Hiran'i Lalatiana rehetra: Lalatiana Tonalite: Bb Intro Em7b5..Ebmaj7.... | Cm7 .... F7 ..Dm7 .... | G7b9.... Cm7 ..Dm7..Ebm7..| Gm7/F..Gm7 .... | Eb/F.... Verse 1 Bbmaj9 Gm11 Dm7 Alina indray Bb7(b9) Ebmaj7 Bb F7 Alina mangatsiaka ny aty hatrizay Bbmaj9 Gm11 Cm7 Fa adino izany F7 Bb Ebm/Bb Bb Eb/F Rehefa tamy ny nofy soa Bbmaj9 Gm11 Dm7 Alina indray Bb7(b9) Ebmaj7 Bb F7 Mitamberina an-tsaina ny niainana teo Bbmaj9 Gm11 Cm7 Ny zava-bita, F7 Bb Ebm/Bb Bb Ny rehetra hita, ny feo Chorus Em7b5 Ebmaj7....Cm7 Io alina i_________o F7 Dm7....G7b9 No hampandry ny fo Abdim7 Cm7 Dm7 Ebm7 Ny hasasàrana ho adino, satria efa mino F7(b9) Bbmaj7 Gm7 Fa rehefa hifoha Em7b5 Ebmaj7....Cm7 Ho hery va_________o F7 Dm7....G7b9 Aina soa no azonao Abdim7 Cm7 Dm7 Ebm7 Ka na kivy ny saina, tsy andry ery ny maraina F7 Bb Ebm/Bb-Bb [chorus #1 ihany] Maraina vaovao… Interlude G7b9 .. Cm7 ..| Dm7. ..Ebm7.. Gm7/F.. Gm7 ..| Eb/F .... Verse 2 (2x) Bbmaj9 Gm11 Dm7 Dia lasa indray Bb7(b9) Ebmaj7 Bb Eb/F-F7 Toy ny omaly ny androany fa feno ny loha… Bbmaj9 Gm11 Cm7 Lasa vinany F7 Bb Ebm/Bb-Bb Eb/F Rahoviana ihany vao ho alina… Chorus #2 (tsy misy "Maraina vaovao") Bridge F6-Gb/Ab Dbmaj7 Dbm7 Mara______ina vaovao E/Gb Bmaj7 No irina, Bm7..D/E Amaj7 Mba hana____ovana izay tiana Am7 Am7/D Gmaj7 Ebmaj9 Ka hitondra_hafa__liana… Outro Cm7 F7 Bbmaj7..Gb/Ab.. Hiandry ny alina Bbmaj7..Gb.. Alina… Bbmaj7.. Gb/Ab.. Alina (alina zao ny andro) Bbmaj7 Gb Alina (mody indray ny masoandro) -> miverina ny intro
Category Archives: tondrompeo
Adalam-pitia (Mage 4)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Key: Em (G) Intro Dm....Cmaj7....|G.... Dsus4..D..| Asus4..A.. G-A-G/B-A/C# Dsus4..D.. Verse 1 G D(add9/F# Em Novolenao tao am-poko 'lay fitiavanao C Bm Em Dsus4-D Ka tsy afa-mandao ny embona anao G D(add9)/F# Em Nozarinao aho ahita foana ny endrikao C Bm Em D-Dsus2 Anaty nofy aza anilako ianao Pre-Chorus C Bm G D Fa ny anio no mbola mila anao foana aho Am G Dsus2-D Em....D-G-Em Te handre ireo teninao: tena tia Chorus C D G D/F# Em Te handray teny mamy avy any aminao C D Em Toy ny adalam-pitiavana C D G D/F# Em C D G D/F# A [Chorus #3] Te ho iray manimanina ny anilanao C D Em....D-G-Em Tsy mahavery dia tsy hita ny atao Verse 2 G D/(add9)/F# Em 'Lay endrikao tsy mety afaka an-tsaiko C Bm Em Dsus4-D Manaraka ahy foana, malaina ny handao G D(add9)/F# Mandresy ahy toa mankarary ny aiko C Bm Em D-Dsus2 Tsy tantiko intsony ilay fitiavana anao Pre-Chorus/Chorus #2/Solo/Chorus #3 Outro Em....D/F#..C..Cadd9.. Dsus4..D..Em9
Omeko Anao (Johane)
Hiran'i Johane rehetra: Johane Key: A Intro: D..E..| A-E/G#-F#m-E-D..E.. Verse 1 A E/G# Izaho sy ianao, samy vonona F#m C#m Hiara-dalana, hifampitantana D6 A/C#..F#m7.. Hamakivaky 'zany fiainana Bm7 E Aza manahy fa, eo foana ho anao A E/G# Izaho sy ianao, samy mahafantatra F#m C#m Fa na ho mora, na ho sarotra D6 A/C#..F#m7 Dia tsy hiova, tsy hivadika B7 E7 Asus4..A Mandrakizay, 'zay no tanjona Chorus D E/D A/C# Omeko anao, 'zay rehetra momba ahy D E F#m Omenao ahy, 'zay rehetra momba anao A/E D C#7 F#m E D Fa ny fontsika roa, mikam_bana E E7 Asus4..A Ho marikin'ilay fitiavana Verse 2 A E/G# Ankehitriny, tiako ho tsapanao F#m C#m Fa tsy hisy olona hafa hasoloko anao D6 A/C# Sarobidy 'ndrindra amiko ianao B7 E7 Asus4..A Mandrakizay, 'zay no tanjona Chorus (2x)
Fo Natolotro (Aina Cook)
Gitara: tsy voatery asiana add9 Intro (Key: D) D(add9)-A/C#-Bm7 | Em-D/F#-G Bm11 A Verse 1 D(add9) A/C# Tsy sangisangy fa, vokatrin’ny fo G F# F#7 No hilazako fa tia aho D(add9) A/C# Tam-pisainana sy safidiko G F# B5 Taminao ny eritreritro, ny loha Chorus (Key: E) E A(add9) B(add9) E K’aza manalavitra f’irery aho tsy eo ianao E A(add9) B7 C#m7 F’ianao no andry, tohana sy harenako B/D#-E A(add9) B(add9) E Dia fo madio feno fitia tontoloko E A(add9) B7 G(add9) Na ny aiko aza raha tianao ho atolotro Asus4-A (Dsus4-D) Eo an-tananao Verse 2 (Key: D) D(add9) A/C# Tsy vazivazy akory, na koa fialam-boly G F# F#7 Ny orok'efa natolotro D(add9) A/C# Voarakitra diary, am-panahy tsy sary G F# B5 Vita sikotra toroko, tsy ho lo Chorus (Tonalite: E) Bridge (Key: F#) F# F#/A# B Tsy aiko angamba tena ho banga F#/C#-B-F# F#/A# Ny fiainako A B Badd9 Raha handao ahy ianao Woah woah, woah woah Chorus (Key: F#) F# B(add9) C#(add9) F# K’aza manalavitra f’irery aho tsy eo ianao F# B(add9) C#7 D#m7 F’ianao no andry, tohana sy harenako B/D#-C#/F-F# B(add9) C#(add9) F# Dia fo madio feno fitia tontoloko F# B(add9) C#7 A(add9) Na ny aiko aza raha tianao ho atolotro Bsus4-B Eo an-tananao VST used: I Can Play All Day (NSK2.0) Hiran'i Aina Cook rehetra: Aina Cook
I Belong To You (Brian McKnight)
Key: G#m7 (relative minor of B major) Intro G#m7...D#m7-C#m7..(2x) A#m7b5..A7b5-G#m7 Verse 1 G#m7 D#m7 C#m7 I want you for myself G#m7 D#m7 C#m7 I don't wanna have to share you with nobody else G#m7 D#m7 C#m7 I want you baby, come to me A#m7b5 A7b5 G#m7 Let me give you all the lovin' that you need G#m7 D#m7 C#m7 I wanna touch your body, Feel your arms around me G#m7 D#m7 C#m7 I wanna be your fantasy, your dream come true G#m7 D#m7 C#m7 I wanna need your lovin', make you my only woman G#m7 D#m7 C#m7 I wanna love you, love you, love you, baby I G#m7 I belong to you Chorus (G#m7) D#m7 C#m7 Until I feel your heartbeat next to mine G#m7 D#m7 C#m7 I've got work to do G#m7 D#m7 C#m7 'Til every single star up in the sky A#m7b5 A7b5 G#m7 Knows that I belong to you I want you satisfied Anything your heart desires Let my love provide I want you baby Only you and I swear I'm gonna make you want me too I'm gonna touch your body Wrap your arms around me I'm gonna be your fantasy Your dreams come true I'm gonna taste your lovin' Make you my only woman I'm gonna love you, love you, love you Baby, I belong to you
Ho Anjarako (Tovo J’Hay)
Key (Tonalite): G Intro G..D/F#..| Em7.... G..D/F#..| C/E.... Verse 1 G Cm/G G Gsus4-G Efa nodorako 'zay rehetra rehetra momba anao Em Am/E Em Dia rovitra ihany koa ny sary rehetra nisy anao Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#/Bb Bm E Fa tsy maty anaty foana 'lay tsiaro, fa tsy nangina Am7 C/D G Fa maro laotra 'reo tantara nifangaro Verse 2 G Cm/G G Gsus4-G Efa narendriko tsy ho hita ireo firavaka Em Am/E Em 'Zay rehetra nomenao efa any anaty lavaka Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm E Indrisy anefa miraikitra tsy miala ato anaty, 'lay alokao Am7 C/D G F#7 Manaraka ahy, 'ndraindray tsy tanty Chorus Bm F#7 F#/Bb Bm Nihazakazaka aho nijery 'zay mba nisy anao A-D A D Nivezivezy tsisy hery, nitady no iraho C/D-D G Dm7 G Cmaj7..C#m7b5 Te hilaza fa, dia mbola ianao ihany no tiako G/D Cm/Eb Em Ianao no iriko anilako C#m7b5-Cm G/D C/D G (intro) Dia mbola ianao ihany no ekeko ho anjarako Verse 3 G Cm/G G Gsus4-G Ilay toerana faleha niarahana nitafa Em Am/E Em Tsy nandalovako intsony, niviliko lalan-kafa Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm Ny maso anefa mitsimpalotra mangalatra mankany E Am7 C/D G Gsus4-G Fa feno loatra, ny alahelo, ka kotsan' ny tomany Verse 4 G Cm/G G Tsy tiako henoina intsony, 'reo hira 'zay mba fihainontsika Em Am/E Em Izaho sy ianao mifamihima rehefa andro mangatsika Dm7-G Cmaj7 F#7/C# F#7 Bm Nefa ny tonony sy ny feo tsy afaka an-doha E Am7 C/D G F#7 Lasa aretimpo, nanjary, vao may nankarary Chorus Outro: Em-Cm- G/D C/D G Ianao, ho anjarako
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Miandry Anao (Rija Rasolondraibe)
Tonalite (Key): F#m (A) Intro: D/A..A.. (2x) Verse 1 A E/G# F#m Raha handeha ihany ianao F#7/A# Bm Raha sitrakao D#m7b5 Esus4 E Aza tena ilaozana tanteraka aho F#m E/G# A Fa izaho hatrizay tsy mahay D Esus4....E.... Tsy zatra ilaozanao Pre-Chorus Bm D/A E/G# E Tsy hisakana izay mba fanirianao anie aho A E/G# F#m Tsy hanimba izay mba tena tianao F#m D A/C# Fa ny hasambaranao no tadiavina Bm Raha tsy misy ato an-trano Esus4....E...Fdim Dia tsara tso-drano Chorus F#m F#7 Bm Nefa amelao sombiny amin’ny fitiavanao E A C#7 Mba amelao na 'zay sisa tsy zakanao F#m F#7 Bm Mba amelao na ho mpinamana tsotra izao C#7 F#m Woah oh..Raha handeha ihany ianao Bridge #1: (F#m....)| C#7.... Bm .... | Esus4..E.. Verse 2 A E/G# F#m Raha toa manembona ianao F#7/A# Bm Na koa mahatsiaro D#m7b5 Esus4..E.. Izay niarahana taloha F#m E/G# A Ka matahotra na menatra ny D Esus4....E...Fdim Hiverin-dàlana, fantaro Pre-chorus Chorus (2x) F#m F#7 [Tonalite - F#m na A] Am A7 [Tonalite - Am na C] Fa miandry anao Bm Bm-Bm/D Dm Dm-Dm/F Miandry anao foana ny toeranao E A C#7 G C E7 Miandry anao, reo 'zay efa nilaozanao F#m F#7 Am A7 Miandry anao Bm Dm Miandry anao ny tia sy fitia C#7 F#m E7 Am Modia, modia Bridge #2: C#7-E-Am....| Dm.... G ....| C .... E/B-E-Am....| Dm.... E ....| Am.... Chorus (Tonalite: Am na C)
Hiran'i Rija Rasolondraibe rehetra: Rija Rasolondraibe
D’Efa Tia (Tovo J’Hay)
Tonalite: Dm (F) Intro: Dm..Gm6/Bb..|F/A.... Dm..Bb.. |F ....
Verse 1 Dm Bb F Efa voatety avokoa ny fotoana Dm Bb F Ireto isika roa dia mbola eo foana Dm Bb F Efa nandalo sedra, tsiky tomany Dm Bb F Izaho mbola eto, ianao koa mbola eo ihany Verse 2 Dm Bb F Ka avelao aho mba hidongy, hitampify Dm Bb F Hoazoniko mafy ianao tsy ho avelako hidify Dm Bb F Dia aza asiana akory fanontaniana Dm Bb F Fa fantatrao ny ato am-poko ry tiana Pre-chorus/refrain A7/Db Dm C/E F Fa ho Mala__lako, Anjeliko, fitiavako Gbdim7 Gm E/Ab A7 Ka hifameno sy hifanjohy…Tsy hifankafoy Fiverenana/Chorus Bb F Mahavariana, fa fifaliana C Dm Rehefa miaraka aminao aho tsy miafy Bb F Tsy voafefy, tsy voarefy Aug7 A7 Efa voahenika fitia ny any anaty Bb F Rehefa tia, tena tia C Dm Mety ho adaladala kely 'ndraindray Bb F Na inona hanjo, na inona hiseho Aug7 A7 Efa fo roa no nitambatr’ ho iray Solo: Dm..Bb..F.... (2x) Verse 3 Dm Bb F Ny tsy hitia anao aloha sanatria Dm Bb F Ny foko efa nanaiky, efa vita sonia Dm Bb F Ny andro maloka, eny mety hitranga Dm Bb F Fitiavako anao aloha tsy ataoko misy banga Verse 4 Dm Bb F Tsy hijery hafa, tsy ho lavitra ny saiko Dm Bb F F’ianao no akaiky ahy, ianao 'lay silaky ny aiko Dm Bb F Tsy foiko ho hatakalo, tsy foiko ho zaraina Dm Bb F Fa tokana iray anaty fo sy ny saina Pre-refrain/Fiverenana Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Amin’ny Fo (Johane)
Hiran'i Johane rehetra: Johane Key: G Bm7: x24232 C(add9): x32030 Cm: x35543 Em9: 024030 Em7: 020033 G(add9): 3x020x Intro G
e|-----14---- b|-12-----15- g|---12------ D|----------- Verse 1 G Akipio ny masonao Bm7 Dia mba henoy izao lazaiko izao Em9 Fa natao ho anao irery C-G/B-Am7 D7 Porofom-pitiava__na Verse 2 G Raha heloko ny mitia anao Bm7 Efa tany am-ponja aho ohatr'izao Em9 Na tsiky na alahelo C-G/B-Am7 D7sus4-G Izaho tsy mahasara__ka
Pre-refrain
G(add9) Bm7
Tsy hoe mahay miteny
Em7 C(add9)-G/B-Am7-D7
Fa 'lay fitia no namoaka ire_______________ny
Fiverenana G Aza manahy raha toa ka hoe Bm7 Sendra ny mafy sy ny sarotra e Em7 'Zaho aty vonona ny tsy C(add9) Cm Hivadika amin'ny toky nome_______na G Na faly na ory 'sika sy ianao Bm7 Sanatria zatra hifandao Em7 C(add9) Androany miangavy aho mba lazao raha sitrakao Cm G Ny halalin'ny fitiavanao Bm7 Em7 C-G/B-Am7-D7 Ny fitiavanao, ny fitiavanao, ny fitiavanao Verse 3 G Dia izao, Bm7 'Zaho tsy hangataka ny volana aminao Em7 Fa ny tadiaviko dia izao C(add9)-G/B-Am7-D7 Hoe 'lay fitia______va__nao Verse 4 G K'aza manahy ianao Bm7 F'izaho tsy hivadika Em7 Tsy mahasaraka anao, tsy mahafoy anao C(add9)-G/B-Am7 Dsus4 Efa zatra loatra anao e Fiverenana
Lafatra (Mage 4)
Intro (2x) - Tonalite: C C(add9)..Dm/F-F |Am..G.. C(add9)..F(add9)..|G Verse 1 (Tonalite: C) C G Dm Raozy dia, mahate ho tia lay endrikao C G Fa tsara loatra, manintona ahy Dm Ianao no lafatra Verse 2 (Tonalite: C) C G Dm Mambabo ny manodidina ny toetranao C G F Tsy miavona fa feno tsiky ny fiainanao Intro/Verse 1 (Tonalite: C) Verse 2 (Tonalite: C->F) C G Dm Mambabo ny manodidina ny toetranao C G Tsy miavona fa feno tsiky Bb F Ny fiainanao rehetra Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F Ianao no deraina Gm F Tsy ho tantiko ny hamela C Anao tsy ho namako Bass melody 1*: G-A-Bb | A-Bb-C| F-E Refrain (2x)(Tonalite: F) F C F Bass melody 1* Mangovingovitra aho mahita anao F C Dm [D*-C*-Bb*-A*] Misy tsy aritry ny ao anatiko ao Gm Dm Gm [G-A-Bb|A-Bb-C| G-A] Hanantona anao aho izao dia izao Bb C F Hisedra ny herinao, hitory fitiavana ------------ F(add9)...C..F..G.. Verse 3 (Tonalite: C) C G Dm Vao mangiran-dratsy any aho, dia hiaritra C G Ny hatsiaka sy ny ando-maraina Dm Ambaravaranao Verse 4 (Tonalite: C->F) C G Dm Hivimbina ilay fitia sy handohalika C G Hitsena ilay marainanao Bb F Feno fanantenana Pre-refrain (Tonalite: F) Bb F Te ho anao aho Gm F Omeo ahy 'reo teny C Mifono hasambarana Solo: Dm.... | Gm.... E .... | A .... Am..G..| C..Dm.. E .... | Bb...C. Fiverenana (2x) (Tonalite: F) F C F Mangovingovitra aho fihininao F C Dm Natao ho ahy ny ampitsonao Gm Dm Gm Omeko anao izao tontolo izao Bb C F K'aza manana ahiahy amin'ny hoavinao Outro: F(add9)....G....|C........ VST: JD Midi Grand (NeoSoul Keys 2)