Hiran'i Green rehetra: Green *: Bass ihany no tendrena Bm: x24432 F#: 244322 Fampidirana Bm E F# Bm Bm E F# Bm Tonony 1 Bm E F# Bm ...Efa ela izay no tsy nihaona, 'zaho sy ianao Bm E F# Bm ...Fa navelan’ny volana sy taona, hifanadino Bm E F# Bm ...Ny fahatsiarovana kosa, tsy voafehiko izany Bm E F# Bm Bm*-C#* ...Mitamberina ato an-tsaina,'reo natao taloha Fiverenana D E F# Bm B*-A* ...Ny fotoana kosa, tsy_afaka hiandry anao G Bm A...... ...Fa mandeha lava izao, mifamahofaho D E F# Bm B*-A* ...Ny tany ange ka mihodina, hihaona indray andro any G Bm A... ...Miandry anao irery aho, hatrany hatrany Tetezana Bm E F# Bm Bm E F# Bm Tonony 2 Bm E F# Bm ...Efa fantampantatro mantsy, io toetranao io Bm E F# Bm ...Olona mora sosotra izay, raha_vao mba mifamaly Bm E F# Bm ...Efa ela ihany koa angamba, izay niarahantsika izay Bm E F# Bm Bm*-C#* ...Hitako_efa tofoka ianao, hany ka nandao Fiverenana D E F# Bm B*-A* ...Ny fotoana kosa, tsy_afaka hiandry anao G Bm A...... ...Fa mandeha lava izao, mifamahofaho D E F# Bm B*-A* ...Ny tany ange ka mihodina, hihaona indray andro any G Bm A... ...Miandry anao irery aho, hatrany hatrany Tetezana Bm E F# Bm Bm E F# Bm Fiverenana
Tag Archives: hira gasy
Miaraka Aminao (Do Rajohnson)
Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson Capo: 1 (Gitara) Intro (Tonalite: Ab - piano) Em7......Em9..| D/E ........ [gitara] Fm7......Fm9..| Eb/F........ [piano] ---------------------------- Am7 ..D [gitara] Bbm7..Eb [piano] Tonony 1 G C [gitara] Ab Db [piano] Rehefa eo ianao, mamiratra fitia Am D D Bbm Eb Eb Ny efitranoko lalovanao, tarafinao G C Ab Db Mientanentana ilay foko toa niahiahy Am B7 Bbm C7 Nefa fitiavana, tsy notambazana E E F F Foiko ho anao, efa babonao Fiverenana (Tonalite: Bb - piano) A Bm A/C# D [gitara] Bb Cm Bb/D Eb [piano] Sambatra aho, manana anao D E Eb F Eo anilako eo, eo foana ianao A Bm A/C# D Bb Cm Bb/D Eb Sambatra aho, miaraka aminao Bm7 E A G Cm7 F Bb Ab Fiti_avako Tetezana #1 (Tonalite: Ab - piano) Em7......Em9| D/E .... [gitara] Fm7......Fm9| Eb/F.... [piano] ----------------------- F/G ..G Gb/Ab..Ab Tonony 2 (Tonalite: Db - piano) C F [gitara] Db Gb [piano] Omaly ianao, nataoko vazivazy Dm G G Ebm Ab Ab Dia nolaviko ny angolanao, ny teninao C F Db Gb Kanjo tonga ianao, nanolotra fitia Dm E7 Ebm F7 'Zay vao tsapako, fa tiako ianao A A Bb Bb Tsy handao Tsy handao Fiverenana (Tonalite: Eb - Piano) D Em D/F# G [gitara] Eb Fm Eb/G Ab [piano] Sambatra aho, manana anao G A Ab Bb Eo anilako eo, eo foana ianao D Em D/F# G Eb Fm Eb/G Ab Sambatra aho, miaraka aminao Em7 A D Fm7 Bb Eb Fiti__ava__ko Tetezana #2 (x2) D ....G/D Eb....Ab/Eb --------- Em7 G/A ..A7 Fm7....Ab/Bb..Bb7 Fiverenana (tonalite: Eb) B [gitara] C [piano] Fiverenana (tonalite: F - piano) E F#m E/G# A [gitara] F Gm F/A Bb [piano] Sambatra aho, manana anao A B Bb C Eo anilako eo, eo foana ianao E F#m E/G# A F Gm F/A Bb Sambatra aho, miaraka aminao F#m7 B E Gm7 C F Fiti___avako Famaranana: E A/E [gitara] F Bb/F [piano]
Manahiragna (Ejema)
Hiran'i Ejema rehetra: Ejema Bm: x24432 F#m:244222 Tonony 1 D A Bm F#m O ry tiako o, tiako tiako anao A G A ...Vinavina efa vita_sy_masaka ny foko G D A Ny hangala anao an-trano Tonony 2 D A Bm F#m Kinanjo cherie eh, alahelo no hilazako A G A G D A ...R'efa nandeha tany izahay, tsy nety mamanao o Tetezana A G D G A G D G A D Fiverenena D A D G D A Haiko anao tia 'zaho, ooooo oieeee roy ie G A G D A Aza tsy nitiagny_e, mamanao tsy tia zaho D A D G D A Haiko anao malahelo, ooooo oieeee roy ie G A G D Aza mitomany tsiagne, no_mangina fa tsy avy amiko Tetezana A G D G (3x) A G D A G A D Tonony 2 D A Bm F#m Ouh O 'zao malalako, aza kivy na entim-po A G A ...Ny vady hono manam-pandehana ohatrohatra G D A Fa ny havana tsy azo ariana D A Bm F#m Kanefa tiana o, tadidio ary aza_adino A G A ...Misy ohabola mifanohitra ami'zany aminay agny G D A Vitam-bady tsy vitan-kavana" Tetezana A G D G A G D G A D Fiverenena (2x) D A D G D A Haiko anao tia 'zaho, ooooo oieeee roy ie G A G D A Aza tsy nitiagny_e, mamanao tsy tia zaho D A D G D A Haiko anao malahelo, ooooo oieeee roy ie G A G D Aza mitomany tsiagne, no_mangina fa tsy avy amiko
Djarina Banou (Ejema)
Hiran'i Ejema rehetra: Ejema Am7:x02010 Fampidirina (2x) D Am7 C G Tonony 1 D Am7 C G Djarinako zey Zagnahary, natokisako_eky e D Am7 C G ...Zazavavy nalemy fagnahy e, no niavaka_e D Am7 C G ...Herin-taogno sy tsota fanjava e, bangiridagna_e D Am7 C G ...Fampivoady ho rano sy vary e, ka tsy hifagnary_e Tonony 2 D Am7 C G Fagnaraka tsara zalahy e, disadisa tsisy e D Am7 C G ...Fiaignanay roa nandritrign'izegny e, hafaliagna foagna e D Am7 C G ...Fikasagna antsika olombelo, Zagnahary mandahatra e D Am7 C G ...Tamp'ko regny amin'olo avy tagny e, nanambady i Djary e Fiverenana D Ieeee ia (ouh ieee) C Ieeee ia ! (Namako o) G D C Ramalala e e e ia o C G Tampoko_o ia Am C G ...Tsao 'nao mihevitra tsiahy, K'ianao k'hivarilavo_o D C Tsy mampagni____no o ia G Tantiko o o ia Tetezana (2x) D Am7 C G Tonony 3 D Am7 C G ...Ranomaso nameno mouchoir e, Valin-kasambarako D Am7 C G ...Angomanga tsy roa aman-tagny e, no niatra tamiko_o D Am7 C G Tso'hadi___nako koa 'zay lahy aby e, enti-maty an-tany e D Am7 C G ...Timantima ny anao mariazy e, na veloma tsy_azo o Fiverenana D Ieeee ia (ouh ieee) C Ieeee ia ! (Namako o) G D C Ramalala e e e ia o C G Tampoko_o ia Am C G ...Tsao 'nao mihevitra tsiahy, K'ianao k'hivarilavo_o D C Tsy mampagni____no o ia G Tantiko o o ia
Vetivety (Green)
Hiran'i Green rehetra: Green *: Bass ihany no tendrena Bm: x24432 B2: x24422 C#m: x46654 C#: x46664 Dsus:xx0233 D': x57775 F#m: 244222 Fampidirina A E Bm F#m A E D (2x) Tonony 1 A E Toa vetivety fotsiny ihany Bm F#m ’Zay niarahantsika izay A E D-Dsus-D Vita avy hatrany tanaty andro iray A E Vita hatreo ilay fitia Bm F#m Nantenaina ho doria A E D D C#m B2-Bm Semban-drahona manimba hasambarana Fiverenana Bm F#m F#m*-G#* Fitia mbola kely haitraitra ihany A E D D C#m B2-Bm ...Tsy latsam-paka tao am-ponao tao Bm F#m F#m*-G#* Fa ny lalanao ho lavalava ihany A E D Dsus-D' ...Any aoriana tsy ho 'zaho intsony Tetezana A E Bm F#m A E D Tonony 2 A E Fa nahita iray vaovao Bm F#m Ka nanao veloma hatreo A E D-Dsus-D 'Ndreo 'reo tokinao, 'nefa tsy niseho A E Tsy nanatrika ahy akory Bm F#m 'zaho indray no nitady A E D C#m B2-Bm Sy ’lay foko ory havela mba hiady Fiverenana Bm F#m F#m*-G#* Fitia mbola kely haitraitra ihany A E D D C#m B2-Bm ...Tsy latsam-paka tao am-ponao tao Bm F#m F#m*-G#* Fa ny lalanao ho lavalava ihany A E D C# ...Any aoriana tsy ho 'zaho intsony Tetezana F#m Kanefa moa E D A Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao F#m Tsy afaka aho E D A E Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba F#m Kanefa moa E D A Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao F#m Tsy afaka aho E D A D C# Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba Solo F#m (4x), E(5x) D(4x), A(4x) E F#m (4x), E(5x) D(4x), C# Famaranana F#m Kanefa moa E D A Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao F#m Tsy afaka aho E D A E Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba F#m Kanefa moa E D A Atao ahoana indray no hitazona, 'nefa tsy sitrakao F#m Tsy afaka aho E D A D F#m..... Ny hanery anao aho izao fa tonio ny fo, any aoriana any angamba
Vanona (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Tonalite: D A/D: xx0220 A/G: 3x222x Bm11: x20230 Bm7: x24232 D/F#: 2xx23x Dm/F: 1xx231 Em7: 020030 E7: 020100 F#m7: 2x222x Gadd9: 3x020x Gm/D: x53333 G/D: xx0433 G#m7b5:4x443x Intro A/G...Gadd9.... (2x) Em7....A.... Bm11..E7..A Tonony 1 (2x) D A/D G/D D Tia anao ny foko izao Bm7 E7 A Toy ny fonao tia ahy G A/G D/F# Dm/F Ao an-tratrantsika ao Em7 A D Ny hasambarana voatahy Tonony 2 D A/D G/D D Firy moa no te-handrava Bm7 E7 A Ny fitiavantsika roa G F#m7 Bm7 G#m7b5 Fa miala maina lava A D Sady menatra_avokoa Tonony 3 D G/D D Miorina sy tsara fototra D Gm/D D Amintsika ny ho avy D G/D D Vanona ka tsy ho tototra E7 A Amin’izay mpiaviavy
Hitalahoako (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay Am7: x0201x A/C#:x4222x Bm7: x24232 B7: x21202 Cadd9: x32033 C#7: x46464 D: x5403x D4: xx0233 Em7: 0xx030 Em9: 0x4030 F#m: 244222 G/B: x2003x Fampidirina (2x) G Em7 Am7 D Tonony 1 G Em9 Am7 Ny ditra tsy mendrika nataonay D4 G Ifonako Aminao Em9 Am7 'Reo toerana tsy sitrakao hatramin’izay D4 G Tiako hiova izao dia izao G/B Am7 G Miandrandra Anao, aho androany C G/B Am7 D4 Ka latsaka mitomany Fiverenana G Am7 G/B Am7 Mitady Anao, miantso Anao C D G Efa reraka ny saina G Am7 G/B Am7 B7 Ka miangavy, mitalaho Em Am7 G ..Aza avelanao hangaina Tetezana (2x) G Em7 Am7 D Tonony 2 G Em9 Am7 ..Ny fiainana tsy mety vitanay tety D4 G Tsy miafina Aminao Em9 Am7 Ny fahotana ‘zay miseho etsy sy ery D4 C Apetrako an-tànanao G/B Am7 G Ny tontolo misy anay C G/B Am7 D4 ..Rotika milomay Fiverenana G Am7 G/B Am7 Mitady Anao, miantso Anao C D G Efa reraka ny saina G Am7 G/B Am7 B7 Ka miangavy, mitalaho Em Am7 G ..Aza avelanao hangaina Fiverenana (Ambony) A Bm7 A/C# Bm7 Mitady Anao, miantso Anao D E A Efa reraka ny saina A Bm7 A/C# Bm7 C#7 ..Ka miangavy, mita_laho F#m Bm7 A ..Aza avelanao hangaina Famaranana A Bm7 (2x) A
Lavitra (Eric Tahina)
Key: B
Intro: B(add9)...B/D#...| B(add9)/F#... B(add9)...B/D#...| E/F#... Verse 1 E/F# B D#m7 E F#7 Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita B D#m7 E(add9) F#-E/G#-F#/A# Irery any, lavitry ny akany B D#m7 E F#7 Ny ora mitanisa, 'reo lasa efa vita B D#m7 E F# Mangahy irery, fitia toa tsianjery Chorus E-D#m7 G#7 C#m7 F#7 Any ianao izay, ry tiako lavitr'ahy B Emaj7 A F#-E/G#-F#/A# Raha manina ianao, miverena indray B D#m7 E F#7 Rivotra mameno, ireo banga toa tsy fenoko B...B/D#...Emaj7...F#... Irery Verse 2 B D#m7 E F#7 Lanitra eto manga, ny anao manoran-dava B D#m7 E F#-E/G#-F#/A# Ny fonao mitempo, ny ahy toa misento B D#m7 E F#7 Tonga ny fotoana, isika toa tsy nihaona B D#m7 E F# Mitafa irery, fitia toa tsianjery Chorus E-D#m7 G#7 C#m7 F#7 Any ianao izay, ry tiako lavitr'ahy B Emaj7 A F#-E/G#-F#/A# Raha manina ianao, miverena indray
Outro B D#m7 E F#7 Lavitra tsy hita, tsy eto fa any am-pita B...B/D#...Emaj7...F#...| B... Irery Tondrompeon'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina
Resinao (Bodo sy Njakatiana)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana Capo: 1 [guitar] A/E: 0x222x Bm7: x24232 C#m7:x46454 D/E: xx2232 E/D: x77777 E/G#: 4xx232 F#7: 242322 F#m7: 2xx220 Intro (Piano) Bb Gm/E Ebm6 | Bbsus2/D Dbm6 Cm7 Fsus2 | Eb/Bb Bb Tonony 1 A C#m7 [guitar - capo:1] Bb Dm7 [piano] Tsy handoka intsony aho Bm7 D/E -E [guitar] Cm7 Eb/F-F [Piano] Tsy hiteny firy aho D E/D C#m7 [guitar] Eb F/Eb Dm7 [piano] Fa izay hitako hatrizay F#m7 Bm7 [guitar] Gm7 Cm7 Lazaiko teny iray G D/E E-F#m7-E/G# [guitar] Ab Eb/F F-Gm7 -F/A [piano] Izaho koa efa may Tonony 2 A C#m7 [guitar] Bb Dm7 [piano] Fa babonao tokoa Bm7 D/E -E [guitar] Cm7 Eb/F-F [piano] Ity fo naniry soa D E/D C#m7 [guitar] Eb F/Eb Dm7 [piano] Ka mba aza odianao F#m7 Bm7 [guitar] Gm7 Cm7 [piano] Odianao tsy hay fa sao D/E A D/E [guitar] Eb/F Bb Eb/F [piano] Ho lasa adala eo aho Fiverenana A C#m7 D D/E [guitar] Bb Dm7 Eb Eb/F [piano] Resinao, resinao tokoa eny aho A C#m7 D E-F#m7-E/G# [guitar] Bb Dm7 Eb F-Gm7-F/A [piano] Resinao babo tokoa A C#m7 D D/E [guitar] Bb Dm7 Eb Eb/F [piano] Resinao, resinao tokoa eny aho C#m7 [guitar] Dm7 [piano] Tsy ahy intsony moa F#7 [guitar] G7 [piano] Ity tenako Bm7 E [guitar] Cm7 F [piano] Fa izaho dia vonona ho anao A A -D/E -A/E -A [guitar] Bb Bb-Eb/F-Bb/F-Bb [piano] Ho anao
Satria (Bodo)
Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Bb:x13331 Dm:xx0231 G7:320001 Gm: 355333 Fampidirina F A Dm Bb F C F Tonony 1 F Efa fantatrao angamba C F ...Efa fantatrao angamba F Bb ...Fa ny fahitako anao G7 C ...Mampitombo lanja ny heriko A Dm ...Fa ilay fitsikinao G7 C ...Nampikombona ny feriko F Bb ...Fa ny diam-peninao G7 C ...Nahababo ny fijeriko A Dm ...Fa ny tononkalonao Bb C F ...Zary lasa tsianjeriko Tetezana D Efa fantatrao angamba Gm C ...Efa fantatrao angamba Tonony 2 F Bb ...Fa ny teny maminao G7 C ...No tahiry tsy mba veriko A Dm ...Fa ny andinim-piainanao Bb C F ...Raikitra ho misiteriko Gm C F Satria tiako, tia ahy ianao Bb F Ka ny aminao rehetra Gm C F ...Zava-tsaro-bidy ho ahy Gm C F Satria koa, tia ahy ianao Bb F Dia nisy hery izay nametra Gm C F Sy nitantana fanahy Famarana F Bb ...Fa ny foko manontolo G7 C ...No efa voakolokolo A Dm ...Hamoa fitia ho anao daholo Bb G7 C ...Hamoa fitia ho anao daholo C C Fantatrao hatramin’izao F Bb Fa ianao, ianao ihany Gm C F No hany tokako eto an-tany ..... F A Dm Bb F C F