Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4A2: x02200 (na E4: 022200)
B: x24442 B7: x21202
C#m: x46654
FampidiranaE
Tonony 1
E A2 E
Ianao handalo ny tananany any
A2 B7 E
Hindramiko handainga aminy androany
E A2 E
Raha hitanao izy ka manontany
A2 B7
Dia aza ataonao fantany hoe
Tetezana E B C#m
Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana
A E A2 B7
Ny andro taloha niarahanay roa
E B C#m
Mbola tsy misy mihitsy fotoana
A E A2 B7
Nampamaivana fo tsy anembonako azy
Fiverenana (2x) E
Lazao azy kanefa
A2 E
Fa nionona hono ny fony
A2 E B7
Tsy misy tsarony na dia ny anaranao
Tonony 2
E A2 E
Raha manafatra anao izy aza adino
A2 B7 E
F’izany anie mety mba hampionona ahy
E A2 E
Tsy maintsy tomany izy k'ampangino
A2 B7
Nefa aza ataonao fantany hoe
Tetezana E B C#m
Mbola tsy afaka an-tsaiko eny foana
A E A2 B7
Ny andro taloha niarahanay roa
E B C#m
Mbola tsy misy mihitsy fotoana
A E A2 B7
Nampamaivana fo tsy anembonako azy
Fiverenana (4x) E
Lazao azy kanefa
A2 E
Fa nionona hono ny fony
A2 E B7
Tsy misy tsarony na dia ny anaranao
thanks
2017-03-11 23:30 GMT+01:00 Acoustic Gasy :
> acoustikgasy posted: “Hiran’i Mage 4 rehetra: Mage 4 A2: x02200 (na E4: > 022200) B4: x24400 B7: x21202 C#m7: x46600 Fampidirana E Tonony 1 E A2 E > Ianao handalo ny tananany any A2 B7 E Hindramiko handainga am” >