Ravitoto (Tselonina)

Hiran'i Tselonina rehetra: Tselonina
Capo: 2 (A ny kle orijinaly, 
raha tsy misy capo (G=A, C=D, D=E)

Tonony 1 (2x)
 G                           C               G
Potika aminao mafy aho zany sombinaiko tena tiako
 D                          G   D
Ravitoto mivelatra eo am-bilihako 
 G                       C              G
Nampirafesinao aho zany tain’omby tain-gisa
  D                     G C-G
Mbola potika aminao aho e 

Tonony 2 (2x)
 G                                C                G
Tany ampitan-dranomasina aho nalahelo saika lasa adala 
    D                              G   D
Nanjomonjomotra sy mototra lasa vinany o 
 G                                  C               G           
Saika handeha hamono tena aho nefa tojotojo taovan-kena
 D                 D             G   C-G   
Taovan-kena ratsy fositra malanilany 

Tonony 3 (2x)
 G                         C            G
Ravitoto voatotototo ny vavoniko marokoroko 
   D                    G C-G
Manao veloma an’ahy izy e 
   G                       C                   G
Namela fofom-boninkazo izy etsy am-bodimbodi-goavy etsy 
 D               D                G
Fofom-boninkazo lozitra mitsitokotoko 

Tetezana: G  C  G
          D  D  G C-G

Tonony 4
 G                                  C                   G
Ravitoto aloha ny androany fa ny ampitso izay vao tsaramaso 
  D                            G 
Miaraka amin’ny vary be mitafotafo 
 G                            C              G
Ravitoto sy voanio anie no recette tena Malagasy
  D                D                  G
Trafon-kena mievitrevitra any anatiny any (2x)

Famaranana
 G                           C               G
Potika aminao mafy aho zany sombinaiko tena tiako
 D                          G   D
Ravitoto mivelatra eo am-bilihako

Nofinofy (Mahaleo)

Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2
C*: inty ny fomba fitendrena an'ilay solo
eo amin'ny e kely
Ny bass sy ny naoty dia C ihany
e|  3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-3
C**:3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-12

Tendry Gasy (CGDGBE)
Am:   x22210 A7:   x22020
C:    0x2010 C/E:  4xx553 na 4x2010
D:    0x0232 D/F#: 6x0775 Dm:2x0231
E:    446454 E/G#: x12100
F:    557565
G:    x0343x G/B:  x4043x 

Fampidirana: C*

Tonony 1
  C                  Am        
Omeko anao mba hanjakanao 
    D   D/F#  G
Ny habakaba__ka 
         Dm   G      C
Ny kintana  azoko hakana 
   A7           Dm G
Hataonao firavaka 

Tonony 2
    C           Am      
Na ny masoandro aza 
    D       D/F#  G
 Sakanako tsy  hatory 
         Dm     G      C
Mba hanome hafanana sahaza 
    Dm   G    C
Ny fonao oriory 

     Fiverenana
      C  C/E     F
     Vontom-pahoriana
     E        E/G#     Am
     Ory ny tsy fananana 
         Dm        C/E
     F'izay mba nirina
          G    G/B   C___  
     Tsy misy hananana 

Tonony 3
C        Am     D   D/F# G
Etsy akipio ny masonao  roa 
    Dm   G      C
F’izay irinao anio 
   A7          Dm G
Ho azonao avokoa
 
Tonony 4
 C          Am   D     D/F# G
Fa manan-karena   nofinofy  aho 
Dm      G   C
 Ka azoko omena 
  Dm    G        C  
Izay rehetra tianao 

     Fiverenana
           C   C/E     F
     Raha sendra hetaheta
       E   E/G#    Am   
     Omeko anao ny ony 
         Dm                 C/E
     Sotroy izay laninao rehetra
          G  G/B C
     Mandra-pahatony 
 
           C   C/E      F   
     Raha toa sendra mosary 
         E     E/G# Am
     Ho tolorako sakafo 
         Dm       C/E
     Na laoka na vary
                 Dm G     C  
     'Lay tena tsa_ra sy lafo 

Tonony 5
      C   C/E    F     
Raha sendra hirifiry
  E     E/G#      Am
Omeko mpitsabo ianao 
    Dm      C/E
Na firy na firy
       G   G/B      C
Eran’izao tontolo izao 

Tonony 6
      C  C/E F
Raha tianao tany
    E   E/G#   Am
S'izay rehetra ao
     Dm        C/E
Raha ilainao izany
      G G/B    C
Dia atolotro anao

Tetezana: C*

Tonony 7
 C     C/E      F
Raha 'zay vola foana 
        E E/G#    Am
Tsy ho zakanao babena 
      Dm        C/E
Tsy avelako ho noana
        G G/B    C
Hampiondanako harena

Tonony 8
      C    C/E  F
Raha te hitety tany
     E      E/G#  Am
Hanodidina ny tontolo 
   Dm            C/E
Na aiza n'aiza izany
         G G/B     C
Hataoko hitanao daholo 

Tonony 9
C            Am
Aoka, aoka aloha
    D     D/F#    G
Avelao hitohy ny nofy 
Dm    G      C
Aza mbola mifoha
         A7         Dm  G
Ny zava-misy tsy mitovy 

Tonony 10
       C         Am
Ary ianao toa tomany
    D    D/F# G
Mangina sombinaina 
Dm    G       C
Ao,manofisa ihany
           Dm   G   C
Raha toa izany no ilaina 

     Fiverenana
            C C/E    F
     Fa ny nofy tadidio
          E   E/G#       Am
     Hitovizana amin’ny maro 
              Dm             C/E
     Ny maso fotsiny no akimpio
               Dm G     C
     Ny saina no  ampiakaro

Famaranana: C**

Tendry Tsotra (EADGBE) 
A7:  x02020 
C/E: 0x2010 
D/F#: 2xx232 
E/G#: 4x2100 
G/B: x2003x 

Ny Endrikao (Aloma)

Hiran'i Aloma rehetra: Aloma
C7: x32310
Fm: 133111

Tonony 1 (2x)
      C          C7
Raha sendra hakiviana
        F           Fm
Ka tsy hita izay hatao
       C          Am            D  G
Dia mitondra hafaliana ny_endrikao  
        C            C7       
Toa masoandro vao maraina
      F           Fm   
Mampisava tsotr'izao
       C          Am  G         C
Irony zavon'adintsaina ny_endrikao
     
     Tetezana
           F        Em
     Tena feno hazavana
       F            Em
     Izao tontolo izao
           F        Em    F         G            
     Raha mirana mazana izany endrikao

Tonony 2
    C          C7
Fa maizana ny tany
      F         Fm
Ka majombondava ao
      C          Am           C        
Raha lalovana tomany ny_endrikao

     Tetezana
     C        A           Dm         G
     Azoko ambara tsotr'izao tsotr'izao
      C          A           Dm         G
     Marobe no tsara noho ianao noho ianao
      C        C7   F          Fm
     Nefa asa lahy fa ny endrikao
      C           Am   D          G
     No nanintony ahy lalandava izao

Tonony 1 miverina


Rakoto Matiloha (Jerome Randria)

Hiran'i Jerome Randria rehetra: Jerome Randria
Misy Capo 1 raha ilay version-i Railola
A#: 688766
D#: x68886
F#m:244222
G#: 466544 Gm: 355333

Tonony 1
D                                    
Toa takona tsy tazana 
       D                       A
Any ambadik'any ho any ilay tanànako
    A
Ho saraka tsy hita anoloana ny tavako
       D
'Reo havako
       D
Hofan-tànan'olon-tiana
     D                  G      Gm
Kopakopaka mosara no nilaozako
       D                  Em        A
Morontsiraka mafana tora-pasika mandoro
       D
No vantaniko

Tonony 2
         D
Any an-dranomasina 
            D                    A
Any ambany lanitra mangina no honenako
      A
Alin-kitana amam-bolana sy rivotra madio
         D
 no mba làlako
        D
Eny an-tokontanin-tsambo 
      D                      G   Gm
Miaraka amin'ny gitara no hiràko
      D                       Em        A
Ireo hira izay fikaloko ireo hirahirantsika
      D
Tena mamiko

     Fiverenana
                  D          D
     Veloma ry Iarivo, ry Iarivo 
      A                  
     Mamin'ny fo
                      A
     Veloma mandra-pihaona
          A                         D        
     Tsy hanadino anao, Rakoto matiloha
                     D         D
     La la la la la la, la la la
      A
     La la la la
                     A
     La la la la la la
                     A              D
     La la la la la la, Rakoto matiloha

Tonony 3
      D
Raha sendra embonembona
       D                     A
Any ho any ka voatonona ny anarako
        A
Dia tsarovy fa manjohy anareo any koa
        D
Ny eritreritro
      D
Ireo sarin'ny sakaiza 
       D                       G      Gm
Sy ny sarinao ry tiana no fandrianako
     D                       Em       A
Isan'andro vao mifoha, na ny alina hatory
       D    
Ho voajeriko

A#

Tonony 4 (Ambony)
     D#                                   
Eto taona maro angamba
      D#                     A#
Eny mbola tsy voafetra, hiverenako
     A#
Aza malahelo foana antenaiko hisy fihaonana 
      D#
Ny anjarako
       D#
Amin'izay fotoana izay 
         D#               G#   G#m
Hifampiatoraka isika hifamihina
        D#                  F#m        A#          
Ho eo imolotro indray ireo teny mamintsika
     D#
Fahizay
     Fiverenana (Ambony)
                  D#         D#
     Veloma ry Iarivo, ry Iarivo 
      A#          
     Mamin'ny fo
                      A#
     Veloma mandra-pihaona
          A#                        D#        
     Tsy hanadino anao, Rakoto matiloha
                     D#        D#
     La la la la la la, la la la
      A#
     La la la la
                     A#
     La la la la la la
                     A#             D#
     La la la la la la, Rakoto matiloha

Gadra (Iniah)

Hiran'i Iniah rehetra: Iniah
Dm: xx0231 D2: xx0230

Fampidirana (2x)
Am Dm G  C
F  D2 E

Tonony 1
 Am                  Dm
Faly be aho fa mbola nisy nahita
    G                 C
Na dia solafaka aza amin'ny lalina
     F                     D2                     
Tsy hitako intsony izay havaly amin'izany
    E
Fa tena fahasoavana be 

Tonony 2
 Am                        Dm
Tena vita ny amiko, tsy ho avotr'intsony
  G                      C
Ataovy izay mahasoa ny fiainanao
    F                D2
Tsy afak'intsony fa tonga dia vita
     E               E
Mandrakizay aho no hiaina am-pigadrana e

     Fiverenana
      Am              Dm
     Gadra aho, tena gadra aho 
       G               C
     Miala ny aiko vao afaka any aho 
      F              D2  
     Very aho, tena very aho 
           E                         E
     Tena latsaka any an-kady, nefa tokony hiarina
      Am              Dm
     Gadra aho, tena gadra aho 
       G               C
     Miala ny aiko vao afaka any aho 
      F              D2 
     Very aho, tena very aho
         E                    E
     Ny teny any ambony sisa no iankinana 

Am Dm G C
F  D2 E

Tonony 3
        Am                   Dm
Tsy nampoiziko mihitsy ny nidirako tany 
   G                  C
Fa endrikendrika tsy misy ohatr’izany 
 F                            D2
Rehefa tena ambany ianao tsy misy dikany 
       E                           E
Fa voahitsaka amin'ny tampon’ny ambony

     Fiverenana
      Am              Dm
     Gadra aho, tena gadra aho 
       G               C
     Miala ny aiko vao afaka any aho 
      F              D2  
     Very aho, tena very aho 
           E                         E
     Tena latsaka any an-kady, nefa tokony hiarina
      Am              Dm
     Gadra aho, tena gadra aho 
       G               C
     Miala ny aiko vao afaka any aho 
      F              D2  
     Very aho, tena very aho
         E                    E           A
     Ny teny any ambony sisa no iankinana
Tetezana
       A                    F
Dia nihodina aho, fa tsy anjarako 
      G                C
Ny hanohy ireny nofintsika roa 
        Dm
Niezaka aho ny hanadino 
              E
Fa tsy hahatsiaro ireo 
      A                   F
Nefa mino aho fa mbola hitady ianao 
   G                  C
Hanohy ny fiainana kasainao 
       Dm
Fa ny lalana iraisantsika 
        E
Dia ho tapitra hatreo

Solo (2x): 
      F  G  Em  Am
      Dm..  E
     Fiverenana (2x)
      Am              Dm
     Gadra aho, tena gadra aho 
       G               C
     Miala ny aiko vao afaka any aho 
      F              D2  
     Very aho, tena very aho 
           E                         E
     Tena latsaka any an-kady, nefa tokony hiarina
      Am              Dm
     Gadra aho, tena gadra aho 
       G               C
     Miala ny aiko vao afaka any aho 
      F              D2  
     Very aho, tena very aho
         E                    E
     Ny teny any ambony sisa no iankinana

Famaranana (2x)
Am Dm G  C
F  D2 E

Inty Aho (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona

Intro (2x)
Am..E/G#..| C/G..D/F#..
Am..Dm..  | Am-E-Am....

Tonony 1 
 Am      E              G        D   
Lasa ny saiko hoe,'lay silaky ny aiko 
Am       Dm       Am   E     Am..
Atomboko aiza ny fitaizana anao 
       Am     E   G          D
Ho tantanako ve mba tsy hianjera 
 Am       Dm         Am    E     Am
Sa avela kely mba hahay andeha irery 

Tetezana
        Dm       Am              G       Am
Tena hanao izay heriko aho, hahatafita anao 
 Dm             Am
Na sedra aza ny any aoriana
     G            C
Soa lavo hahay hamindra 
          Dm         Am           G   F
Mbola ho be ny ho atrehinao, inty aho 

     Fiverenana
         C       F         Am    G
     Ho haiko anie, ny hampita irery 
     C       F           Am         G
     Anatra maro, fahalalana fahendrena 
        C          F          G   
     Toroy aho ry Ray mba ho tena
                Am'  E'  G'  D' 
     Ray aman-dreny 
     Am Dm Am E..Am
Tonony 2
 Am        E          C         D
Be reo ratsy fanahy, maro ireo ratsy fo 
  Am        Dm    Am   E     Am..    
Ataovy ny tsara, manaova ny soa 
  Am        E           C             D      
'Lay Ray ao ambony ao, Raiko sady mbola Rainao 
Am         Dm     Am   E   Am
Izy no fantaro fa izy no miaro 

Tetezana
          Dm      Am          G             Am
Mbola ho tojo fitiavana, rehefa any aoriana any 
 Dm           Am            G           C
Na sendra latsa-tomany, dingana ihany izany 
      Dm        Am              G   F
Raha mila manontany ianao, inty aho

     Fiverenana
         C       F         Am    G
     Ho haiko anie, ny hampita irery 
     C       F           Am         G
     Anatra maro, fahalalana fahendrena 
        C          F          G   
     Toroy aho ry Ray mba ho tena
     
F G C (2x)
F G Em F G

     Famaranana
        C           F   Am       G
     Hanampy kely izay kely mba haiko 
         C          F           Am       G
     Fitiavana ho anao ry ilay silaky ny aina 
        C          F          G   
     Toroy aho ry Ray mba ho tena
                Am'  
     Ray aman-dreny
     Am' E' G' D'
     Am  Dm Am..E Am

Te Hiara Dia (Mage 4)

Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
Bm: x24432

Fampidirana #1
Em D C G
Em.  G... D

Fampidirana #2 (3x)
Em  Bm C  G
Em...G...D

Tonony 1
 G                     D  
Raha vahotra aho ela izay
  Am                 Em
Tsy niala ao anatiko ao
  G              D
'Reo teny novolenao
  Am    G        D
Voafafinao hatrizay

Tonony 2
 G                      D
Na irery aho tsy afa-nania
 Am                  Em
Satria tia te hiara-dia
 G                  D
Nafeniko anao ilay foko tia
  Am     G        D
Voafatotrao hatrizay
  Am      G        D
Niafina irery ho anao

     Fiverenana
       Em           Bm          C      G               
     Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe
      Em     G        D
     Mangetaheta anao aho
         Em       Bm      C        G
     Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
       C          D            Em___
     Tsisy ohatranao raha ny ety
      Em      Bm       C       G
     Feno fitiavana ao am-poko ao
       Em       G         D
     Tsy misy toerana intsony
      Em      Bm          C         G
     Rakotra tantely tsy hay hidirana
       C        D        G
     Toeran’ny mamy ho anao

Solo (2x): Em Bm C G
           Em G  D
Em

Tonony 3
 G                    D
Toy ny masoandroko ianao
     Am                     Em
Tsy handao ny androm-piainako
 G                  D
Hery sy hafanana ho ahy
Am            G        D
Osa aho raha lavitra anao

Tetezana
 G                  D                     Am
Manam-pinoana aho anio (hanantena aho f’izao)
 Am             Em                         G
Fefy no iombonana ('Lay faniriana ho hatrizay)
  G                 D             Am
'Lay fonao mamiko aty (Fantatrao fa)
 Am       G        D
Toy ny fenon'ny fitia (tsy sahy niteny aho satria)
 Am        G       D
Satria voaloham-pitia

     Fiverenana (2x)
       Em           Bm          C      G               
     Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe
      Em     G        D
     Mangetaheta anao aho
         Em       Bm      C        G
     Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
       C          D            Em___
     Tsisy ohatranao raha ny ety

Solo: Em  Bm  C  G 
      Em  G   D
      Em  Bm  C  G
      C   D   Em
 
     Fiverenana
       Em           Bm          C      G               
     Niafy aho tsy sahy aho ny niteny hoe
      Em     G        D
     Mangetaheta anao aho
         Em       Bm      C        G
     Ny fo sy ny saiko nirediredy hoe
       C          D            Em___
     Tsisy ohatranao raha ny ety
      Em      Bm       C       G
     Feno fitiavana ao am-poko ao
       Em       G         D
     Tsy misy toerana intsony
      Em      Bm          C         G
     Rakotra tantely tsy hay hidirana
       C        D        G
     Toeran’ny mamy ho anao

Mba Tahio (Joseph d’Af)

Hiran'i Joseph d'Af rehetra: Joseph d'Af
Capo: 2
Bm:    x24432
Cadd9: x32033
Em7:   022033
F#m:   244222

Fampidirana
G  Cadd9 (2x)
Tonony 1
G         Cadd9
 Jesosy o, aiza anao o 
G                  Cadd9
 Tandrignesa foko mitady anao 
G         Cadd9
 Jesosy o, valia 'zahay
G                  Am            
 Fa tsy mahatokan-tegna 

Tetezana
C       Em7  Am
 Mba tahio, Tompo mila anao 'zahay
C       Em7        D
 Mba tahio ,zay mahantra masikiny 
C       Em7        Am              Am        C    
 Mba tahio ireo sahiragna sy ireo mijaly iny e
C       G         D
 Mba tahio, mila vonjy ny aty 

     Fiverenana
            G  C                      Em 
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        Em          D        C
     Tanora ambony tany atoy
           G   C                       Em       
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          Em            D C 
     Agnamia zay mahazava 
                 G  C
     Masoandro avao  (2x)

Tonony 2
G            Cadd9              G
 Zagnahary e, magniry tegna magniry 
      G         Cadd9
 Ny ahita fahasoavagna avy aminao 
G                     Cadd9           
 Ny agnaboanao fahagagana tsy mety lany
G                    C            
 Ny hanasitrananao areti-mandringa, maharary

Tetezana
C       Em7  Am
 Mba tahio, Tompo mila anao 'zahay
C       Em7        D
 Mba tahio ,zay mahantra masikiny 
C       Em7        Am              Am        C    
 Mba tahio ireo sahiragna sy ireo mijaly iny e
C       G         D
 Mba tahio, mila vonjy ny aty

     Fiverenana (2x)
            G  C                      Em
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        Em          D        C
     Tanora ambony tany atoy
           G   C                       Em       
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          Em            D C 
     Agnamia zay mahazava  

            G  C
Masoandro avao
Tetezana
Em               Bm
O mitaraigny ny tany
C                        G
 Mba tsy ho very fanantenana 
       Am                  Bm        
Na ho kotsan-dranomaso, hivavaka hatrany hatrany 
Am                    D              
 Mandrapisokatry ny lanitra
     Fiverenana
            G  C                      Em
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        Em          D        C
     Tanora ambony tany atoy
           G   C                       Em      
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          Em            D C 
     Agnamia zay mahazava 
                 G  C     E
     Masoandro avao  (2x)
     Fiverenana (Ambony)
            A  D  F#m E D
     Mba tahio
            A  D                      F#m
     Mba tahio, olo maventy tsaiky madiniky
        F#m         E        D
     Tanora ambony tany atoy
           A   D                       F#m     
     Zaho mino, fo andra araiky agny Anao 
          F#m           E D 
     Agnamia zay mahazava 
                 A  D     
     Masoandro avao  (4x)

Tiako Hitoetra (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona 
Raha manahirana ny naoty dia asio Capo: 1
A#m: x13321 (Am: x02210 raha misy capo 1)
C#:  x46664 (C raha misy capo 1)
F#:  244322 (F raha misy capo 1)
G#:  466544  (G raha misy capo 1)

Tonony 1
C#                                 G#  
 Eto no ilazako tsy hanafenako aminao 
    A#m         F#         G#    C#  
Izarako indray fa faly ny fo, fanahy 
C#                          G#
 Lasalasa saina manembona anao 
        A#m             G#                 F#
Mila mihaona indray fa zatra anao ny momba ahy

Tetezana
F#                      G#       A#m    G#
 Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy
   C#              F# G#
Mamihina ahy toy iza__o 

     Fiverenana
     C#                  G#        
      Efa fantatrao f'ianao irery ihany 
           F#            A#m          G#     C#       
     Tsy niova izany, nihaino ahy, nitia hatrany 
              C#         G#   
     Ireo fiarahantsika tena mamy 
          A#m                 F#       G# C#        
     Tsy foiko ho lany, mba tiako hitoetra  

Tonony 2
C#                                   G#
 Tsy haiko adinoina mitamberina an-tsaina 
       A#m          F#    G#   C#          
Taona maro izay, no efa niainanay 
C#                                   G#
 Ataoko fahatsiarovana raketina an-tsary 
      A#m            G#          F#
Izay vita izay, ho tsangambato iray

Tetezana
F#                      G#       A#m    G#
 Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy
   C#              F# G#
Mamihina ahy toy iza__o 

     Fiverenana
     C#                  G#        
      Efa fantatrao f'ianao irery ihany 
           F#          A#m            G#     C#       
     Tsy niova izany, nihaino ahy, nitia hatrany 
              C#         G#   
     Ireo fiarahantsika tena mamy 
          A#m                 F#      G# C#        
     Tsy foiko ho lany, mba tiako hitoetra
Tetezana #2 (2x)
C#
 Na na, na na na na
G#
 Na na, na na na na
A#m
 Na na, na na na na
F# G#  C#

      Fiverenana

Tetezana #2

Dada o (Joy K)

Hiran'i Joy K rehetra: Joy K 
Bm: x24432
D7: xx0212
Gm: 355333

Fampidirana
D G Bm A (4x)

Tonony 1
               D             G
Dia mbola ho tsinjona ihany ve
         Bm        A        G
'Lay rainay nanolokolo nanabe
           D     A
Dada o mba aiza re
   G             A                 D7      
Ianao hatramin'izao, tsy_hita tsy re

Tonony 2
           D              G
Dia ho tanteraka ve ilay teny
       Bm            A           G
Fa izahay dia ho kamboty ray sy reny
               D            A
F'efa nialoha lalana_any i Neny
       G              A                D      
Raha izay no lahatra moa tsy maintsy ekena

     Fiverenana
              A                 D
     N'aiza toerana izay misy anao
          A                   D
     Na mbola eto na lasa nandao
      Bm     A        G  Gm
     Dada ianao am-ponay
          A                D         
     Ory tokoa 'zahay zanakao
             A               D    
     Fa lehibe ireo soa vitanao
     Bm      A           G  Gm      
     Embona mahatsiaro anao
          D G Bm A (2x)
     Dada o