Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'HayCapo: 1 (ny orijinaly mampiasa capo)Am7: x02010
Cadd9: x32033
D4: x5403x
G/B: x20033
Fampidirana (4x)G/B Cadd9 D G
Tonony 1 G/B Cadd9 D G
Misy fitiavana tsy haiko lazaina
G/B Cadd9 D G
Reko mitempo reko miaina
G/B Cadd9 D Em
Ao anatiko ao misy feo mitalaho
Am7 D4
Mitaraina miantso anao
Tonony 2G/B Cadd9 D G
Toa manery toa mila tsy ho tanty
G/B Cadd9 D G
'Lay vetso-po izay miery ao anaty
G/B Cadd9 D Em
Tsy mba mionona nefa tsy hay kobonina
F D4
'Lay iray minitra hitiavako anao
Fiverenana G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao
Tetezana (2x)
G/B Cadd9 D G
Tonony 3
G/B Cadd9 D G
'Lay tsikitsiky fanaonao iny
G/B Cadd9 D G
Azo sary an-tsaina rehefa iny aho mangingina
G/B Cadd9 D Em
Tsy_indray tsy indroa f’efa maro tokoa
Am7 D4
'Lay bitsika milaza ao am-po
Tonony 4 G/B Cadd9 D G
Misy nofy, misy vetso, aingam-panahy
G/B Cadd9 D G
Misy hery iray toa manaloka ahy
G/B Cadd9 D Em
Mitombo isan’andro tsy mety miato
F D4
Mameno fo zato isan-jato
Fiverenana
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho
G Am7 C D4
(Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao
Tetezana Em D/F# G A e|----------------------------------9----b|----7-8--7--8-10--------12--10----10---g|-9-9------8-----------12------12--------D|--9-----------------12---------------11A|-7-------9--------10--------------0----E|--------------------------------------- Am7 C G/B A De|-5-7-8--7-----5-5-3--2-3-2b|----------8---5------3----g|--5------7--7--6-----2-2--D|-7------9-----7------0---0A|-0------------------------E|--------------------------
Fiverenana (3x)
Tena marina tokoa izany!!! Vao niverina nihaino an’ilay hira ao sy nijery ilay live….F tokoa iny….misaotra indrindra…ilay video tsy afaka ovaina fa ny eto ovaiko sy ny commentaire ao @ YouTube. Misaotra e🎼🎸🎤
Salam namana ! N eo @ ilay andinin faha 2 ” ilay ray minitra itiavak anao ” Fa(F) f ts Lam7 tsony ! Mankasitraka
Tena marina tokoa izany!!! Vao niverina nihaino an’ilay hira ao sy nijery ilay live….F tokoa iny….misaotra indrindra…ilay video tsy afaka ovaina fa ny eto ovaiko sy ny commentaire ao @ YouTube. Misaotra e🎼🎸🎤