Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoHiran'i Dama rehetra: DamaBsus4: x24400
C#m7: x46600
E5: x79900
F#: 2x4322Intro (2x)C#m7....| F#.... A.. B.. | C#m7....Tonony 1C#m7 E5
Aza manadino anay e
Bsus4 E5 Bsus4
Nareo izay any ambony a_ny
C#m7 E5
Asa raha misy mandray e
Bsus4 E5
Izany vavakay izany
Fiverenana C#m7 A E
Mitodiha vetivety
C#m7 A B
Mba henoy ny vavakay e
F# A
Ny eny ambony eny efa mety
F# A C#m7
Ny ety ambany mba androtsay
Tetezana:C#m7....(3x)
Tonony 2C#m7 E5
Ianareo no nirariana
Bsus4 E5 Bsus4
Mba hanavotra ny ta_ny
C#m7 E5
Mangeja mafy ny fahoriana
Bsus4 E5
Tsy resinay ety ambany
Fiverenana C#m7 A E
Ny antsonay misesisesy
C#m7 A B
Midina ampio izahay e
F# A
Ianareo mety handresy
F# A C#m7
Raha tena eo anilanay
F# A
Isika mety handresy
F# A C#m7
Raha efa niaraka hatrizay
IntroTetezanaB F#
Mikapoka mahamay
A E
Ny fiainana 'zay manery
B F#
Ny valim-bavaka azonay e
A B C#m7
Dia ny hoe mahareta, mahareta fery
Fiverenana C#m7 A E
Aza manadino anay e
C#m7 A B
Ianareo izay any ambony any
F# A
Aza mba manary anay e
F# A C#m7
Raha mbola samy eto an-tany
F# A
Aza mba manary anay e
F# A C#m7
Raha mbola samy olombelona ihany
Intro (2x)
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny
Naoty - fampidirana ihany
Asus: x0x9(10(10) A2: x07657 A': x07655 A": x0x9(10)9
D": x57775
Naoty - Tonony/Fiverenana
Asus: x0223x A2: x0242x (afaka tsorina x0220x)
Dsus: xx0233 D2: xx4230 (afaka tsorina xx0230)
D': x023xx na x423x
G': xxx433
FampidiranaD' D2 D G' D D2 D' Bm A
D D2 D G' D D2 D
A' A2 A" Asus A" A2 A" G A2 D"
D' D2 D G' D D2 DTonony 1 D' D2 D G' D D2 D' Bm A
Ha_fa__hafa ho'aho ny tontolon'izy iny a
D D2 D G' D D2 D
Zaka_randa mipoapoaka
A A2 A Asus A A2 A G D
Fofon-tany mando koa mba tiany
D' D2 D G' D D2 D
Rehefa volana Oktobra
Tonony 2D' D2 D G' D D2 D' Bm A
O_ra_na mi_tendry ny fanitso
D' D2 D G' D D2 D
'Zay no hira tiany indrindra
A A2 A Asus A A2 A G D
'Lay masoandro mody ha_monjy ampitso
D' D2 D G' D D2 D
Si_ne_many takariva
Fiverenana C Dm C Dm
Izy tsy nanao cahier de souvenira
G A Dm
'Lay alefa mandehandeha
C Dm C Dm
Tsy nanangona sarina mpihira
G A Dm
Hatao peta-drindrina
Dm A G Dm
Nampatahotra azy ny bal amin'ny alina
Dm A Dm
Tabataba matimaty jiro
Dm A G Dm
Nampanofy ratsy, nofinofy adala
Dm A
Na maraina aza tsy adino
Tonony 3 D' D2 D G' D D2 D' Bm A
Ro_jo vola_fotsy tefin-karana
D' D2 D G' D D2 D
Ta_zako eo an-tratra_ny
A A2 A Asus A A2 A G D
Io no nano___me ahy hazavana
D' D2 D G' D D2 D
Na_no_ro ny a_na_ra_ny
Tonony 4 D' D2 D G' D D2 D' Bm A
La_sa bitsi_bitsiko i_san'andro
D' D2 D G' D D2 D
Rehef'i_zay mba mifanena
A A2 A Asus A A2 A G D
Lasa hira____hira_ko antoandro
D' D2 D G' D D2 D
No_fi_ko ha_diva haraina
Fiverenana C Dm C Dm
Fa nitoetra teo ny fitiavako iny
G A Dm
Tsy mba nisy resa-be
C Dm C Dm
Arahaba iray, tsikiny nidify
G A Dm
Samy lasana nandeha
Dm A G Dm
Samy mba nanohy ny eritreriny any
Dm A Dm
Ny azy anie tsy fantatro
Dm A G Dm
Fa ny ahy niova hira ihany
Dm A
Asa izay raha tsapany
Famaranana D' D2 D G' D D2 D' Bm A
Ha_fa__hafa ho'aho ny tontolon'izy iny a
D D2 D G' D D2 D
Zaka_randa mipoapoaka
A A2 A Asus A A2 A G D
Fofon-tany mando lasa tiko
D' D2 D G' D D2 D
Rehefa volana Oktobra
Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny TarinyKey: G
Am7: x0x010 Am7':x0x0xx
C': x32xxx. C/G: 3x201x
D': x54xxx D6: xx020x D13: x5x50
G/B: x2003x
Intro: D6..D13..Am7..C5-D5-G..C/G-G
Verse 1 G Am7 G/B
Tady vita fato-maty
G Am7 G/B
No mamehy antsika roa
C D C D
Izaho te handeha, ianao mivadika atsy
D6 D13 Am7' D' C' G C/G-G
Tsy mety izy fa miahenjan'o o o
Verse 2 G Am7 G/B
Vita randrana voarary
G Am7 G/B
Tamin'ny olatry ny lasa
C D C D
Ka mamirifiry, henoko marary
D6 D13 Am7' D' C' G
Raha ianao hamonjy olon-ka_fa
Pre-Chorus C G
Tso-drano mora fotsiny
Bm Em
Sy orokoroka madio
C G
Omeko tsisy ozona
Bm Em D
Amin'ny fo madio akia
Chorus D Bm
Fa raha misy olon-kafa any ho any mampijaly
C Em
Ento aty ampianariko mitia
D Bm
Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany
C Em
Hampianariko hahafantatra an-dry
D
Hahafantatra an-dry
Key: Am
Tendry Gasy (CGDGBE)Am: x22210 A': x22225
C: 0x2010 C': x5xx5x C": 0xx988
C/E:4xx053
Dm7:2x3211 Dm: 2xx231
Em: 4xx453 E/G#:x12100 E: 4x2100
F: 557565 F/G: x0321x
G7: x0006x G: x05433 G':x0x787 G/B: x4x030IntroF..Em..| E/G#-Am-G/B-C'-Am..
G/B-C'-G7-G-C..
F-C"-G'-C" E....Verse 1 Am E/G# G/B-C' G7 C
Tiako tiako
E E/G# Am
Ary tena faniriako
Dm7 F/G
Raha ialahy, no mba namana
Dm7 F/G E/G# E Am
Mety handray ireto, ireto tanana
F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C
Indri_sy, indri_sy
E E/G# Am
Toa mitady ny tsy misy
Dm7 F/G
Fa ialahy, Rafahafahana
Dm7 F/G E/G# E Am
Toa mandà tsy mety, mety ho namana
F-Em-Dm-C-G
Chorus F Em E/G# E Am
Teto aho, dia nipitrapitra
G/B G C
Sy nitsiriritra
F Em Dm C G
Ny tsy na__tao ho ahy
F Em E/G# E Am
Nefa fitia tsy mety ritra
G/B G C
Mikiry sy maditra
F C" G' C" E
Natokako an’ia_la_hy
Verse 2 Am E/G# G/B-C' G7 C
'Ndraindray, 'ndraindray
E E/G# Am
Variana aho mijery an’ialahy
Dm7 F/G
Manantona, ireo zay tsy mitady
Dm7 F/G E/G# E Am
Fa miavona anay, Zay mandadilady
F-Em-Dm-C-G
Am E/G# G/B-C' G7 C
Inona inona
E E/G# Am
No anaovan’ialahy ahy tsinontsinona,
Dm7 F/G
Manavaka trano hidirana
Dm7 F/G E/G# E Am
Sa ve ialahy mifidy, fiho_dirana
Chorus F Em E/G# E Am
Zahay aty, mijinja ny mafaitra
G/B G C
Mitaty ny tsy laitra
F Em Dm C G
Tsy afa_ka manoatra
F Em E/G# E Am
Iandrasana, hitondra takaitra
G/B G C
Zay ngamba ialahy vao taitra
F C" G' C" E
Sao dia mba tara loatra
Verse 3 Am E/G# G/B-C' G7 C
Potika potika
E E/G# Am
Fo sy saina rotidrotika
Dm7 F/G
Miantomboka ny faharavana
Dm7 F/G E/G# E Am
Mahery ilay ry, ry figadrana
F-Em-Dm-C-G
Am E/G# G/B-C' G7 C
Foiko foiko
E E/G# Am
Raha ny foko no henoiko
Dm7 F/G
Ny hanome ny aiko, mba ho sorona
Dm7 F/G E/G# E Am
Ka ny fanahiko hitovy, amin’ ny vorona
F-Em-Dm-C-G
Chorus F Em E/G# E Am
Aoka aho, mba ho tompon-tsafidy
G/B G C
Mba tsy havela hihidy
F Em Dm C G
Ty vava_ko miteny
F Em E/G# E Am
Ampy ahy izay, nitondra mangidy
G/B G C
Tsy tiako ho tadidy
F C" G' C" E
Reny rehetr'i_re_ny
F Em E/G# E Am
F’izaho sy ianao, hamafy hafaliana
G/B G C
Hanome fanampiana
F Em Dm C G
Ny mitovy_am_iko__
F Em E/G# E Am
Raha eo ialahy, hiteny ireo nangiana
G/B G C
Fahafa_ha_na no_iriana
F C" G' C" E....A
Ho an’ny Ta_ni_ko
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah RabelCapo: 2Tendry Gasy (CGDGBE)A/C#:1x2220
B: x4444x Bm: x4443x
D7: 2xx212
E/G#:x12100
G13: x03430FampidiranaAm ...G (2x)
Tonony 1Am B Em D A/C#
Satry ihany ny tsiky no hameno, handravaka ny tavanao
C D G
Mba tsy hikentrona intsony ny tarehy
Am B Em D A/C#
Satry ihany ny hira no ho heno, hivoaka ny molotrao
C D G
Mba tsy ho taraina intsony no ho re
Fiverenana Am D7 Bm E/G#
Indrisy anefa mbola tomany no manamando ny tava
Am D7 G
Noho ny fahoriana misesy
Am D7 Bm E
Mbola toloko ihany no mivoaka ny vava
Am D7 G
Fa fahantrana tsy mety resy
Tonony 2Am B Em D A/C#
Satry ihany ianao tsy ho noana, ary koa tsy hangetaheta
C D G
Ka tsy handry fotsy lava izao
Am B Em D A/C#
Satry ihany izay manoloana, tsy ho feno herisetra
C D G
Ka mba handry fehizay ianao
Fiverenana Am D7 Bm E/G#
Indrisy tsy nisy niditra am-bava, ny tenda koa zary maina
Am D G
Ny tsy fisiana tsy mahavoky
Am D7 Bm E
Mbola tebiteby lava tsisy hilaminan-tsaina
Am D7 G
Sady kivy ianao no very toky
TetezanaAm D7 G E
Am D7 G
Am D7 G E
Am D DFiverenana Am D7 Bm E/G#
Ianao miezaka hatrany, mihoatra ho tafita
Am D7 G G7
Tsy miraviravy tanana
Am D7 Bm E
Tsy maintsy mbola hivaly ihany, tsy maintsy hahita
Am D7 C D
Ny anjara fiadanana
Teny fanolorana: Ny fitendrin'i Dadah ny C
dia miovaova ny bass (C-C/E-C/G).
Arak'izay koa ny G (G-G/B-G/D)
Hiran'i Mahaleo rehetra:MahaleoCapo: 4Tendry Gasy (CGDGBE)Am: x22210 Am7: x22010
C: 0x2010 C': 0x0213 Cadd9:0x0033
D: 2x4232 Dm: 2xx231 Dm9: 2x3210
Em: 4xx453
F: 557565 F': 553xxx
G: x0000x
G/B: x4000x G/B':x4003xFampidiranaC Dm9 G C (2x)
Tonony 1 C Em F' G F'G
N'inona nanjo
G G/B G G/B C
Na tojo ny mafy na nambinin-java-tsoa
C Em F' G F' G
Na faly na maloka ny fo
G F Em Dm C
Ianao tsy lavitra fa teo anilako
DTonony 2 G G/B Cadd9
Ny masonao no ahitako
D G D-D2-D
Ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako
G G/B Cadd9
Izay taratrao no fahazavako
D C G/B'-Am7-G
Ny fontsika mitempo mifamaly tony lamako
Fiverenana G-Am7-G/B C
Izany akia ny fitia
C
Fitia tena fitia
C G
'Ray aina, iray safidy
C
Izany akia ny fitia
C
'Zay tiako no tian-dry
C D
Mizara ny mamy, mangidy
Em D
Voatsongo ianao, izaho no marary
Em D
Osa ianao, izaho no tsy zarizary
C G Am D
Sanatria tsy hifanary
G
Toa rano sy vary
Tetezana:C Dm9 G C (2x)Tonony 3 C Em F' G6 F' G6
Izay telinao no ho lalaiko
G G/B G G/B C
'Zay sitrakao no mampandry ny saiko
C Em F' G6 F G6
Izay babinao dia ho zakaiko
G F Em Dm C
Izay mihantra aminao no miantraika amin'ny aiko
DTonony 4 G G/B Cadd9
Tanan-kavia sy havanana
D G
Na mora na sarotra hiarahana manana
G G/B Cadd9
Ny mafy hifanohanana
D C G/B'-Am7-G
Na be na kely hifanapahana
Fiverenana G-Am7-G/B C
Izany akia ny fitia
C
Fitia tena fitia
C G
'Ray aina, iray safidy
C
Izany akia ny fitia
C
'Zay tiako no tian-dry
C D
Mizara ny mamy, mangidy
Em D
Voatsongo ianao, izaho no marary
Em D
Osa ianao, izaho no tsy zarizary
C G Am D
Sanatria tsy hifanary
G
Toa rano sy vary
FamarananaC Dm9 G C (2x)
Tendry Tsotra (EADGBE)
Cadd9:x32033Dm9: xx0210 G/B: x2000x G/B':x2003x
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Am/C: xxx555
Bm: x24432 Bm/D: xxx777
Cmaj7: x32000 Cadd9:x32033
Ddimm7:xx121x
Em7: xx2033
Gmaj7: 3x0032.
G: 3x0033 G/B: x2xx33 FampidiranaCadd9-D-D-C D G G-Am-G/B (2x)
Cadd9-D-D-C G Am-G/B-C
D G Am/C-Bm/DTonony 1 Gmaj7 Gmaj7
Raisiko ho ahy ny hadisoana
Cmaj7
Izaho indray no hifona
Gmaj7 Gmaj7
Nefa aok' izay, aza avela hilona
Cmaj7
Ataovy heloka hibabohana
Bm E
Aoka atao hoe ahy ny tsiny
Am D
Nahatonga iny ady iny
Am D
Nefa mangata-pamelana
Ddim7 Em D..Em7..
Aza ivindavindana
Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B
Sao dia tezitra aho ny hiafarany
Cadd9 D G G-Am-G/B
Farany io havelako any
Cadd9 G/B G
Tombo-tsoa_ho an...'iza moa
Am G/B C
Iza no_ho voa
C D G Am/C Bm/D
Tsisy hafa tsy 'sika roa
Tonony 2 Gmaj7 Gmaj7
Raha toa aho, manetry tena
Cmaj7
Sanatria tsy fahalemena
Gmaj7 Gmaj7
Fa raha toa samy sorena
Cmaj7
Tsy afak'hidinika am-pahendrena
Bm E
Raha mitady filaminana
Am D
Aza asetrinao fahanginana
Am D
Izay mikotrika vali-faty
Ddim7 Em D..Em7..
Fa avoahy ny ao anaty
Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B
Ao re lala o fa mifona
Cadd9 D G G-Am-G/B
Nanao teny tsy tsaroana
Cadd9 G/B G
Tsy hanindroa aho, marina moa
Am G/B C
Mitsikia aloha
C D G Am/C Bm/D
Etsy toneho ny fo
Tetezana/SoloCadd9-D-D-C D G (2x)
C.. G Am/C-Bm/D
Tonony 3 Gmaj7 Gmaj7
Tezitr' ianao, tezitra foana
Cmaj7
Tsy hay intsony hoe nahoana
Gmaj7 Gmaj7
Mimonjotra, toa trondro moana
Cmaj7
Tambitambiko zava-poana
Bm E
Inona moa 'lay nampiady teo
Am D
Toa tsy tsaroako akory 'zay niseho
Am D
Fa erikerika lasa tondra-drano
Ddim7 Em D..Em7..
Ady kely lasa angano
Fiverenana Cadd9 D G G-Am-G/B
Toa izao no fiandohany
Cadd9 D G G-Am/B
Ady kely tsy voavaha toa izany
Cadd9 G/B G
No mitombo, lasa tamboho
Am G/B C
Mampisara-droa
C D G Am/C Bm/C
Ny olona mifankato
Hiran'i Jeannot rehetra: JeannotB: x24442 B7: x24242 na x21202
Tonony 1Em Am
Tadidio kely ange
B Em
F'indray takariva izay
G C
Notantaraiko tamin’ise fa
D G
Tsy miaraka izahay
C D
Fa matoa izy eo anilako
B7 C
Satria tiako ny eo anilany o o o o
G D C G B7
Fa raha izay fitiavako, na misy aza silany
Tonony 2Em Am
Fa ny antsika kosa
B Em
Hafa tsy toa ny anay
G C
Fa fitiavana miavosa
D G
No niarahana hatrizay
C D
Toky ihany no omeko
B7 C
Omeko anao tsy omeko azy o o o o
G D C G
F’izay efa nekeko tsy ataoko vazivazy
Fiverenana D G
Fa tiako loatra ianao
B7 Em
Mamy toa tantely
C G
Tena mihavao
D G
Tsy lainga velively
D G
Misy anefa re
B7 Em
Omeny ahy tsy omenao
C G
Ka hadisoako ve
D C G B7
Sa kosa diso iana___ao
Tonony 3Em Am
Anananao tokoa ny bika
B Em
Ny endrika torak’izany
G C
Nefa kosa mangatsiaka
D G
Raha anilanao hatrany
C D
Ny hafanana ry lalaiko
B7 C
Mila izany ny fitia e
G D
Ny fitia e, karakaraiko
C G
Matoa aho tsy tonga aty
Fiverenana D G
Fa tiako loatra ianao
B7 Em
Mamy toa tantely
C G
Tena mihavao
D G
Tsy lainga velively
D G
Misy anefa re
B7 Em
Omeny ahy tsy omenao
C G
Ka hadisoako ve
D C G B7
Sa kosa diso iana___ao
Tonony 3/FamarananaEm Am
Anananao tokoa ny bika
B Em
Ny endrika torak’izany
G C
Nefa kosa mangatsiaka
D G
Raha anilanao hatrany
C D
Ny hafanana ry lalaiko
B7 C
Mila izany ny fitia e
G D
Ny fitia e, karakaraiko
C G
Matoa aho tsy tonga aty
G
Tsy tonga aty
G
Tsy tonga aty
Hiran' i Jerome Randria rehetra:Jerome Randria
Capo: 1Bm: x24432
Em: 022003FampidiranaEm D D C
Tonony 1 Em D
Raha lazaina aloha, hafa ny amiko
D C
'Ndray_sabotsy hariva izay tao an-trano
Em D
Izaho irery moa, sorena be tokoa
D C
Varivarian'alahelo toa ny mamo
Fiverenana G D
Eo am-parafara, teo nivahiny
Am Em
Sarinao, penina sy taratasy
G D
Te hanoratra aho, te hihira koa
C Bm C
Nifangaro anefa ireo tao am-po
Tonony 2 Em D
Tsy tsaroako akory, renoka aho natory
D C
Nanonofy toa nahita anao hatrany
Em D
Nifoha avy teo, hay nisy feo
D C
Vetsovetso mba voasoratro ihany
Fiverenena G D
Teny ankiroa, efa fantatrao
Am Em
Nosoratako tamin'ny sarinao
G D
Teny kely ihany, kely nefa mamy
C Bm C
Mifono hasambarana tsy lany
G D
Teny tena mamy, toa ny loharano
C Bm C
Mihiritsaka fitia manganohano
Em
Toa feom-baliha fararano