Rovako (Kiaka)

Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka

Fampidirana
C  Am F G

Tonony 1
C           Am F              G
Ao anatiko ao,  moa ve fantatrao?
   C                 Am
Ny fo sy ny saiko rehetra,
F                 G
..Mankalaza anao foana
   F                           G
Ianao no rovako, ianao no reharehako
        C             Am
hahafantarako ilay tanànako
 F                           G
Nefa dia indrisy...resiny ianao

     Fiverenana
      C           G        F                    C
     Mitomany ny foko,mitomany anao r’ilay rovako
     C                G
     Aiza intsony indray anie 
            F                       G
     No ahitako toa anao toa anao,yeah eh
      C              G           F             C
     Fahatsiarovana sisa ho an’ireo mpanjakantsika 
      C          G         F         G
     Dia mampalahelo, ka aleo dia mikalo
    
Famaranana 
   Am  G
Veloma e
 F       C
Mandrakizay e
   Am  G
Veloma e
 F           G
May ho’aho, may ho’aho

0248 TN (Samoela)

Hiran'i Samoela rehetra: Samoela

Tonony 1
G              D    (A)
...Any ianao ’zay
G                                  D              (A)
...Rotsirotsin’ny fiaraben’ny Hyundai ianao ’zay
G       D                
...Ny 0248 TN ouah oh oh 
G                               D
...Nahafantarako anao re tsisy neniko

G            D  
...Any anao zay
G                        D
...I Kalamena volo havako iny e!
G                     D
...Mena tsy foiko no sady tsy foiny
G                     D
...Lokon’Arema, fa hifankatiavanay

Tetezana
Em 
...Sigara Good Look aki(a)
A
...Anembonako an-dry

     Fiverenana
     Em                                A
     ...Good Look amin’ilay tsisy Menthol
              A                       G
     Fa ny fitiavako anao re toin’ny taonina
                        A
     Sarin’ny Masina Maria
                     A
     Anembonako an-dry
     Em                           A
     ...Lay manao hazo fijaliana kely amin’ny 
                  A
     Tanana an-kavia

Tonony 2
G              D    (A)
...Any ianao ’zay
G                         D             (A)
...Angamba efa tena lasa lavitra be
G                           D   
...Rahoviana indray vao ho hitako ianao
G                             D
...F’ataoko manatitra ahy hatrany Ivandry ianao e

G              D    (A)
...Any ianao ’zay
G                        D                                   G
...Angamba efa mamindra 4ème vitesse amin’ny Hydrocarbure ianao zay
                G               D
...Fa ny fiara tiany, no tiako tiangenana
                  G              D
...Mahita azy mitsiky aho d’efa fahafinaretana.

Tetezana
Em 
 Sigara Good Look aki(a)
A
 Anembonako an-dry

     Fiverenana
     Em                                A
     ...Good Look amin’ilay tsisy Menthol
              A                       G
     Fa ny fitiavako anao re toin’ny taonina
                        A
     Sarin’ny Masina Maria
                     A
     Anembonako an-dry
     Em                                                                      
     ...Lay miantona amin'ny tambohon'olon'etsy,
                                    A
     Manjakaray, Vasakosy sy Ambanidia

Mpivahiny (Nanie)

Key: Dm (F)

Intro
Dm....(2x) | Am....(2x) Gm....| C9.... F ....| Em7-A7 Verse 1      Dm Am Mpivahiny indray, no iantsoako anao            Gm Satria mpandalo        C9             F Tsy nijanona hiara mikalo Em7      A7 Miserana toa nofy Verse 2        Dm                Am Trano foana indray no ho namanay         Gm No sisa zohiana     C9                F Mamanala tsy hisy hafaliana Em7       A7 Jiro kely mitsilopy Chorus (Key: D) Dmaj7   G                Dmaj7 Fa____niriany ny hijanona eto          G Hatry ny ela          Em7           A7 Nefa voasakan ny zava-misy         Dmaj7....|Em7-A7 Tsy ho tavela Dmaj7   G                   Dmaj7 Raha ny tiany izy tsy hiala teto          G Ndrisy anefa    Em7             A7 Reo namana hafa koa mbola misy         Dmaj7....| Em7-A7 Tsy ahy irery -> Intro Verse 3     Dm Am Any andro iray, zay fotoana izay            Gm No ho mamy indrindra      C9             F Hifanena ilay ela tsy hita Em      A7 Mila saro tsaroany -> Chorus Outro Dmaj7       G Dmaj7 ...Hiato tsy hitempo angamba ny fony         G Amin'izay andro izay Em7     A7 Dmaj7 Em7-A7 Lasa tokoa lay fisaonan ny fo Dmaj7 G                  Dmaj7 Ny ora aza hitsetra tsy handeha           G Tsy hihodina ihany Em7     A7 Dm Foana ireo nampijaly taloha C9: x3233x Dmaj7: x35453x Tondrompeon'i Nanie hafa: Nanie

Mirary Soa (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika

Asus4: x02230
C7:    x32310  Cmaj7:x3200x Cadd4:  x32011
Dsus4: xx0233  D7:   xx0121 D7sus2: xx0210
G7:    320001  G/B:  x20030
                      
Fampidirana
G-Am7-G/B Cadd4 C
C  G/B Am 
Am D D7
D7sus2  G

Tonony 1
            C    C7            F  
Mangatsiatsiahy,   mirary soa ny aminao
           D7                 G      G7
Raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
C C7              F                    
    ‘Zaho anefa tsy afaka
            D      D7      G
Hanatona ny aminao, hikarakara anao

     Fiverenana
               C                     Am
     Lavitra loatra akia, ny any aminao
                  D     D7              G 
     Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
      C          F                  C      
     Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
            D     D7          G
     Hihazakazaka,  reraka ny aina

Tetezana
C-G-F
F C
C-Cmaj7-C D7 
D7sus2 G

Tonony 2
            C   C7              F  
‘Lay sariko any,  banjino raha sorisorena ianao
       D7                    G     G7
Hamalifaly anao sy ho fampiononana
C  C7             F
     ‘Reo hira fihirako ho anao
            D          D7                 G   
Ataovy siotsioka aloha,  raha tsy dia tsaroana

     Fiverenana
              C                      Am
     Lavitra loatra akia, ny any aminao
                  D     D7              G 
     Tsy afaka hanidina, mbola tsy hary elatra
      C          F                  C      
     Raha hitsambikina, impiry vao tody any aminao
            D     D7          G
     Hihazakazaka,  reraka ny aina

Famaranana
C  C7

Nandalo (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Bm: X24432
F#: 244322

Tonony 1
    A    D                 A
Nandalo , toy ny zavona maraina 
D                      A 
 Tsy hita akory hoantenaina
D                A     D
 Ny omalintsika teo

Tonony 2
    A   D                A
Nandalo,toy ilay ririnin-dasa
D                       A
 Tsy tsaroana izay nandratra
D                A
 Isika aza samy leo

Tetezana
     Bm   E                      A  F#
Fa tonga....ny tsy azo hihodivirana
    Bm    E                D        F
Ka rava.... ilay manda nanahirana

     Fiverenana
        A              D
     Variana niolakolaka
      D      E         A  
     Ny tena izy toa lalao
     F#                   Bm
      Lany andro nifamolaka
     E                     A  E
      Ka ny fotoana no nandao

          A           D      
     Tsy hita izay marina
     D          E        A
     Isika koa moa zaza be
     F#               Bm
      Tsy nety tafarina
     D                       D   F
      Ireo tsy tia faly nihomehy

Tonony 3
    A    D                A
Nandalo , ilay eritrerintsika
D                     A 
..Nilokaloka ny ho tafita
D                  A     D
..Ho tabia sy rehareha

Tonony 4
    A    D                A
Nandalo , ireo andro nibaliaka
D                   A
..Fa hirifiry sisa hita
D                    A     D
..Feno fanala izay aleha

Tetezana 
    Bm   E                  A   F#
Soa aza... mbola nisy fatotra
        Bm    E                 D        
Fa...angamba , izay iray isika safotra

     Fiverenana
        A                 D
     Samia ary ho tafita soa
     D          E           A
      Fa mbola lavitra ny aleha
     F#                   Bm
     ..Ampy izay ny kitoatoa
     E                   A  E
     ..Fa samy olon-dehibe

          A            D
     Fa mbola tsy anjarako
     D           E            A
      Hatreo ny fiainana eo aloha
     F#                    Bm
     ..Herezo hatrakao ny loha
     E                        A  D
     ..Hampandefero ny ao am-po

Famaranana
    A       D       A
Nandalo,nandalo,nandalo,.....

Adin-tsaina (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
F#m:244222

Tonony 1 (2x)
D          F#m     G
Entiko mankany aminao
   Em     A    Em          A
Ny adin-tsaina, mandreraka aina
 D          F#m     G
Zay tsy voafafa indrisy
 Em    A      A    D
Mihamitombo, sy mihombo

     Fiverenana (2x)
      D                F#m           G
     Raha mankany aho mantsy mety hahita
     Em     A        A   D
     Eny hahita.... fifaliana

Tonony 2
     D            F#m         G
Reo nantenaiko hanirina vao maika
 Em   A        Em        A 
Nampihiratra,...nivandravandra
D       F#m         G
Any aminao no hany sisa
 Em   A        A        D 
Noheverina...mba hianteherana

     Fiverenana 
      D             F#m        G
     Raha toa ka ianao tsy handao
      Em   A   A      D
     Hankahery, sy hijery

Tsy Adala Aho (Ambondrona)

Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona
Dsus: xx0233

Tonony 1
 G        C           Em
...Sao heverinao ho adala aza aho
G        C       D
...Leo miandry anao
G             C             Em
...Toa tsy hohaiko intsony ny mitana
G          C         Dsus  D
...Ilay fitiavako taloha

Tonony 2
 G        C           Em
...Sao heverinao ho adala aza aho
G        C       D
...Leo miandry anao
G             C             Em
...Toa tsy hohaiko intsony ny mitana
G          C          Dsus D Dsus D
...Ilay fitiavako taloha

     Fiverenana
     Em        C       G            D
     ...Izany foana ve……… no hiainako
     Em        C     D
     ...Rehefa eo ianao 
     Em      C        G      D
     ...Sao kosa ary ...neninao 
     Em     D     G
     ...Ny nahita ahy 

Tonony 3
 G       C           Em
...Tsia sanatria ny lany manja
G           C           D
...Izay niarahana hatrizay
G       C            G        Em
...Tofoka loatra aho, ..leo anao
G          C           D        Dsus D
...Ka ny miala sisa no azo atao

     Fiverenana
     Em        C       G            D
     ...Izany foana ve……… no hiainako
     Em        C     D
     ...Rehefa eo ianao 
     Em      C        G      D
     ...Sao kosa ary ...neninao 
     Em     D     G
     ...Ny nahita ahy 

Tetezana
F
...Tsy zakanao
 G
Raha miresaka ny ataonao
F                  G       
...Ka aleo hijanona eo
F                G
...F'izay vita aleo hivalona ho tantara
F                     G
...Manavao indray no mety

     Fiverenana
     Em        C       G            D
     ...Izany foana ve……… no hiainako
     Em        C     D
     ...Rehefa eo ianao 
     Em      C        G      D
     ...Sao kosa ary ...neninao 
     Em     D     G
     ...Ny nahita ahy

Indray Hariva Izay (Eric Tahina)

Key: G

Intro
C..D..| C-D-G.. (2x)
C/G..G..

Verse 1
    G           
Indray hariva izay
 C                D
Sento sisa nenti-nody e e
  C                       
Nialoha lalana ahy 
   C             D 
Hamonjy ny fodiana, eny e

Verse 2
G                  
Eny mamy raha hitohy 
     C               D
No_iriko tsy hifankafohy ô o
  C      
Izay alehanao
  C                D 
Alehako avokoa ry lahy

     Chorus
      C                  D
     Raha lavitra ahy ianao 
       D                    G
     Izato dia tsy veriko irery ô
     C                 D
     Azo foana an'eritreritra 
       C  D           G
     Ireo ora niarahana 
      C                  D
     Nitamberina ao an-tsaiko ireo
       C        D       G..C/G.. 
     Ireo teny nisarahana 

Verse 3
  G               
Tsy tafandry ny alin'iny 
     C               D
Nitanisanisa ireo fahiny 
    C        
Na rotso-pifaliana
   C             D
Na ady nifandirana, eny o 

Verse 4
 G    
Toa tahirim-bolamena 
        C          D
Moa ho vasoka rahoviana 
         C               C  D   G          
No nandraisako ny herim-pitiavana

     Chorus
     C            D
     Ankehitriny moa 
     D                       G
     Indro izaho irery no hananaka
      C             D
     Hanohy ity tantara 
           C       D       G
     Hiandrandra izay mahasoa 

         C               D
     Ny fahatsiarovana anao anie 
       C         D         G    
    Hipody hery hampionona ahy...indray 

Outro
    G           
Indray hariva izay
 C                D
Sento sisa nenti-nody e e
  C                
Nialoha lalana ahy 
   C           D  G..C/G..G...
Nilaozan'olon-tiana

-----------------
C/G: 3x201x
Tondrompeon'Eric Tahina hafa: Eric Tahina 

Taratra (Olombelo Ricky)

Hiran'i Olombelo Ricky rehetra: 
Olombelo Ricky
Bm:   x24432
F#m7: 2xx220

Fampidirana
Bm  A  G (4x)

Tonony 1
Bm       A          G
 Toy ny taratr’hazavana
Em           A       D
 ’Zato endrikao misariaka
G       F#m7      Em
 Ny fitsikinao mijery
A                      D
 Toy ny masoandro mibaliaka
G                   Em
 Nampitsiry vetsom-po
            Em            F#m7
Tsy mba ho haiko ho tantaraina
     Bm          A
Manafana ny ao anatiko
G                 Em
 Manodikodina ny loha
      Em       F#m7
Maha lasalasa saina
       Bm       A   G
Ka manjary nofinofiko

Bm A G (4x)

Tonony 2
Bm           A             G
 Tsy mety ho_afaka ao an-tsaiko ao
Em     A          D
 Lasa nofy, vita sary
G             F#m7        Em
 Tsy mba ho_adinoko ho lalaiko
A                    D
 ’Lay masonao mibaribary
       G              Em
 Ny molotrao raha mitsiky
    Em           F#m7
Masoandro vao maraina
     Bm         A
Manazava ny tontoloko
 G                 Em
Voninkazo tsara loko
   Em          A
Voleko an-jaridaina
        Bm           A   G
Mba ho haingon’ny tanànako

Bm A G (2x)

Tetezana
D             G
 Miboiboika tsy tàna
Em    A              D  
 Loharano tsy hay fefena
G          F#m7           Em
 Nandresy lahatra avy hatrany
A                   D
 Tsy mba haiko noresena
G       F#m7        Em
 Ny fitsirin’ny fitiavako
   Em         F#m7
Ianao ve mahalàla

     Fiverenana
            Bm    A  G
     Fa ny foko anie
          A            D
     Efa babo tsy ankisala
     G     A            D   
      Efa babo tsy ankizara
     G     A            Bm
      Efa babo tsy ankisala

Bm A G (4x)

Tonony 3
Bm           A          G
 Ny mba tsy_haritry ny saiko
Em          A        D
 Dia ny ho_eo anilanao
G            F#m7      Em
 Raha vao nanomboka ny andro
A                D
 Nahafantarako anao
 G             Em  
Tiako ho lazaina
       Em        F#m7
Ho bitsihina aminao
        Bm        A
Ny ao anatiko mangina  
     G                  Em
Tsy foiko raha ho zaraina
          Em        F#m7
Fa ho antsika sy ianao
Bm          A         G
 Satria ianao no mba namako

Bm A G (2x)

Tetezana
D                G        
 Na ny oram-pahavaratra
Em        A           D  
 Na merik’andro ny ririnina
G               F#m7     Em
 Raha toa ka ho_eo anilanao aho
A                      D
 Dia ho foana tsisy ho_inona
    G         A      Em
Fa lohataona lalandava
    Em       F#m7
Diavolana mazava

     Fiverenana
                 Bm    A  G
     Fa ny amintsika anie
              A          D
     Dia ho iray tsy ho rava
     G         A          D   
      Dia ho iray tsy ho rava
     G         A          Bm
      Dia ho iray tsy ho rava

Ento Aho (Rebika)

Key: E, F

Intro (Key: E)
E..A/E..(2x)

Verse 1
   E(add9)      G#m     B/A A 
Ho ento aho, hanaraka anao  aho
F#m7          B7              
    Mangina irery aho 
       A    B7      E(add9)
Raha ilaozanao ka raiso
G#m               B/A A  
   Tantano mba ho any aho
F#m7          B7
    Miangavy mafy aho
     A       B7    E(add9)..E7
Mitalaho fa te handeha

     Chorus
              A 
     Efa mandroso miha alina ny andro
        E(add9)
     Ka ento aho mba hiaro anao
        F#7
     Ny orana efa manakotroka
        B7              
     Ka ento aho hanelo anao
         A
     Tsy andriko izay hiverenanao
        E(add9)          E7
     Ka ento aho hanary dia
        A                     B7
     Ho any aho mba handrotsirotsy anao
        E(add9)              
     Ka ento aho            

Verse 2
 G#m          B/A A 
    Hanampy anao  aho
F#m7     B
    Izay kasainao
        A      B7          E(addd9)       
Raha iaraha-manao dia mba faly aho
G#m           B/A A     
   Hanaraka anao  aho
F#m7          B7
    Miangavy mafy aho
     A       B7    E(add9)  
Mitalaho fa te handeha

     Chorus

Modulation (E -> F)
        C    F
-->  Ho ento aho
     Chorus
              Bb                
     Efa mandroso miha alina ny andro
        F
     Ka ento aho mba hiaro anao
        G7                
     Ny orana efa manakotroka
        C7              
     Ka ento aho hanelo anao
         Bb
     Tsy andriko izay iverenanao
        F                F7
     Ka ento aho hanary dia
        Bb                    C7
     Ho any aho mba handrotsirotsy anao
        F         F/A  
     Ka ento aho

Outro
Bb..Gm..| C7..Bb-C7-F....
Bb/F..F....

Bb:  x13331
B7:  x24242 B/A:     x04442
C7:  x35353
E7:  020130 E(add9): 024100
F7:  131211 F/A:     x03211
F#7: 2x2320 F#m7:    2x2220 
G7:  3x343x Gm:      355333 
G#m: 466444

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika