Hiran'i Mage 4 rehetra: Mage 4 Bm: x24432 Fampidirana (2x) Bm A...Em...G A Bm Tonony 1 Bm A Em Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao G A Bm Hamangy fa tsy hitory fitia A Em Fantatrao nefa fa hatramin’izao G A Bm A Em G A Tsy manadino anao Tonony 2 Bm A Em Ho avy any aho raha misy tavela ny anao G A Bm Ampy hanafàn'io hariva fohy io A Em Hitafana ny alahelo tsy maty G A Bm Nandratra ny fo (2x) G A D G A Nandratra hambom-po Fiverenana (2x) D A 'Lay fanaoko taloha Bm G A Niafiako avoko__a D A Em Izay ao am-po G A D A G Ho fatorako mba tsy handeha Tonony 3 Bm A Em Ho avy any aho raha tsy mampaninona anao G A Bm Tsy hitanisa ny halaheloko akory A Em Fantatrao nefa fa hatramin’izao aho G A Bm Maratra ny fo (2x) G A D G A Maratra hambom-po Fiverenana (2x) D A 'Lay fanaoko taloha Bm G A Niafiako avoko__a D A Em Izay ao am-po G A D A G Ho fatorako mba tsy handeha