Hira Tsotra (Tovo J’Hay & Tosy)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Bm:  x24332 Bm7/A: x04232
Em7: 0x543x
F#:  244322

Fampidirana (2x)
Bm Bm7/A| G| Em7 D A

Tonony 1
         Bm           Bm7/A              G    
Dia vetivety teo dia dify sahady ilay fotoana 
                   Em7      D             A       
Dia tsy hitahita akory dia hoe mandram-pihaona 
        Bm        Bm7/A    G
Reko midoboka ny fonao avy any 
              Em7      D           A
Mipitrapitra kely, ny maso te hitomany

     Fiverenana
                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
                  F#            Bm
     Gadona sy angola tsy mety lefy 
           G                 A        D
     Mampihaona indray ilay fo tsisy fefy 

                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
               F#        Bm
     Hirahira vita tsianjery 
        G         A                 D
     Na alina mangina aza tsy mba irery

Tetezana/Solo
Bm Bm7/A| G| Em7 D A

Tonony 2
           Bm            Bm7/A    G  
Toa mifandrirotra, misy feo mifangaro 
          Em7           D             A
Hijanona sa handeha, baraingo be dia be
      Bm                Bm7/A              G
Ny molotrao miteny, ny masonao mijery mahafatifaty 
     Em7                  D         A
Toa randrana voarary, voaraikitra anaty
     Fiverenana
                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
                  F#            Bm
     Gadona sy angola tsy mety lefy 
           G                 A        D
     Mampihaona indray ilay fo tsisy fefy 

                  A    D
     Hira tsotra no hirao 
                     A     D
     Ho ren’izao tontolo izao 
               F#        Bm
     Hirahira vita tsianjery 
        G         A                 D 
     Na alina mangina aza tsy mba irery

Tetezana: Bm (4x)

    Fiverenana

 

Havagna Anao (Babaique)

Hiran'i Babaique rehetra: Babaique
A':  577655
B:   x24442
C#m: x46654
F#m: 244222
G#m: 466444

Fampidirana
C#m B  A
             E
D|-----2----
A|-2-4---4-2
             A'
e|-2s4-4-5
b|-3s5-5-5
g|-2s4-5-6

Tonony 1
E                  B
 Tsy hambaranao marary mare zaho 
F#m        A          
 Anao navy, anao namangy 
E            B        
 Ndreky tsy navozoanao vava 
F#m  A               E             
   Isaorako anao magnangy 

E                 B            F#m
 Tsy navy ndreky vatañanao fo fa 
             A          
Nitôndra ody, nitôndra hañy 
E          B                        
 Izy koa anao fo zaho tsy hiova 
F#m    A                  E     B  F#m A
   Fitiavako anao tsy ela amiñy 

Tonony 2
E              B
 Taratasy tsy tapak’herinandro 
F#m            A
 Ianao tsy teo, nandeha vakansy 
E           B
 Hempaka anteña mikônty andro 
F#m    A                E
   Kô sôratra fô tsy maharaka 

 E          B
Haiko tsy tian-dry mamanao zaho 
F#m        A
 Retry ela, na tato ho ato 
E       B              F#m
 Reo malegny mbala ho gajo 
 A                E   A-E
Zegny nambaranao zaho 

     Tetezana
             C#m                G#m
     Tsy am-pôkon’i baba tsy andeha amin-dry nindry 
         A                     E
     Fa nagniriam-pitiavaña karaha olo jiaby 
                  F#m             B
     Karaha olo jiaby, kara olo jiaby

     Fiverenana
      E     F#m    E     F#m
     Havana e, fitiavana e
     C#m         G#m             B
      Isaorana Anao Zagnahary hamaly 
      E     F#m      E     F#m
     Havana e, hasambarana e
     C#m              G#m
      Haravoaña tsy hiala aminao 
     A                    G#m       
      Ambignin-dava amin’zay raha ataony 
         B          A
     Fa havana anao 

Tonony 3
E             B
 Na ho avy ny ela hagnôva raha 
F#m       A
 Aza misy  sañatria 
E           B             F#m
 Koa tsy anjaratsika raharaha 
 A                  E
Havako anao ndre doria 

  E            B                 F#m
Tsy hijôro ny ratsy anteña ndre zegny 
          A               E
Fa mba midogno piko lava hely 
               B                    F#m
F’izy koa ny añaty fônakahy tianao re 
 (A)            (E)
Havako anao, fitiavako anao ô 

     Fiverenana (2x)  

Famaranana 
E                  B  
 Tsy hambaranao marary mare zaho 
F#m        A  
 Anao navy, anao namangy 
E            B  
 Ndreky tsy navozoanao vava 
F#m  A               E  
   Isaorako anao magnangy 


Radio (Iraimbilanja)

Hiran'i Iraimbilanja rehetra: Iraimbilanja
Capo: 1
E5:  022xxx 
A5:  x022xx 
B5:  x244xx  B7: x21202
C#5: x466xx (C#m:x46654 ny naoty feno)
F#m7:2xx220

Fampidirana
E5

Tonony 1
E5       A5
 Sendra reko anikeo 
E5     A5
 Tao anatin’ny onja-peo 
C#5          B5          A5 
 'Lay hiranao, hira mitalao 

Tonony 2
E5           A5
 Tsy haiko aloha 'zay loha-teniny 
E5         A5
 Fa ny tsaroko dia ny feony 
C#5              B5              A5
 Mampatsiahy indray, izay lasa izay 

     Fiverenana
     Am                      E
      Somary gaga ihany aho raha nandre 
     Am                                
      Satria taona maro izy izay 
       E         B7
     Tsy mba nandeha 

Tonony 3
E5         A5
 Nakariko mafy ny radio 
E5          A5
 Nanjary nisioka aho nony avy eo 
C#5        B5                  A5
 Narahina dihy, nanembona an-dry 

Tonony 4
E5        A5
 Variana loatra aho nilalao 
E5        A5              C#5
 Tonga ny ora filazam-baovao 
           B5            A5
Tapaka hatreo 'lay hira teo 

Tetezana/Solo (2x)
F#m7 E | A B7

     Fiverenana
     Am                      E
      Somary gaga ihany aho raha nandre 
     Am 
      Satria taona maro izy izay 
       E         B7
     Tsy mba nandeha 

Tonony 5
E5        A5
 Fahatsiarovana mitoetra 
E5            A5
 Ny tantara izay vita rehetra 
C#5                 B5
 Tehirizin’ny onja-peo 
                   A5
Sanatria tsy hankaleo 

Tonony 6
E5          A5
 Mino aho f'any lavitra any 
E5       A5 
 Misy misento mitomany 
C#5                B5
 Ny alahelo ao am-po 
                 A5
Mahatsiahy ny taloha 

Tonony 1 
E5       A5  
 Sendra reko anikeo 
E5     A5
 Tao anatin’ny onja-peo 
C#5          B5          A5 
 'Lay hiranao, hira mitalao 

Tetezana/Solo (2x)
F#m7 E | A B7

     Fiverenana
     Am             E
      Somary gaga ihany aho raha nandre 
     Am 
      Satria taona maro izy izay 
       E         B7
     Tsy mba nandeha 

Mila Anao (Titi/Paris)

Hiran'i Titi rehetra: Titi
Hiran'i Paris rehetra: Paris
Capo: 1 (Paris)
Cadd9: x32030
Dm7:   xx0211
G/B:   x20030 Gadd9: 3x020x

Fampidirana (2x)
Am F| Dm7 | C G

Tonony 1
Cadd9    G/B                        Am            
 Azoko atao ve ny hiantso anao hoe tiako 
         Gadd9       F
Hilaza izay mba faniriako 
   Dm                     Gadd9           
Notazomiko ho ahy samy irery 
         G
Hatry ny ela be ka 

Tonony 2
Cadd9      G/B               Am
 Sao ela loatra ka handratra ahy 
          Gadd9       F
Handrovitra ny aty fanahy 
              Dm             Gadd9
Ka tsy ho voalazako eto indray

     Fiverenana
                   C     F
     Mila anao ho namako aho 
                   C           F
     Mila anao ho tiako sy tia ahy 
                 C     F           G     
     Tsy fitserana fa tena fitiavana 
    
                   C     F
     Mila anao tontoloko aho 
                  C          F
     Mila 'lay fitia voakolokolo 
                  C     F             G
     'Lay fiarahana ho tena hasambarana 

Tonony 3
Cadd9    G/B                  Am  
 Azoko atao ve ny hanantena anao 
          Gadd9        F  
Hamboly ilay fiainana vao 
     Dm                     Gadd9
No iriako hatrizay k'hatrizao 

Tonony 4
Cadd9    G/B                 Am 
 Ny faniriako raha rava tsy tanty 
         Gadd9      F
Mandoro mamono ao anaty 
            Dm         Gadd9
Ka mbola haveriko indray 

     Fiverenana
                   C     F
     Mila anao ho namako aho 
                    C          F
     Mila anao ho tiako sy tia ahy 
                 C     F           G 
     Tsy fitserana fa tena fitiavana 
 
                   C     F
     Mila anao tontoloko aho 
                  C          F
     Mila 'lay fitia voakolokolo 
                  C     F             G
     'Lay fiarahana ho tena hasambarana 

Tetezana
 Em   A        Dm
Tena satriko tokoa 
         G             C
Ianao fanilo ny fiainako 
        F        G
Fitaratry ny diako 
       C
Mila anao

     Fiverenana (3x)

 

Tsy Hanaiky Intsony (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
B7: x2120x
D4: x540xx
G/B:x2003x
h:  hammer-on (kapohina aingana)

Fampidirana (4x)
   Em       C     D4
e|--------|-----|-----
b|--------|-----|-----
g|--------|---0-|---0-
D|---2-0h2|--2--|--4-
A|--2-----|-3---|-5---
E|-0------|-----|-----

Tonony 1
Em                                             
 Aza mbola maika ny handeha
Em                  C        D4      
  Vao manomboka ny resaka anie 
Em                  C     D4
 Tsy aiko raha mba fantatrao 
Em             C        D4
 Efa ela no niriko an'izao 

Tonony 2
Em             C          D4
 Ny fo anatiko ao mibitsika mangina 
Em          C       D4
 Midobodoboka feno fifaliana 
Em             C           D4        
 Rehefa akaikinao, akaikin’olon-tiana 
Em                     C                  D4               
 Tsy hanaiky irery intsony aho eo am-pandriana

     Tetezana
      B7                   Em
     Teny mamiko taloha, averiko eto avokoa 
               B7
     Ny sandrinao mamihin'ahy
             Em      
     Ho bodofotsy handrakotr'ahy

                 C               G    
     Dia tiko ho eo aho no hankafy 
            Am       Em
     Sy hamboraka fitia 
                C             G
     'Zay tao anatiko hatram-zay
                    D
     'Zay nahamaika ahy

     Fiverenana
          G          D            C
     Tsy hanaiky intsony aho androany   
             G           D               C
     Efa mangotraka ela loatra ka te hitroatra
          G          D       C
     Tsy hanaiky intsony satria  
          G             D                 C
     Ity foko tsy mionona toy ny mamim-pitia

Tetezana
Em C D4 (4x)

Tonony 3
Em
 Hiezaka aho tsy ho be lazao 
Em               C          D4
 Fa tonga dia hanantona hitrotro anao 
Em                   C    D4
 Tsy avelantsika ho rava maina 
Em                C    D4       
 Fitiavana raha tsy maraina 

Tonony 4
Em                  C       D4
 Handrotsirotsy antsika hampanganohano 
Em               C      D4
 Ny feon'ilay mozika malefaka 
Em           C            D4 
 Fitefoky ny orana ao an-tafontrano 
Em                 C             D4
 Manainga ny ato anaty mila ho tresaka 

     Tetezana  
      B7                   Em 
     Teny mamiko taloha, averiko eto avokoa  
               B7 
     Ny sandrinao mamihin'ahy  
             Em  
     Ho bodofotsy handrakotr'ahy  

                 C               G 
     Dia tiko ho eo aho no hankafy  
            Am       Em
     Sy hamboraka fitia  
                C             G 
     'Lay tao anatiko hatram-zay  
                    D 
     'Zay nahamaika ahy 

     Fiverenana  
          G          D            C
     Tsy hanaiky intsony aho androany     
             G           D               C 
     Efa mangotraka ela loatra ka te hitroatra 
          G          D       C 
     Tsy hanaiky intsony satria    
          G             D                 Am-G/B-C D 
     Ity foko tsy mionona toy ny mamim-pitia
          G          D            C
     Tsy hanaiky intsony aho androany     
             G           D               C 
     Efa mangotraka ela loatra ka te hitroatra 
          G          D       C 
     Tsy hanaiky intsony satria    
          G             D                 C 
     Ity foko tsy mionona toy ny mamim-pitia


			

Safidy (Bodo)

Hiran'i Bodo rehetra: Bodo
Capo: 2
Am7:  x0201
D/F#: 2xx232
G/B:  x20033

Fampidirana (2x)
G C D C

Tonony
 G                   D      
Safidiko ny ho tia anao 
G                     D
 Tsy an-tery na fatotra 
     C
Tsy lahatra ny akaikinao 
G/B
 Fa safidy tsotra izao 
 D                 G
Fitia matotra no tsapako ao 

     Fiverenana
          C
     Ka n'inoninona miseho 
            D       G    D/F# Em
     Dia ho eo aho, eo anila_nao 
     C          D
      Ka aza manahy fa
                         G 
     Izaho tsy hahafoy anao
C D C
Tonony
 Fiverenana (2x)

Famaranana (2x)
A               D 
 Efa fantatro fa 
   C     G/B       Am7
Ianao toy ahy, tia ahy 
     C                      C 
Ka inoako fa tsy hisy olon-kafa 
         D 
Hisolo toerana ahy
       G              D
Ao am-ponao (ao am-ponao)
          G                 D  G
Izaho tia anao ('zaho tia anao)

------
 G                   D
Safidiko ny ho tia anao

Nofy Lalina (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:   x02010  A7:x02020
Bb:    x13331  B7:x21202
C7:    x35353  C#:x46664
Dm:    xx0231  D#:x68886
Fm:    1xx111
Gm7:   3xx33x  G#:466544

Fampidirana (2x)
F Gm7 C

Tonony 1
 F            Gm7     C     F
Lay endrikao zay nahasarika ahy
 F         Gm7    C    F
Lay toetranao tsara fanahy
 F     Gm7 C    F    
Malefadefaka fijery
 F        Gm7   C    Bb
Maontina fomba sy fiteny

     Tetezana
                    A7
     Reny rehetra ireny
         Dm                    G
     No nahatonga ahy hanofy anao
      Bb           F
     Nofy lalina, tanaty alina
       Bb                    C
     'Zay niainantsika sy ianao

     Fiverenana
      F                  C             Dm
     Noho,'lay nofy mamy,  mampanontany
               Bb     C        F
     Hoe vita lasitra ato an-tsaiko
                   C     A7     Dm
     Tsy hay vonoina, ho adinoina
                 Bb    C       F
     Tandindona foana ianao ry aiko 

Tonony 2
 G              Am7   D    G
Hira 'zay noventesintsika roa
   G      Am7   D    G
Tanaty nofy kanto tokoa
    G         Am7     D      G
Ny fo niventy azy hono tena feno
   G        Am7   D    C
Mikalo ity hira tsy faheno

     Tetezana
             B7
     Oroka safosafo
     Em            A
      Ho solon-tsakafo
       C              G
     'Reo sangisangy sy vazivazy
      C                 D
     No tena nampiavaka azy

     Fiverenana
      G                  D            Em
     Noho,'lay nofy mamy, mampanontany 
               C      D        G       
     Hoe vita lasitra ato an-tsaiko
                   D     B7     Em      
     Tsy hay vonoina, ho adinoina
                 C       D      G      
     Tandindona foana ianao ry aiko 

Tetezana
G  D Em| C D G| D B7 Em| C  D

 B7           Em       
Fa hadisoako ve ny hiteny hoe
B7           Em
 Misy lanja be dia be 
 A            D          D#
Ny fisianao, ny fisianao

     Fiverenana (2x)
      G#                 D#            Fm
     Noho,'lay nofy mamy, mampanontany 
               C#   D#         G#      
     Hoe vita lasitra ato an-tsaiko
                   D#    C7     Fm      
     Tsy hay vonoina, ho adinoina
                C#      D#    G#      
    Tandindona foana ianao ry aiko  

Satry Foana (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Am7:   x02010 Am7': x02013
Cadd9: x32033
D4:    xx0233
G/B:   x20033

Fampidirana (2x)
   G        C        G        C    G
e|-3-2-0--|----0---|-3-2-0--|-------
b|------3-|-1-3-3--|------3-|-1-0-0-
g|-------0|-------0|-------0|------0

Tonony 1
G       C      D         Em                        
 Efa ho ora iray no tafaray 
G           C    D        G
 Miara-mikorana feno hafanana 
G            C  D         Em
 'Reo mpankafy mozika sy dihy 
G             C               D                G
 Toa tsy mba malaina, satriny aza hitohy ny maraina 

     Tetezana
            D          Em-C
     Ravo ery 'zay tsy izy 
              G        Em
     'Reto ankizy milalao 
            Am7-Am7'        G/B-Cadd9
     Toa variana,  toa sondriana 
                 D  D4-D
     Manana ny atao 

     Fiverenana (2x)
               G      Cadd9       D
     Fa satry foana tsy mba hiala eo 
               G       Cadd9      D
     Fa satry foana hihaino ilay feo 

Tetezana
Em | Bass Riff
     E|-0---0-0-0-2-0-3-2-0

Tonony 2
G        C       D             Em   
 Kotaba be ry zareo, tsy mety leo 
G        C         D        G
 Miara-miangola, miaraka midola 
G         C         D        Em
 Miondana aty mankary mankatsy 
G         C                  D          G
 Korana tsy rava, raha tsy tsemboka ny tava

     Tetezana
     Fiverenana (4x)

Niandry (Tovo J’Hay)

Key: A

Intro (2x)
E....| F#m7/E....

Verse 1
A                       
 Niandry irery foana teo 
Asus4/E-A
         Toa nanirery 
  A/E-E            F#m-E
Niandry  ny namany 
D-A
   Niaretany avokoa ireo 
Asus4/E-A                    
         Orana nifafy 
     A/E  E          F#m-E
Nanakotsa  ny tenany 

Verse 2
D-A
   Nangingina tsy nahateny 
Asus4/E-A                  
         Nahatsiaro 
       A/E E           F#m-E
Nangatsia_ka ny vatany 
D-A                      
    Nierikerika nanantena 
Asus4/E-E             
         Sao hoe
 A/E  E          F#m-E
Sao mbola tazany  

Melodie: E-F#-A| B-C#-E-F# 
     Bridge
     Bm
      Ny hatsiaka 'zay namirifiry 
     F#m       E
      Azony taminy 
     Bm
      Ny orana aza mikija tsy zakany 
     F#m               E               
      Niafiany noho ny_aminy 
     
     Chorus (2x)
     E/G#-A       A/C#    D
           Tsy nahita fa nody fotsiny izy 
     E             E/G#    A
      Nandeha tsy nahaloa-peo 
     A       A/C#  D
      Nangingina  toa tsy nahateny 
     E         E/G#    A
      Niandry fotsiny teo 

Interlude G-D/F#-A 
Outro
A
 Efa dila ny lera (efa dila ny lera)
 Efa dila ny lera (Aza miandry azy intsony)
 Efa dila ny lera (Naleony niova)
 Efa dila ny lera (Sasatra niandry) (3x)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay

Te Mba Ho (Tovo J’Hay)

Hiran'i Tovo J'hay rehetra: Tovo J'Hay
Capo:  1 (ny orijinaly mampiasa capo)
Am7:   x02010
Cadd9: x32033
D4:    x5403x
G/B:   x20033

Fampidirana (4x)
G/B Cadd9 D G

Tonony 1
 G/B     Cadd9      D       G                        
Misy fitiavana tsy haiko lazaina
 G/B    Cadd9  D     G
Reko mitempo  reko miaina 
G/B        Cadd9    D       Em
Ao anatiko ao misy feo mitalaho 
Am7                   D4
 Mitaraina miantso anao

Tonony 2
G/B     Cadd9    D           G
 Toa manery toa mila tsy ho tanty     
G/B          Cadd9    D        G 
 'Lay vetso-po izay miery ao anaty     
  G/B         Cadd9       D     Em
Tsy mba mionona nefa tsy hay kobonina     
       F                      D4
'Lay iray minitra hitiavako anao           

     Fiverenana
       G           Am7            C      D4
     (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho
       G           Am7             C     D4
     (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao           
       G           Am7        C         D4
     (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho           
       G           Am7             C      D4
     (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao

Tetezana (2x)
G/B Cadd9 D G

Tonony 3
  G/B       Cadd9  D     G
'Lay tsikitsiky fanaonao iny 
G/B           Cadd9           D          G
Azo sary an-tsaina rehefa iny aho mangingina 
    G/B            Cadd9     D      Em
Tsy_indray tsy indroa f’efa maro tokoa 
      Am7                  D4
'Lay bitsika milaza ao am-po 

Tonony 4
 G/B        Cadd9      D         G
Misy nofy, misy vetso, aingam-panahy      
 G/B        Cadd9   D       G
Misy hery iray toa manaloka ahy      
   G/B       Cadd9   D        Em
Mitombo isan’andro tsy mety miato
   F                 D4
Mameno fo zato isan-jato

     Fiverenana  
       G            Am7       C       D4 
     (Ouh ouh ouh ouh), te ho eny aminao eny aho  
       G           Am7             C     D4 
     (Ouh ouh ouh ouh), te mba ho fihininao             
       G           Am7        C         D4  
     (Ouh ouh ouh ouh), aza avela irery eto aho             
       G           Am7             C      D4  
     (Ouh ouh ouh ouh), fa te mba ho namanao

Tetezana
   Em      D/F#     G               A 
e|----------------------------------9----
b|----7-8--7--8-10--------12--10----10---
g|-9-9------8-----------12------12--------
D|--9-----------------12---------------11
A|-7-------9--------10--------------0----
E|---------------------------------------

   Am7 C  G/B   A      D
e|-5-7-8--7-----5-5-3--2-3-2
b|----------8---5------3----
g|--5------7--7--6-----2-2--
D|-7------9-----7------0---0
A|-0------------------------
E|--------------------------

      Fiverenana (3x)