Key: G Intro: Dsus4 D (Riff) Verse 1 G D/F# Fitia tsy voarindra Em7 Bm7b5 Tsy nety hafana ny fo Cmaj7 A7/C# Nikasa hifindra, hanova famindra G/D B7 E7 Fa mba te ho soa Am7 Efa leo ny mihafy D7 C G Fa tratry ny herika mafy Verse 2 G D/F# Ka mila hazavana Em7 Bm7b5 Mitady ny mety kokoa Cmaj7 A7/C# Lasa tsy tana, hanavao filalao G/D B7 E7 Fa mba te ho soa Am7 Handositra ditra D7 C G Fa be ny ratra sy tritra Chorus C Ka indro ny tanako D/C C Hanome ny anjarako B7 Em7 G7/D Hanoro, ankahery C Ny havia sy ny havanako D/C C ..Hamihina ny havako B/D# Em7 G7/D Raha sendra ka very Interlude: C..D/C..| C..B7..|Em7..G7/D Verse 3 G D/F# ..Koa aza sondrina Em7 Bm7b5 Ho lavitra ny aleha Cmaj7 A7/C# Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana G/D E7 Fa ny tsiny efa be Am7 Mahitsia ,mahereza D7 C G Enga anie mba hateza Chorus #2 C Izaho tsy havanana D/C C Raha toa ka resaka B7 Em7 G7/D Fa sahirankirana G C Raha kosa ka fitiavana D/C C Dia ananako betsaka B/D# Em7 G7/D Azo hivalamparana Chorus #1
Riff
Dsus4 D
e|---3-0h2p0--------
b|---3-------3------
g|-------------2---0
D|-0-------------2--
A|------------------
E|------------------
Hiran'i Tarika Johary rehetra: Johary A7/C#: x4x055 Am7: x0555 Bm7b5: x20231 B7/D#:x6787x Cmaj7: x35453 D/C : x40232 D7: xx0778 E7: 0xx979 G/D: x55433 G7/D: x5546x
Category Archives: tondrompeo
Fitiavana Kely (Erick Manana)
Key: C
Intro F'.. C/E.. | Dm.. Cmaj7.. Dm.. E7.. | E7/G#..Am.. F.. G.. | C.. Am.. Dm.. Dm7.. | D#dim7-Esus4.. Am.. G/B.. | C.. Cadd4-C F .. G.. | C.. Cadd4-C Verse 1 C F G C Fihetsika nampihodivitra C F G... Lamba nielatra monja F C/E Dm C G/B Hanitra nentin’ny rivotra Am F D/F# D7/F# G.... Fitopan’ny zipo mano________nja Chorus F C/E Dm Cmaj7 Fitiavana kely nisisika Dm E7 E7/G# Am Fitiavana kely tsy le__vona F G C Am Toa zavatra manitikitika Dm Dm7 D#dim7 Esus4 Toa sery nirina hampihe___vina Am G/B C Cadd4-C Kinanjo nampiditra angano F G C Cadd4-C Tonga_afo tsy matin’ny rano
-> Intro
Verse 2 C F G C Maso miherika foana C F G.... Tsiky niantefa tsy fidy F C/E Dm C G/B Eritreritra sendra tsaroana Am F D/F#-D7/F# G Toa votsy mampangidihi________dy Chorus (2x) C/E: xx2013 Cmaj7: x32000 D7/F#:2x021x D#dim7: xx121x E7: xx2434 E7/G#: 4xx430 Esus4: 0x2200 F': xx35x5
Tondrompeon'i Erick Manana hafa: Erick Manana
Tsiky Malefaka (Erick Manana) – Mandalo fanitsiana
Hiran'i Erick Manana rehetra: Erick Manana A' : x07655 (577655 eo amin'ny fiverenana) B7: x21202 C#m: x46654 C#sus2:x46644 E' : 0x6454 E": 022104 E4: 022200 Emaj7: 0x6444 F#m': xx4222 F#m: 2xx222 F#m6:4xx464 G#m': xx6444 G#m: 466444 Fampidirana E F#m' E G#m'-F#m' Tonony 1 E' Emaj7'-E' F#m' Tsiky male_____fa_ka A' E' B E E" E Fijerinao ankamantatra E E4 E B F#m F#m6 F#m Tsapako herim-ba___ra___tra A G#m F#m E F#m' E G#m'-F#m' Rendrim-pitia_va__na E F#m' E G#m'-F#m' Tonony 2 E' Emaj7' E' F#m Tsisy te_____ny re A' E' B E E" E Ny foko mido_bodobo_ka E E4 E B F#m F#m6 F#m Tanako iray mango__vi___tra A G#m F#m E F#m' E G#m'-F#m' Resin-ta__hotra_aho E-F#m', E G#m'-F#m' Fiverenana C#m C#sus2 C#m G#m Ny ao ana______ti__nao A E Mba tiako ho fantatra F#m G#m A' B E 'Ndrao mito___vy tampoka A B7 Tonga lafatra C#m C#sus2 C#m G#m Ny ahy tsy mia____fi__na A E Mba tia fa miahotra F#m G#m A' B E Mila ampia_nao tosika A B7 Fa leo ny an-kiafina E F#m', E G#m'-F#m' (2x)
Mamiko (Bodo) – Gitara
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Capo: 1 Am7: x02010 A/C#: x4xx55 A/E: 0x2220 A/G: 3x222x Bm7: x24232 C/G: 3x201x Cmaj7: x35453 C#m7b5:x4x000 Dsus4: x5402x D#aug: xx1003 D/F#: 2x023x G/B: x20033 Solo/Famaranana Bb: 688766 Bb/F:1x3331 C/E: 03201x Eb: x68886 na x65343 Eb/Bb: 6x8886 Eb/G:3xx343 F/A: 5xx565 Gm: 355333 ----------------------------------------- Intro: Em...D | Cmaj7 Bm7 Am7 Bm7-Cm7 | A/C#-G/B-D G C/G (2x) Tonony G D/F# Vao ianao no hitako C G ...Dia fantatro fa tiako A/G D ...Hany ka tsy vitako C G/B Am7 Dsus4 Ny hanohy ny diako, tsy hijery anao Fiverenana Em D#aug G/D C#m7b5 ...Tiako ianao ho velona Cmaj7 Bm7 ...Ao am-poko ao Am7 Bm7 ...Tiako ianao ho velona D intro (Fiv 1) D G C/G | G C/G (fiv 2) ...Ao am-poko ao Tetezana (2x) G D C/G C/G Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra G D C/G C/G G Mamy hetraketraka mipetraka, miady amiko A D/F# A/E D ..Haiko tsotr’izao, Fa tsy hamono anao Cmaj7 Bm7 Am7 Dsus4 G C/G ..Ao am-poko aho, Satria ianao...mamiko Solo F C/E | F C/E-D/F# G C/G | G C/E-F Famaranana Bb Eb/Bb F/A Eb/G Izay inoako izao, Malalako ianao Bb/F C/E F Velona ato anati____ko 2x ----- Eb F Gm Dm7 ..Mandram-pahafatiko Eb F G ..Mandram-pahafatiko
Nofiko (Nanie)
Hiran'i Nanie rehetra: Nanie Bmaj7: x24342 C#9: x4344x C#m: x46654 D#m: x68876 E': x79997 G#m7: 4x444x Fampidirina (2x) G#m7 C#9 Tonony 1 G#m7 C#9 ...Zary nofiko G#m7 C#9 ...Ny fahitako anao indray G#m7 C#9 Anilako G#m7 C#9 ...Toa ny tsy nampino G#m7 C#9 ...Manontany tena aho 'ndraindray G#m7 C#9 ...Ianao ve io Fiverenana C#m D#m Hatrizay, hatrizay E' F# Izaho foana no naniry ho anao Bmaj7 G#m7 Nikaroka nitady, hevitra C#m D#m Ny ho tianao, ny ho tianao G#m7 C#9 No masaka an-doha Tonony 2 G#m7 C#9 ..Fahagagana ho ahy G#m7 C#9 ..Hoe ianao 'ndray no mitady G#m7 C#9 Ho tiaviko G#m7 C#9 ...Tsy toy ny taloha G#m7 C#9 ...Ny niangavina aza moa G#m7 C#9 Tadidiko
Fiverenana
C#m D#m
Hatrizay, hatrizay
E' F#
Izaho foana no naniry ho anao
Bmaj7 G#m7
Nikaroka nitady, hevitra
C#m D#m
Ny ho tianao, ny ho tianao
G#m7 C#9
No masaka an-doha
Tetezana
Bmaj7 E Bmaj7
...Zao tsy handatsa anao intsony
Bmaj7 E Bmaj7
...'Zay lasa taloha ho foanako
Bmaj7 E F#
...Fitia vaovao ho ahy sy ho anao
F# Bmaj7
...'Zay no tanjoko
Bmaj7 E Bmaj7
...Zao tsy handatsa anao intsony
Bmaj7 E Bmaj7
...'Zay lasa taloha ho foanako
Bmaj7 E F#
...Fitia vaovao ho ahy sy ho anao
F# G#m7 C#9
...'Zay no tanjoko
G#m7 C#9 (2x) Tonony 3 G#m7 C#9 ...Ny safidiko G#m7 C#9 ...Dia ny ho tia anao indray G#m7 C#9 Toy ny taloha G#m7 C#9 ...Azoko antoka G#m7 C#9 ...Fa tapitra hatreo 'lay ianao G#m7 C#9 Ho nilalao Fiverenana C#m D#m Hatrizay, hatrizay E' F# Izaho foana no naniry ho anao Bmaj7 G#m7 Nikaroka nitady, hevitra C#m D#m Ny ho tianao, ny ho tianao G#m7 C#9 No masaka an-doha
Sarine (Babaique)
Hiran'i Babaique rehetra: Babaique Capo: 2 D2: xx0230 D2/A: x0x230 Em7: 022030 Fampidirana: D2 D2/A Em7 G Tonony D2 D2/A Em7 G ...Nomeko volamena izy, tsy nalaigny D2 D2/A Em7 G ...Taomako_andiboako, izy malaigny D2 D2/A Em7 G ...Taritako korana tiagny izy, tsy nitoiziny D2 D2/A Em7 G ...Mitaraigny lany fanahy aminao 'zaho o, nitokizany Tetezana Em D A ...Mba ino eky moa raha tsy tiagnao nataoko o Em D A ...Voa nomaly tsara korana atsika Em D A ...Sa ino raha renignao tamin'olo tany Em D A ...Nanarianao anjaratsika, Sarine Fiverenana D A Em G ...Raha nanino agnao, tsy manontany koa misy tsy mazava, Sarine D A Em G ...Raha nanino agnao, manangoko karaha sosotra lava,Sarine D A Em G ...Raha nanino agnao, nanjary karaha olo tsisy vava Em D G Fa fitiavako agnao mahatonga zaho manontany A D2 D2/A Em7 G Koa mandreraka agnao ambila
Tonony/Tetezana/Fiverenana (haverina) Tetezana G A ..Ambarako agnao tsaiky 'ty Em G ..Fa 'zaho tsy ave tsisy tsiny G A ..Mba manontania agnao Sarine Em D Em G ..Baky_eo manginy, mitandreny ny havaliko anao cherie Em A Sarine, Sarine
Fiverenana (Ambony) 2x
E B F#m A
...Raha nanino agnao, tsy manontany koa misy tsy mazava, Sarine
E B F#m A
...Raha nanino agnao, manangoko karaha sosotra lava,Sarine
E B F#m A
...Raha nanino agnao, nanjary karaha olo tsisy vava
F#m E A
Fa fitiavako agnao mahatonga zaho manontany
B E
Koa mandreraka agnao ambila
Fantatro Fa (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Capo 2 Bdim7:x23130 C7: x32310 C/G: 3x2010 Dm': xxx231 D7/F#: 2xx212 D7: xx0212 Em': xxx453 E/G#: 4xxx5x E7/G#: 4xxx3x E7: 02x130 F': xxx565 G6: 3x0030 G7: 320001 G7add6:3x3030 G': xxx787 Fampidirana C-C7 F Dm C/G G7 C G7add6 C G7add6 C G Tonony 1 C Em Fantatro fa tena halanao maizina aho F G Sady nankalazainao reko ny akony E/G#-E7/G# Am Am/G D7/F# F Tsy mani__nona f'ataovy hoe efa resinao C/G G7add6 Na tsy fantatro izay tena antony C G7add6 (2x) Tonony 2 C Em Haiko fa marary mafy ny fonao F G Ka irinao mihitsy hatramin’ny hahafaty ahy E/G#-E7/G# Am Am/G D7/F# F Ra___ha maty aho angamba handihizanao C/G G7add6 C Bdim7 E7 Ka ny fasako no ataonao kilalao Tetezana Am Em Aza ory, mahita tory F G C C7 Fa izaho anie ka tsinontsinona akory F G E Am Ny fisiako ve no ataonao hanahirana D7/F# D7 G Ka ny tenanao no avy ampijaliana G' F' Em' Dm' Na izany a__za Tab 1 e|---3-2-1 b|-------- g|-------- D|-------- A|-------- E|-3------ Fiverenana C C/G C Dm Tsy handray a__nao ho fahavaloko aho G Cadd4 C Fa dia raisiko toy ny namako iha_____ny C C7 F Dm Asakasakao fa izaho tsy hankahala G6 G7 C G7add6 Hotiaviko foana ianao fa gasy toa ahy
C G7add6 C G Tonony 3 C Em Fantatro fa tena halanao maizina aho F G Sady nankalazainao reko akony E/G#-E7/G# Am Am/G D7/F# F Tsy mani__nona f'ataovy hoe efa resinao C/G G7add6 C Bdim7 E7 Na tsy fantatro izay tena antony Tetezana Am Em Aza ory, mahita tory F G C C7 Fa izaho anie ka tsinontsinona akory F G E Am Ny fisiako ve no ataonao hanahirana D7/F# D7 G Ka ny tenanao no avy ampijaliana G' F' Em' Dm' Tab 1 Na izany a__za Fiverenana (2x) C C/G C Dm Tsy handray a__nao ho fahavaloko aho G Cadd4 C Fa dia raisiko toy ny namako iha____ny C C7 F Dm Asakasakao fa izaho tsy hankahala G6 G7 C Hotiaviko foana ianao fa gasy toa ahy
‘Lay Toerana Mamy (Njakatiana)
Hiran'ny Njakatiana rehetra: Njakatiana Capo: 2 Amin'ny tonony dia misy xxxxx3 ny naoty Am7: x02013 C: x32013 Em: 022003 G/B: x20033 G6/B: x20030 Fampidirana G Am7 G/B C Tonony 1 G Am7 ...Toerana iray G/B C ...Dia tsotra kely izay Em D C ...Nampiray ka tsaroana indray Tonony 2 G Am7 ...Fitiavana iray G/B C ...Niseho tamin’izay Em D C C-G6/B ...Mitamberina an-tsaina indray Tetezana Am7 G/B C ...Lasa paradisa teo D Ilay toerana kely Am7 G/B C ...Niova lapa tampoka teo D ‘Reo trano kely Fiverenana (2x) Em Am7 Raha misaina ilay toera-mamy D G Dia tsy maintsy ho manina anao ihany Bm C Aiza intsony moa no ahitako anao G D G Ny foko efa nilaozanao Famaranana Bm C Aiza intsony moa no ahitako anao G D G Ny foko efa nilaozanao
Tsy Hisy Ve (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Dm: xx0231 D7: xx0212 E4: 022200 F: 3x321x G7: 320001 G/B: x2003x Fampidirana F Em-E4-Em F Dm-Em-F-G G7 C Tonony 1 C G/B Am Dia tena tsy hisy ve C F Em G Am-ponao ao, toerana iray F Em F Dia tsy hisy ve Dm Em F G G C Indra-fonao, mba ampiray Tonony 2 C G/B Am Ratsy koa angamba aho C F Em G Sa tsy mahay, no tsy tianao F Em F Dm Em F G Tsy safidinao, ka tsy voaray G7 C C-G/B-Am Ho namanao Fiverenana G G C C-G/B-Am Fa ny foko tsy hatanty izany G G C Hokoboniko ao ny tomany E E Am Tsy hivily intsony koa ny saiko D7 D7 G G7 Fa ianao ihany no hilaik0 F Em F Dia tsy hisy ve Dm Em F G G7 C Indra-fonao, mba ampiray
Tetezana (mitovy amin'ny fampidirana) Tonony 3 C G/B Am Ratsy koa angamba aho C F Em G Sa tsy mahay, no tsy tianao F Em F Dm Em F G Tsy safidinao, ka tsy voaray G7 C C-G/B-Am Ho namanao
Fiverenana
G G C C-G/B-Am
Fa ny foko tsy hatanty izany
G G C
Hokoboniko ao ny tomany
E E Am
Tsy hivily intsony koa ny saiko
D7 D7 G G7
Fa ianao ihany no hilaiko
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G C
Indra-fonao, mba ampiray
Famaranana
F Em F
Dia tsy hisy ve
Dm Em F G G7 C
Indra-fonao, mba ampiray
Niova (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Tonalite: D (Version Coulisse en TV plus) Accord intro fotsiny A': x07655 Em7': x79787 Em/A: x0x453 F#m7': x9(11)9(10)9 F#m7/A: x0x675 Gmaj7': x(10)(12)(11)(12)(10x) -------------------------- A/D: xx0220 Am/B: x2221x Asus2/B: x2220 Aug: x0x221 A/G: 3x222x B: 799877 B7: x21202 B7/F#: 221202 D/F#: 2xx232 F#m7: 2x2220 F#m7/B: x22222 F#m/C#: x44222 Gmaj7: 3x5432 Gm7/C:x33333 G/A: x00787 G/D: xx0433 *: Bass ihany Intro: Gmaj7'-F#m7'-Em7'-A' | D A*-Em/A-F#m7/A | G/A ------------------------- Intro tohiny (version Coulisse en TV plus ihany) D A/D | G/D A/D D-A/C#-Bm-Bm/A | Gmaj7 F#m7 | F#m7/B Am/B-Asus2/B Gmaj7'-F#m7'-Em7'-A | Gm7/C Riff e|-4-3---6-8-10 b|-4-3---6-8-10 g|-4-3---6-8-10 D|-4-3---6-8-10 ------------------------- A*-Em/A--F#m7/A | G/A' Tonony 1 D A/D G/D A/D Mitady efa maro loatra, ny sigara laniko D A/C# Bm Bm/A Gmaj7 Lanin' adin-tsaina,a__minao F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B Ny alina, tsy hahitako tory koa Em Asus2 Aug Miandry ny maraina hahitana anao Tonony 2 D A/D G/D A/D Mitady hiroana amin'ny ratsy, ity tenako efa voa D A/C# Bm Bm/A Gmaj7 Amin'izay dia ho adino.... ny ataonao F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B Nahoana re, no simbana ny amintsika G F#m7 Em A D 'Zaho mbola ampankana fy anao Fiverenana F#m/C# Bm Gmaj7 No___vainao, 'lay fifankatiavana E A Novainao, 'lay fifanarahana D Am D D/F# G Novainao, novainao koa ny fiainako Gm7/C Ho kitoatoa D/A A Dia ahoana indray, f'ahoana kay Intro Tonony 3 D A/D G/D A/D Vao tsy ela akory anefa, ianao 'lay tena tia D A/C# Bm Bm/A Gmaj7 Ohatran'ny mba ho tohi_zinao F#m7 F#m7/B Am/B-Asus2/B Tamin'ireny, hitako fa mamy ery G F#m7 Em A G 'Zaho mbola ampankana fy anao A/G F#m7 oouh oh-oh ouh oh, lalalay B7/F# B7 tsoriririri-mba-mbaray Em D/F# Mparara Mpararara mparararay G A Tsarara tsarara tsarara D...... Oh ouh o Fiverenana Famaranana Gmaj7-F#m7-Em7'-A'- B Ouh oh oh ouh oh oh