Ny Fitiavantsika – Tendry Tsotra (Randratelo)

Hiran'i Randratelo rehetra: Randratelo
Ny orijinaly dia mampiasa tendry gasy 
(CGDgbe) sy capo eo @ 5eme case
C/E:xx2010
Dm: xx0231

Fampidirana
F C F  C
F C Dm G

Tonony 1
C              Am
 Raha misy ny tiako
       G            C
Dia ianao ilay tokana
F                C/E 
 Masoandroko antoandro
 Dm           G
Volako ny alina

Tonony 2
C          Am
 Fitia voarary
   G           C
Ny ahy sy ny anao
 F               C/E
Zaza latsaka an-kady aho 
 G           C
Raha hilaozanao

     Fiverenana
     F           C/E
      Fa fo nifanaiky
              G              C
     Ny ho doria ny antsika roa
     F             C/E
      Hoe aina no fetra
           D              G
     Sanatria ny hisara-droa
    
          F         C
      Fa tendrin'ny avo
            G          C
     Tsy ho_azo sakanana
     Am            C/E
      Ny fitiavantsika
              Dm           C
     Toy ny avia sy havanana

Tetezana: F C F  C  
          F C Dm G

Tonony 3
C              Am
 Tsy manan-tsahala
      G           C
Sanatria tsy kilalao
F          C/E
 Fitia voasedra
        Dm            G       
Niharitra_nyizao sy izao

Tonony 4
C            Am
 Ny feony manako
          G           C
Reko ao anaty ao lalina
F             C/E   
 Tena latsam-paka
   Dm           C
Fitia tena marina

     Fiverenana
      F          C
     Fa fo nifanaiky
              G              C
     Ny ho doria ny antsika roa
     F             C
      Hoe aina no fetra
           D7             G
     Sanatria ny hisara-droa
 
     F              C
      Fa tendrin'ny avo
            G          C
     Tsy ho_azo sakanana
     Am            C
      Ny fitiavantsika
             Dm         C
    Toy ny avia sy havanana

    Tetezana - mitovy @ fiverenana
    
    Fiverenana

Famaranana
Am            C
 Ny fitiavantsika
         Dm           C
Toy ny avia sy havanana
Dm             C/E
  Ka hiaraka isika
  G        C
Hiara-dalana

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.