Hiran'i Erick Manana: Erick MananaCadd9: x32033 Cadd9': x32030
D#dim7: xx121x
Em: xx2000 na xx2003
G/B: x20033
Fampidirana (2x)G/B Cadd9 D D#dim7 Em
G/B Cadd9 D
Tonony 1
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hahatsiarovanao ahy
G/B Cadd9 D
Amin'ny ora tsy ampoizimpozina
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy
G/B Cadd9 D
Embona ahy ianao ka hiodinkodina
Fiverenana
Cadd9' G/B Am G/B
Mbola ho avy e irony nenina e
Am G/B Cadd9 D
Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e
Cadd9' G/B Am G/B
Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie
Am C D G
Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
TetezanaG/B Cadd9 D D#dim7 EmG/B Cadd9 D
2x
-----
Cadd9' G/B Am G/B Am G/B Cadd9 D Cadd9' G/B Am G/B Am C D GTonony 2G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofi___nao
G/B Cadd9 D
Ireo dinantsika izay nosehinao
G/B Cadd9 D D#dim7 Em
Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerimbola___nao
G/B Cadd9 D
Ho_hitanao ihany izany ngidiny a
Fiverenana
Cadd9' G/B Am G/B
Mbola ho avy e tsaroako tsara anie
Am G/B Cadd9 D
Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina e
Cadd9' G/B Am G/B
Mbola ho avy e, tsy ho ela akory anie
Am C D G
Mbola higoka ianao ny ngidin'ny ranomaso nateliko e
Tetezana (2x)G/B Cadd9 D D#dim7 EmG/B Cadd9 DFiverenana
Cadd9' G/B Am G/B
Mbola ho avy e tsaroako tsara anie
Am G/B Cadd9 D
Hitsako miadana anao, hangidy izay telina e
Cadd9' G/B Am G/B
Mbola ho avy e, hangirifiry be
Am C D G
Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be
Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidirana
C....F....(2x)
C....F....(2x) F-G
Tonony 1C C
Hisaraka izaho sy ianao
F F F
.Nefa aoka ho fantatrao
Em Em
Fa tsy kilalao e
Em F-F-G
Fitiavako anao
Tonony 2C C
Efa fantatrao ihany e
F F F
.Ny antony andehanako any e
Em Em
Hikatsaka aho, ho ahy sy ianao
Em F-F-G
Fiainam-baovao
Fiverenana F G
Fa mbola ho avy aho, hiverina indray e
F G
Mbola ho avy aho, anilanao
F G
Mbola ho avy aho, hitsabo indray e
C
Ny aretinao
TetezanaC....F....(2x) F-G
Tonony 3C C
Efa mino sahady aho
F F F
.Fa efa kaopy ianao
Em Em
Amin’izay miseho
Em F-F-G
Amin’ny fiainana
Tonony 4 C C
Fa ny volana sy ny taona
F F F
.Dia handalo haingana foana
Em Em
Fa ny fitiavantsika
Em F-F-G
Tsy mba hangatsiaka
Fiverenana (2x) F G
Fa mbola ho avy aho, hiverina indray e
F G
Mbola ho avy aho, anilanao
F G
Mbola ho avy aho, hitsabo indray e
C
Ny aretinao