Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoTonony 1
C Em Fmaj7
Embona sy_hanina
G C
Tsy hay mahafanina
Am Dm
Ngoly ny fo mamelovelo
G C
Madisadisan’alahelo
C Em Fmaj7
Ny havoana tazanina
G C
Tsy hita ho dinganina
Am Dm
Fa_lavitra loatra ianao ka tsy tratra
G C
Ny aina marary ny fo maratra
Fiverenana
Am Dm
Fa ny antsoko ny_akony_no_mitampody
G C
Mba hihiaka mafy anie_aho_fa_tsy_tody
C7 Fmaj7
Izay..jerena_toa_manjavozavo
G C
Tako-drahona sy vohitra avo
Am Dm
Fa mahery sy masiaka ny onja
G C
Tsisy lakana afaka hitondra
C7 Fmaj7
Ny maso no alefa maminany
G C
Hibanjina anao any ho any
Solo
C Em Dm G C (2x)
C-G-F-G-C
Tonony 2
C Em Fmaj7
Alahelo sy toloko
G C
Raha vao injay tsaroako
Am Dm
Fa noho ny hasomparan’ny tany
G C
Izaho aty ianao lavitra any
C Em Fmaj7
Tsy azo hiadiana ny anjara
G C
’Zay ngamba no noheveriny_ho_tsara
Am Dm
Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka
G C
Na dia mangidy mavesatra
Fiverenana
Am Dm
Fa ny ahy dia_fitia_tena_marina
G C
Na anaty onaona_aza_ho_tafarina
C7 Fmaj7
Na halevina mety mandifotr'olona
G C
Hiposaka haniry hamololona
Am Dm
Ny_hany hafatro dia ny_hoe_matokia
G C
Fa izaho tsy hitsahatra ny_ho_tia
C7 Fmaj7
Tsy_ny halavirana tsy ny taona
G C
No hahasakana ny fotsika tsy hihaona
Solo Famaranana
C Em F G C (2x)
C-G-F-G-C
Hiran'i Rebika rehetra: RebikaCapo: 1
B: x24442
C#: x46664
F#m:244222
G#m:466444
Tonony 1 E
Mba tsaronao ve?
A
’zao isika izao
A B
Fony zaza nilalao
B E
Nalaina nifandao
Tonony 2
E
Tadidinao koa ve?
A
Tany ampianarana
A B
Ny dablio nilaharana
B E
Nisy hasambarana
TetezanaD A
Fa adinon’ny vintana_aho
A E
Tsy toa anao
D A
Nitady fitia
A E B
Tsy toloranao ie-e-e
Fiverenana E
Fitia madio
A B
Tsy miangatra, mba rahoviana
E A F#m B
Tsisy resaka saranga na fihavia_na
A
’Zaho leroa
B E
Mba tia an’i madama
A E B E
Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tonony 3 E
Azoko atao ve?
A
Ny hitia anao
A B
’Zaho efa babonao
E
Tanteraka
Tonony 4
E
Nefa valala sy lolo
A
Samy hafa volo
A B
Ianao voninkazo
B E
Tsara kolokolo
TetezanaD A
Ka ny any aoriana
A E
No tsy tantinao
D A
Sao izaho faharoa
A E B
Ireo dimbinao ie-e-e
Fiverenana (2x) E
Fitia madio
A B
Tsy miangatra, mba rahoviana
E A F#m B
Tsisy resaka saranga na fihavia_na
A
’Zaho leroa
B E
Mba tia an’i madama
A E B E
Tia an’i madama dia tia an’i madama
Solo: F#..B..C#..(2x)
Fiverenana - Ambony (2x) F#
Fitia madio
B C#
Tsy miangatra, mba rahoviana
F# B G#m C#
Tsisy resaka saranga na fihavia__na
B
’Zaho leroa
C# F#
Mba tia an’i madama
B F# C# F#
Tia an’i madama dia tia an’i madama
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo*: bass ihany no tendrena
Am': 5xx55x
Dm7': x57565
E/G#: 422100
F': xx7565
G': xx9787 FampidiranaE/G# Am' F' Dm7 G'
E Am F C
F C GTonony 1E/G# Am
Hiara-hiaina ny andro androany
F G C
Toa ny andro farany
E Am
Hiara-higoka izay mety ho mamy
F G
Mandrampahalefy ny tarainy
Tonony 2
E/G# Am
Ny maso hikipy tsy hahita
F G C
Ho tapitra ny fofon’ aina
E Am
Ho hanenenana izay tsy vita
F G C
Fa any ankoatra tsy_ho_hilaina
Fiverenana F Em Dm7 C
Satria ny vintana sy anja___ra
F Em Dm7 G
No mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Rahampitso lalantsika mety hiza__ra
Bb A* G F
Satria tsy misy ny doria
Em Dm7 C
Ny vintana sy lahatra
F Em Dm7 G
Mety mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra
Bb A* G F C
Satria tsy misy ny dori___a
Tonony 3E/G# Am
Ny_ampitso fanontaniana
F G C
Mety ho vatana hangatsiaka
E Am
Hiara hioty'zay zava-tiana
F G
Eny masoandro mibaliaka
Tonony 4
E/G# Am
Isaky ny andro izay mifoha
F G C
Mety ho farany io fa tadidio
E Am
Ataovy andro feno soa
F G C
Ho fahataperana ny anio
Fiverenana F Em Dm7 C
Satria ny vintana sy anja___ra
F Em Dm7 G
No mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Rahampitso lalantsika mety hiza__ra
Bb A* G F
Satria tsy misy ny doria
Em Dm7 C
Ny vintana sy lahatra
F Em Dm7 G
Mety mamaritra ny di___a
F Em Dm7 C
Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra
Bb A* G F C
Satria tsy misy ny dori___a
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Teny fanolorana: Ny naotin'ny
faran'ny fiverenana Em A @ voalohany
dia Em A D' rehefa miverina
A7: x02020
Bm: x24322 Bm/A: x04432
D': xx0779 D2: xx4230 na xx0230
Em7: xx2033 (na 022330)
Fampidirana
D...Em F#m G A (2x)
Tonony 1
D Em7 D2 E*-F#*
Jamba aho eny jamba
G F#m Em B*-G*
Nilaozana hazavana
Em F#m Bm Bm/A G
Ao anaty aizim-pi__to aho
Em A
Aizina tsy azo hialana
D Em7 D2 E*-F#*
Loko tokana ihany
G F#m Em B*-G*
No mba navelanao ho ahy
Em F#m Bm Bm/A G
Dia ny maintimainty_iza_a___ny
Em A D'.. ...
Tsy misy ny ankoatr'izay
Fiverenana (2x)
G F#m
Nefa rahavako
Em A7 D
Aminao no niara-dia
G F#m
Tsy navelanao ho tazako
Em D
Ny lokon'ny fitia
Solo: D...Em F#m G A (2x)
Tonony 2
D Em7 D2 E*-F#*
Moana aho eny moana
G F#m Em B*-G*
Tsy mba navela hiteny
Em F#m Bm Bm/A G
Raha te hiresaka amina__ao aho
Em A
Ny tanana no ahetsiketsik'eny
D Em7 D2 E*-F#*
Soa fa nisy tanana_aza
G F#m Em B*-G*
Azo asoloko ny vavako
Em F#m Bm Bm/A G
Ahafahako mila__a___za
Em A
Fa ianao no fitiavako
Fiverenana (2x)
G F#m
Tsiky eny tsiky
Em A7 D
No nasetrinao izany
G F#m
Tsy_navelanao ho kivy aho
Em D
Fa mbola anilanao ihany
Solo: D...Em F#m G A (2x)
Tonony 3
D Em7 D2 E*-F#*
Malemy aho eny malemy_aho
G F#m Em B*-G*
Tsy afak'hijoro akory
Em F#m Bm Bm/A G
Enta-mavesatra ho a___nao
Em A
Mahatonga sorisory
D Em7 D2 E*-F#*
Fiantrana fotsiny ihany
G F#m Em B*-G*
No mahatonga_anao ho eo
Em F#m Bm Bm/A G
F'izay any am-ponao a__a___ny
Em A D'.. ...
Mandratra ka tsy tianao aseho
Fiverenana
G F#m
Nofihininao ny tanako
Em A7 D
Ka_hoy_ianao hoe mangina
G F#m
Fa_ny_andro sisa hiainako
Em D
Natokako ho anao ry tiana
G F#m
Nofihininao mafy ny tanako
Em A7 D
Ka_hoy_ianao hoe mangina
G F#m
Ny ranomaso ka neniky ny tavako
Em A7 D'.. ...
Ranomasom-pifaliana
Tonony 4
D Em7 D2 E*-F#*
N'inona voina mety hitranga
G F#m Em B*-G*
Tsy zanaky ny_hafa_ianao
Em F#m Bm Bm/A G
Ny voahary tsy tia banga
Em A A-Asus-Dsus/E
Hisy hitoetra eo anilanao
D Em7 D2 E*-F#*
Ny jamba hisy hitantana
G F#m Em B*-G*
Ny moana hisy handre
Em F#m Bm Bm/A G
Ny tsy salama va_ta___na
Em A D'.. ...
Hisy hampianatra andeha
Fiverenana
G F#m
Ny jamba hisy hitantana
Em A7 D
Ny moana hisy handre
G F#m
Ny tsy salama vatana
Em A D
Hisy hampianatra andeha
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoAadd9: x0xx33
Bm: x24432
Cadd9: x3xx33
G/B: x2xx33
Tonony 1
C Bm D
Raha va__o maraina
D G Cadd9-G/B-Aadd9-G
Dia lasa ny fisainana
C Bm D
Mifantoka_ato an-tsaina
D G Cadd9-G/B-Aadd9-G
Ny tena adim-piainana.
Fiverenana G Em
Tapin-dalan-kaleha
C Am
Ity izaho efa trotraka
Bm C
Ianao ihany anie
D Cadd9 G
No tena nisompatra
Cadd9-G/B-Add9-G (2x)
Tonony 2
C Bm D
Izany ve moa
D G Cadd9-G/B-Aadd9-G
No mba hany vitanao
C Bm D
Ny zanantsika roa
D G Cadd9-G/B-Aadd9-G
Dia nilaozanao amin’izao
Fiverenana
G Em
Any izao ianao
C Am
Lasan’iny olon’iny
Bm C
Moa va adinonao
D Cadd9 G
Ireto zanatsika dimy
Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x)
Tetezana
G D G
Adin-tsaina
G D
Vao maraina
Cadd9 G Em
.No ato an-dohako_ato
C D G
.Satria lasa ny vadiko
Cadd9-G/B-Aadd9-G (2x)
Tonony 3
Bm D
La lala lala la la
D G Cadd9-G/B-Aadd9-G
La lala lala la
C Bm D
La lala lala la la
D G Cadd9-G/B-Aadd9-G
La lala lala la
Fiverenana
G Em
Any izao ianao
C Am
Lasan’iny olon’iny
Bm C
Moa va adinonao
D Cadd9 G
Ireto zanatsika dimy
Cadd9-G/B-Aadd9-G (3x)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
(*): bass ihany no tendrena
A': x07657 (2x)-x07655
A": A-A-Asus-A
Asus: x0223x
Bm':x24432-x2425x(2x)-x24432
F#m:2xx220
Fampidirana
D D A Bm' F#m
G Em A Bm
E A -A -Asus-A
Oh oh oh oh
A*-B*-C#*
Tonony 1
D A'
.Raha ity fiainana ity no lazaina
Bm' F#m
.Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina
G Em
.Mihodina indray
A Bm
.Miserana ihany
E A"
Feno hasomparana feno tomany
A(bass)-B(bass)-C#(Bass)
Tonony 2
D A'
.Raha vao latsaka ety an-tany
Bm' F#m
Dia injay sahady fa efa tomany
G Em
.Mila hafanana
A Bm
.Mila fitia
A D
Mbola lavitra mantsy ny dia
Tetezana
Bm Em
.Soloy fitiavana ny andronao sisa
A D
Ny fotoana anie ka efa voaisa
Bm Em
Efa voafetra sy efa voafaritra
E A"
Ka_anjaranao sisa miharitra
A*-B*-C#*
Tonony 3
D A'
.Mifankatiava raha mbola velona
Bm' F#m
.Izany indrindra no maha-olombelona
G Em
.Mifanapia
A Bm
.Mifanasoava
E A"
Fa ny rahona mainty mbola hisava
A*-B*-C#*
Tonony 4
D A'
Rahampitso anie mbola ho vovoka ihany (Raha ity fiainana ity no lazaina)
Bm F#m
Hody taolana sy vovoka an-tany (Dia izao no hataovy hataovy ao an-tsaina)
G Em
.Hitovy saranga
A Bm
.Hitovy anjara
A D
Fa nihinana voankazo voarara (3x)
Hiran'i Njakatiana rehetra: NjakatianaAsus: x02230 A2: x02200
Cadd9:x32030
D7: xx0535 D2: xx0230
G/D: xx0433
G: 320033 Gmaj7:3xx432
G/B: x20030 G/Bb: x10030
F#m7: 2xx220
Fampidirana (Gmaj7 D G)
Meteza ianao ahatsiaro
(A D7 G/D
Na ny andro lasa efa maro
D G/D..D A
Tonony 1D2 Cadd9
Tsaroanao ve
G/B G/Bb
I_lay fiarahantsika
D2 F#m7
Tsaroanao ve
Gmaj7 A2...A
..Ilay hasambarantsika
Gmaj7 D2 G
Meteza ianao ahatsia__ro
A2 A D7' G/D
Na ny_andro lasa efa maro.
D G/DD ATonony 2D2 Cadd9
Tadidinao ve
G/B G/Bb
'Reny hadalana_ireny
D2 F#m7
Tena tianao ve
Gmaj7 A2..A
..Ny nataoko anao tamin’ireny
Gmaj7 D2 G
Na izaho na iana__o
A2 A D*
Dia nety izay natao
Fiverenana Em Em
Indray andro tokoa moa
F#m G
No sendra nahitako dolan’olondroa
A
Hay ianao sy 'lay rafiko
Bm G
Ny foko tamin’izay voaratranao
Em F#m Bm
Diso ianao, nahatonga ila___y
A D7 G/D D G/D D A
Fo hifandao
Tonony 3D Cadd9
Embona foana
G/B G/Bb
Ny_ahy raha_toa ka_mba hikalo
D2 F#m7
Dia ianao foana
Gmaj7 A2..A
..Ianao tsy ho fahavalo
Gmaj7 D* G
Angamba izay no lahatra
A2 A D*
F’izaho no tsy mbola zatra.
Fiverenana (2x) Em Em
Indray andro tokoa moa
F#m G
No sendra nahitako dolan’olondroa
A
Hay ianao sy 'lay rafiko
Bm G
Ny foko tamin’izay voaratranao
Em F#m Bm
Diso ianao, nahatonga ila___y
A D
Fo hifandao
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoCapo: 2Am": 5xxxx5
G/B":7xxxx7
D6: xx020x D/F#: 2xx232
G': 32001x
Fampidirana
G Bm | D6 G
C Bm | D
G-Am"-G/B" G/B"-Am"-G-G/B" | C G
Bm Am | D/F# G
Tonony 1 G Bm D G
Raha niaraka niriorio izaho
C Bm D
Sy_ny hafaliako
G Em C G
Tany lavitra any, tany an’efitra_any
Bm D G
Inona no niandry ahy tany
Tonony 2 G Bm D G
Foana toa tsy nisy ny hafaliana
C Bm D
Nahare ity feo mahavariana
G Em C G
Zaza mitomany, zaza mitomany
Bm D G
Izany no nanaitra ahy ange
Fiverenana D Am C G
Ka nijanona aho, nierikerika
D Am C G
Sanganehana aho, nitoditodika
Bm Am C G
Aiza re izany zazakely izany
Bm Am C G
No avelan’ny reniny hitomany
G' G (2x)Tetezana (mitovy amin'ny intro)Tonony 3G Bm D G
Io trano haolo, nefa toa tsy haolo indray
C Bm D
Noho ity zazakely ao
G Em C G
Zazakely iray e, toa tsy manan-dray
Bm D G
Narian-drenin'zay sahisahy
Fiverenana D Am C G
Izany angamba tsy sitraponao
D Am C G
Fa voatery, voatery natao
Bm Am C G
Nefa eritrereto sy diniho ange
Bm Am C G
Saino kely sy hevero re
A(add9)....Gmaj13....
Verse 1 A(add9) E/G# Gmaj13 F#7
Dia nakisakisakao ny fo_____ko
Bm7 Bmmaj7 Bm7
Hitanilanila hiafiafy
E7 A(add9)
Teo an-tsisin’ny fonao
E Gmaj13..F#7
Mpilalao fiti_______ia
Bm7
Tsy vonona hiara-dia
Dm6 E7 A(add9)
Zatra loatra nankafy lalao fitia
Tonony 2
A E G F#
Na dia tsy ho zakako aza izany
Bm7 Bb Bm7
Dia nekeko ny ho kilalao
E A
Hifantohan’ny sainao
E G__F#
Mpilalao fiti..ia
Bm7
Dia tafara-dia dia
Bm7 E
Dia nandramantsika ny
A
Lalao fitia
Tetezana Dm
Kanjo ela ny ela
G C
Ritra teo_ka_tsy_nisy tavela
F Dm
’Lay fitia nokasaiko ho anao
G C
Nataonao kilalao
Fiverenana Fm Bb D#
Ianao ilay mpilalao fitia
G# Fm
Indray no tsy very dia
G C
Nanjary tia_dia_tia
Bm-E
Tonony 3
A E G F#
Dia nakisakisako ny fonao
Bm7 Bb Bm7
Hitanilanila hiafiafy
E A
Eo an-tsisin’ny foko
E G__F#
Mpilalao fiti..ia
Bm7 Bm7'
Tsy vonona hiara-dia
Bm7 E
Zatra loatra nankafy
A
Lalao fitia
Tetezana Dm
Kanjo ela ny ela
G C
Ritra teo_ka_tsy_nisy tavela
F Dm
’Lay fitia nokasaiko ho anao
G C
Nataonao kilalao
Fiverenana (2x) Fm Bb D#
Ianao ilay mpilalao fitia
G# Fm
Indray no tsy very dia
G C
Nanjary tia_dia_tia
Hiran'i Mbolatiana rehetra: MbolatianaBm7: x24232 Bm7': x24235 Bb: x13331 D#: x68886 Dm: xx0231 F#: 244322 Fm: 133111 G#: 466544
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoHiran'i Bessa rehetra: BessaAm7: x02010
B7: x21202
C': x32013
D7: xx0212
G/B: x20033
Fampidirana
B Em C G D G
C G C
Tonony 1G Am7 D7 G
.Ny fahazazako sy ny nofy tao
D G C D
Samy nangalako natokako ho anao
C' G/B B7 Em
'Zay rehetra lasa sy 'zay mbola kinasa
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
Tetezana
B Em C G D G
C G C
Tonony 2 G Am7 D7 G
Ny hahatanorako, voninkazo soa
D G C D
Tsy mba norarako notoazako avokoa
C' G/B B7 Em
Dia ataoko ho amboara, mirindra sady tsara
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
Tetezana
B Em C G D G
C G CTonony 3 G Am7 D7 G
Ity tononkalo izay hiraiko ity
D G C D
Tsy mila atakalo fa vokatra fitia
C' G/B B7 Em
Hatramin’ny aiko, 'zao ihany no lazaiko
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
C G D G
.Foiko manontolo, omena anao
Famaranana
B Em C G D G
C G C G...