Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka Bb: x13331 ^: bend (atosika miakatra ilay tady) p: pull off (esorina) Fampidirana C F Dm G ^ ^ ^ ^ e|------------------------------------- b|-3s5----5---5-6------6-5---6p5----6-8-8 g|-----5----7-----5--7-----7-----7--5-7-7 D|------------------------------------- A|------------------------------------- E|------------------------------------- C G (2x) Tonony 1 C G Aiza e no ahitako anao C G Hatraiza ny herinao Bb F Maninona aho no tena resinao Bb F Ka ianao no mibaiko ahy G Hatrizao Tonony 2 C G Hiezaka aho hanao 'zay azo atao C G Hikaroka ny handreseko anao Bb F Toa adinoko ny hirahirako Bb F Ireo namana tsy tsaroako G Noho ianao Fiverenana C F Efa ela nitadiavako anao Em Dm Isan'andro, isan'andro izao C G Tsy mba mety hamelanao C F Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao Em Dm K'amin'izay andro 'zay C G Dia ho resiko ianao Tetezana E Am E Am G Hanaraka_ahy hatrany ie e e e Tonony 3 C G Amin'izao dia azoko ianao C G Nefa tsy_hitako izay mba vitanao Bb F Toa revirevy sy_haingitraingitra Bb F G Nefa tsisy hasambarana..nomenao Fiverenana C F Efa ela nitadiavako anao Em Dm Isan'andro, isan'andro izao C G Tsy mba mety hamelanao C F Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao Em Dm K'amin'izay andro izay C G E Dia ho resiko iana__ao Tetezana/Solo Am Em (3x) Am A Dm C G (2x) Fiverenana C F Efa ela nitadiavako anao Em Dm Isan'andro, isan'andro izao C G Tsy mba mety hamelanao ---------------------------- 2x C F Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao Em Dm K'amin'izay andro izay C G E Dia ho resiko iana__ao Famaranana Am Ho resiko ianao E Am Amin'izay andro izay E Am Ho resiko ianao E A Amin'izay andro izay