Hiran'i Lolo sy ny Tariny rehetra: Lolo sy ny Tariny Dm:xx0231 Tonony 1 C F Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e G C Haiko tsara izany kozy izany a C F Efa olona maro be lesy ry lery e G C No efa nampanantena izany a Tonony 2 Dm Efa im-piripiry moa Am Tamin’iny volana iny Dm Izaho no mitalaho fa iny Am Tsy mba manan’tsiny C Am F G C Fa ny lanitra aza.... nanadino ahy a Tonony 2 C F Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e G C Haiko tsara izany kozy izany a C F Fandriana tsy anananay lesy ry lery e G C Izahay miladina amin'ny tany a Fiverenana Dm Am Tsy ianareo ihany no mpiresaka izany Dm Am Fa ny fandriana ihany no itovizana eto an’tany C Am F G C Fandriana aza.... nanadino ahy a Tonony 3 C F Aza tsahoan’ialahy lesy aho ry lery e G C Haiko tsara izany kozy izany a C F Tsy ho hitako eto an-tany mihitsy lesy ry lery e G C Raha izany fitovina izany a Fiverenana Dm Tsy mambrin'ny fokotany ahy Am Tsy isam-pokonolona Dm Tsy mifidifidy izany aho Am Ka biby sa olona C Am F G C Fokonolona aza.... nanadino ahy a Famaranana C F Aza tsahoan’ilay lesy aho ry lery e G C Haiko tsara izany kozy izany a C F Tsy olona adala lesy aho ry lery e G C Tsy hahalala setroka sy tomany a G C Tsy haiko indray ny any an-danitra a
Category Archives: tondrompeo
Tsy Haiko Ny Tsy Hitia (Njakatiana)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Capo: 5 Am7: x02010 C': x3201x E/G#: 4x2100 F2: 1x301x G7: 320001 G/B: x2002x G/F: 1xx003 Gm/D: x5x333 na xx0333 Fampidirana C G/B F2 C' G7 F2 Tonony 1 C E/G# Am7 G Izay tia atao hoe ada__la F C G Fa ny olon-kendry miala G G/F Gm/D F Kanefa dia tsy ho hai___ko C' G C' G-Am7-G/B Ny tsy hitia anao Tonony 2 C E/G# Am7 G Hita izao fa hoe fahota__na F C' G Sy fandikana lalàna G G/F Gm/D F Kanefa dia tsy ho hai___ko C' G C' B7 Ny tsy hitia anao Fiverenana E B7 Tahaka ny rano an’ony Em Am7 B7 Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe G D Toy izany koa, tsy hay intsony G C D G Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha G-Am7-G/B Tonony 3 C E/G# Am7 G Koa raiso ny tanako F C' G F’izay ombanao dia ombako G G/F Gm/D F Satria tsy mety hai___ko C' G C' B7 Ny tsy hitia anao
Fiverenana E B7 Tahaka ny rano an’ony Em Am7 B7 Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe G D Toy izany koa, tsy hay intsony G C D G Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha G-Am7-G/B Tetezana (solo) C E/G# Am7 G F C' G G G/F Gm/D F C' G C' B7 Fiverenana E B7 Tahaka ny rano an’ony Em Am7 B7 Izay tsy maintsy hivarina any an-dranomasimbe G D Toy izany koa, tsy hay intsony G C D G Ny hanohitra izay tendry tsy maintsy aleha G-Am7-G/B Famaranana C E/G# Am7 G Koa raiso ny tanako F C' G F’izay ombanao dia ombako G G/F Gm/D F Satria tsy mety hai___ko C' G C' Ny tsy hitia anao G G/F Gm/D F Satria tsy mety hai___ko C' G C' Ny tsy hitia anao
Fo Roa (Green)
Hiran'i Green rehetra: Green Capo 1 A/C#:x4222x Bm: x24432 D/F#:2x0232 F: 133211 F#m: 244222 Fampiridirana (2x) - Tonalite D D A Bm G D A G Tonony 1 Em Na dia teo aza ireo adiadintsika D ..Nampifamaly, nampifanditra Em A D Tsy ho antsika izany fa avela hivalona ho any Em Fa hiaraka isika, hiaraka hiampita D ..Fiainana maro mbola tsy hita Em A D Ka izaho tokinao, ianao andriko mandrakizay Pre-Chorus G A Tonga ity ny andro iray D Bm Ho porofointsika amin’izay C A D E Izaho sy ianao hiaraka mandrakizay hatrizay Fiverenana (Tonalite A) A E F#m D Ka manombok’izao, dingana iray no hatao A E D Hery iray vaovao ho ahy sy ianao A E F#m D Averintsika eto indray ireo dina fanao hatrizay A E D Mariky ny fo roa mitempo iray. Tonony 2 (Tonalite D) Em Na dia be aza ireo zavatra vita D ..Mbola ho lava raha ny lalantsika Em A D Nefa izany tsy atao hampiemotra antsika sy ianao Em Fa izaho ho anao, ianao hoa ahy koa D ...Anaty fitia, fitia miavosa Em A D Tena ho doria, fa tsy kilalao sanatria (sanatria) Pre-Chorus/Fiverenana (Tonalite A) Tetezana #1 D A/C# Bm E A Na ho potraka aza ianao, izaho hampiarina anao D/F# Bm E F Na ho solafaka aza isika, inoako fa tsy maintsy ho tafita D E Amin’ny tanjona nirina Solo (2x) A E | F#m D | A E| D Tetezana #2 Bm E Fo roa mitempo iray satria Bm E Vonona hiaraka ho doria Fiverenana (2x) Famaranana D A/C# Bm E A Na ho potraka aza ianao, izaho hampiarina anao D/F# Bm E Ho solafaka aza isika E D..Dm..A Inoako fa tsy maintsy ho tafi______ ta polldaddy poll=9251945]
Ampy Izay (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 G/B:x200xx Fampidirana Am C Dm G Am C Dm G C Tonony 1 (2x) Am C Ampy izay, hifarana hatreo Dm G ....Ilay fitiavantsika roa Am C Eny hifandao tsy hihaona intsony Dm G ... ’Zany izaho sy ianao C oh o oh Tonony 2 Am C Eny sitrakao ny nandao Dm G .. Tsy tazomin'ela nandeha Am C Fa izaho koa tsy sahazanao Dm G Avelao aho ho toy izao C oh o oh Famaranana (2x) F G Fa ianao hatramin’izao C G/B Am No misafidy izay tokony hatao F G Ankehitriny ampy izay C Avelao aho F G Fa raha handeha ianao C G/B Am Dia soavadia aza miherika intsony F G C Izaho tsy afa-mitana izay tsy tamana
Atolotro Anao (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Capo: 4(ny klip farany) Bm: x24432 Fampidirana C F C C e|-----------0--1-0-0 b|-1---------1--1-1-1 g|-0--2-0-0--0------- D|-2--3-2-2--2------- A|-3---------3------- E|------------------- Tonony 1 C G C Atolotro anao ity hirako ity F G C Lasa ny sento sy ny eritreritra tia F G Em Am Lasa niampita nandefa alahelo F C G C Tsy tana intsony fa mamelovelo Tonony 2 C G C Dia lasa koa ny fanahy namoron’izao F G C Mifono hanitra fanatitra ho anao F G Em Am Tonga mamalifaly isaky ny irery F C G C Mandefa embona mampifanojo ny alahelo Fiverenana Am G C Fotoana mamy tsy misy mpahalala F G Am Antsika roa ihany zany ry malala F G Am Fotoana mamy ankafiziko indrindra F C G C Hanamafy ilay fitiavako tsy mifindra Solo (capo 4) C G C e|------------------ b|------------------ g|----0-0----------- D|-2h3---3-2-0-2h3p2 A|------------------ E|------------------ F G C e|---------------3-- b|-5p3--3h5p3-3s5-5- g|----5------5-----5 D|------------------ A|------------------ E|------------------ F G Em Am e|---------------|--------- b|-5h6p5---------|--------- g|------7-5-^7-7-|-^7-^7-5- D|---------------|--------- A|---------------|--------- E|---------------|--------- F C G C e|------------------------- b|-5s6-5---------8--------- g|-------5-7-7s^9-^7-5----- D|------------------------- A|------------------------- E|-------------------------
Tonony 3 C G C Hasambarana fohy mandalo tsy eo akaikinao F G C Sento mivahiny ao anatiko ao F G Em Am Sento mitambolona amin'ny andro diavolana F C G C Raha teo ianao asa angamba izay hitranga Tonony 4 (ambony naoty iray) D A D Dia tapitra hatreo indray ny sento namangy G A D Afaka tamin'izay ny alahelo f’aleo mandry G A F#m Bm Hitady torimaso hisaina ny hany hatao G D A D Rahampitso indray aho manoratra any aminao Fiverenana (ambony) Bm A D Fotoana mamy tsy misy mpahalala G A Bm Antsika roa ihany zany ry malala G A Bm Fotoana mamy ankafiziko indrindra G D A D Hanamafy ilay fitiavako tsy mifindra Famarana (2X) G A o oh oh o oh oh D o oh oh oh oh G A Bm o oh oh, o oh oh
Rovako (Kiaka)
Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Fampidirana C Am F G Tonony 1 C Am F G Ao anatiko ao, moa ve fantatrao? C Am Ny fo sy ny saiko rehetra, F G ..Mankalaza anao foana F G Ianao no rovako, ianao no reharehako C Am hahafantarako ilay tanànako F G Nefa dia indrisy...resiny ianao Fiverenana C G F C Mitomany ny foko,mitomany anao r’ilay rovako C G Aiza intsony indray anie F G No ahitako toa anao toa anao,yeah eh C G F C Fahatsiarovana sisa ho an’ireo mpanjakantsika C G F G Dia mampalahelo, ka aleo dia mikalo Famaranana Am G Veloma e F C Mandrakizay e Am G Veloma e F G May ho’aho, may ho’aho
0248 TN (Samoela)
Hiran'i Samoela rehetra: Samoela Tonony 1 G D (A) ...Any ianao ’zay G D (A) ...Rotsirotsin’ny fiaraben’ny Hyundai ianao ’zay G D ...Ny 0248 TN ouah oh oh G D ...Nahafantarako anao re tsisy neniko G D ...Any anao zay G D ...I Kalamena volo havako iny e! G D ...Mena tsy foiko no sady tsy foiny G D ...Lokon’Arema, fa hifankatiavanay Tetezana Em ...Sigara Good Look aki(a) A ...Anembonako an-dry Fiverenana Em A ...Good Look amin’ilay tsisy Menthol A G Fa ny fitiavako anao re toin’ny taonina A Sarin’ny Masina Maria A Anembonako an-dry Em A ...Lay manao hazo fijaliana kely amin’ny A Tanana an-kavia Tonony 2 G D (A) ...Any ianao ’zay G D (A) ...Angamba efa tena lasa lavitra be G D ...Rahoviana indray vao ho hitako ianao G D ...F’ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry ianao e G D (A) ...Any ianao ’zay G D G ...Angamba efa mamindra 4ème vitesse amin’ny Hydrocarbure ianao zay G D ...Fa ny fiara tiany, no tiako tiangenana G D ...Mahita azy mitsiky aho d’efa fahafinaretana. Tetezana Em Sigara Good Look aki(a) A Anembonako an-dry Fiverenana Em A ...Good Look amin’ilay tsisy Menthol A G Fa ny fitiavako anao re toin’ny taonina A Sarin’ny Masina Maria A Anembonako an-dry Em ...Lay miantona amin'ny tambohon'olon'etsy, A Manjakaray, Vasakosy sy Ambanidia
Mpivahiny (Nanie)
Key: Dm (F)
Intro Dm....(2x) | Am....(2x) Gm....| C9.... F ....| Em7-A7 Verse 1 Dm Am Mpivahiny indray, no iantsoako anao Gm Satria mpandalo C9 F Tsy nijanona hiara mikalo Em7 A7 Miserana toa nofy Verse 2 Dm Am Trano foana indray no ho namanay Gm No sisa zohiana C9 F Mamanala tsy hisy hafaliana Em7 A7 Jiro kely mitsilopy Chorus (Key: D) Dmaj7 G Dmaj7 Fa____niriany ny hijanona eto G Hatry ny ela Em7 A7 Nefa voasakan ny zava-misy Dmaj7....|Em7-A7 Tsy ho tavela Dmaj7 G Dmaj7 Raha ny tiany izy tsy hiala teto G Ndrisy anefa Em7 A7 Reo namana hafa koa mbola misy Dmaj7....| Em7-A7 Tsy ahy irery -> Intro Verse 3 Dm Am Any andro iray, zay fotoana izay Gm No ho mamy indrindra C9 F Hifanena ilay ela tsy hita Em A7 Mila saro tsaroany -> Chorus Outro Dmaj7 G Dmaj7 ...Hiato tsy hitempo angamba ny fony G Amin'izay andro izay Em7 A7 Dmaj7 Em7-A7 Lasa tokoa lay fisaonan ny fo Dmaj7 G Dmaj7 Ny ora aza hitsetra tsy handeha G Tsy hihodina ihany Em7 A7 Dm Foana ireo nampijaly taloha C9: x3233x Dmaj7: x35453x Tondrompeon'i Nanie hafa: Nanie
Mirary Soa (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Asus4: x02230 C7: x32310 Cmaj7:x3200x Cadd4: x32011 Dsus4: xx0233 D7: xx0121 D7sus2: xx0210 G7: 320001 G/B: x20030 Fampidirana G-Am7-G/B Cadd4 C C G/B Am Am D D7 D7sus2 G Tonony 1 C C7 F Mangatsiatsiahy, mirary soa ny aminao D7 G G7 Raha toa tsy metimety, farofirofy ianao C C7 F ‘Zaho anefa tsy afaka D D7 G Hanatona ny aminao, hikarakara anao Fiverenana C Am Lavitra loatra akia, ny any aminao D D7 G Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra C F C Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao D D7 G Hihazakazaka, reraka ny aina Tetezana C-G-F F C C-Cmaj7-C D7 D7sus2 G Tonony 2 C C7 F ‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao D7 G G7 Hamalifaly anao sy ho fampiononana C C7 F ‘Reo hira fihirako ho anao D D7 G Ataovy siotsioka aloha, raha tsy dia tsaroana Fiverenana C Am Lavitra loatra akia, ny any aminao D D7 G Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra C F C Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao D D7 G Hihazakazaka, reraka ny aina Famaranana C C7
Nandalo (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Bm: X24432 F#: 244322 Tonony 1 A D A Nandalo , toy ny zavona maraina D A Tsy hita akory hoantenaina D A D Ny omalintsika teo Tonony 2 A D A Nandalo,toy ilay ririnin-dasa D A Tsy tsaroana izay nandratra D A Isika aza samy leo Tetezana Bm E A F# Fa tonga....ny tsy azo hihodivirana Bm E D F Ka rava.... ilay manda nanahirana Fiverenana A D Variana niolakolaka D E A Ny tena izy toa lalao F# Bm Lany andro nifamolaka E A E Ka ny fotoana no nandao A D Tsy hita izay marina D E A Isika koa moa zaza be F# Bm Tsy nety tafarina D D F Ireo tsy tia faly nihomehy Tonony 3 A D A Nandalo , ilay eritrerintsika D A ..Nilokaloka ny ho tafita D A D ..Ho tabia sy rehareha Tonony 4 A D A Nandalo , ireo andro nibaliaka D A ..Fa hirifiry sisa hita D A D ..Feno fanala izay aleha Tetezana Bm E A F# Soa aza... mbola nisy fatotra Bm E D Fa...angamba , izay iray isika safotra Fiverenana A D Samia ary ho tafita soa D E A Fa mbola lavitra ny aleha F# Bm ..Ampy izay ny kitoatoa E A E ..Fa samy olon-dehibe A D Fa mbola tsy anjarako D E A Hatreo ny fiainana eo aloha F# Bm ..Herezo hatrakao ny loha E A D ..Hampandefero ny ao am-po Famaranana A D A Nandalo,nandalo,nandalo,.....