Hiran'i Kiaka rehetra: Kiaka
Bb: x13331
^: bend (atosika miakatra ilay tady)
p: pull off (esorina)
Fampidirana
C F Dm G
^ ^ ^ ^
e|-------------------------------------
b|-3s5----5---5-6------6-5---6p5----6-8-8
g|-----5----7-----5--7-----7-----7--5-7-7
D|-------------------------------------
A|-------------------------------------
E|-------------------------------------
C G (2x)
Tonony 1
C G
Aiza e no ahitako anao
C G
Hatraiza ny herinao
Bb F
Maninona aho no tena resinao
Bb F
Ka ianao no mibaiko ahy
G
Hatrizao
Tonony 2
C G
Hiezaka aho hanao 'zay azo atao
C G
Hikaroka ny handreseko anao
Bb F
Toa adinoko ny hirahirako
Bb F
Ireo namana tsy tsaroako
G
Noho ianao
Fiverenana
C F
Efa ela nitadiavako anao
Em Dm
Isan'andro, isan'andro izao
C G
Tsy mba mety hamelanao
C F
Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao
Em Dm
K'amin'izay andro 'zay
C G
Dia ho resiko ianao
Tetezana
E Am E Am G
Hanaraka_ahy hatrany ie e e e
Tonony 3
C G
Amin'izao dia azoko ianao
C G
Nefa tsy_hitako izay mba vitanao
Bb F
Toa revirevy sy_haingitraingitra
Bb F G
Nefa tsisy hasambarana..nomenao
Fiverenana
C F
Efa ela nitadiavako anao
Em Dm
Isan'andro, isan'andro izao
C G
Tsy mba mety hamelanao
C F
Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao
Em Dm
K'amin'izay andro izay
C G E
Dia ho resiko iana__ao
Tetezana/Solo
Am Em (3x)
Am A
Dm C G (2x)
Fiverenana
C F
Efa ela nitadiavako anao
Em Dm
Isan'andro, isan'andro izao
C G
Tsy mba mety hamelanao
----------------------------
2x
C F
Mino aho fa tsy maintsy ho azoko ianao
Em Dm
K'amin'izay andro izay
C G E
Dia ho resiko iana__ao
Famaranana
Am
Ho resiko ianao
E Am
Amin'izay andro izay
E Am
Ho resiko ianao
E A
Amin'izay andro izay
Like this:
Like Loading...
Related