Mionona (Tselatra)

Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Capo: 3
A':   x07655
D/F#: xx4232
G/B:  x20033

Fampidirana (2x)
D  D/F# G (3x)
A  D

Tonony 1
 D     D/F#     G   G/B
Maro ireo alondrano
D           D/F#      G     G/B
 Ao koa ny loza sy angano e
 D        D/F#        G     G/B           
Mila handrendrika antsika a
   A                   D
Mibohibohika tsy mety ritra

Tonony 2
D           D/F# G G/B
Ao ireo mpisopatra
D           D/F# G        G/B
 Indrindra koa  ny mpialona
   D        D/F#   G G/B
Mitady ny amotraka_e
   A                 D
Mijery antsika miarakaraka

     Fiverenana #1
     G G/B     D      D/F#          
      Tanjoko foana e
     G G/B       D   D/F#
      Ny ho eo anilanao
     G    G/B    D     D/F#
      Katsahiko mafy ery
             A                  A'
     Ny hahafalifaly foana an-dry

Tonony 3
D      D/F#       G     G/B
 Mitraka fa aza miondrika
D         D/F#  G      G/B
 Fa tsy irery akory ialahy
D  D/F#  G    G/B
 Avy antratrako
    A            D
Rotsirotsiko fitiavana

Tonony 4
D        D/F#  G       G/B
 Izaho akory tsy mba hiala
D    D/F# G         G/B
 Fa mato_kisa ry malala e
D    D/F#   G      G/B
 Tantely nahita mamy
    A             D
Ka makamaka fy atrany

     Fiverenana #2
     G G/B     D      D/F#          
      Satriko foana e
     G G/B       D    D/F#
      Ny ho eo akaikinao oa
     G G/B    D   D/F#
      Mamiko  ery
             A                  A'
     Ny hirahira mihaja ho an-dry

Tetezana
D      G
 Tena tia re
D     G
 Makafy oa
D        G           A'
 Manaja foana ny aty

Tonony 1

     Fiverenana #1

Famaranana
D      G
 Tena tia re
D     G
 Makafy oa
D        G                        
 Manaja foana an-dry
A               D
 Mandrakizay doria (4x)

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.