Hiran'i Randratelo rehetra: Randratelo Ny orijinaly dia mampiasa tendry gasy (CGDgbe) sy capo eo @ 5eme case C/E:xx2010 Dm: xx0231 Fampidirana F C F C F C Dm G Tonony 1 C Am Raha misy ny tiako G C Dia ianao ilay tokana F C/E Masoandroko antoandro Dm G Volako ny alina Tonony 2 C Am Fitia voarary G C Ny ahy sy ny anao F C/E Zaza latsaka an-kady aho G C Raha hilaozanao Fiverenana F C/E Fa fo nifanaiky G C Ny ho doria ny antsika roa F C/E Hoe aina no fetra D G Sanatria ny hisara-droa F C Fa tendrin'ny avo G C Tsy ho_azo sakanana Am C/E Ny fitiavantsika Dm C Toy ny avia sy havanana Tetezana: F C F C F C Dm G Tonony 3 C Am Tsy manan-tsahala G C Sanatria tsy kilalao F C/E Fitia voasedra Dm G Niharitra_nyizao sy izao Tonony 4 C Am Ny feony manako G C Reko ao anaty ao lalina F C/E Tena latsam-paka Dm C Fitia tena marina Fiverenana F C Fa fo nifanaiky G C Ny ho doria ny antsika roa F C Hoe aina no fetra D7 G Sanatria ny hisara-droa F C Fa tendrin'ny avo G C Tsy ho_azo sakanana Am C Ny fitiavantsika Dm C Toy ny avia sy havanana Tetezana - mitovy @ fiverenana Fiverenana Famaranana Am C Ny fitiavantsika Dm C Toy ny avia sy havanana Dm C/E Ka hiaraka isika G C Hiara-dalana