Bozy (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Bb7:  x1x131
C':   x32013
C#dim:x4x020
Dm/C: x3x231
G7/B: x2x031

Fampidirana
Dm Dm/C G7/B Bb7

Tonony 1
Dm    Am   Dm         Am
 Rahoviana, ianao ry tiana
E                Am
 No hiverina indray
C       G    C           G
 Hahafaliana, miaro hakiviana
 Am       C      C#dim
No  hiandrasako,  'zay andro izay

     Fiverenana
     Dm   Dm/C E          Am
      Ry Bozy  o, aiza ianao    
     Dm Dm/C  E         Am
       Fa ny foko, efa lao
       Dm    Dm/C   G          C'       
     Miandry  aman-taona, 'lay andro
        Dm   Dm/C    G                 C
     Ny andro  sy fotoana, ahitako masoandro
Tonony 2
Dm    Am  Dm               Am
 Asa lahy,  raha izaho no sahy
E           Am
 Hamitaka anao
C               G   C                   G
 Ataoko fa tsy hisy, tsy hisy 'zany indrisy
    Am      C   C#dim
Satria, satria,  mamiko ianao

     Fiverenana
     Dm   Dm/C E           Am
      Ry Bozy  o, mba faingana   
     Dm  Dm/C E                  Am
        Fa ianao, no fiadiana hilaina
        Dm    Dm/C    G         C'       
     Hamerina    indray eto an-tavako
         Dm       Dm/C   G          C
     Ny tsikin'ny     fahiny, re rahavako
     Dm   Dm/C E          Am
      Ry Bozy  o, ianao irery   
     Dm   Dm/C E              Am
      Ry Bozy  o, no toky sy hery
Advertisements

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s