Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
A: x0222x (barre chord no hitendrena azy,
izany hoe ny fanondro ihany no ampiasana)
D/F#: xx423x
F#m': xx422x F#m: 244222
Fampidirana (2x)
E A
Tonony 1
A
Niandry irery foana teo
D/F#-A
Toa nanirery
E F#m' E
Niandry ny namany
D/F# A
Niaretany avokoa ireo
D/F#-A-D/F#-A E
Orana nifafy nanakotsa ny tenany
F#m'-E
Tonony 2
D/F# A
Nangingina tsy nahateny
D/F#-A E F#m' E
Nahatsiaro nangatsiaka ny vatany
D/F# A D/F#-A-D/F#-A
Nierikerika nanantena
E F#m' E
Sao hoe, sao mbola tazany
Tetezana
Bm7
Ny hatsiaka 'zay namirifiry
F#m E
Azony taminy
Bm7
Ny orana aza mikija tsy zakany
F#m E
Niafiany noho ny_aminy
Fiverenana (2x)
E A D
Tsy nahita fa nody fotsiny izy
E A
Nandeha tsy nahaloa-peo
A D
Nangingina toa tsy nahateny
E A
Niandry fotsiny teo
Tetezana (2x): G D A
Tonony 1/Tonony 2/Tetezana/Fiverenana
Famaranana
G D A
G D A
Efa dila ny lera (efa dila lera)
G D A
Efa dila ny lera (Aza miandry azy intsony)
G D A
Efa dila ny lera (Naleony niova)
G D A
Efa dila ny lera (Sasatra niandry) (3x)
Like this:
Like Loading...
Related