Key: F Intro: F....C/F....|Bb/F....F.... F....C/F....|Bb/F....C/F-Bb/F-Bb(add9)/C.... Verse 1 F Bb(add9)/F Mandà be ny saiko C/E F Tsy tony ny foko F G/F Tsy tsapako akory C/E F Ity maso tsy mahita tory Asus4..A.. Dm7 Am7 Fa ianao foana no sary mameno Cm7 F Bb(add9) Mibahana ao an-doha Bbm7 F/C Aza ilaozana izany ho'aho 'zaho fa G7 C Bb(add9)/C Tena voa, voa tokoa Verse 2 F Bb(add9)/F Dia ataoko ahoana C/E F Ny alahelo foana F G/F Ny saiko tsy mino C/E F Hoe ny tenako hahavita hanadino Asus4..A.. Dm7 Am7 Mora aminao tokoa ny milaza hoe Cm7 F Bb(add9) Ndao hisaraka Bbm7 F/C Aza ilaozana izany ho'aho izaho fa Gm7 C7 F (F-C/E-Dm7) Tia anao fatratra Chorus C C Izao ihany aho dia hitady anao Bb(add9) F (F-C/E-Dm7) Hiangavy farany C C/G C C/G Izao ihany aho dia ho any aminao Bb(add9) Bb/C C F..C/E..Dm7..F/A.. Mba hitalaho, hiala nenina Gm7 Bb(add9)/C F Na hilela-pala________dia Hiangavy fara________ny [Outro] Verse 3 F Bb(add9)/F Ireo efa vita C/E F Dia odianao tsy hita F G/F Ny aok'izay foana C/E F No asesikao fa dia nahoana Asus4..A Dm7 Am7 Tsy fantatrao fa io dia tantara Cm7 F Bb(add9) Tsy ho faty rahatr'izay Bbm7 F/C Aza ilaozana izany ho'aho izaho fa Gm7 C7 F (F-C/E-Dm7) Ratra mahamay Chorus (2x) Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana