Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo [soundcloud url="https://api.soundcloud.com/tracks/247097142" params="auto_play=false&hide_related=false&show_comments=true&show_user=true&show_reposts=false&visual=true" width="100%" height="450" iframe="true" / Dbdim: x4x020 na x4535x D7: xx0212 Em: xx2000 F': xx3211 G': xx5433 Fampidirana C Em C Dbdim Dm G Dm G Tonony 1 C Em Toa tsy misy atao aho C Mahatsiaro anao aho Dbdim Dm Ianao ry Lalao G Dm G Ianao mampilalao ahy Tonony 2 C Em Tebitebin-tsaina C No hoentiko miaina Dbdim Dm Ary toa mangaina G Dm G Very tokinaina aho Fiverenana F' G' Fafao ny alahelo, fafao ny ranomaso Am Em Tsy vitan’ny tomany ny onjan’ny akaso F' C Atanjaho ny saina, atrakao ny loha D7 G Fa ho avy ny maraina,ho tonga koa Rasoa Tonony 3 C Em Aza mora taitra C Raha tojo ny mafaitra Dbdim Dm Asio siramamy G Dm G Mba mamimamy Tonony 4 C Em Ny ngidy ho lasa ho mamy C Ho foana ny tomany Dbdim Dm Ka hibaliaka indray G Dm G 'Lay masoandronay Fiverenana F' G' Misava moraramora, ny rahona mandalo Am Em Raiso ny gitara, andao isika hikalo F' C Raha ny adin-tsaina ve no atao hampimalo D7 G Ka hilavo lefona raha sendra fahavalo Famaranana C Em Aza mora taitra C Raha tojo ny mafaitra Dbdim Dm Asio siramamy G Dm Asio siramamy G C Mba ho mamimamy Em (2x) C
Tag Archives: mahaleo
Nenina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Em7: 0xx033 Fampidirana C Dm G C Tonony 1 C Dm Efa tara loatra angamba, vao nisaina G C Ity maso efa jamba, ka mangaina C Dm Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Fiverenana Dm G Em7 Am Lala ô inona ary, no mba azo atao D G F Em G Ny zaza tsy fanary, tsy fandao Dm G Em7 Am Zakao ny sitrapo, k’aza mamoy fo D G F Em G Todio izy ireo ka jereo Tonony 2 C Dm Toa narian-dray sy reny, nahatsiaro resy G C Tsisy intsony ireo mpiteny, ka fetsifetsy C Dm Tonga ny fakam-panahy, matetika ratsy G C Vonjeo izy ireo ry lahy, fa lany vatsy Fiverenana Dm G Em7 Am Ampio izy ireo, todio sy jereo D G F Em G Fa mangata-maso sy mitoreo Dm G Em7 Am Aza omena tsiny, fa tsy mba niriany D G F Em G Ny ho ety an-tany ka hitomany Tonony 3 C Dm Efa tara loatra angamba, vao nisaina G C Ity maso efa jamba, ka mangaina C Dm Efa tery avokoa, ny lalan-kaleha G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Dm G C Ny tenany anefa efa voa, ka aleo mandeha Famaranana Dm G C (2x)
Faribolana (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Dm7':xxx211 Em7':xxx433 F': xxx565 Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 Dm: 2x0231 Dm7: 2x3211 F: 557565 G: x0343x G/F: 5x343x Fampidirana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G C Tonony 1 C F Olona samihafa loko G G/F C Samy hafa firazanana C F Tsy tia mitsitokotoko G G/F C Fa mifandray tànana Fiverenana Dm7 G Samy leo sy mahatsapa G G/F C Fa ratsy ny mizarazara Dm7 G Ka aleo iray lapa G G/F C Mitovy zo mitovy anjara Tonony 2 C F Ireo tanana izay mifandray G G/F C Toa sarotra sarahana C F Toa miloko rano iray G G/F C Tsy hita ho havahana Fiverenana Dm7 G Toy ny ankizy miara milalao G G/F C Toa lavitry ny olana Dm7 G Jereo ireto izy malaina hifandao G G/F C Manao faribolana Tetezana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G C Tonony 3 C F Dia mihodina tsy misy fiafarany G G/F C Miodidina fitiavana C F Fa tsara sy mamy aok’izany G G/F C Izany hoe mifampihavana Fiverenana Dm7 G Adino hoe Rakoto ilay mavomavo G G/F C Rabe ilay manana Dm7 G Fa samy hazoto hanandratra G F C Izany fihavanana Tonony 4 C F Jereko ny manodidina ahy G F C Toa mianjona mangarika C F Antsoiko hoe ndao isika hiray G F C Tsy misy voasarika Fiverenana Dm7 G Fa misy ny loko tsy mety hifangaro G F C Misy harena tsy hihavanana Dm7 G Dia mitsitokotoko miala amin’ny maro G F C Ny fotsy sy ireo manana
Famaranana C Dm F'-Em7'-Dm7'-C-G Em7'-Dm7'-C-G F G C Tendry Tsotra (EADGBE) Dm: xx0231 Dm7: xx0211 G/F: 1x0003
Valio Anie ho (Dadah Rabel)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Capo: Tsy misy ny orijinaly (4 raha ilay hirain'i Inah) Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am/C: 0x2210 C: 0x2010 C/G: x02010 Cadd4: 0x3010 D: 2x0232 Dm7: 2x321x E: 4x2100 E/G# x12100 F: 557565 G: x0000x (na x0543x) Fampidirana C Am/C-C (3x) C Cadd4-C Tonony 1 C E E/G# Mandongilongy tsy mety hisinda Am Zary midongy C C/G F Sy mivindavinda ireo maraina G C Sarak’olon-tiana Tonony 2 C E E/G# Toa raho-mitatao manamaloka taratra Am Ora-mitraho C C/G F Mihombo ho oram-baratra ny toetry ny andro G C Ao am-po mangina Fiverenana F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Raha manina ianao ’ndraindray F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Sa efa sondrina ka tsy mahatsiahy Tetezana: D Dm7 G C Tonony 3 C E E/G# Ny voary manerana mandà ny hitraka Am C C/G Toa miantso fitserana fa mila tsy ho zaka F G C Ireo andom-pahatsiarovana Tonony 4 C E E/G# Tsy tiana ho antsoina tsy sandry ialofana Am C C/G Fa fo sendra voina tsy hay horakofana F G C Ny fanahy no zary torovana Fiverenana F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Raha manina ianao ’ndraindray F G E Am Valio anie aho, valio anie aho Dm7 G C Sa efa sondrina ka tsy mahatsiahy Tetezana: D Dm7 G C Tonony 5 C E E/G# Manangana avana ny lanitra manga Am C C/G Mihira fitiavana fa manangasanga F G C Any ho any ilay olon-tiana Tonony 6 C E E/G# Ny voary mifoha tsy toy ny omaly Am C C/G Fa tonga tokoa ilay mpamalifaly F G C Ireo voronkely mihira fihobiana Fiverenana F G E Am Fa tonga ianao, fa tonga ianao Dm7 G C Tsy niova f’ilay nahababo F G E Am Fa tonga ianao, fa tonga ianao Dm7 G C Ny lanitra mirana ny fo ravoravo Tendry Standard (EADGBE) Am/C:x3x210 C/G: 3x2010 Cadd4:x33010 Dm7: xx0211 E/G#:422100
Fahavaratra (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo: Mahaleo C/G: 3x2010 C#m: x46654 C#7: x4342x Cdim7:x34242 D7/F#:2x0210 E': 0x6454 Em/G: xx5453 F#: 244322 G#: 466544 Gmaj7:3xx432 G#m: 688666 Fampidirana E' Em/G (2x) Tonony 1 E C#m Fahavaratra ny andro F# A G# Ny orana no manjaka ety E C#m Tsy ahalalana andro antoandro F# A G# Toa tsy maha te ho ti_a Tetezana Am C/G D7/F# Fahavaratra ny andro Am C/G D7/F# Tsy ahalalana andro antoandro Gmaj7 Em Ny voary no lena C#7 F# Kotsakotsa mahonena Tonony 2 E C#m Orana tsy miato F# A G# Toa mihoby mikorana E C#m Tsy ahitan-java-kanto F# A G# 'Nefa tsy azo rarana Tetezana Am C/G D7/F# Fa raha ratsy ny ato Am C/G D7/F# Tsy ahitan-java-kanto Gmaj7 Em Ny orana no manjaka ety C#7 F# Toa tsy maha-te ho tia Fiverenana E F# G#m Fahavaratra ô Cdim7 C#m Fahavaratra o E' Tonony 3 E C#m Herinandro toy izao F# A G# Tsy ahafahana manao ny atao E C#m Fa petsapetsa lava F# A G# Izay rehetra hitanao Tetezana Am C/G D7/F# Herinandro toy izao Am C/G D7/F# Tsy ahafahana manao ny atao Gmaj7 Em Ny orana no manjaka ety C#7 F# Toa tsy maha-te ho tia Fiverenana E F# G#m Fahavaratra ô Cdim7 C#m Fahavaratra o Famaranana E' Em/G
Sao Dia Ataon’Ialahy Hoe (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo A/C#: x42220 (na x4222x) A6: x02222 Bm/A: x04432 Bm: x24432 Bbdim7: x1202x D7: xx0212 Fampidirana Bm Bm/A G Em A D Em....A6-A Tonony 1 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Manadino letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Manadino letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D Em....A6-A Tsy maintsy mody any letsy aho a Tonony 2 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Mirediredy letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Mirediredy letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D D7 Mbola tsy bedy letsy aho a Fiverenana G A D D7 Ny fiainana hono letsy, tsy vita mora G A D D7 Raha vao solafaka eo ialahy, be ny mpanakora G A Bm G Ka ny mora kivy, io no tsy ata__o Em A D Em....A6-A Fa ao ambadika ao ny anjaranao Tonony 3 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Katry lava letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bdbim7 Katry lava letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D Em....A6-A Mba misotrosotro letsy aho a Tonony 4 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Mamo lava letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Mamo lava letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia leitsy a A D D7 Fa malahelo letsy aho a Fiverenana Tonony 5 D Sao dia ataon'ialahy hoe A/C# Bm Bm/A Mihani-kazo letsy aho a G D Sao dia ataon'ialahy hoe Em A Bbdim7 Mihani-kazo letsy aho a Bm Bm/A Tsia letsy a G Em Tsia letsy a A D Em....A6-A D Mamboly voninkazo letsy aho a
Aza Manadino Anay (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Dama rehetra: Dama Bsus4: x24400 C#m7: x46600 E5: x79900 F#: 2x4322 Intro (2x) C#m7....| F#.... A.. B.. | C#m7.... Tonony 1 C#m7 E5 Aza manadino anay e Bsus4 E5 Bsus4 Nareo izay any ambony a_ny C#m7 E5 Asa raha misy mandray e Bsus4 E5 Izany vavakay izany Fiverenana C#m7 A E Mitodiha vetivety C#m7 A B Mba henoy ny vavakay e F# A Ny eny ambony eny efa mety F# A C#m7 Ny ety ambany mba androtsay Tetezana: C#m7....(3x) Tonony 2 C#m7 E5 Ianareo no nirariana Bsus4 E5 Bsus4 Mba hanavotra ny ta_ny C#m7 E5 Mangeja mafy ny fahoriana Bsus4 E5 Tsy resinay ety ambany Fiverenana C#m7 A E Ny antsonay misesisesy C#m7 A B Midina ampio izahay e F# A Ianareo mety handresy F# A C#m7 Raha tena eo anilanay F# A Isika mety handresy F# A C#m7 Raha efa niaraka hatrizay Intro Tetezana B F# Mikapoka mahamay A E Ny fiainana 'zay manery B F# Ny valim-bavaka azonay e A B C#m7 Dia ny hoe mahareta, mahareta fery Fiverenana C#m7 A E Aza manadino anay e C#m7 A B Ianareo izay any ambony any F# A Aza mba manary anay e F# A C#m7 Raha mbola samy eto an-tany F# A Aza mba manary anay e F# A C#m7 Raha mbola samy olombelona ihany Intro (2x)
Rafahafahana (Mahaleo)
Key: Am Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A': x22225 C: 0x2010 C': x5xx5x C": 0xx988 C/E:4xx053 Dm7:2x3211 Dm: 2xx231 Em: 4xx453 E/G#:x12100 E: 4x2100 F: 557565 F/G: x0321x G7: x0006x G: x05433 G':x0x787 G/B: x4x030 Intro F..Em..| E/G#-Am-G/B-C'-Am.. G/B-C'-G7-G-C.. F-C"-G'-C" E.... Verse 1 Am E/G# G/B-C' G7 C Tiako tiako E E/G# Am Ary tena faniriako Dm7 F/G Raha ialahy, no mba namana Dm7 F/G E/G# E Am Mety handray ireto, ireto tanana F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C Indri_sy, indri_sy E E/G# Am Toa mitady ny tsy misy Dm7 F/G Fa ialahy, Rafahafahana Dm7 F/G E/G# E Am Toa mandà tsy mety, mety ho namana F-Em-Dm-C-G Chorus F Em E/G# E Am Teto aho, dia nipitrapitra G/B G C Sy nitsiriritra F Em Dm C G Ny tsy na__tao ho ahy F Em E/G# E Am Nefa fitia tsy mety ritra G/B G C Mikiry sy maditra F C" G' C" E Natokako an’ia_la_hy Verse 2 Am E/G# G/B-C' G7 C 'Ndraindray, 'ndraindray E E/G# Am Variana aho mijery an’ialahy Dm7 F/G Manantona, ireo zay tsy mitady Dm7 F/G E/G# E Am Fa miavona anay, Zay mandadilady F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C Inona inona E E/G# Am No anaovan’ialahy ahy tsinontsinona, Dm7 F/G Manavaka trano hidirana Dm7 F/G E/G# E Am Sa ve ialahy mifidy, fiho_dirana Chorus F Em E/G# E Am Zahay aty, mijinja ny mafaitra G/B G C Mitaty ny tsy laitra F Em Dm C G Tsy afa_ka manoatra F Em E/G# E Am Iandrasana, hitondra takaitra G/B G C Zay ngamba ialahy vao taitra F C" G' C" E Sao dia mba tara loatra Verse 3 Am E/G# G/B-C' G7 C Potika potika E E/G# Am Fo sy saina rotidrotika Dm7 F/G Miantomboka ny faharavana Dm7 F/G E/G# E Am Mahery ilay ry, ry figadrana F-Em-Dm-C-G Am E/G# G/B-C' G7 C Foiko foiko E E/G# Am Raha ny foko no henoiko Dm7 F/G Ny hanome ny aiko, mba ho sorona Dm7 F/G E/G# E Am Ka ny fanahiko hitovy, amin’ ny vorona F-Em-Dm-C-G Chorus F Em E/G# E Am Aoka aho, mba ho tompon-tsafidy G/B G C Mba tsy havela hihidy F Em Dm C G Ty vava_ko miteny F Em E/G# E Am Ampy ahy izay, nitondra mangidy G/B G C Tsy tiako ho tadidy F C" G' C" E Reny rehetr'i_re_ny F Em E/G# E Am F’izaho sy ianao, hamafy hafaliana G/B G C Hanome fanampiana F Em Dm C G Ny mitovy_am_iko__ F Em E/G# E Am Raha eo ialahy, hiteny ireo nangiana G/B G C Fahafa_ha_na no_iriana F C" G' C" E....A Ho an’ny Ta_ni_ko Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo
Satry Ihany (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) A/C#:1x2220 B: x4444x Bm: x4443x D7: 2xx212 E/G#:x12100 G13: x03430 Fampidirana Am ...G (2x) Tonony 1 Am B Em D A/C# Satry ihany ny tsiky no hameno, handravaka ny tavanao C D G Mba tsy hikentrona intsony ny tarehy Am B Em D A/C# Satry ihany ny hira no ho heno, hivoaka ny molotrao C D G Mba tsy ho taraina intsony no ho re Fiverenana Am D7 Bm E/G# Indrisy anefa mbola tomany no manamando ny tava Am D7 G Noho ny fahoriana misesy Am D7 Bm E Mbola toloko ihany no mivoaka ny vava Am D7 G Fa fahantrana tsy mety resy Tonony 2 Am B Em D A/C# Satry ihany ianao tsy ho noana, ary koa tsy hangetaheta C D G Ka tsy handry fotsy lava izao Am B Em D A/C# Satry ihany izay manoloana, tsy ho feno herisetra C D G Ka mba handry fehizay ianao Fiverenana Am D7 Bm E/G# Indrisy tsy nisy niditra am-bava, ny tenda koa zary maina Am D G Ny tsy fisiana tsy mahavoky Am D7 Bm E Mbola tebiteby lava tsisy hilaminan-tsaina Am D7 G Sady kivy ianao no very toky Tetezana Am D7 G E Am D7 G Am D7 G E Am D D Fiverenana Am D7 Bm E/G# Ianao miezaka hatrany, mihoatra ho tafita Am D7 G G7 Tsy miraviravy tanana Am D7 Bm E Tsy maintsy mbola hivaly ihany, tsy maintsy hahita Am D7 C D Ny anjara fiadanana
Tendry Standard (EADGBE) B: x24442 Bm: x24432 A/C#:x4x655 D7: xx0212 E/G#:422100 G: 3x3430
Ny Tena Fitia (Mahaleo)
Teny fanolorana: Ny fitendrin'i Dadah ny C dia miovaova ny bass (C-C/E-C/G). Arak'izay koa ny G (G-G/B-G/D) Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 4 Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am7: x22010 C: 0x2010 C': 0x0213 Cadd9:0x0033 D: 2x4232 Dm: 2xx231 Dm9: 2x3210 Em: 4xx453 F: 557565 F': 553xxx G: x0000x G/B: x4000x G/B':x4003x Fampidirana C Dm9 G C (2x) Tonony 1 C Em F' G F'G N'inona nanjo G G/B G G/B C Na tojo ny mafy na nambinin-java-tsoa C Em F' G F' G Na faly na maloka ny fo G F Em Dm C Ianao tsy lavitra fa teo anilako D Tonony 2 G G/B Cadd9 Ny masonao no ahitako D G D-D2-D Ny tongotrao no mahalala ny lalana hombako G G/B Cadd9 Izay taratrao no fahazavako D C G/B'-Am7-G Ny fontsika mitempo mifamaly tony lamako Fiverenana G-Am7-G/B C Izany akia ny fitia C Fitia tena fitia C G 'Ray aina, iray safidy C Izany akia ny fitia C 'Zay tiako no tian-dry C D Mizara ny mamy, mangidy Em D Voatsongo ianao, izaho no marary Em D Osa ianao, izaho no tsy zarizary C G Am D Sanatria tsy hifanary G Toa rano sy vary Tetezana: C Dm9 G C (2x) Tonony 3 C Em F' G6 F' G6 Izay telinao no ho lalaiko G G/B G G/B C 'Zay sitrakao no mampandry ny saiko C Em F' G6 F G6 Izay babinao dia ho zakaiko G F Em Dm C Izay mihantra aminao no miantraika amin'ny aiko D Tonony 4 G G/B Cadd9 Tanan-kavia sy havanana D G Na mora na sarotra hiarahana manana G G/B Cadd9 Ny mafy hifanohanana D C G/B'-Am7-G Na be na kely hifanapahana Fiverenana G-Am7-G/B C Izany akia ny fitia C Fitia tena fitia C G 'Ray aina, iray safidy C Izany akia ny fitia C 'Zay tiako no tian-dry C D Mizara ny mamy, mangidy Em D Voatsongo ianao, izaho no marary Em D Osa ianao, izaho no tsy zarizary C G Am D Sanatria tsy hifanary G Toa rano sy vary Famaranana C Dm9 G C (2x) Tendry Tsotra (EADGBE) Cadd9:x32033 Dm9: xx0210 G/B: x2000x G/B':x2003x