Key:D
Intro D/F# G-A-G/B-A/C#-D..(2x) G..A..| D.... Verse 1 A7 D A7 D Iaraha-mahalala, fantatrao tsara F#dim G B7(b9) Em Fa matoa aho mijery anao maharitra A7 A7/G D/F# D Dia misy teny izay mba tiako ambara E A7 G/B-?-A/C# Saingy sadaikatra aho sy miahotra Verse 2 (2x) A7 D A7 D Mba faniriako e, tena mba tiako F#dim D7 G B7(b9) Em Daug D7 G B7(b9) Em Raha avy hatrany dia, hainao 'zay tiako atao A7 A7/G D/F# G Abdim Na tsy hiloaka akory aza ny vavako indro D/A A7 D Dsus4-D Omeko anao ny fitiavako Verse 3 Raha ny ahy aloha efa ela no nitempo ho anao ny fo Efa ela aho no naniry ny iarahantsika roa Fa tsy mba sahy nilaza sy matahotra aho satria Manahy aho sao ianao tsy tia Verse 4 'Zao aho mahita anao tsy haiko akory izay atao Fa tena babonao, resy sy lasa adala anao Te hidradradradra mafy ho ren’izao tontolo izao Hoe TIAKO IANAO !
Yearly Archives: 2024
Tiako Aho (Safiid)
Key: D
Intro: D(maj9)....| Bm(add9).... Em7..Ebmaj7#5..| Asus4..A.. Verse 1 D(maj9) Bm(add9) Tomany lava sy taraina Em7 Manjombon-dava ny ao an-tsaina Ebmaj7#5 Asus4.. Ny alahelo tsy haiko tanisaina A D(maj9) Toa very aho, aiza aho no hitaraina Verse 2 Bm(add9) Tsy kivy anefa, tsy very dia Em7 Nitady hery aho, nitady fitia Ebmaj7#5 Asus4 Dia tonga saina aho fa 'zao ihany A G(add9) No afaka anova izany Gm7 Ka androany no hilazako fa Chorus D(maj9) Tiako aho F#m7 Tiako mihoatra noho 'reo ratrako aho G(add9) K'avaloko any 'reo 'zay rehetra nankarary aina Gm9 A Sy fanahy, fa olom-baovao aho D(maj9) Manombok'izao F#m7 Ny hazavana 'zay anatiko ao G(add9) Ho ataoko an-kira ho ren'ny manodidina Gm7 G/A Sy ho reko indray, fa sitrana ihany ilay Verse 3 D Bm(add9) Ati-fanahy, dia 'zay Em7 Tiako koa ianao raha mba toa ahy Ebmaj7#5 Asus4 Tsy irery ianao f'aza miahiahy A G(add9) Etsy ho fihiniko Gm7 A Dia androany no hilazako fa Chorus Bridge Bm Ati-fanahy toe-po mba tiako ho Bbaug Feno fitia sy tsiky ary hira koa D/A Iriako ianao raha mba toa ahy Em7 F#m7 G Asus4 K'anjaranao indray ny hoe Chorus/Outro D Tianao ianao F#m7 Mihoatra noho 'reo ratranao ianao G(add9) Ka avalony any 'reo 'zay nankarary aina sy fanahy Gm9 A Ho olom-baovao D(maj9) Manombok'izao F#m7 Ny hazavana 'zay anatinao G(add9) Ataovy an-kira ho ren'ny manodidina sy ho renao indray Gm7 A D Fa sitrana ihany ilay ati-fanahy
Tondrompeon'i Safiid hafa: Safiid
Paradisako (Stephanie)
Key: Gm (Bb) Intro: Gm....| Eb.... Bb....| F.... Verse 1 Gm Aminao aketo Eb Bb F Aminao mety aminahy, fahignako Gm Zaho tafisento Eb Bb F Azoazoko aignanahy, fahignako Pre-Chorus Gm Koa anao akeo, zaho tsy very Eb Izy koa anao akeo, sambatsambatra ny aigna Bb F Miadana zaho, ankilanao io Chorus Gm7 Eb(add9) Anao valeur-ko, paradisako Bb F Baby tano tano zaho, ho anao Cm Eb Anao valeur-ko, paradisako Bb F Baby tano tano zaho, ho anao ->Intro Tano zaho ho anao
Verse 2 Gm Anao aketo ny ho aviko
Eb 'Lay anjara masoandro efa ela niambesako
Bb F Hatramin'izay, mmmh hatramin'izay
Gm Misaotra Zagnahary zaho nagnamia anao
Eb Feno fiadagnana fiainako ankilanao io
Bb F
Baby, oouuuh baby
Tondrompeon'i Stephanie hafa: Stephanie
Antsika Roa Irery (Tovo J’Hay)
Key: Dm (F)
Intro: Fsus4..F..| Bb/F..F.. Bbmaj7-F/A-Gm-C7..| F.... Verse 1 Fsus4 F Aoka aloha Bb/F F Dbdim Efa samy miaiky isika roa Dm C Bbmaj7 F/A N'inoninona mety hiseho Gm C7 F Hiarahan-tsika mizaka ireo Verse 2 Fsus4 F Ny toky izay Bb/F F Dbdim Hifanaovantsika indray Dm C Bbmaj7 F/A Ho namanao foana hatrany hatrany Gm C7 F Na ho tsiky io na tomany Pre-Chorus C Bb F Miezaka mitia maniry ny hiaraka C Bb F Mifanjoy ery malaina hisaraka Gm Nefa hiaraha mahalala izao C Ianao dia manana ny fiainanao Dbdim Dm G9 Gm Matahotra aho, ka vaotra C7 F A7 Sao dia manahirana Chorus Dm Niniako tsy lazaina Gm Tsy tiako ho tantaraina Em7b5 A7 Aleo aloha hiafina aho tsy hiseho Dm G9 Mbola ho hita eo Gm A7 Dm Antsika roa irery, fiainana ireny Dm Ny fontsika misento Gm Indray miara mitempo Em7b5 A7 Miezaka hifanantona indraindray Dm G9 Dia avy eo tsy sahy Gm A7 Dm Te hifankatia , am-po mangina
-> intro
Verse 3
Fsus4 F Indray androany
Bb/F F Dbdim
Mety fiomehezantsika ihany
Dm C Bbmaj7 F/A Izao tantara izao, ninina natao
Gm C7 F Nefa voafaritra
Verse 4 Fsus4 F Izaho akia
Bb/F F Dbdim Maniry hiaraka ho doria Dm C Bbmaj7 F/A
Mba ho matotra nefa voafatotra
Gm C7 F Ka aleo dia samy mionona
Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay
Hay Hay Hay (Mahaleo)
Key: Em (G) Intro: Em(add9) Em....D7.... |G........ G.... D7/F#....|G.... C-G/B-Am7-G-Dsus4..D Verse 1 Em D7 G Hay hay hay hay hay, hay G D7/F# G 'Zao vao tsapanao tokoa C G/B Am7 G Dsus4..DFa mafy ny fi_ainana Em D7 G Hay hay hay hay hay, mafaitra G D7/F# GNy mikaroka ny soa C G/B Am7 G Dsus4..DRehefa tsisy ny hitarainana Verse 2 Em D7 G Fony mbola teo i dada sy i neny G D7/F# GTsy nohenoina akory raha niteny C G/B Am7 G Dsus4..DSy mba na__nahanatranatra Chorus G C D Eeeee raha mahatsiaro ireo taloha G C D Mila ho vaky teo re ny loha Em D7 G Fa tsy misy ny atokona G D7/F# G Ny manodidina ahy toa ngazana C G/B Am7 G Dsus4..D Nahoana no mitokona (Chorus #1) Ny totohondry no avokona (Chorus #2) Verse 4 Em D7 G Hay hay hay hay hay, mafy G D7/F# G'Zany tsy mba mitafy C G/B Am7 G Dsus4..D Afa-tsy an_kan_jo rovitra Em D7 G Hay rehefa tsy eo koa i neny G D7/F# GDia tsy maintsy mihafy C G/B Am7 G Dsus4..DNa dia noana sy mangovitra Am7: x0201x D7/F#: 2x0212 Dsus4: xx0233 Em(add9): xx2002 G/B: x2x03x na x2x00x Tondrompeon'i Mahaleo hafa: Mahaleo