Key: C, Db Intro (Key: C) C Caug-Eaug7/C | Am Dm7b5 Verse 1 C/E Ianao taloha Dm7 G7 Nanintona ahy, nahasarika ahy C Ianao taloha Dm7 G7 'lay nantenaiko, no lalaiko Pre-Chorus E7 Am (G) D/F# G Satriko moa, ho isika roa E/G# Am Bbmaj7 G Nefa nangaina, heri-po very maina Chorus #1 C G Am Efa fantatrao F6 A7 Dm7 Am7-G/B Nefa vitana___o C E7 Am Nanalavitra ahy F C Bb Intro Nefa ny alokao toa, eo anilako eo Verse 2 C/E Izaho moa Dm7 G7 Niantso anao, nitady anao C Ianao koa Dm7 G7 Ilay nanda, Tsy nandray ahy Pre-Chorus E7 Am (G) D/F# G Niova ny fo, niova tokoa E/G# Am Bbmaj7 G Nanary dia, nanavao ilay fitia Chorus #2 C G Am Efa lasa any aho F6 A7 Dm7 Am7-G/B F’efa vizana aho C E7 Am Tsy mahandry anao F C G Bb(6) Bb(6) Cadd9 Nefa ny alokao toa, mbola ao Bridge (C -> Db) E7 Am D/F# G Naontsa ahy, ny sentosentonao E/G# Am Bb-F/A-Gb/Ab..Ab Ianao nandao, nintsan'aho Db ..Ab ..| Bbm....[key: Db] Gb6..Bb7..| Ebm7..Bbm7-Ab/C Db F7 Bbm Gb Db Nanalavitra ahy, nefa ny alokao toa Ab Bbm7-Ab/C Eo anilako eeeeeeeo Chorus #2 (Key: Db) Db Ab Bbm Efa lasa any aho Gb6 Bb7 Ebm7 (Bbm7-Ab/C) F’efa vizana aho Db F7 Bbm Tsy mahandry anao Gb Db Ab Bbm7/Ab/C Nefa ny alokao toa, mbola ao Chorus #1 (key: Db) Db Ab Bbm Efa fantatrao Gb6 Bb7 Ebm7 Bbm7-Ab/C Nefa vitanao Db F7 Bbm Nanalavitra ahy Gb Db Ab B(6) Nefa ny alokao, eo anilako eo B(6) Db(add9) Mbola ao, mbola ao (3X)
Hiran'i Johary rehetra: Johary