Hiran'i Jeannot rehetra: Jeannot B: x24442 B7: x24242 na x21202 Tonony 1 Em Am Tadidio kely ange B Em F'indray takariva izay G C Notantaraiko tamin’ise fa D G Tsy miaraka izahay C D Fa matoa izy eo anilako B7 C Satria tiako ny eo anilany o o o o G D C G B7 Fa raha izay fitiavako, na misy aza silany Tonony 2 Em Am Fa ny antsika kosa B Em Hafa tsy toa ny anay G C Fa fitiavana miavosa D G No niarahana hatrizay C D Toky ihany no omeko B7 C Omeko anao tsy omeko azy o o o o G D C G F’izay efa nekeko tsy ataoko vazivazy Fiverenana D G Fa tiako loatra ianao B7 Em Mamy toa tantely C G Tena mihavao D G Tsy lainga velively D G Misy anefa re B7 Em Omeny ahy tsy omenao C G Ka hadisoako ve D C G B7 Sa kosa diso iana___ao Tonony 3 Em Am Anananao tokoa ny bika B Em Ny endrika torak’izany G C Nefa kosa mangatsiaka D G Raha anilanao hatrany C D Ny hafanana ry lalaiko B7 C Mila izany ny fitia e G D Ny fitia e, karakaraiko C G Matoa aho tsy tonga aty Fiverenana D G Fa tiako loatra ianao B7 Em Mamy toa tantely C G Tena mihavao D G Tsy lainga velively D G Misy anefa re B7 Em Omeny ahy tsy omenao C G Ka hadisoako ve D C G B7 Sa kosa diso iana___ao Tonony 3/Famaranana Em Am Anananao tokoa ny bika B Em Ny endrika torak’izany G C Nefa kosa mangatsiaka D G Raha anilanao hatrany C D Ny hafanana ry lalaiko B7 C Mila izany ny fitia e G D Ny fitia e, karakaraiko C G Matoa aho tsy tonga aty G Tsy tonga aty G Tsy tonga aty
Tag Archives: gitara
Valiha Fararano (Jerome Randria)
Hiran' i Jerome Randria rehetra: Jerome Randria Capo: 1 Bm: x24432 Em: 022003 Fampidirana Em D D C Tonony 1 Em D Raha lazaina aloha, hafa ny amiko D C 'Ndray_sabotsy hariva izay tao an-trano Em D Izaho irery moa, sorena be tokoa D C Varivarian'alahelo toa ny mamo Fiverenana G D Eo am-parafara, teo nivahiny Am Em Sarinao, penina sy taratasy G D Te hanoratra aho, te hihira koa C Bm C Nifangaro anefa ireo tao am-po Tonony 2 Em D Tsy tsaroako akory, renoka aho natory D C Nanonofy toa nahita anao hatrany Em D Nifoha avy teo, hay nisy feo D C Vetsovetso mba voasoratro ihany Fiverenena G D Teny ankiroa, efa fantatrao Am Em Nosoratako tamin'ny sarinao G D Teny kely ihany, kely nefa mamy C Bm C Mifono hasambarana tsy lany G D Teny tena mamy, toa ny loharano C Bm C Mihiritsaka fitia manganohano Em Toa feom-baliha fararano
Rehefa Any (‘Zay)
Hiran'i tarika 'Zay rehetra: 'Zay Asus2: x02200 Bm: x24432 C#m: x46654 Dadd2/A:x04230 D': x5423x E/A: x02100 E/D: xx0454 na E': 0xx454 Fampidirana Asus2 E/A Dadd2/A E/A (2x) Asus2 E/A Dadd2/A E (2x) Tonony 1 Asus2 Dadd2/A Ny fiainana dia toy ny rehetra E/A Asus2 Tsy maintsy misy fetra C#m F#m Tsy_afaka hijanona ety ho mandrakizay Bm D' E ’Zay no lahatry ny Ray Tonony 2 Asus2 Dadd2/A Ka raha ho_avy ilay andro voatondro E/A Asus2 Hialako ety an-tany C#m F#m Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao Bm E Asus2 A.. Dia izao no ambarako anao Fiverenana A D C#m Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any Em Asus2 D Tsy hanenina aho na dia kely aza D E/D C#m F#m Tsy hisento koa, na hitomany Bm E Asus2 A.. F’efa teo anilanao tety an-tany A D C#m Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana Em Asus2 D ’Zay natokany hiavianao D D/E C#m F#m Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita Bm E Asus E/A ’Lay fitiavana tsy mety ho ritra Dadd2/A E/A Asus E/A Dadd2/A Tonony 3 E/A Asus2 Dadd2/A Ka raha ho_avy ilay andro voatondro E/A Asus2 Hialako ety an-tany C#m F#m Ka ho_esorina indray tsy_ho_eo anilanao Bm E Asus2 A.. Dia izao no ambarako anao Fiverenana A D C#m Tsy mba hanana ahiahy aho rehefa any Em Asus2 D Tsy hanenina aho na dia kely aza D E/D C#m F#m Tsy hisento koa, na hitomany Bm E Asus2 A.. F’efa teo anilanao tety an-tany A D C#m Ka hiandry am-pitsikiana ’lay fotoana Em Asus2 D ’Zay natokany hiavianao D D/E C#m F#m Hanoy indray, ’reo ’zay tsy vita Bm E Asus A ’Lay fitiavana tsy mety ho ritra D D/E C#m F#m Hanoy indray, ’reo ’zay tsy efa Bm E Asus E/A.. ’Lay fiarahana tsy hanam-petra Famaranana ..Dadd2/A E/A Asus2 E/A Dadd2/A E/A Asus2 E/A Dadd2/A E (2x)
Hir’Aina (Nanie)
Key: B, C# Intro B....| B-F#/B-E/B.. B/D#-C#m11-Esus2-F#7sus4| B.... Verse 1 B C#m7 Rotsirotsy tambitamby B/D# C#m7 F#7 Fifaliana manan’amby B F#9/A# A(add9) G#aug-G# No hiraina hatrany hatrany G#m/C# Hiraina hatrany hatrany G#m/C# E/G# F#/A# Hiraina hatrany am-parany any Verse 2 B C#m7 Fa manomboka eto izao B/D# C#m7 F#7 'Zay tontolo misy anao B F#9/A# A(add9) G#aug-G# No hiraina hatrany hatrany G#m/C# Hiraina hatrany hatrany B/F# E/F# Hiraina hatrany am-parany any Chorus (2x) B/F# E/G# F#/A# Bmaj7 (Hi___rai__na) isan’andro izao G#m7 Hiraina ny Anaranao C#m7 Ahatsiarovako fa mamy E/F# F#7 [#1] Em9 Gmaj7/A [#2] Ny mitia anao hatrany Verse 3 B C#m7 Safasafon’olon-tiana B/D# C#m7 F#7 Teniteny fa_niriana B F#9/A# A(add9) G#aug-G# No miposaka maraina G#m/C# Miposaka maraina G#m/C# E/G#-F#/A# Ka kaloina sy hirai__na Verse 4 B C#m7 Raha madiva ny hariva B/D# C#m7 F#7 Indro fa maniva_tsiva B F#9/A# A G#aug-G# Ka mamelona ny aina G#m/C# Mamelona ny aina B/F# E/F# Ka kaloina sy hiraina
B/F# E/F# F#
-> Hi___rai__na
Bridge C/Bb F/A G7 F(add9) C/E Hi___ra hi_ra_____ina Dm/F G#dim7 A Hirahira...i_na A E/G# F#m7 Hirahiraina, ny Anaranao B7/D# A/E E Hirahirai__na Chorus (2x) (Key: C#) C#/G# F#/A# G#/C C#maj7 Hi___ rai___na isan’andro izao A#m7 Hiraina ny Anaranao D#m7 Ahatsiarovako fa mamy F#/G# G#7
F#m9 Amaj7/B Ny mitia anao hatrany Outro C# D#m7 Rotsirotsy tambitamby C#/F D#m7 Fifaliana manan’amby
C#-G#/C-A#m7
Fm7-A#m7
D#m7-G#-C# Tondrompeon'i Nanie rehetra: Nanie
Embona (Joy K)
Hiran'i Joy K rehetra: Joy K Capo 2 A6: x02222 A2: x02200 Asus: x02230 D7/F#: 2xx212 Dsus: xx0233 D*: xx0xx5 D/F#: 2xx232 Gmaj7: 3xx432 F#m: 2xx220 Fampidirana (2X) D A-A6-A Bm A-A2 Gmaj7 F#m' Bm A-Asus Tonony 1 D D7/F# G Em Embona sendra mba nandalo A D (A-A2) No entiko mba hikalo D D7/F# G Em Tsirin’alahelo avy ao ampo A D D7/F# Ny_omaly miverina avokoa Fiverenana (2x) G D/F# Em D An-tsainao ve isika nilalao G D/F# Em A-Asus__ Am-ponao ve 'lay fitiavako anao __Asus D D7/F# G Em Ireo tsiambaratelo maro mamy tokoa A D Tsy haiko fafana ny taloha Tetezana D A-A6-A Bm A-A2 Gmaj7 F#m' Bm A Tonony 2 D D7/F# G Em Embona sendra mba miserana A D-Dsus D* A-A2 Ny_hampahory anao no aoka fe_____ra_na D D7/F# G Em Tsirim-pitia voatahiry ao am-po A D D7/F# Tsy ho_adino fa masaka ao an-doha Fiverenana (2X) G D/F# Em D An-tsainao ve isika nilalao G D/F# Em A-Asus___ Am-ponao ve 'lay fitiavako anao __Asus D D7/F# G Em Ireo tsiambaratelo maro mamy tokoa A D Tsy haiko fafana ny taloha Famaranana D A-A6-A Bm A-A2 Gmaj7 F#m' Bm A
Izao Re No Izy (Njakatiana)
Hiran' i Njakatiana rehetra: Njakatiana Tonalite: D Tonony 1 D A/D Bm7-A/B Tsy nampoizinao ny androany Em7 Bb A G/A Gaga kely angamba ianao D A/D F#m7 (D/F#-F#m7) Hoe misy fahamatorana ihany G A Bbdim7 Izao izaho milaza aminao Pre-refrain Bm F#/Bb Izao re no izy, tiako ianao D/A E/G# E Tsy fahatokiana ahy angamba tsisy G(add9) D Fa raha ianao, ianao mihitsy ianao Em7 G/A Mitsiriritra aho hatram'izao Melody: D-C#-B-C#-A-B-G-A| F#-E-D-C#-B-A-G-E Tonony 2 D A/D Bm7-A/B Namana tsotra tokoa Em7 Bb A G/A Ny fiarahana hatram'izay D A/D F#m7 (D/F#-F#m7) Hataoko fa tsy sarotra koa G A Bbdim7 Raha mba fitiavana indray Pre-refrain Fiverenana (2x) D Em7 Efa ela anie no efa naniriko anao A Dsus4 D G/D-A/D-G/D Sady izaho ange tsy te hamitaka anao D A/E D/F# Izay hampanantenaiko re D/F# G Em7 Foiko ho anao ho anao A (D/A A) Em7 (A/E Em7) A Fa raha 'zay ta__ho__trao ve A G D Izaho tsy hanimba anao G/A Melody: G-A-B-D G-A-B {outro #1] D-F#m7-Bm7| A (D/A A) Em7 (A/E Em7) A A G D Melody: F#-E--D-A (2x)
Meloka (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo: Mahaleo Am/B: x22210 B7: x21202 B7/D#: xx1202 Cmaj7': x32200 Cmaj7: x32000 Cadd2/Bb:x12030 D5: xx0xx5 D/F#: 2xx232 D7/F#: 2xx21x Em': xx2000 Em7': xx0003 Em7": xx2x33 E7: 020100 E/G#: 4xxx00 F/G#: 43x211 Fampidirana G B7 B7/D# Em' Em7' C E E/G# Am D D5 B7/D# Em7" Am Am7/B C D/F# G D7/F# Tonony 1 G B7 B7/D# Em' Em7' Fantatro fa tsy azo atao C E E/G# Am Meloka aho ny mitia anao F E Am Saingy tsy voatana ny foko F G C Tia anao an-tsokosoko Tonony 2 G B7 B7/D# Em' Em7' 'Reo tanako am-po tsy hilaoka C E E/G# Am Noferako tsy navelako hivaoka F E Am 'Nefa toa hery tsy hay tohaina F G C Tiako hodradradradraina Tetezana G Cmaj7'-Cmaj7 Fa eo ianao anilako eo G Cmaj7'-Cmaj7 Hitako sy reko feo Cadd2/Bb F F/G# Toa akaiky nefa tsy takatro C G C Tsy ho ahy ianao fa fantatro Solo: G B7 B7/D# Em' Em'7 C E E/G# Am G C Bb A Dm G C Tonony 3 G B7 B7/D# Em' Em7' Fa ny anao ny fo efa mana-tandrify C E E/G# Am Efa_eny an-tratrany eny ianao no mitampify F E Am Ny ahy misy tady eny am-bohozonana F G C Midiridiry tsy hay takonana Tonony 4 G B7 B7/D# Em' Em'7 Ny taonantsika koa manelanelana C E E/G# Am Izaho efa halazo ianao vao voa hamelana F E Am Ianao ary elatra enti-hisidina F G C Izaho efa hitsingidina
Famaranana
G Cmaj7'-Cmaj7
Ny tanantsika dia hifanantona
G Cmaj7'-Cmaj7
Nefa tsy mihaona akory indreny miantona
Cadd2/Bb F F/G#
Samy tia nefa tsy manantena
C G C
Ny lalantsika tsy hifanena
Raha Mba Manana Elatra (Mahaleo)
Hira'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Capo: 2
Ab/C: x3111x
Bb: x13331 Bb/D: x5333x Bb(b5): x1x330
Eb: x65343 Dm9: xx0560
C': x3x550
F': xx3211 F: 3x3211
Fampidirana (Tonalite: C)
F' G C F (2x)..G
Tonony 1 (Tonalite: Bb) Ab/C Bb/D Vetivety foana aho dia tonga aty (2x) F' C Hamangy ny tanana Ab/C Bb/D Vetivety foana aho dia tonga aty (2x) F' C Fa ianao tsy tamana Pre-refrain Eb F' Avy any antsinanana aho dia Bb F' Nahita ilay masoandro aho dia Bb F' Niaraka taminy aho dia Bb C Tonga aty indray Eb F' Avy any antsinanana aho dia Bb F' Nitondra hazavana aho dia Bb F' Nitondra hafanana aho dia Bb C Nomeko anao indray fa Fiverenana (2x) - Tonalite (C) F G Raha mbola misy dia C F Hitondrako be dia be indry F G Raha mbola misy dia C F G Hitondrako be dia be, raha tian-dry Tetezana (2x) - Tonalite (Bb) Dm9 Tsy lavitra ny misy an-dry C' Raha mba manana elatra akia e Dm9 Tsy mangina ny tananandry C' Raha mba manana elatra akia e Dm9 Nana-namana foana indry C' Raha mba manana elatra akia e Bb(b5) F Dia ho voavangivangy foana akia C Ny tanana misy an-dry
Tonony 2
Ab/C
Bb/D
Vetivety foana aho dia mandeha (2x)
F' C
Hilaozako ny hazavana
Ab/C
Bb/D
Vetivety foana aho dia mandeha (2x)
F' C
Tonga indray ny haizina
Pre-refrain
Eb F'
Mandray ireo tananao aho dia
Bb F'
Manantona ny tratranao aho dia
Bb F'
Mamihina ny fonao aho dia
Bb C
Manao veloma indray
Eb F' Teo andrefan-tanana aho dia Bb F' Nahita ilay masoandro aho dia Bb F' Nanaraka azy teo aho dia Bb C Nidify tamin’izay fa
Fiverenana (2x)
F G
Raha mbola misy dia
C F
Hoentiko manaraka an’ahy akia
F G
Raha mbola misy dia
C F
Hoentiko manaraka an’ahy
G
Ny alahelon-dry
Tetezana (2x)
Tafaray Samy Tia (Randratelo)
Hiran'ny Randratelo rehetra: Randratelo Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Dropped D (DADGBE) (halatsaka ho D ny E ambany) *: Bass ihany no tendrena A': x07655 Bm: x24432 D: 0xx232 D': 0x4232 Em: 222000 G: 55500x F#m:444222 Fampidirana 2(x) Em A F#m Bm Em A D Tonony 1 D' A' (G*-F#*) Raha niombona ny olon-droa Em G A (G*-F#*) Dia nifanome teny Em A D' (D*-E*-F*) Fa na ho ratsy na ho soa (D*-E*-F*) F#m Bm Dia ho azy ihany ireny Tonony 2 D' A' (G*-F#*) Ireny maraina mibaliaka Em G A Ary koa ireny lanitra rakotra Em A D' Tsy ahoana ny hatsiaka (D*-E*-F*)F#m Bm Satria ny fony afaka hifandrakotra B* C#* D* Woh oh oh Fiverenana (2x) Em A Em A Iza(ha)y, no tafaray Em A D No tafaray samy tia Tonony 3 D' A' (G*-F#*) Raha toa ny ratsy nandroso tsy an-kijery Em G A Dia hifaoka 'zay efa najoro Em A D' Tsy haiko lavo fa hanao an-kery F#m Bm Hanarina 'ty fo torotoro B* C#* D** Woh oh oh Fiverenana (2x) Em A Em A Iza(ha)y, no tafaray Em A D No tafaray samy tia Tetezana Em A F#m Bm Em A D' Tonony 4 D' A' (G*-F#*) Raha ny hambo-po tsy mahasoa Em G A (G*-F#*) Dia tsy_omeny fahefana Em A D' Fa iray saina iray fo (D*-E*-F*) F#m Bm Ka ny mifanazava no hany lalana Tonony 5 D' A' (G*-F#*) Raha misy olona miadaladala Em G A Dia handrodana ny hasambarana Em A D' Isika roa tsy hisalasala F#m Bm Handroaka ity fahavalo hikambanana B* C#* D** Woh oh oh Fiverenana (2x) Em A Em A Iza(ha)y, no tafaray Em A D No tafaray samy tia Famaranana (2x) Em A F#m Bm Em A D
Taraiky (Samoela)
Hiran'i Samoela rehetra: Samoela F#m: 244222 Fampidirana G A D (2x) Tonony 1 Em Mila ravim-boafotsy aho o A D Ampindramo bodofotsy aho o G Tsy_azon-kafanana aho o A D Tena mila an’i madama aho o Tonony 2 Em Fa ohatrohatran'ny manavy aho o A D Mila ataonao massage aho o G Omeo fampatoriana aho o A D Dia andefaso hirahira aho o Fiverenana Am G Fa taraiky aho A D Mahatsiaro mangingina aho aty eh G A D Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry eh Em F#m G Mba tanteraka avokoa ny natao A D Nefa tsisy varany an G F#m Em Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao A D 'Zay vao ho hasambarana Tetezana G A D B Em A D Tonony 3 Em Aza atonina mihitsy aho o A D Fa mihetsika krizy aho o G Mila zava-mahery aho o A D Te-hi kafoum irery aho o Tonony 4 Em Omeo saribakoly aho o A D Mila alana devoly aho o G Mila hanim-pito loha aho o A D Jerevo tiktakdou aho o
Fiverenana (2x) Am G Fa taraiky aho A D Mahatsiaro mangingina aho aty eh G A D Lasam-borona, miventsoventso ny anaran-dry eh Em F#m G Mba tanteraka avokoa ny natao A D Nefa tsisy varany an G F#m Em Ny ato an-tsaiko hoe raha teto angamba ianao A D 'Zay vao ho hasambarana