Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Intro: D Bm7 G D (2x)
Tonony 1
D Bm7 G D
Izy angaha nanan-tsafidy, fa zay kely hananany ihany
D Bm7 G D
No tiany hiainana ety, handreseny ny ankason'ny tany
Pre-chorus Bm F#m G D
Nitomany aho e, manodidin'azy tsisy anjely
Bm F#m E A
Tsy misy mpiaro e, fa mandevina fahoriana irery
D F#m Bm F#m
Tsy niriny ny hitsipi-pako, tsy niriny ny hangataka ety
G A F#m Bm E A
Fara-hidin izay fiainana, no mba lova nomena azy tety
D F#m Bm F#m
Na ny nofiny anie aza kely e, tsy mba asa na fianakaviana
G A F#m Bm E A
Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano, Handosirany izay mety hamono azy
Fiverenana D A Bm F#m
Resy lahatra aho, fa mbola be fihantrana
G D
Ny olona manondidina azy androany
E A
Ahalala tanana sy ho be fitiavana
D A Bm F#m
Resy lahatra aho, na hoe na ratsy aza ny tany
G D E A
Dia mbola misy fanantenana, hanampy azy ianao
D
Omeo tanana
Tonony 2D Bm7 G D
Izy angaha no nisafidy, fa vao teraka dia efa toy izao
D Bm7 G D
Fiainana mafy sy mangidy., efa sosona ao ambany hoditra ao
Prechorus/fiverenana
Famaranana (2x)
Bm G A
Hoe hanampy azy ianao
D
Omeo tanana
Verse 1 Cm7 Bb F/A Eny, akipio ny maso tsy_hijery Bb Bb/D Eb 'Zay fiainany tsy anilanao D7 Tsy akaikinao
Verse 2 Cm7 Bb F/A Eny, hodio tsy hita tsy hay Bb Bb/D Eb Na dia fantatra fa mahamay D7 G Ny vokatr’iza__y
Chorus (2x - Key: C C C7/Bb F/A Fa izay, fa izay ihany no azo atao G/B C Raha tena tia azy ianao C7/Bb F/A Ny ho avy tsy hay vinaniana G C Raha mba hiova izy any aoriana Verse 2 Cm7 Bb F/A Nefa, fantaro fa manampetra Bb Bb/D Eb Ny fiafiana amin-java-drehetra D7 G Handalo sy hitoe_tra
Chorus
Bridge C F(add9) Hifaliana fa tsy_hijaliana G C-F/A-G Ny fitiavana C F(add9) Misy fetra nefa ny fihafiana G Na ny fiarahana, nefa
Key: C, D
Intro (Key:C) F..C/E..|Dm..G..Verse 1C Em Dm Am
Toa tsaroako, ireo lalao taloha
Dm Am G
Tadidiko avokoa, ato an-doha
C Em Dm Am
'Reo namako, dia be dia be tokoa
Dm Am G
Fa nanankinako ny fo, ianao
Chorus #1 F C/E Dm Dm7
Tsy ny ala_helo no mivoka
C G/B Am7
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
Dm7 F/G
Fa mikalo ka tsy hiaro G C No tanisain’ny fo
Verse 2C Em Dm Am Satriko, raha mba teo foana ianao
Dm Am G-C/G-G Ka hilaza izay vaovao, nefa izao
C Em Dm Am Lavitra ahy, nifindra any an-kafa
Dm Am G-C/G-G Feno banga manantsafa, tsy hitafa
Chorus #2 F C/E Dm Tsy ny ala_helo no mivoka
C G/B Am Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
F F/G Fa mikalo ka tsy hiaro G Am-G/B-C-C/G No tanisain’ny fo
F C/E Dm Tsy ny ala_helo no mivoka C Em7 Am Tsy hoe irery aho ka te hitrotra F F/G Fa mikalo ka tsy hiaro G Ab/Bb No tanisain’ny fo
Bridge:Eb..Gm7..| Fm7..Ab-Bb Eb..Gm7..| Fm7..Ab(add9)/Bb.. Eb..Gm7..| Db ..Ab.. G7/B-G7/D-Cm7-F7-Bb G7-C-A7-DVerse 3 (Key: D)D F#m Em Bm Taona maro, tsy mba nifanankalo
Em Bm A Hery tsy mampimalo, 'zay nandalo
D F#m Em Bm'Lay fahazazana, no atambatro visaina
Em Bm A No kaloiko ho hiraina, mba ho anao
Chorus (2x) G D/F# Em Tsy ny ala_helo no mivoka
D A/C# Bm Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
G G/A Fa mikalo ka tsy hiaro A. Bm-A/C#-D-D/A No tanisain’ny fo G D/F# Em Tsy ny ala_helo no mivoka D A/C# Bm Tsy hoe irery aho ka te hitrotra G G/A Fa mikalo ka tsy hiaro A D No tanisain’ny fo
Intro
F | Bbmaj7-Gm/Bb F/A Gm/Bb | F/C Gm/Bb F/A Gm/Bb | F/C Gm/C
Verse 1F C/E Tsy tana ny foko fa
Bb F Voatery ny ora sy fotoana
F Bb Tsy mety nangina
C
Fa te hiantso anao foana
F/A Bb Tsy afaka ao an-doha
F/C C Nandalo an-tsaiko avokoa
F/A Bb Csus4..C'Reo kisarisary 'zay niainantsika roa.
Verse 2F C/E Nanjary mangovitra aho
Bb F Raha vao mandre ny anaranao
F Bb Raha vao mangina irery iny
CDia mahatsiaro ireo fahiny
F/A Bb Fa toy ny vao haninkeo
F/C C 'Reo tantara izay niseho
F/A Bb CGina sy variana tampoka teo
Pre-Chorus A7/C# Efa reko sahady any anatiko any
Dm Bb Ny angolanao, 'lay fitsikinao
F/C-Gm/Bb F/A-Gm/Bb Nambabo ahy , tsy mahasaraka ahy
Csus4 F Fsus4 Tsy mety lefy, Toy ny mozika tsara tefy
Chorus C Bb/D C/E F Angolanao 'zay ilay tsy foiko angola mitalaho
C Bb/D C/E F Fa tsy ho mety ho tony ny saiko raha tsy eo akaikinao
D7/F# Gm7 C/E F Fa raha ny eritreritro, Fotoana iray no andrasako
Bb F/A Gm Dia 'lay andro iray hihaonantsika
Bb F/A Fm/Ab Dia 'lay andro iray hihaonantsika
Bb F/A G7 C7 F Dia 'lay andro iray hihaonantsik'eto indray
Verse 3F C/E
'Reo fotoana mifangaro
Bb F
Sy ireo minitra maromaro
F Bb
'Zay nifampizarana
C
Vetivety dia tsy tana
F/A Bb Fa tsy nety afa po
F/C C
Voron-kely anankiroa
F/A Bb Csus4..C
Fa tsy mifanary ,tsy misara-droa
Verse 4F C/E 'Reo tononkalo nosoratanay
Bb(add9) F
Voarakitra an-taratasy iray
F Bb
Dia mbola voatahiry
C
Na dia efa taona firifiry
F/A Bb
Tsy hay adinona
F/C C
'Lay soratrao tsy mety novonoina
F/A Bb C
Raikitra am-po volamena tsy mba lo
Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay
Welcome to Part 2 – I don’t know why it took me 10 minutes of footage to tell you that a guitar usually has 6 strings and in standard tuning, they are EADGBE. Anyway, if you don’t feel like watching the video, that’s cool but know that you’re missing out on my awesome soothing boring voice (don’t listen to it while operating heavy machinery). Nonetheless, the video does cover some other ..maybe the more important of all the notes to remember in some key frets (fret 3, fret 5, and fret 7).
Knowing the some key note names from the 5th and 6 strings on fret 3, 5 and 7 are very important because it will help you know the names notes on all the strings regardless of frets. This is of course begs the question, why do you have to know the names of any notes on the frets.
The short answer is:
it allows you understand build chords and understand what notes go into a chord
it’s cool…i think…(don’t be a snob about it though ;-))
In this lesson, you will learn the overall goals of this series. A lot of times, when we learn guitar, we do so by remembering shapes of the basic chords (e.g. shape your fingers this way to play a C chord).
This is a great step as first step and allows you to play many popular songs, and for many of us, those open chords and a couple of barre chords (F and B) will be all we need to play our favorites songs. There are plenty of videos on YouTube that will offer these types of lessons.
My favorite genre of music to play is R&B, and therefore what I was trying to do with this series is to expand the basics a bit so that you understood what notes make up a chord (e.g. C major is composed of C, E and G notes), and therefore will give you the options play that same chord in a different share (to get a different voicing), or add an extension to it (e.g. C7, Cmaj7, etc..).
This means that if the song called you to play a Cmaj7, you would not be intimidated by the name and would be able to break it down and construct it (e.g. for those who are curious, C major 7 is: C, E, G, B ….B is the 7th note of the C major scale which makes the chord a Cmaj7). R&B, especially tend to use these types of chords (maj7, m7, maj9, min9) and it’s helpful to understand how they are built. Obviously, there’s still the part of about knowing where to place your fingers on the guitar fretboard, but the goal is to help you understand why you’re shaping your fingers that way.
This type of lesson is of course part of what’s called Music Theory, which can sound intimidating to beginner guitar players, but all it means is : it is teaching us how things work.
Compared to guitar players, piano players tend to be better with theory because there is a bit more emphasis on it in their lesson (not saying that guitar teacher don’t teach music theory) and stuff like scales tend to be easier to learn on the piano because the notes on the keyboard are linear as opposed to the guitar).
Anyway, in addition to the lesson overview, the first video also provides you with basic things about guitar parts (top, fretboard, neck, etc…)..basic stuff that is good to know in case you need replace them for any reason (upgrade, repair, etc..).
Hiran'i Rak Roots rehetra: Rak Roots
FampidiranaC G Am FTonony 1C G
Efa zatra loatra miaraka aminao aho
G Am
Tsy mety tsony raha vao ts'ianao
Am F
Efa jamba loatra ny amin'ny fisianao aho
F C
Tena lafatra loatra anie
C G
Manembona raha vao tsy eo enao tiako oh
G Am
Ny anaranao foana no tantaraiko oh
Am F
Ka ho lazaiko anao fa za' tsy iala e, tsy iala e
F C
Tsy iala e , tsy iala aminao aho
Tetezana C G
Aminao za faly, Aminao za Love e
G Am
Aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e
Am F
Amen fa ianao no anjarako e
F
Fitiavako anao anie ka mamy e
Fiverenana C C G
Mamy e, mamy e, mamy e, mamy e, mamy e
G Am
Ny fitiavako anao tsy ho lany e
Am F
Raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh
F C
Ianao tena tiako e
Tonony 2 C G
Fa ohatrany toy ny vao omaly anie
G Am
'Lay tsika mifampitantana eny an-dalambe
Am F
Tsika roa samy nankafy dia samy naka fafiny e
F C
Tena mbola tadidiko e
C G
Tiko enao , ka mba avelao za hiteny
G Am
Mamiko enao , averiko ombieny ombieny
F C
Aminao malala ihany aho no mahasahy miteny oe tena tia
TetezanaFiverenana (2x)Tonony 3 C G
Tsy nisalala rehefa naka anao e
G Am
Vao nanomboka dia hitako enao oe azo atao e
Am F
Ravakin’ny tokantranoko oh, Mendrika ny renin-janako oh
C G
Miara miainga dia miara tafita miara miosona e
G Am
Mino aho f'anao mihintsy le itako tanaty nofiko e
Am F
Miara tonga amin'ny tanjon’irina a tsika iezaka mafy, iara iady e
C
Amiko ianao lay oe Faka vady e
TetezanaFiverenana (2x)
Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4
Tonalite: D
A/C#: x4222x
Bm': x24430Bm'/A: x04430 Bm'/E:0x4430Bm'/F#:2x4430 Bm'/G:3x4430
D/F#*: 2xxxxxD2: xx0230 D2/F#:2xx230 D2/G: 3xx230F#m: 244222Gm: 355333IntroBm' Bm'/A| Bm'/G Bm'/F#
Em A
-----------------------
Bm' Bm'/A| Bm'/E G
Em A DTonony 1
A
Tonga teto ianao
A G D/F#* Em D/F#* G
Nilaza fa na____hita ilay fi____tia
Em G D
'Lay nirinao hatrizay hatrizay
A
Mba faly anie aho
A G D/F#* Em D/F#* G
F’angamba ho sambatra amin’izay ia___nao
Em G D
F’ilay fitia teto amiko angamba tsy ampy
A
Ny alahelo
A G D/F#* Em D/F#* G
Tanatiko tao na____feniko tsy ho hita_____nao
Em G A
Leferiko ilay hany hasambarako
Fiverenana D G
Fa raha sendra mandalo mamangy any aho
Bm-A Bm A/C# D
Ka maso manganohano no hi_tanao
G
Raha mijery anao aho tsy sahy
Bm-A Bm A/C# D
Tsapanao fa toa mafy izany adim-panahy
G Bm A
Aza itserana akory aho
G A Bm'
Rehefa sambatra ianao, ampy izay
Solo #1 - mitovy amin'ny introBm' Bm'/A Bm'/E Bm'/GEm A DTonony 2
A
Niala teto ianao
A G D/F#* Em D/F#* G
Fo nangaina sisa navelanao mba ho ahy
Em G D
Fa tsy ho ahy ianao fa hiova fitia vaovao
A
Ny alahelo
A G D/F#* Em D/F#* G
Tanatiko tao na____feniko tsy ho hita______nao
Em G A
Leferiko ilay hany hasambarako
Fiverenana - mifarana D fa tsy Bm'
Solo #2 (3x)
(D) F#mG Em AD F#m G Em AFiverenana (2x) - mifarana D fa tsy Bm'Outro(D) F#m G AD2 D2/F# D2/G GmD