana sy ny taona F F F .Dia handalo haingana foana Em Em Fa ny fitiavantsika Em F-F-G Tsy mba hangatsiaka Fiverenana (2x) F G Fa mbola ho avy aho, hiverina indray e F G Mbola ho avy aho, anilanao F G Mbola ho avy aho, hitsabo indray e C Ny aretinao
Tsy Rariny (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra Fampidirana D..G Tonony 1 D G Tsy mba rariny kosa re! D G .Raha zavatra tsy natao e D G .No hitondrana ny mangidy e D G .O!mijaly tsy manan-tsafidy Tonony 2 D G Aiza re ny mazava ety? D G .No fitsaran'ny nofo kely fitia D G .No manjaka hatrany hatrany e D G .Maro ny ontsa ka tomany Fiverenana G A Mba rahoviana e, mba rahoviana an D A Bm No hanjaka ny marina G A Ka tsisy intsony D Ny ho solafaka
G A Mba rahoviana e, mba rahoviana an D A Bm No hanjaka ny tena fitia G A Ka ho foana daholo D Ny mpihatsaravelatsihy
Tonony 3 D G Mahonena tokoa indrisy D G .Fa misy sahy manitsinitsy D G .Manendrikendrika tsotra izao oa D G .Ny zavatra tsy vita tsy natao Tonony 4 D G Maro isika mpivahiny D G .Voafingana nianjera ka nariana D G .Diso anjara dia mitantara D G .Very ny ho avin’ny dimby sy fara
Fiverenana
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny marina
G A
Ka tsisy intsony
D
Ny ho solafaka
G A Mba rahoviana e, mba rahoviana an D A Bm No hanjaka ny tena fitia G A Ka ho foana daholo D Ny mpihatsaravelatsihy
Tonony 5 D G Tsy mba rariny kosa re! D G .Raha izy foana no atao hijaly e D G .Hitondra ny zioga mandrakizay D G .Fa tsy mba hanana ny tena rahalahy Tonony 6 D G Aiza re ny fahamarinan' ety? D G .No fitsaran'olombelona kely fitia D G .No manjaka ety an-tany e D G .Maro ny ontsa lasa lavitr'any
Fiverenana
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hifarana ny endrikendrika
G A
Ka tsisy intsony
D
Ny higadragadra foana
G A Mba rahoviana e, mba rahoviana an D A Bm No hanjaka ny tena fitia G A Ka tsy hisy intsony D Ny mpihatsaravelatsihy
G A Mba rahoviana e, mba rahoviana an D A Bm No hanjaka ny marina G A Ka tsisy intsony D Ny ho solafaka
G A Mba rahoviana e, mba rahoviana an D A Bm No hanjaka ny tena fitia G A Ka tsy hisy intsony D Ny mpihatsaravelatsihy