Ho Mandrakizay (Njara Marcel)

Key: G (Capo: 4) 

Intro: Em7...D...| Am7...D/F#...

Verse 1
     G(add9)
Tsy hainao mihintsy
                  C(add9)
Ny halalin'ny fitiavako anao
             G(add9)
Raha ny hafaliana hifampizarantsika roa
                    C(add9)
Mahalatsaka ahy tanteraka e

Verse 2
   G(add9)                                    
Ianao ilay nampidoboka ny foko
              C(add9)
'Lay nampiova ahy
  Em7                    C
Ireo fotoana mamy nitondranao ahy
      Am7                        Dsus4..D..
Tao anaty tontolo, tsy haiko intsony e

     Chorus
                             G
     Fa tombokavatsy ato am-poko
                         C(add9)
     Sanatria raha ho soloiko
                 Em7
     Toa ireny anaty horonan-tsary
                C         D'  G 
     Fitiavana foana no hiafarany

                              G(6)
     Mba sanatria raha hiova loko
                               Am7
     Omeko olonkafa indray ny foko
                Em7
     F'ianao no andrin'ny fo
                 C         D    G
     Ho mandrakizay ny antsika roa

Verse 3
     G(add9)  
Eny maro ireo tsy mino
                    C(add9)
Ny fisian'izany fitiavana izany
              Em7
Fa ho asehontsika androany f'izaho sy ianao 
C      D/F#   G(6)
 No porofon'izany

Verse 4 Em7 D/F# C Fitia mandrakizay ho sanatria ny hoe D/F# G(6) Mandalo fotsiny ihany Em7 C D/F# Ka na sendra ady na koa tomany Em7 D/F# Tsy natao hampiova fa mbola hampitombo hatrany Bridge G Em7 'Lay fitiavana tsy ho lany C C D Ilay fitiavana tsy ho lany, tsy ho lany Chorus (Key: G) C D G E Ho mandrakizay ny antsika roa Chorus: Key: A) A Fa tombokavatsy ato am-poko D(add9) Sanatria raha ho soloiko F#m7 Toa ireny anaty horonan-tsary D E A Fitiavana foana no hiafarany A Mba sanatria raha hiova loko F#m7 Omeko olonkafa indray ny foko D F'ianao no andrin'ny fo E A Ho mandrakizay ny antsika roa C(add9: x32030 D(add9): x54230 D': 54xx3x G(add9): 3x023x G(6): 320030  Tondrompeon'i Njara Marcel hafa: Njara Marcel

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.