Key: Bb
Intro: Bbmaj7...Ebmaj7...(3x)
Cm7b5 ...F7sus4...
Verse 1
Bb F/A Gm7..Bb/F
Nanonofy anao aho tamin’izay
Eb G7 Cm7 Eb/F-F
Nitsingevana ambony ianao
Bb Fm/Ab G7
Rahona no ipetraha__nao
Cm7-Bb/D-Ebm-Bb/F Eb/F Bb...Eb/Bb
Ny kin__ta__na ataonao kilalao
Bb F/A Gm7..Bb/F
Nanonofy anao aho tamin’izay
Eb G7 Cm7
Tanana no natolotrao ahy
F Gm7-F/A-Bb Fm/Ab G7
Handra___y ahy ho eny aminao
Cm7-Bb/D-Ebm-Bb/F Eb/F Bb (Bb6)
Ny kin__ta__na ataontsika kilalao
Chorus
Ebm/Bb Bb
Avia aty, hoy ianao
Ebm/Bb Bb
Ho ety ambony rahona
C/Bb F/A
Fa ety no omeko anao
Cm7b5 Ebm Fsus4..F..
Omeko anao 'zao tontolo izao
Verse 2
Bb F/A Gm7 Bb/F
Dia nifoha tamin’izay ary aho
Eb G7 Cm7
Niandrandra, nitazana anao
F Gm7-F/A-Bb Fm/Ab G7
Hay na__no__nofy anao fotsiny aho
Cm7-Bb/D-Ebm-Bb/F Eb/F Bb
Ni_tsi___ky kely aho, raha mba teo tokoa mantsy ianao
Cm7b5 = Ebm/C
https://www.youtube.com/watch?v=3lX1KubWZxw
https://www.youtube.com/watch?v=TNHbe0zXvH4&t
Raha hitsidika ny hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana
Like this:
Like Loading...
Related