Hiran'i Joy K rehetra: Joy K Bm: x24432 D7: xx0212 Gm: 355333 Fampidirana D G Bm A (4x) Tonony 1 D G Dia mbola ho tsinjona ihany ve Bm A G 'Lay rainay nanolokolo nanabe D A Dada o mba aiza re G A D7 Ianao hatramin'izao, tsy_hita tsy re Tonony 2 D G Dia ho tanteraka ve ilay teny Bm A G Fa izahay dia ho kamboty ray sy reny D A F'efa nialoha lalana_any i Neny G A D Raha izay no lahatra moa tsy maintsy ekena Fiverenana A D N'aiza toerana izay misy anao A D Na mbola eto na lasa nandao Bm A G Gm Dada ianao am-ponay A D Ory tokoa 'zahay zanakao A D Fa lehibe ireo soa vitanao Bm A G Gm Embona mahatsiaro anao D G Bm A (2x) Dada o
Category Archives: tondrompeo
Kely Loatra (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Bb: x1333x Bm: x24432 G/B: x20033 C#m:x46654 F#: 244322 Fampidirana C G/B Bb A (2x) Tonony 1 D Em D Mandreraka ny foko tia G A Bm G A Niarahako aminao, eny akia Tonony 2 (2x) D Em D Misalasala aho satria G A Bm G Tia ahy loatra ianao eny akia D Nefa ny fisainanao A D Toa mbola ao amin'ny kilalao Tetezana - C G/B Bb A (2x) Fiverenana (2x) A E Mbola kely loatra ianao E A E Kely loatra akia ka dia matahotra aho A D Fa raha ny ao am-poko ao Bm E Dia foiko omena anao E A Fa tsy haiko akia ny atao Tetezana C G/B Bb A Tonony 2
Fiverenana
Tetezana: F# B F#
F# B F#
B E
C#m F#
F# B
Fiverenana (Ambony)
B F#
Mbola kely loatra ianao
F# B F#
Kely loatra akia ka dia matahotra aho
B E
Fa raha ny ao am-poko ao
C#m F#
Dia foiko omena anao
F# B
Fa tsy haiko akia ny atao
Tsy Irery Ianao (Dillie)
Hiran'i Dillie rehetra: Dillie Ny kle orijinaly dia Cm (midina kle 2 daholo ny naoty, Em lasa Cm) B7: x24242 Fampidirana Em C D Em (2x) Fiverenana Em C D Em Tsy irery ianao, raha any alavitra any Em C D Em Tsy irery ianao, fa mbola misy olona Tonony 1 Em C Mahatsiahy anao isan’andro D Em Mahatsiaro foana ny endrikao Em C Manisa lava ny andro D B7 Mba hihaona indray... Fiverenana Em C D B7 .. Aminao, tsy irery ianao f’aza mitomany Em C D B7 o o o tsy irery ianao, f’izaho mbola eto ihany Tetezana: Em C D Em (2x) Tonony 2 Em C D Em Ny foko efa ela no nizara, izay teny afak'hitana Em C D Em Ka ny elanelan-tany tsy hanova ny foko efa any Em C D Em Hiahy anao isan'andro, hiahy anao amin'ny akaso Em C D B7 Hanome ny masoandro mba tsy hanariany izay
Fiverenana Em C D B7 Lavitry ny maso, tsy irery ianao f’aza mitomany Em C D B7 o o o tsy irery ianao, f’izaho mbola eto ihany Tetezana B7 O... G D Em C D Em Ka mino aho na ho ela aza ha_hita anao (2x) Em C D B7 (4x) Fiverenana (4x)
Raha Mbola Hiverina (Dillie)
Hiran'i Dillie rehetra: Dillie B7: x21202 B': 799877 C#m:x46654 D#m:x68876 F#: 244322 G#m:466444 Naotin'ny fampidirana Am: x0221x-x0223x-x0221x C: x3201x-x3203x-x3201x Em: 02201x-02203x-02201x Fampidirana Em.. B7.. Em C Am B7 Em Tonony 1 Em C Tsy aleo ve mijanona eto irery B7 Em Raha vetivety ianao mankany Em C Ny fotoana koa tsy ho very B7 Em Handrasako ihany ianao avy any Tetezana D C Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry G C Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao D C Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty G B7 Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao Fiverenana D#m E Faingana re raha ho avy any_ianao G#m C#m Aza ela fa manam-petra E F# B Ny fotoana iandrasako anao D#m E Faingana re raha ho tonga any_ianao G#m C#m Aza ilaozanao milalao E F# B Raha mbola hiverina aty Solo: Em..Am..D..G.. C.. Am.. F# B Em Tonony 2 Em C Izaho akory tsy hoe hanadino B7 Em Na dia lavitra aza ny alehanao Em C Raha tsy ela ianao izaho mino B7 Em Fa mbola hiaraka hilalao Tetezana D C Fa raha ela loatra izaho tsy mahandry G C Tonga dia lasa aho tsy ho hitanao D C Fa raha ela loatra sao dia tsy ho tanty G B7 Ka tsy ho hitako eo indray izay hatao Fiverenana D#m E Faingana re raha ho avy any_ianao G#m C#m Aza ela fa manam-petra E F# B Ny fotoana iandrasako anao D#m E Faingana re raha ho tonga any_ianao G#m C#m Aza ilaozanao milalao E F# B Raha mbola hiverina aty Solo: Em C B7 Em (2x) Em C Am D D-D#m-Em Tetezana/Fiverenana
Tanalahy Ny Foko (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Ny C dia C C/G C ny tsara hitendrana azy (C/G: 3x2010) Fampidirana: C (tab 1) Tonony 1 C G Izay mena valala C F Izay tiana malala F C C-G/B-Am7 Nefa ianao raha te-hiala G C Dia aza misalasala Tonony 2 C G Hatrizay ianao C F No tompon’ny safidy F C C-G/B-Am7 Izay tianao no natao G C tab 2 Satria ianao no didy Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Nefa tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1) Tonony 3 C G Raha ny tany malemy C F Azo hanorenam-pangady F C C-G/B-Am7 Feno eny rehetra eny G C F’izaho no tsy te-hitady Tonony 4 C G Nefa raha tianao izany C F Dia sahiko ny milaza F C C-G/B-Am7 F’izao dia izao ihany aho G C tab 2 Hahita ny sahaza Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Satria tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1)
Tonony 5 C G Tsy ny masoandro matory C F No hahafoana ny taratra F C C-G/B-Am7 Ny volana koa anie boribory G C Mirehitra fatratra Tonony 6 C G Ianao no te-handeha C F Soava dia, mahereza F C C-G/B-Am7 Ny tia ahy be dia be G C tab 2 Be ny mitady seza Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Satria tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1) Tonony 7 C G Nefa aza manantena C F F’izaho no hitomany F C C-G/B-Am7 Na hiantso hoe miverena G C Nofinofy izany Tonony 8 C G Fa fanajana anao C F No nampipetraka ahy F C C-G/B-Am7 Ianao indray no te-handao G C tab 2 Oadray, soa ihany lahy Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Tretrika, tretrika ny foko G C Hahay hiova loko Tab 1 e|----------------------------------------- b|-3===>5-5---5-----4-3-1-----1------1----- g|-3===>5--5---5--------------0-----0------ D|-3===>5---5---5---4-3---2-----2---------- A|----------------------3-----3------3- E|------------------------------3-----3---- Tab 2 e|--5--4--3-------------------------------- b|----------------------------------------- g|--5--4--3-------------------------------- D|----------------------------------------- A|----------------------------------------- E|-----------------------------------------
C--G/B-Am7..G e|--------------3-------------------------- b|--1--3---1----0--------------------------- g|----------------------------------------- D|----------------------------------------- A|--3--2---0----2-------------------------- E|--------------3--------------------------
Naleoko Ihany (Olombelo Ricky)
Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: Olombelo Ricky A4: x0223x Bm: x24432 D/A: x0x232 D/F#:xx4232 Em7: xx2033 Gm: xx5333 (na 355333) Fampidirana D Em7 D Em7 (2x) D Em7 D Em7 Ouh Ouh Ouh Ouh (2x) Tonony 1 D A Bm Naleoko ihany tsy nisy ianao Em7 A Toy izay hanandratsy aho D A Bm Fa ny antsika anie vao omaly Gm A4 D Adinonao sahady ka nandratra ahy D Em7 D Em7 (2x) Tonony 2 D A Bm Naleoko ihany olom-pantatro ianao Em7 A Arahaba dia vita D A Bm Ankehitriny lasa adin-tsaina ho ahy Gm A4 D Em7 Irony zava-bitantsika hatramin’izay D Em7 Fiverenana (2x) D D/A D/F# Avelao, avelao amin’izao D Gm D..A Fa ho namako ianao Fiverenana (2x) Bm A G Avelao mihitsy anie aho A D Ho namako ianao D Em7 D Em7 Ouh ouh, ouh ouh (2x) Tonony 3 D A Bm Aza asianao resaka intsony Em7 A Izay vita dia vita D A Bm Fa fitiavana madio no atolory Gm A4 D Fa io no nahaory anay hatramn’izay D Em7 D Em7 (2x) Tonony 4 D A Bm Ny lalanao tsy ho lalako intsony Em7 A Samia mandeha D A Bm Ireny tantara ireny avalony Gm A4 Tsy tiako ho henoina intsony A D Em7 Tsy tiako ho henoina intsony D Em7 Fiverenana (2x) D D/A D/F# Avelao, avelao amin’izao D Gm D..A Fa ho namako ianao Fiverenana (2x) Bm A G Avelao mihitsy anie aho A D Em7 Ho namako ianao D Em7
Serana (Rija Ramanantoanina & Nanie)
Key: F Intro (2x) F....Ebmaj9.. F....Eb6/9 Verse 1 F Bbmaj7 Am7 Nidify tsy hita taratra intsony Gm7/C F Nandalo vetivety toy ny tsy teo Bbmaj7 Am7 Ny entana nentiny aza nafoiny Gm7 Bbmaj7 Hivalona ve sa mbola hitohy Am7 Ny anganontsika roa Dbdim7 D7sus4 D7 Toa fohy fa nanohina ny fo G7 Toa fohy fa nampifoha C7 Ny masoandroko Verse 2 F Bbmaj7 Am7 Tsiriry mandalo lavitra akany aho Gm7/C F Mitety farihy havoana tsy teo Bbmaj7 Am7 Tsiriry manjohy fodiana tokoa Gm7 Bbmaj7 Tsy manana akany an-tananao Am7 Tonga nampangovitra Dbdim7 D7sus4 D7 Ilay hafanana kely teo G7 Ilay fo niniana tsy hangina C7 Tsy naloam-peo Pre-Chorus Bbm C7 Fa sara-namana vao hitany Chorus C/F Bb/F Bbm/F Tojo fitia F Bb/F Bbm/F Nampifanantona ny fontsika roa F Gbdim7 Fitia mandalo nefa moa nifoha Gm7 C7 Fmaj7 Iza no tsy nahalala antsika roa nisara dia Bbmaj7 Em7b5 F’ilay fitia no vetivety dia noraisiny A7 (Dadd9..Cadd9..x2) Zary fitia mitondra ratra nitamberina Verse 3 (Key: G) G Cmaj7 Bm7 Nidify tsy hita taratra intsony Am7 G Nandalo vetivety toy ny tsy teo Cmaj7 Bm7 Tsiriry manjohy fodiana tokoa Am7 Cmaj7 Tsy manana akany an-tananao Bm7 Tonga nampangovitra Ebdim7 E7sus4 E7 'Lay hafanana kely teo A7 'Lay fo niniana tsy hangina D7 Tsy naloam-peo Pre-Chorus Cm D7 Fa sara-namana vao hitany Chorus D/G C/G Cm/G Tojo fitia ------------------------------- 3x G C/G Nampifanantona ny fo Cm/G D/G C/G Fitia mandalo nefa moa Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra: Rija Ramanantoanina Hiran'i Nanie rehetra: Nanie
Andro Ririnina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo D ny kle orijinaly tamin'ny 1977 fa taty aoriana novain'i Dadah C ny kle (mety kokoa amin'ny tendry gasy) Tendry Gasy (CGDGBE) A7:x22020 Am: x02210 C: 0x2010 Dm:2x0231 (na Dm7: 2x3211) Em:4xx453 (na Em7: 4x5433) G: x0343x Intro (Version Gitara): C....Em....| Dm....Gsus4..G.. Intro (version Piano): Cmaj7...C.... Tonony 1 C Em Tsy ny fanananao harena Dm G No hampiova ny fitiavako C Em Fa na misy na tsy misy volamena Dm G C Ianao no mba hany firavako Fiverenana Dm G Ity foko efa tery Em A7 Feno fitiavana anao oh Dm G Nahoana eh no dia havela irery G C Moa va tsy mendrika anao Tonony 2 C Em Na ny masoandro_aza akia e Dm G Tsy mamiratra noho ianao C Em Maizimaizina ny aty e Dm G C Raha toa ka hilaozanao Fiverenana Dm G Feno rahona ny lanitra Em Am Rava ny faniriako Dm G Naleonao nangarika Em Dm G Toy izay hanatrika ny hakivia_ko Tonony 3 C Em Lasa ianao toy ny andro ririnina Dm G Nitondra tsitra tsy taratra C Em Izaho kosa mitomany toa zaza nariana Dm G C Irery tratra andro fahavaratra Tonony 4 C Em Tsy ny helanelan-tany Dm G No hanova izato foko C Em Eny na dia lavitra ihany Dm G C.... Ianao no ho tsarovako
Tonga Ny Alina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) Naoty - Fampidirana/Solo Am: xx7x(10)8 C: 0xx558 C':0xx988 D: xx07(10)(10) E/G#: xx6x87 F4: 5xx566 F: 557565 G4: x0x788 G: x0x787 Naoty - Tonony/Tetezana Am: x22210 C: 002010 D: 0x0232 Dm7: 2x3211 E:G#: x12100 Em: 442000 na 4xx453 F: 557565 G: x0343x Fampidirana C.....F4..F.. D....G4..G E/G#.....Am.. F G C' Tonony 1 C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, natao hatoriana C Em F Em Dm7 Nefa maro no tsy milami_na G C Sy be fanahiana Tetezana C Em F Ao ’reo namoy olon-tiana D G Niari-tory tsy fidiny E/G# Am Fa nolalovam-pahoriana F G C Alina feno ngidiny C Em F Ao ireo 'zay mitsabo tena D G Mahatsiaro manary aina E/G# Am Tsy mety kivy fa manantena F G C Mbola ho tojo ny maraina Tonony 2 C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, ny ditra no mitsaitsaika C Em F Em Dm7 Fa ny hendry sy ny ma_li__na G C Mamonjy fodiana maika Tetezana C Em F Ny tonta kely sy ny jiolahy D G Natosim-pahantrana E/G# Am No tsy miraika fa sahisahy F G C Handeha handroba ny tanàna C Em F Ny vehivavy vatana D G Miasa ka tsy resin-tahotra E/G# Am Miandry izay hitantana F G C Ka midola tsy miahotra Solo C....F4..F.. D....G4..G E/G#.....Am.. F G C Tonony 3 C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, alin’ny mpiriaria C Em F Em Dm7 Mahatonga azy hiarina G C Hiala mandry satria Fiverenana C Em F Be ’reo toerana azony aleha D G Fotsy varavarana E/G# Am Dia mandany vola be F G C Toy ny tsy nisasarana ' C Em F Dia ataony ’zay rehetra tiany D G Ny devoly aza fohaziny E/G# Am Hanantontosa ’zay irin'ny F G C Zanaky ny aizina Solo C....F4..F.. D....G4..G E/G#.....Am.. F G C' Famaranana C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, natao hatoriana Tendry Tsotra (EADGBE) Naoty - Fampidirana/Solo: Mitovy amin'ny ireo ambany fa tsy tendrena ny beso 2 (e.g C: xxx558) Naoty - Tonony/Tetezana Dm7: xx0211 E/G#: E no tendreo (022100)
Hafatra (Rossy)
Hiran'i Rossy rehetra: Rossy Dm: xx0231 Fampidirana C F G C (2x) C F Dm G C (2x) F.. G Tonony C F Tandremo sao tsy tsaroanao ilay hafatra G C Aza misy adino ataovy tonga lafatra C F Ny rediredin’ny foko kely adalako G C Ampombaiko anao omeo ilay malalako Tetezana G C Tsy manadino hono hoe, raha tsy mahasoratra ho anao G C Fa ny alahelo anao no be, ka lasa saina lava izao C F Fa mbola be ny zava-tiana hambara C G C Nefa ampy izay, mandehana ianao sao tara C F Dm G C (2x) Famaranana (2x) G C Hialako tsiny raha toa miambakavaka G C Fa efa feno ny alahelo ka tsy zaka C F Hialako tsiny raha mando koa ny tavako G C Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa ---- C F Hialako tsiny raha mando koa ny tavako G C Tsy tomany aho fa ditsoka, tongava soa C F Dm G C (2x)