Hiran'i Dama rehetra: Dama Bm: x2x432 na x24432 D4: xx0233 Fampidirana G D (4x) D.. D4 (4x) Tonony 1 D G D Ny ranomasina sy ny lanitra G D Bm A G D Samy manga, ma_dio sy mahafinaritra D G D Manofahofa tanana ireo voanio maintso mavana G D Bm A G D Ny rivotra madio, mihira fa andro fety anio Fiverenana G D G D Avia mandrosoa, ry nosy miara-milalao G D Bm Gasikaraka kianja so_a A G D Ry tanora mivonona ianao G D G D Hiaraka hanangana tranobe iombonana G D Bm Firaisan-kina no hajoro A G D Fa io no vato, vato fehizoro Tonony 2 D G D Manofahofa tanana ny eto an-tanana G D Bm A G D Faly sy ravoravo Fa tafaray 'reo nosy maro Fiverenana (2x) G D G D Avia mandrosoa, ry nosy miara-milalao G D Bm Ny trano lehibe toko_a A G D Ry tanora vohay ny fonao G D G D Hifandray tanana sy hifampitantana G D Ny fiarahana madio Bm A G D Midika fa andro fety anio
Tag Archives: mahaleo
Neny (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Hiran'i Bekoto rehetra : Bekoto Key: Em (G) Ny B7 eo amin'ny Em-B7-Em-(D7/F#) dia x24242 A7: x02020 B7: x21202 B7/F#: 2x1202 C/E: 032010 D7/F#:2xx21x D/F#: 2xx232 G6: 3x0030 Intro G6..F..| C/E.... A7.... | D.... F#..B7-B7/F# | Em.... C..D/F#..| Em-D/F#-Em-D7/F# Chorus G F C/E Neny neny neny neny A7 D Neny nitondra biby ankibo B7 B7/F# Em Neny nibaby varatra C D Em-D/F#-Em Neny fola-damosina Verse 1 Am Em Nitaiza biby antrano ianao B7 Raha tsy afolakao B7 Em Tonga izy dia hitroatra Am Em Raha lasa gaigy ny zanakao B7 Hisavorovoro ireo olona B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Handeha hamono ilay biby Chorus Verse 2 Am Em Tantananao ny diany Em B7 Itsahiny ny lohanao B7 Em Nefa ianao tsy hiteny Am Em Hihazakazaka handeha Em B7 Ny volana sy ny taona B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Ho aiza izao ’lay zanakao
Chorus Verse 3 Am Em Vaky ny tafotranonao Em B7 Hanidina ny zanakao B7 Em Hanaraka ny habakabaka Am Em Zaza teraka amoron-drano Em B7 Hanonja ny fiainany B7 Em-D/F#-Em-D7/F# Hohadinony 'lay reniny
Chorus
Nofinofy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 C*: inty ny fomba fitendrena an'ilay solo eo amin'ny e kely Ny bass sy ny naoty dia C ihany e| 3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-3 C**:3--3-5-7-10-8-7--7-8-10-8-7-8-12 Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A7: x22020 C: 0x2010 C/E: 4xx553 na 4x2010 D: 0x0232 D/F#: 6x0775 Dm:2x0231 E: 446454 E/G#: x12100 F: 557565 G: x0343x G/B: x4043x Fampidirana: C* Tonony 1 C Am Omeko anao mba hanjakanao D D/F# G Ny habakaba__ka Dm G C Ny kintana azoko hakana A7 Dm G Hataonao firavaka Tonony 2 C Am Na ny masoandro aza D D/F# G Sakanako tsy hatory Dm G C Mba hanome hafanana sahaza Dm G C Ny fonao oriory Fiverenana C C/E F Vontom-pahoriana E E/G# Am Ory ny tsy fananana Dm C/E F'izay mba nirina G G/B C___ Tsy misy hananana Tonony 3 C Am D D/F# G Etsy akipio ny masonao roa Dm G C F’izay irinao anio A7 Dm G Ho azonao avokoa Tonony 4 C Am D D/F# G Fa manan-karena nofinofy aho Dm G C Ka azoko omena Dm G C Izay rehetra tianao Fiverenana C C/E F Raha sendra hetaheta E E/G# Am Omeko anao ny ony Dm C/E Sotroy izay laninao rehetra G G/B C Mandra-pahatony C C/E F Raha toa sendra mosary E E/G# Am Ho tolorako sakafo Dm C/E Na laoka na vary Dm G C 'Lay tena tsa_ra sy lafo Tonony 5 C C/E F Raha sendra hirifiry E E/G# Am Omeko mpitsabo ianao Dm C/E Na firy na firy G G/B C Eran’izao tontolo izao Tonony 6 C C/E F Raha tianao tany E E/G# Am S'izay rehetra ao Dm C/E Raha ilainao izany G G/B C Dia atolotro anao Tetezana: C* Tonony 7 C C/E F Raha 'zay vola foana E E/G# Am Tsy ho zakanao babena Dm C/E Tsy avelako ho noana G G/B C Hampiondanako harena Tonony 8 C C/E F Raha te hitety tany E E/G# Am Hanodidina ny tontolo Dm C/E Na aiza n'aiza izany G G/B C Hataoko hitanao daholo Tonony 9 C Am Aoka, aoka aloha D D/F# G Avelao hitohy ny nofy Dm G C Aza mbola mifoha A7 Dm G Ny zava-misy tsy mitovy Tonony 10 C Am Ary ianao toa tomany D D/F# G Mangina sombinaina Dm G C Ao,manofisa ihany Dm G C Raha toa izany no ilaina Fiverenana C C/E F Fa ny nofy tadidio E E/G# Am Hitovizana amin’ny maro Dm C/E Ny maso fotsiny no akimpio Dm G C Ny saina no ampiakaro Famaranana: C** Tendry Tsotra (EADGBE) A7: x02020 C/E: 0x2010 D/F#: 2xx232 E/G#: 4x2100 G/B: x2003x
Tanalahy Ny Foko (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Ny C dia C C/G C ny tsara hitendrana azy (C/G: 3x2010) Fampidirana: C (tab 1) Tonony 1 C G Izay mena valala C F Izay tiana malala F C C-G/B-Am7 Nefa ianao raha te-hiala G C Dia aza misalasala Tonony 2 C G Hatrizay ianao C F No tompon’ny safidy F C C-G/B-Am7 Izay tianao no natao G C tab 2 Satria ianao no didy Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Nefa tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1) Tonony 3 C G Raha ny tany malemy C F Azo hanorenam-pangady F C C-G/B-Am7 Feno eny rehetra eny G C F’izaho no tsy te-hitady Tonony 4 C G Nefa raha tianao izany C F Dia sahiko ny milaza F C C-G/B-Am7 F’izao dia izao ihany aho G C tab 2 Hahita ny sahaza Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Satria tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1)
Tonony 5 C G Tsy ny masoandro matory C F No hahafoana ny taratra F C C-G/B-Am7 Ny volana koa anie boribory G C Mirehitra fatratra Tonony 6 C G Ianao no te-handeha C F Soava dia, mahereza F C C-G/B-Am7 Ny tia ahy be dia be G C tab 2 Be ny mitady seza Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Satria tanalahy ny foko G C Mahay hiova loko Tetezana: C (tab 1) Tonony 7 C G Nefa aza manantena C F F’izaho no hitomany F C C-G/B-Am7 Na hiantso hoe miverena G C Nofinofy izany Tonony 8 C G Fa fanajana anao C F No nampipetraka ahy F C C-G/B-Am7 Ianao indray no te-handao G C tab 2 Oadray, soa ihany lahy Fiverenana (2x) F C C-G/B-Am7 Tretrika, tretrika ny foko G C Hahay hiova loko Tab 1 e|----------------------------------------- b|-3===>5-5---5-----4-3-1-----1------1----- g|-3===>5--5---5--------------0-----0------ D|-3===>5---5---5---4-3---2-----2---------- A|----------------------3-----3------3- E|------------------------------3-----3---- Tab 2 e|--5--4--3-------------------------------- b|----------------------------------------- g|--5--4--3-------------------------------- D|----------------------------------------- A|----------------------------------------- E|-----------------------------------------
C--G/B-Am7..G e|--------------3-------------------------- b|--1--3---1----0--------------------------- g|----------------------------------------- D|----------------------------------------- A|--3--2---0----2-------------------------- E|--------------3--------------------------
Andro Ririnina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo D ny kle orijinaly tamin'ny 1977 fa taty aoriana novain'i Dadah C ny kle (mety kokoa amin'ny tendry gasy) Tendry Gasy (CGDGBE) A7:x22020 Am: x02210 C: 0x2010 Dm:2x0231 (na Dm7: 2x3211) Em:4xx453 (na Em7: 4x5433) G: x0343x Intro (Version Gitara): C....Em....| Dm....Gsus4..G.. Intro (version Piano): Cmaj7...C.... Tonony 1 C Em Tsy ny fanananao harena Dm G No hampiova ny fitiavako C Em Fa na misy na tsy misy volamena Dm G C Ianao no mba hany firavako Fiverenana Dm G Ity foko efa tery Em A7 Feno fitiavana anao oh Dm G Nahoana eh no dia havela irery G C Moa va tsy mendrika anao Tonony 2 C Em Na ny masoandro_aza akia e Dm G Tsy mamiratra noho ianao C Em Maizimaizina ny aty e Dm G C Raha toa ka hilaozanao Fiverenana Dm G Feno rahona ny lanitra Em Am Rava ny faniriako Dm G Naleonao nangarika Em Dm G Toy izay hanatrika ny hakivia_ko Tonony 3 C Em Lasa ianao toy ny andro ririnina Dm G Nitondra tsitra tsy taratra C Em Izaho kosa mitomany toa zaza nariana Dm G C Irery tratra andro fahavaratra Tonony 4 C Em Tsy ny helanelan-tany Dm G No hanova izato foko C Em Eny na dia lavitra ihany Dm G C.... Ianao no ho tsarovako
Tonga Ny Alina (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) Naoty - Fampidirana/Solo Am: xx7x(10)8 C: 0xx558 C':0xx988 D: xx07(10)(10) E/G#: xx6x87 F4: 5xx566 F: 557565 G4: x0x788 G: x0x787 Naoty - Tonony/Tetezana Am: x22210 C: 002010 D: 0x0232 Dm7: 2x3211 E:G#: x12100 Em: 442000 na 4xx453 F: 557565 G: x0343x Fampidirana C.....F4..F.. D....G4..G E/G#.....Am.. F G C' Tonony 1 C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, natao hatoriana C Em F Em Dm7 Nefa maro no tsy milami_na G C Sy be fanahiana Tetezana C Em F Ao ’reo namoy olon-tiana D G Niari-tory tsy fidiny E/G# Am Fa nolalovam-pahoriana F G C Alina feno ngidiny C Em F Ao ireo 'zay mitsabo tena D G Mahatsiaro manary aina E/G# Am Tsy mety kivy fa manantena F G C Mbola ho tojo ny maraina Tonony 2 C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, ny ditra no mitsaitsaika C Em F Em Dm7 Fa ny hendry sy ny ma_li__na G C Mamonjy fodiana maika Tetezana C Em F Ny tonta kely sy ny jiolahy D G Natosim-pahantrana E/G# Am No tsy miraika fa sahisahy F G C Handeha handroba ny tanàna C Em F Ny vehivavy vatana D G Miasa ka tsy resin-tahotra E/G# Am Miandry izay hitantana F G C Ka midola tsy miahotra Solo C....F4..F.. D....G4..G E/G#.....Am.. F G C Tonony 3 C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, alin’ny mpiriaria C Em F Em Dm7 Mahatonga azy hiarina G C Hiala mandry satria Fiverenana C Em F Be ’reo toerana azony aleha D G Fotsy varavarana E/G# Am Dia mandany vola be F G C Toy ny tsy nisasarana ' C Em F Dia ataony ’zay rehetra tiany D G Ny devoly aza fohaziny E/G# Am Hanantontosa ’zay irin'ny F G C Zanaky ny aizina Solo C....F4..F.. D....G4..G E/G#.....Am.. F G C' Famaranana C Em F Dm7 G C Tonga ny alina, natao hatoriana Tendry Tsotra (EADGBE) Naoty - Fampidirana/Solo: Mitovy amin'ny ireo ambany fa tsy tendrena ny beso 2 (e.g C: xxx558) Naoty - Tonony/Tetezana Dm7: xx0211 E/G#: E no tendreo (022100)
Embona (Bekoto)
Hiran'i Bekoto rehetra: Bekoto Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Adim7:x01212 B7: x21202 B7/F#: 2x1202 D7: xx0212 D/F#: 2x000x F#m7: 2x0220 G7 : 3x0031 Fampidirana D F#m7 Em A7 Tonony 1 D F# Bm Adim7 Zaza izy roa dia nifankatia G B7 B7/F# Em G7 Hiaraka ho doria doria C Cm G D/F# Em Toa ranomasina ary lanitra C Bm Am A7-Bm-A/C# Nanao voady, hifanambady Tonony 2 D F# Bm Adim7 Ny anjara tsy mahaleo ny sitrapo G B7 B7/F# Em G7 Tsy tafiaraka akory izy roa C Cm G D/F# Em Fa nisampana ilay la_lana C Bm Am D7 G 'Ray nianantsimo, iray nianavaratra Fiverenana Am Am/E D7 G Em Embona no sisa tavela ao am-po Am Em Am D7 G Em Embona no sisa hiombon'izy roa Am Em Am D7 G Em Embona no sisa tavela ao am-po C Bm Am D7 G Embo__na an'olon-droa Tonony 3 D F# Bm Adim7 Roampolo taona indray hariva izay G B7 B7/F# Em G7 Toamasina nanorana tamin'izay C Cm G D/F# Em Nifanena tokoa ny lalan'izy roa C Bm Am A7-Bm-A/C# Nisy niantso, nisy ny sento Tonony 4 D F# Bm Adim7 Hoy 'lay vavy firy ny zanakao G B7 B7/F# Em G7 Ny ahy Lova toy ny ana__ranao C Cm G D/F# Em Ny ahy Miora hoy 'lay la__hy C Bm Am D G Hatramin'izay aho, tsy manadino anao Fiverenana
Veloma Ry Fahazazana (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo D7/F#: 2x021x D/F#: 2x0232 E/G#: 422100 F: 1x321x G/B: x2003x Fiverenana C G/B Am Em Veloma veloma, ry fahazazana F D/F# G G Veloma veloma, fa efa tsy tamana C G/B Am Em Veloma f’izaho, tsy afaka hitana F D7/F# G Am G/B G C Veloma veloma, ndeha ka fainga__na Tonony 1 D D/F# G G Avelao aho hamoy fo mangina D D/F# G G Eo akaikinao, akaikinao ry tiana E E/G# Am Am Torimaso, sakafo sy lalao D/F# D G No niarahako taminao Fiverenana C G/B Am Em Arahaba e, ry hatanorana F D/F# G G Arahaba e, ry fahalalàna C G/B Am Em Arahaba e , ry hadalana F D7/F# G Am G/B G C Tsy ary voatanisa, sarotra i___saina Tonony 2 D D/F# G G Nigoka nifoka, ka nijanganjanga D D/F# G G Ny ota rehetra, indro nitranga E E/G# Am Am Kilalao hafa kely no natao D/F# D G Niova tantely isan’andro izao Fiverenana C G/B Am Em Veloma e, ry fahazazana F D/F# G G Veloma veloma, fa efa tsy tamana C G/B Am Em Veloma f’izaho, tsy afaka hitana F D7/F# G Am G/B C Veloma veloma, ndeha ka fainga__na Tonony 3 D D/F# G G Nananontanona ary ny fahanterana D D/F# G G Niandry any am-pasana ilay toerana E E/G# Am Am Nitomany indray ny fahazazana D/F# D G Ny fahafatesana nefa tsy azo hialana Famaranana C G/B Am Em Veloma e, ry fahazazana F D7/F# G Am G/B C Veloma veloma, ndeha ka fainga__na
Ditra (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) C: 0x2010 C': 0x5553 C": 8xx877 C6: 0xx555 Cmaj7:0x200x Dm7: 2xx221 Dm: 2xx231 D7(sus2): 2xx210 D7(sus2)/F#:6x755x Em: 4xx543 F: 557565 F/C x57565 G: x0x433 G': 779787 Gm: x0x786 Gaug: x0544x Fampidirana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm G' F F-Em-Dm-C Tonony 1 C' C6 C' C' Dm7 C Areheto ny jiro, ny akanjonao ampidiro Dm G Dm Dm F C' Aoka izay ny safosafo, ndrao dia vidina lafo C' C6 C' C' Dm7 C Satriko ihany tsy hidina ety an-tany Dm G Dm Dm F C Saingy toa tsy mandry ny saina, ka aza tsiny raha malaina Tetezana G Gm C" Gm Aoka hifarana eo F F/C F F/C 'Ndrao tsy tandriko izay mety hiseho D7 D7/F# G Gaug Aoka izay ny sangy mahery ’ndrao mamery fa Fiverenana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia haitraitra no nanaitra hadinoy sy fa_fao C G C Cmaj7 C Cadd Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia zary nofo mety miofo ny ahy sy ny anao Tonony 2 C' C6 C' C' Dm7 C Toa tsy ho tantiko, raha izao no ataom-badiko Dm G Dm Dm F C' Toy ny ory tsy ampiampy ka eny an-kafa no miantsampy C' C6 C' C' Dm7 C Toa azoko tsindry mandry, ilay vadinao sasa-miandry Dm G Dm Dm F C Reraky ny asa valalanina, ka mba manimanina Tetezana G Gm C" Gm 'Reo zanakao minenineny F F/C F F/C Toy ireny kamboty ireny D7 D7/F# G Gaug Miandry anao hampisotro sy hitrotrotrotro, marina tsy Fiverenana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Ianao ny safidy ny adidy sahano ny a_nao C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Vonjeo fa aza avela hiandry ela ny anka_ni_nao Tonony 3 C' C6 C' C' Dm7 C Eny mety mankalao ny ao an-tokantrano ao Dm G Dm Dm F C' Saingy henatra hifanankonana, ny ao ankohonana C' C6 C' C' Dm7 C Aza maniry vorona an-danitra, izay fetsy sy maranitra Dm G Dm Dm F C F’efa tsara basy an-tanana, hajao izay hananana Tetezana G Gm C" Gm Izaho akory tsy mandà F F/C F F/C Na hoe miaingitraingitra D7 D7/F# G Gaug Saingy raha hilangalanga hamenoanao banga, dia Fiverenana C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia tsy azo toky rehefa voky dia haro_ra_nao C G C Cmaj7 C Cadd2 Dm Aleo ianao mody ndrao manody izao ditra i_____zao G' F Em Dm C Fitia raha misy patsa mety handatsa koa lasa ia_nao Tendry Tsotra (EADGBE) C': x35553 C6: x3x555 Cmaj7: x3200x Dm7: xx0211 D7(sus2):xx0210 D7(sus)/F#: 2xx210 F/C: x33211 Gm: xx5786 Gaug: 3xx44x
Solfezy (Mahaleo)
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Tendry Gasy (CGDGBE) C': 0x5553 C": 0xx988 C"':0xx(12)(13)(12) Dm: xx0765 Dm7': xxx211 Em7: 4x5433 Ebm7':xxx322 F': xxx565 F": G: x05433 G': 779787 G": x0xx(12)(12)(10) G7: x02031 Fampidirana C" C"' G" G' C" F F" G' F G-Ebm7'-Dm7'-G Tonony 1 C G7 F' C' Mbola irery, mbola irery F G' C' Toa tononkira tsisy feony C' G7 F' C' Miandry ilay, mozika iray F G' C" Nefa toa ela ny fisehony Fiverenana C' Em7 F Fa fitia tsisy mpiventy Dm G-Ebm7'-Dm7'-G Ka lasa nivezivezy C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Handrakitra azy ho solfezy Tonony 2 C G7 F' C' Ianao no redona, hamelona F G' C' Ireo teniko C' G7 F' C' Ny eritreritra fanantenana F G' C" Sy fitia nafeniko Fiverenana C' Em7 F Ny any tena faniriako Dm G-Ebm7'-Dm7'-G Fitia hiara-miangaly C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Hahatonga izany ho an-tsary Tetezana C G7 C F G G' G (2x) G' F C' C' Em7 F F G' C G7 F' C' F G' C" Tonony 3 C G7 F' C' Nitady izay feo, mba tiako aho F G' C' Nitety sy nifindrafindra C' G7 F' C' Nefa raha tsy, nivalana ireny F G' C" Dia redona tsy mety hirindra Fiverenana C' Em7 F Be reo feo nifandimby Dm G-Ebm7'-Dm7'-G Nefa tsisy azoazo C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Hahatonga ny fitiavako vazo Tonony 4 C G7 F' C' Ianao no sisa, andrasana F G' C' Dia ho tontosa ny hirantsika C G7 F' C Ny tononkira nosoratako F G' C" Ho ravahanao mozika Fiverenana C' Em7 F Izaho aloha dia mbola irery Dm G-Ebm7'-Dm7-G Fitia mandeha ila C G7 F' C' Miandry miandry, miandry anao F G' C" Handrakitra azy ho kapila