Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
Bm: x24432
^: bend (hingaina miakatra ilay naoty)
Fampidirana
D A...Bm A...D A... G
Solo-intro
D A
Bm A
^
e|-------9-10-10-9----9
b|-10-12-----------12--
g|---------------------
D|---------------------
A|---------------------
E|---------------------
D A
^
e|-------10-12-14-15-14-14-12-10-12
b|-10-12---------------------------
g|---------------------------------
D|---------------------------------
A|---------------------------------
E|---------------------------------
G
e|-10-9--
b|------12
g|--------
D|--------
A|--------
E|--------
Tonony 1
D A
Raha vao mahita anao aho
Em Bm A
Miantsoantso ma_fy
D A
Averimberiko hoe
Em Bm A
'Zay tia adala_e
Tonony 2
D A
Raha vao manembona aho
Em Bm A
Fantatrao foana_e
D A
Mahatsiaro faly aho aty
Em Bm A G
Rehefa miaina aminao anaty no___fy
Fiverenana
D A Em A
Natao ho iray, natao ho iray
D A G A
Natao ho iray, ny fiainanao
D A
Natao ho iray (natao ho iray )
Em A
Natao ho iray (natao ho iray)
D A
Natao ho iray (natao ho iray)
G
Ny fiainanao
Solo (mitovy amin'ny intro)
Tonony 3
D A Em
Leferiko izay vita_e
Em Bm A
Tsy fahotana_e
D A
Ny iainanao taloha
Em Bm A
Tiako tsy hita_e
Tonony 4
D A Em
Ny antsika tsy_ho fijaliana_e
Em Bm A
No iainana e__ty
D A
'Reo adalana taloha
Em Bm A G A
Dia ho soloin’ilay fitia tsy mety le____fy
Fiverenana (2x)
D A
Natao ho iray (natao ho iray )
Em A
Natao ho iray (natao ho iray)
D A
Natao ho iray (natao ho iray)
G A
Ny fiainanao e i e
Tetezana
Bm F#m
Vavaka no atao
G D A
Fefin’ny fiainantsika_e
Bm F#m
Tsisy handrava intsony
G Em
'Zay niainan-tsika roa
A....
Noho ilay fitia
Tetezana/solo
D A
Em A
Bm F#m
G D
Bm F#m
G Em A....
Tonony 5
D A Em
Ny antsika tsy fijaliana e
Bm A
No iainana e_ty
D A
'Reo adalana taloha
Em Bm A G A
Dia ho soloin’ilay fitia tsy mety le___fy
Fiverenana (3x)
D A
Natao ho iray (natao ho iray )
Em A
Natao ho iray (natao ho iray)
D A
Natao ho iray (natao ho iray)
G A
Ny fiainanao e i e
Like this:
Like Loading...
Related