Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Bessa rehetra: Bessa Am7: x02010 B7: x21202 C': x32013 D7: xx0212 G/B: x20033 Fampidirana B Em C G D G C G C Tonony 1 G Am7 D7 G .Ny fahazazako sy ny nofy tao D G C D Samy nangalako natokako ho anao C' G/B B7 Em 'Zay rehetra lasa sy 'zay mbola kinasa C G D G .Foiko manontolo, omena anao C G D G .Foiko manontolo, omena anao Tetezana B Em C G D G C G C Tonony 2 G Am7 D7 G Ny hahatanorako, voninkazo soa D G C D Tsy mba norarako notoazako avokoa C' G/B B7 Em Dia ataoko ho amboara, mirindra sady tsara C G D G .Foiko manontolo, omena anao C G D G .Foiko manontolo, omena anao Tetezana B Em C G D G C G C Tonony 3 G Am7 D7 G Ity tononkalo izay hiraiko ity D G C D Tsy mila atakalo fa vokatra fitia C' G/B B7 Em Hatramin’ny aiko, 'zao ihany no lazaiko C G D G .Foiko manontolo, omena anao C G D G .Foiko manontolo, omena anao Famaranana B Em C G D G C G C G...
Category Archives: tondrompeo
Ny Fo (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo 2 A': x0765x-x0767x-x0765x Asus: x02230 D': xx0x75-xx0x57-xx0x75 E: 022104 (na 022100) F#m: 244225 (na 244222) Fampidirana D'...A' (2X) F#m..E..D-A (2X) Tonony 1 D D D Tsy_ho alahelo, no entinao mielo A .Amin’ny oram-batravatra e D D D Na ho tanam-polo no entinao mijoro A .Amin'ny oram-batravatra e Fiverenana F#m E 'Ty ny foko D A Mamoha varavaravana F#m E Ao anatiny ao D A Tsara hialokalofana Tonony 2 D D D Tsy ho hetaheta no entinao misetra A .Ny hain-be migaingaina e D D D Na ho tany mahamay no_ho_diavinao indray A .Amin’ny haina be migaingaina e Fiverenana F#m E 'Ty ny foko D A Mitondra alokaloka F#m E Ao anatiny ao D A Mamelombelon’aina
Tetezana F#m E Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana E Bm (Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana) Bm A Be ny olona very tsy mahita hitarainana F#m E ...Na izany aza no manjo (hm hm hm) Bm A Dia mbola manana ny toerany ny fo A A A A-Asus-A Ny fo, ny fo ny Tonony 3 D D D Tsy ho hakiviana no entina hamakiana A .Ny alim-be maizi-kitroka e D D D Na ho fahatahorana no entina hisalorana A .Amin’ny alim-be maizin-kitroka e
Fiverenana
F#m E
'Ty ny foko
D A
Mitsilo ny lalana
F#m E
Ao anatiny ao
D A
Misy jiro manazava
Tonony 4
D D D
Tsy mba ho taraina no entinao miaina
A
.Ny rivo-mahery mifofofofo e
D D D
Na ho fandosirana no entina hidovirana
A
.Ny rivo-mahery mifofofofo e
Fiverenana
F#m E
'Ty ny foko
D A
Manolotra tanana
F#m E
Ao anatiny ao
D A
Misy azo hamaharana
Tetezana
F#m E
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana
E Bm
Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana
Bm A
Be ny olona very tsy mahita hitarainana
F#m E
...Na izany aza no manjo (hm hm hm)
Bm A
Dia mbola manana ny toerany ny fo
A A A A-Asus-A
Ny fo, ny fo ny
Solo: D'..A' (2x)
Fiverenana
F#m E
'Ty ny foko
D A
Ny fo midanadana
F#m E
Mandrosoa ianao
D A
Mandry fahalemana
F#m E
'Ty ny foko
D A
Ny fo midanadana
F#m E
Mandrosoa ianao
D A
Ka mandraisa toerana
Tsaiky Joby (Mika sy Davis)
Hiran'i Mika sy Davis rehetra: Mika sy Davis A': 5x7655 D': x57775 G': 3x5433 Fampidirana D....F G F#m Bm Em A D....C..G hmmm F#m... Bm Bapapapapa Em-F#m-G-Bm-A.... Tonony 1 D G A .Ma tsaiky joby_e D Em A .Tsaiky joby zanaka mpanarivo_o D G A .Tomobilina an’anjy ropilany_e! D Em .Halany koa tomobily mandeha ambany e A D G Tsaiky joby e ia A D G A Tsaiky joby e ia Fiverenana (2x) D G Izy misôma la vie amin’ny volan’anjy A D Tsy mipoerapoera D G Tsy karàha navigatera A D Efa dila hamaky vera D....G..A Tetezana D' A' Tsaiky joby e ia G' Zanaka mpanarivo_o A Tsy mipoerapoera D' A' Tsaiky joby e ia G' Izy havolana A 'Zay tiany agnoné A D G .Tsaiky joby_e ia oa zaho A D G Tsaiky joby e ia A D G Tsaiky joby e ia oa-a-a-a A D G Tsaiky joby e ia
Tonony 2
D G A
.Ma tsaiky joby e! valeur e
D Em A
.Tsy mbo tia miavona amin’olo_o
D G A
.Mahita an’azy ianao taitra e
D Em A
.Maro ampaniry ianao ma tsaiky e
A D G
Tsaiky joby e ia
A D G A
Tsaiky joby e ia
Fiverenana (2x)
D G
Izy misôma la vie amin’ny volan’anjy
A D
Tsy mipoerapoera
D G
Tsy karàha navigatera
A D
Efa dila hamaky vera
D....G..A
Tetezana/Famaranana
D' A'
Tsaiky joby e ia
G'
Zanaka mpanarivo_o
A
Tsy mipoerapoera
D' A'
Tsaiky joby e ia
G'
Izy havolana
A
'Zay tiany agnoné
A D G
.Tsaiky joby_e ia oa zaho
A D G
Tsaiky joby e ia
A D G
Tsaiky joby e ia oa-a-a-a
A D G
Tsaiky joby e ia
Nipody Amin-bady (Njakatiana)
Teny fanolorana: Avy amin'ilay fampisehoana tao amin'ny Coulisse en TV Plus no nanaovana an'ilay tondrompeo Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana A/D: xx0220 Asus: x02200 Asus2: x02230 Bm: x24432 B: x24442 Bsus: x24452 Bb: x13331 C#m*: x4xx5x C#: x46664 Dsus: xx0233 D2: xx0230 E': x79997 E'sus:x799(10)7 G/D: xx0433 Gmaj7:3xx432 G/B*: x2xx3x G#m: 466444 F#m: 244222 Tonony 1 D A/D Agnao tamin'iny G/D Bm Nahay nikorana tsara Em Nitavandra 'zaho agnao fa A A-Asus-A Very Tonony 2 D A/D 'Zaho koa G/D Bm Nahinakinaka Em F#m Kay nanaiky niaraka G A D Fa nilaozam-bady agnao Tetezana Gmaj7 Bm Mifankatia tsara 'tsika Gmaj7 Bm A-G/B*-C#m* Avy eo, avy eo mifampatoky D A F#m G Ka raha tsy ho faty koa ny tegna Em Fa zao D Nanjary tsy haiko D A Asus2-A Kay nampalemy troko hmm hmm Fiverenana (2x) D F#m G Em Eh nipody amin-bady agnao A G/D D Ino eky raha atao_ko B Em 'Zaho tsy nanantena olo hafa A D Fa hanao fo letry izey Tetezana D2-D.. D-Dsus.. D2-D-Dsus-D-A/D
Tonony 3 D A/D Tsy hadinoko G/D Bm Ny raha nataonao izao Em Na ny ratsy na ny tsara Bb A Ia e Tonony 4 D A/D Fa andro iraiky G/D Bm Mba mety ho tsarovanao Em F#m Olo iraiky nankatia G A D... Ho tantaram-piainanao
Fiverenana (Ambony) E G#m A F#m Eh nipody amin-bady agnao B A E Ino eky raha atao_ko C# F#m 'Zaho tsy nanantena olo hafa B E B-Bsus-B Fa hanao fo letry izey Solo/Famaranana E..G#m..A F#m B.B-Bsus-B E'sus-E'
C# F#m
'Zaho tsy nanantena olo hafa
B E
Fa hanao fo letry izey
G#m Bb* C*
Oh oh oh
C# F#m
.Efa tsaratsara tokan-trano agnao tsy any e
B E
Fa aty maty pasipaoro
C E
Ie oh oh oh oh oh..
Tia Aho (Zo Ryan)
Hiran'i Zo Ryan rehetra: Zo Ryan Bb: x13331 Bbm: x13321 Dm: xx0231 Gm7:3xx33x Fampidirana F...Bb-C (2X) Tonony 1 F .Andraso aho fa_mba_te hiresaka_aminao F .Tsy hanadala fa hitondra vaovao Bb Azafady koa roh Bb Mba valio 'zaho roh F Tia anao Tonony 2 F .Matetika manko antsika mifanena F .Ianao kosa miondrika vao jerena Bb Iny indrindra anefa Bb No manosika_ahy hiantefa F Ho eny aminao
Tetezana
C Bb
.Tsoriko aloha f'ianao naninton'ahy
C Bb
.Nandaitra ny fo, nambabo ny fanahy
C Bb
.Na endrika_na bika tsara avokoa
C
Mety amiko aloha
Fiverenana
F Bb
Tia aho
F Bb
Matoa_nanantona_anao ah ah
Dm
Ny faniriako
Bb C
Ianao no olon-tiako
F Bb
Foiko ho anao
F Bb
Ny amiko manontolo yeah yeah
Gm7
Ny Fitiavantsika roa
C Bb Bbm
Tsara kolokolo
F...Bb-C (2X)
Tonony 3 F Ataoko 'zay hitady hahasambatra_anao F Tsy ho sanatria vava nahita vao Bb Safosafo sangisangy Bb Tsy hijaly_anao_koa_tambitamby F Isan'andro Tonony 4 F Ny fitiavako sy androko_sisa F Koa hiarahako aminao paradisa Bb Maty aminao roh za Bb Milela-paladia F Omeo fitia
Tetezana
C Bb
.Tsoriko aloha f'ianao naninton'ahy
C Bb
.Nandaitra ny fo, nambabo ny fanahy
C Bb
.Na endrika_na bika tsara avokoa
C
Mety amiko aloha
Fiverenana
F Bb
Tia aho
F Bb
Matoa_nanantona_anao ah ah
Dm
Ny faniriako
Bb C
Ianao no olon-tiako
F Bb
Anao koa roh
F Bb
Ny tiako vady an-trano yeah yeah
Gm7
Izy_koa ekenao
C
'Zaho ho_avy hangata
Bb Bbm
Tso-drano
F.... C-F-C (5x)
Tetezana
C
Ho maty aminao zaho karaha lefaka e yeah yeah oah roh (2x)
C
Toa zaho tia anao, tavela
Fiverenana (2x)
F Bb
Tia aho
F Bb
Matoa_nanantona_anao ah ah
Dm Bb
Ny faniriako
Bb C
Ianao no olon-tiako
F Bb
Foiko ho anao
F Bb
Ny amiko manontolo yeah yeah
Gm7
Ny Fitiavantsika roa
C Bb Bbm
Tsara kolokolo
F..
Hazo Midoroboka (Lolo sy ny Tariny)
Key: Dm (F)
Bb: x13331
Dm: xx0231
G#: 4x6544
Intro
Dm F G#-G-Dm (2X)
Verse 1
Dm F
Hazo midoroboka an'izy
Dm A
.Teo andrefan-tanana
Dm F
Tena nahatamana ny ankizy
Dm A
.Manome aloka
Dm G
.Dadaben'i dadaben'i dadabe
Bb A
.Dia nahita azy anie
Dm F
.R'izareo nifandimby nandeha
Dm A
.Ny hazo nijanona
Tonony 2
Dm F
Fantatr'ilay hazo daholo
Dm A
.Ireo mpifankatia
Dm F
Nandany ny hariva manontolo
Dm A
.Teo am-potony
Dm G .Nisy koa ny nanao maloto Bb A .Nandalo iray minitra Dm F .Teo koa no nigogogogo Dm A .'Reo voasazy naditra
Chorus (2x)
Bb C
Soa, soa tokoa
Bb C F
Ny hiran'ireo voronkely
Bb F
Tonga namangy tsiroaroa
A Dm
Namana tsy mba namery
....
Dm F G#-G-Dm
Verse 3
Dm F
Nisy lehilahy tena nangitsy
Dm A
.Sady toa nila vola
Dm F
Izy nanapaka tsy nitsitsy
Dm A
.Io 'lay hazo fa tola
Dm G
.Rantsany no nataony kitay
Bb A
.Ny sisa nalefa any an-tsena
Dm F
.Toerana maloka hatramin'izay
Dm A
Nanjary tsisy jerena
Chorus (2x)
Bb C
Ory, ory tokoa
Bb C F
Ny hiran'ireo voronkely
Bb F
Lasa nikopaka tsiroaroa
A Dm
Very fonenana very
....
Dm F G#-G-Dm
Verse 4
Dm F
Nisy lehilahy tia nivazo
Dm A
.Be fitiavana be
Dm F
Izy no nividy ny hazo
Dm A
Ataony gitara be
Dm G
.Dia nomeny an'ireo zazavavy
Bb A
.Ho namana f'izy hono handeha
Dm F
.Izy voatery hamika sahady
Dm A
Tananany lavitra be
Chorus (2x)
Bb C
Soa, soa tokoa
Bb C F
Ny hiran'ireo zazavavy
Bb F
Ny maraina vao mifoha
A Dm
Mikalo ny hiran'ilay bandy
....
Dm F G#-G-Dm
Outro Dm F Hazo midoroboka an'izy Dm A Teo andrefan-tanana Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny
Mila Rano (Erick Manana)
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana D7: xx0212 Fampidirana Am D7 (4x) G F Em F (3x) G F Em D.. Am D7 (4x) Tonony (2x) Am D7 Betsiboka tsy nandalo anie Am D7 Variana niankandrefana o Am D7 Tsara tondraka finaritra e Am D7 'Zay faritra lalovany a Am D7 Am D7 Tetezana G F G F .Mandoro fela-tongotra mahamay e F G F Em F 'Ty tany nodiaviko hatramin'ity marain'andro e G F G F Tsy felana, tsy ravina hialofana e F G F Em D Fidonaky ny masoandronay aty ka tsy misangy anie
Fiverenana
C
O mila rano e
D C
Fa tsisy fatsakana e
D C
Mihaotra havoana maro an-tongotra
D C
Izay no_iray damozana e
D C
O mila rano
D C
'Reo zanaka amam-para o
D C
Ataon'ny aretina angaredona
D C
Mikaika tsisy farany e
D C
O mila rano o
D C
Tontolonay aty o
D C
Manofy tany lonaka
D C
Ala maitso mava, pitik'orana e
Famaranana
Am D7 (4x)
G F Em F (3x)
G F Em D..
Am D7 (4x)
Bonbon Gasy (Lolo sy ny Tariny)
Ket: Am (C) Am': x0xx55 Am": x0xx58 E' : xx6454 E" : xx6457 F' : xx3x11 F" : xx7565 G' : xx5x33 G" : xx9787 G/B: x2xx33 Fampidirana Am'-G'-F' -E -F -E (x 2) - gitara 1 Am"-G"-F''-E'-F"-E" (x 2) - gitara 2 Verse 1 (2x) Am F Tsy tany am-parihin’Itasy aho omaly G C Tsy nahita ilay voninkazo tianao Dm Am Ka indro nitondra ireo bonbo gasy E Am Ka ny mamy omeko anao Chorus Am Bonbo mantsy Dm Misy loko maro G/B Ho_entinao mahatsiaro G C Ireo zava-maro nataonao taloha Dm E Bonbo mantsy Am' G'-F'-E Mba voninkazoko Am' G'-F'-E
Verse 2 (2x)
Am F
Ariary tokony_hahazahoako sigara
G C
Naleoko nihafy tsy nifoka akory
Dm Am
Naleoko nividy ireo bonbo gasy
E Am
Porofom-pitiavako anao
Chorus
Am
Bonbo mantsy
Dm
Maharitra am-bava
G/B
Mora mampisava
G C
Ny gidin’ny fiainana_efa mankalao
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G-F-E
No solon-tsigara
Am' G'-F'-E
Verse 3 (2x)
Am F
Sendra an-dry zalahy aho voatery nitsoaka
G C
Androany nivoady tsy hisotro toaka
Dm Am
Naleoko nividy ireo bonbo gasy
E Am
Eo anilanao aho mihafy
Chorus
Am
Bonbo mantsy
Dm
Zaraina aminao
G/B
Toa tsy mankalao
G C
Fa mamy daholo 'zao tontolo izao
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G-F-E
Mba paradisako
Am' G'-F'-E
Verse 4 (2x)
Am F
Fa maiky ny hamonjy ny anilanao
G C
Ka indro solafak’ity havanao
Dm Am
Ireo nianjera ireo bonbo gasy
E Am
Tomany aho, nagasihasy
Chorus
Am
Bonbo mantsy
Dm
Raha sendra ka very
G/B
Tsy maha-te-hijery
G C
Ireo masonao efa nanantena
Dm E
Bonbo mantsy
Am' G-F-E
Mba fahoriana koa
Am' G'-F'-E
Outro Am F Tsy tany am-parihin’Itasy aho omaly G C Tsy nahita ilay voninkazo tianao Dm Am Ka indro nitondra ireo bonbo gasy E Am Ka ny mamy omeko anao Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny
Tovolahy (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidirana Em..C..D..Em.(x3) Tonony 1 Em .Indro ange tazano C .Ity tovolahy toa efa mamo D .Toa mandroroa fijery G .Toa miteny irery Em Miezaka ampiarina ny tena C .Nefa impiry toa mivembena D .Nilaozan'ny tiana a G Ka nangina e Fiverenana C Oriory G Misotro sy migoka D Ka mamo koa ny fony e C Bm Am Dia mamo koa ny fony oa
Tonony 2
Em
.Tovolahy tsy mba misotro firy
C
. O niova izy ankehitriny
D
.Tsy maotimaotina toy ny fahiny
Em
.Pinara sisa fanafody
C
.Fa i kalakely lasana tsy nody
D
.Maharary izy e
G G
Dia tsy ho avotra intsony ve
Fiverenana
C
Oriory
G
Misotro sy migoka
D
Ka mamo koa ny fony e
C Bm Am
Dia mamo koa ny fony oa
Solo
Em..C..D..Em.G..(4x)
Fiverenana
C
Oriory
G
Misotro sy migoka
D
Ka mamo koa ny fony e
C Bm Am
Dia mamo koa ny fony oa
Tonony 3
Em
.Tavoahangy botakely
C
.Io indray nanjary toa mamy toa tantely
D G
.Hanadinoana an'ilay anjelikely
Em
.Pinara sisa fanafody
C D
.Fa le tiany lasa ratsy loha ve
D
Marany izy e
G
Dia ho arianareo tokoa ve
Fiverenana C Oriory G Misotro sy migoka D Ka mamo koa ny fony e C Bm Am Ka katry koa ny fony oa
Diso Ve Aho (Tselatra)
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidiriana D....A..D.. Tonony 1 D D Diso ve aho A-D D D Raha lasana ka nandao A A D .Fa leo ny fijaliana ataonao ahy e D D Omenao tsiny ve aho A-D D A ....Raha hipitsika ny tavanao A A D Fa tsy haiko ny miaraka aminao Fiverenana G G D Efa mba noporofoiko taminao ihany A A D Fa tena tia aho, tena tianao aho e Bm Bm Nafoiko daholo Em Em Ny rendrarendrako taloha D D A Nafoiko daholo, noho ianao Tonony 2 D D Avelao aho andeha A-D D Fa fitiavana hafahafa be A A D Nentinao, taty amiko e D D Aoka ny ho avy A-D D D No hitsara isika sy ndry A A D .Fa tsy kilalao anie ny fitia Fiverenana G G D D Ny lasa sisa no mba mitandriiisa e A A D Ireo lasa, vita hatrizay e Bm Bm Em Na mbola misy aza,indray ny tia Em D Tsy handalo intsony any aho akia D A Na koa hoe hanambitamby
Tetezana (Solo)
D....A..D..
D....A..D..
G..D..D..A..D..Bm..Em..D..A..
Tonony 3 D D Diso ve aho A-D D D ...Raha lasana ka nandao A A D .Fa leo ny filafila ataonao ahy e D D Omenao tsiny ve aho A-D D A Raha hipitsika ny tavanao A A D Fa tsy haiko, tsy haiko e ny miaraka aminao Famaranana D D Dia hody im-piry aho oa D Tsy hiaraka aminao e D Fa aoko hifandao D D Tsy aiko, ny miaraka aminao D Tsy mitovy fomba fisaina e D D Tsy mitovy fomba fiaina Em D eieeeee